Iza no tena kristianina ankoatra ny ao amin'ny baiboly?
61. Nehemiah
(
17/06/2013 15:08)
Tsy iny no tiako resahina fa toa milaza ianao etsy ambony fa mitovy @ olona mitabataba be rehefa miady hevitra aho rehefa mametraka hafatra lava be
63. Nehemiah
(
18/06/2013 08:06)
Tsy misy tsiny ka. Mankaleo ahy mantsy ny hakamoan-tsain'ny gasy dia nataoko hoe hakamoan-tsaina no nahatonga anao hiteny an'izay.
Rehefa dinihina dia ny olona mamerimberina ny heviny ka tsy miraharaha ny manohitra an'izay lazain'ny olona iresahany no tena manao tahaka @ olona mitabataba be rehefa miady hevitra

64. sitlo
(
19/06/2013 11:29)
Tsy haiko na gasy iza no hitanao ka ataonao hoe kamo saina ny gasy. Ny fanambaniana tsy ahalasa anao ho aiza.
65. Nehemiah
(
24/06/2013 13:54)
Ka maninona kay no tsy mba misy olona liana @ Questions pour 1 Champion fa aleony feuilletons à l'eau de rose e ?
66. endriny
(
25/06/2013 08:08)
Nehemiah:
Ka maninona kay no tsy mba misy olona liana @ Questions pour 1 Champion fa aleony feuilletons à l'eau de rose e ?
Ilay izy aza amin'ny teny tsy hainao koa inona koa no andaniana betro amin'iny, sady mankary an-Doha fa tsy mba fanalana azy
67. Nehemiah
(
25/06/2013 08:49)
Izay mihitsy no tiako lazaina : tsy mba mahavita maneho hevitra @ fomba ara-pisainana.
68. pisoonja
(
25/06/2013 10:53)
Izaho kosa tsy manaiky an'izany hoe kamo misaina ny gasy , tsy hitanao angaha fa ny mampiasa coco be indrindra any Canada sy France @ resaka informatique tsy ny gasy lazainao fa kamo , ary jereo fa ifandrobahana ny mpiasa gasy satria mahay ny gasy, tsy ekeko izany
69. pisoonja
(
25/06/2013 11:18)
sady tsy ireo rehetra mahay miresaka sy maneho hevitra ihany koa no atao heo mahay , tsy hoe mahay mandaha-teny ianao dia mahay no hevitr'izany , mety bla bla enao fa raha tena zohina mety ho tena vendrana ihany koa
70. Nehemiah
(
25/06/2013 12:40)
Misaotra @ insinuation fa vendrana aho, tena mifanaraka @ fampianaran'i Kristy tokoa ilay izy. Na dia i Sitlo aza dia tsy mihatsaravelatsihy tahak'izao.
Sady asehonao tsara izay endrika hakamoana ara-tsain'ny gasy @ alalan'ny fanamavoana ny hevitra narosoko nefa tsy voavakinao angamba ilay izy.
Ankoatran'izay mbola tsy voavaly ny fanontaniako etsy ambony.

71. pisoonja
(
25/06/2013 12:53)
aza tezitra enao fa ady hevitra no eto ny terme ampiasainao no hamaliana anao f'angaha rehefa tsy liana @ question pour un champion fa liana @ feuilleton dia kamo mampiasa saina aminao , tsy marina izany satria efa mampiasa saina ny journée iray manontolo @ asa sy ny fianarana dia fialam-boly ny saina no tokony hatao rehefa hariva ny andro, sady @ izay ny question pour un champion nge matetika efa question miverina foana e
Tsy misy fiatsarambelatsihy izany fa ianao no tena manamavo ny hevitr'olona , izany ve no atao hoe kristianina ?

72. Nehemiah
(
25/06/2013 14:25)
Eny e, andao ary, miverimberina isaky ny 10 taona ny fanontaniana 1 @ fandaharana anisan'ny mahaliana sy mampivelatra saina indrindra @ televiziôna, miverimberina foana izay ka tsy misy ilàna azy. Aleo mivananaka eo anoloan'ireny séries amerikana tatsimo sy karàna tsy misy antony, na pire nohon'izay ary, "Ditra Manadala", ireny ihany ho'aho no tena soa ho an'ny fivelaran-tsaina fa mahakamo ny mampiasa ny saina.
Avelao ny vahoaka gasy tsy mianatra ny fomba fieritreretana, ny ilainy fotsiny dia ny mianatra ny hoe inona no tokony eritreretina. @'izay ho afaka manao izay danin'ny kibony tsara izay mpitondra eo, ho mora foana ny mi-désinformer vahoaka sy mitazona azy ao anatin'ny aizin'ny habadoana. @'izay izay tanora te-ho avarabara-pianarana dia mitsoaka, izay no tena mety e.
Torak'izay koa aza manaraka ny baikon'i Kristy @ Mk. 12:30 ("tiava an’ i Jehovah Andriamanitrao amin’ ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra sy ny sainao rehetra ary ny herinao rehetra"), diso frapy ny hoe "ny sainao rehetra". Odio fanina koa ny Jn. 7:24 hoe Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina.. Tapan'ny Baiboly tsy mety amintsika ireny ka tsy ampitoviana saranga @ andininy sasany, sa tsy izay ?
Avelao koa ny vahoaka ho potsipotsihan'ny mpitondra fivavahana ratsy fanahy manodikodina ny dikan'ny Baiboly, mahasambatra izany. Ota ratsy be ny mandalina Baiboly.
Tsy maninona mihitsy izao. Matsilo saina be mantsy ny ankizy gasy, eny, tena matsilo saina loatra. Tsy mety raha tsy manabotry ny sainy @ alalan'ny Rafozan-tsarotiny 26 sy ny hira mahafinaritra sy lalina tonon-kiran'i Tence Mena sy Black Nadia (sady tena maotina izy mirahavavy), manjary olom-pirenena vanona sy mandray anjara mavitrika ho an'ny soan'ny firenena sy ny fiaraha-monina.
Tena miteniteny foana mihitsy i Socrate rehefa nanao hoe : "Mieux vaut être un philosophe inquiet qu'un pourceau satisfait"