Ny toetra Kristianina tarafin'ny fiaraha-monina hatry ny ela teto Madagasikara
21. endriny
(
01/07/2013 10:54)
pisoonja:
Marina ny teninao hoe tsy manaiky ny fampiasana ny anarany @ fisolokiana vahoaka mahantra, fa misy ihany koa zavatra mampme indraindray
Inona no mampihomehy anao raha tsy maha-diso...?
22. endriny

23. endriny

24. pisoonja
(
01/07/2013 11:08)
Tafaresaka tao anaty bus ny ankizy roa vavy, dia mifosa fotsiny ny nataon'izy roa pasitera @ io no fosainy a! dia gaga enao , nefa milaza izy roa miresaka dia tononina foana ny anaran'i Jesosy , manaratsy olona no ataon'izy roa nefa Jesosy tononina ihany , dia hita taratra @ firesany fa nataon'izay mpitondra fiangonana fandemen-tsaina fotsiny ny anaran'i Kristy matoa zavatra ratsy no ataony nefa Kristy no antsoiny
25. endriny
(
01/07/2013 12:31)
Isika aloha raha hamonjy voka-dehibe hividianana orga ho an'ny fiangonana dia milahatra mihintsy ny 4x4 midina eny ambanivohitra, fa raha hoe andao hanao vokatra fa mba hividy milina fitotoam-bary ampandrosoana ny eny antanindrazana... Dia hainao ny valiny...
26. pisoonja
(
01/07/2013 12:54)
Ka ilay voka-dehibe mihitsy ndraindray no tsy dia fantatra loatra ny sens, omeko oh fotsiny ianao tsy hanonona anaram-piangonana ny tenako fa misy fiangonan-dehibe iray eto Antananarivo , nanitatra fiangonana, nanitatra rihana ,nanamboatra wc manara-penitra , nanamboatra ny vadi-trano mpiangonana, nanolo dabilio , nanamboatra plafond , dia efa azo lazaina hoe efa namboarina manara-penitra avokoa ny ao am-piangonana, ny fampandehanan-draharaha efa budget many isan-taona , donc misy ambim-bola be ao @ fiangonana izay tsy hita intsony ny andaniana azy , nefa mbola manao hetsika fitadiavam-bola @ sakafo prestige izay atao @ hotel de luxe, vidiny 500 000 fmg billet 01 , dia atao inona ny vola azo ? , ny fiangonana efa tsy aza hitarina intsony, ny fitaovana rht efa nosoloina vaovao avokoa h@ wc, dia tonga @ fitenin'i endriny hoe aiza ilay haim-panahy sao dia lasa resa-bola sisa no iangonana ? ilay fivavahana ahoana ? , izay tsaratsara akanjo sy manam-bola no lany diakona, fa maninona no fidiana io diakona io fa raha izay rht manolo-tena dia ampanaovina avokoa satria asa-panompoana dia raha tsy lany ilay olona satria tsotsotra dia lazaina fa izany no sitrapon'Andriamanitra
27. Nehemiah
(
01/07/2013 14:49)
endriny:
Izaho dia mpndala ny fotom-pisainan'i Kristy, fa tsy manaiky ny fampiasana ny anarany amin'ny fisolokiana vahoaka mahantra
Hafa koa izany fomba fampiharanao ny hoe "Tiava ny namanao tahaky ny tenanao" @ serasera...
28. endriny
(
04/07/2013 05:35)
Nehemiah:
[quote=endriny]
Hafa koa izany fomba fampiharanao ny hoe "Tiava ny namanao tahaky ny tenanao" @ serasera...
Inona no tian'ny mpanoratra ambara? Fa na mangatsiaka toa inona aza ny andro ka tsy manana akanjo afa tsy 1 aho dia tsy afaka isasahako amin'ny namako io na mangatsiaka ihany koa aza ny namako...
29. Nehemiah
(
04/07/2013 06:34)
Ny tiako ambara dia mifanohitra matetika @ fampianaran'i Kristy ny zavatra ataonao @ serasera.
30. endriny
(
04/07/2013 12:55)
Nehemiah:
Ny tiako ambara dia mifanohitra matetika @ fampianaran'i Kristy ny zavatra ataonao @ serasera.
Hay ve eh, fampianarana inona ohatara? Sao dia tsy azonao tsara ny tiako lazaina ohatra?
31. bor2lais
(
04/07/2013 14:44)
pisoonja:
ny fampandehanan-draharaha efa budget many isan-taona , donc misy ambim-bola be ao @ fiangonana izay tsy hita intsony ny andaniana azy , nefa mbola manao hetsika fitadiavam-bola @ sakafo prestige izay atao @ hotel de luxe, vidiny 500 000 fmg billet 01 , dia atao inona ny vola azo ?
Tsy fantatro izay zava-misy marina ao amin'ny Fiangonana lazainao io fa ny fahazoako azy dia sao ny atao hoe budget (teti-bola) mihitsy aza no tsy azonao.
Tsarovy fa amin'ny ankapobeany dia ny tetik'asa no mahatonga ny teti-bola.
Na ny fampandehanan-draharaha lazainao io aza ange mila vola enti-manana e ! Noho izany, ny hetsika fitadiavam-bola rehetra (raha ny tokony ho izy) dia entina manatanteraka asa ao amin'ny Fiangonana avokoa.
Izany hoe (amiko) ny Fiangonana tsy manana teti-bola dia Fiangonana tsy miasa (matory na maty) ! :-)
Tsarovy ihany koa fa "la grâce est gratuite mais le culte a un coût" ! :-)
32. Nehemiah
(
04/07/2013 15:11)
endriny:
Hay ve eh, fampianarana inona ohatara? Sao dia tsy azonao tsara ny tiako lazaina ohatra?
1 Kor. 13:4 : "Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo"
Kanefa mirona matetika @ fanambaniana ianao.
33. Nehemiah
(
04/07/2013 15:22)
Jn. 10:35b : "ny Soratra Masina tsy azo foanana"
Nefa fotsifotsianao matetika ny Baiboly
Nefa fotsifotsianao matetika ny Baiboly
34. endriny
(
04/07/2013 16:30)
Nehemiah:
endriny:
Hay ve eh, fampianarana inona ohatara? Sao dia tsy azonao tsara ny tiako lazaina ohatra?
1 Kor. 13:4 : "Ny fitiavana mahari-po sady mora fanahy; ny fitiavana tsy mialona, tsy mirehareha, tsy mieboebo"
Kanefa mirona matetika @ fanambaniana ianao.
Fa iza no tena mpampihinana maloto olona sy mpilaza fa tsy ampy sain ny Gasy eto amin'ity serasera ity, izaho sa ianao milaza sy manandratena ho mpanaraka antsakany sy andavavny ny baiboly?
Mijere tena vao manenitra olona aza fady, fa mbola tsy nanambany olona teto aho, fa raha tsy hainao ilay tiako ambara dia anontanio mazava aho tompoko
35. Nehemiah
(
05/07/2013 07:08)
endriny:
Fa iza no tena mpampihinana maloto olona sy mpilaza fa tsy ampy sain ny Gasy eto amin'ity serasera ity, izaho sa ianao milaza sy manandratena ho mpanaraka antsakany sy andavavny ny baiboly?
T@ oviana kay aho no nanao hoe tsy ampy sain ny Gasy eto amin'ity serasera ity ? Efa niteny aho hoe kamo ara-tsaina ny gasy, fa tsy hoe tsy ampy saina ny gasy : manan-tsaina ny gasy nefa tsy ampiasainy. Hafa mihitsy izay.
Izay marina koa zavatra 1 : be fitsaratsaram-poana ianao. Izay koa dia mifanohitra @ fampianaran'i Kristy.
Ka raha izay no tianao ataonao dia zoanao izany. Kanefa aleo ihany tsy mifanipaka fa manjary mahatsikaiky.
36. endriny
(
05/07/2013 12:35)

Hitako hoe norm be amin'ny fomba fijery kristianina ilay fomba fijerinao....
37. pisoonja
(
05/07/2013 12:56)
Ny fomba fanazavako azy angamba no tsy azon'i Br2lais, izay tsy hanomezako tsiny anao satria ny tenako dia ao anatin'ny olona manana andraikitra ao @ io fiangonana voalazako io, ary mahita tsara ny fandehan'ny vola miditra sy mivoaka , fa ny mampalahelo lasa resa-bola ny fiangonana tsy tsara izany , raha tsy manana laza , voninahitra , harena tsy ho lany isna'ny diakona mihitsy, tsy maintsy manana ny maha izy azy vao tompon'andraikitra ao am-piangonana izay mampalahelo , maty ny fiangonana tsy miasa , fa Jesosy nilaza fa aza atao trano fivarotana ny tranoko , lasa atao tsenam-barotra , business sns ...
38. pisoonja
(
05/07/2013 12:56)
Ny fomba fanazavako azy angamba no tsy azon'i Br2lais, izay tsy hanomezako tsiny anao satria ny tenako dia ao anatin'ny olona manana andraikitra ao @ io fiangonana voalazako io, ary mahita tsara ny fandehan'ny vola miditra sy mivoaka , fa ny mampalahelo lasa resa-bola ny fiangonana tsy tsara izany , raha tsy manana laza , voninahitra , harena tsy ho lany isna'ny diakona mihitsy, tsy maintsy manana ny maha izy azy vao tompon'andraikitra ao am-piangonana izay mampalahelo , maty ny fiangonana tsy miasa , lasa trano fanaovana business ny tranon'Atra
40. bor2lais
(
05/07/2013 15:48)
pisoonja:
ny tenako dia ao anatin'ny olona manana andraikitra ao @ io fiangonana voalazako io ...
Tsy fantatro ny andraikitra tananao ao amin'io Fiangonanao io fa raha amiko manokana aloha dia tsy mety ny fitantarana ny raharaha tokan-tranon'ny Fiangonana eto amin'ny sehatra tahaka itony e ? :-)