Iza no tena kristianina ankoatra ny ao amin'ny baiboly?
21. voromailala
(
13/06/2013 13:10)
Asiako resaka vaovao zany lol :-)
Efa nisy namaky ilay boky le pouvoir du moment présent an'i Eckhart Tolle ve ianareo?

22. pisoonja
(
13/06/2013 13:14)
[i Jodasy no mpianatra anisany tian'i Jesosy indrindra, ankoatran'i Maria izany.
Fifanarahana nataon'i Jesosy sy Jodasy no nahatonga an'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana fa tsy Jodasy akozy no namadika an'i Jesosy.]
Efa novakianao ve aloha ny SM , fa ny marina dia samy tian'i Jesoa ny mpianany fa i Petera no tena akaikiny fa diso izany, ary sitrapon'Atra, ny famonjena tsy maintsy tanteraka ny nanombohana azy teo @ hazofijaliana fa na i Jesoa aza mbola niteny hoe .."Raha sitrakao esory amiko ity kapoaka ity.."koa ahoana no ilazanao an'izany ?
23. Nehemiah
(
13/06/2013 13:14)
Izaho izao namaky ny tapany voalohany. Misy azo raisina, fa saingy hita fa New Age izy.
24. sitlo
(
13/06/2013 13:17)
Izaho aloha mbola tsia fa efa nandinindinika momba ny pouvoir du moment présent.
25. voromailala
(
13/06/2013 13:23)
pisoonja:
[i Jodasy no mpianatra anisany tian'i Jesosy indrindra, ankoatran'i Maria izany.
Fifanarahana nataon'i Jesosy sy Jodasy no nahatonga an'i Jesosy teo amin'ny hazo fijaliana fa tsy Jodasy akozy no namadika an'i Jesosy.]
Efa novakianao ve aloha ny SM , fa ny marina dia samy tian'i Jesoa ny mpianany fa i Petera no tena akaikiny fa diso izany, ary sitrapon'Atra, ny famonjena tsy maintsy tanteraka ny nanombohana azy teo @ hazofijaliana fa na i Jesoa aza mbola niteny hoe .."Raha sitrakao esory amiko ity kapoaka ity.."koa ahoana no ilazanao an'izany ?
i Maria no tian'Andriamanitra indrindra tamin'ny mpianany satria izy no nisehoan'ny voalohany afaka hateloana. Izay nahatonga an'i Piera hosaropiaro.
Ao amin'ny matio izy io raha tsy diso aho.
Ny Soratra Masina raha tsy vakiana amin'ny alalan'ny fo dia samy hanao dika vilana daholo.
"l'essentiel est invisible avec les Yeux" hoy Saint Exupery Zay.
26. voromailala
(
13/06/2013 13:24)
sitlo:
Izaho aloha mbola tsia fa efa nandinindinika momba ny pouvoir du moment présent.
Dia inona no azonao tanatin'ilay pouvoir du moment present?
28. pisoonja
(
13/06/2013 13:29)
i Maria no tian'Andriamanitra indrindra tamin'ny mpianany satria izy no nisehoan'ny voalohany afaka hateloana. Izay nahatonga an'i Piera hosaropiaro.
Ao amin'ny matio izy io raha tsy diso aho.
Tena otran'ny tsy nisy an'izany kosa tao anaty baiboly hoe saro-piaro Petera , izy no mpianatra tian'ny Tompo indrindra , betsaka ny porofo ara-Soratra Masina milaza an'io ka , fony mbola niara-niana taminy tety an-tany ny Tompo , dia i Petera no niaraka taminy t@ fotoana rht
Kay ve ianao maka ref ao anaty baiboly ihany e !

30. sitlo
(
13/06/2013 13:32)
voromailala:
Dia inona no azonao tanatin'ilay pouvoir du moment present?
Be dia be. Fa ny tena fotony dia hoe ny present dia passé du future.
31. voromailala
(
13/06/2013 13:39)
pisoonja:
i Maria no tian'Andriamanitra indrindra tamin'ny mpianany satria izy no nisehoan'ny voalohany afaka hateloana. Izay nahatonga an'i Piera hosaropiaro.
Ao amin'ny matio izy io raha tsy diso aho.
Tena otran'ny tsy nisy an'izany kosa tao anaty baiboly hoe saro-piaro Petera , izy no mpianatra tian'ny Tompo indrindra , betsaka ny porofo ara-Soratra Masina milaza an'io ka , fony mbola niara-niana taminy tety an-tany ny Tompo , dia i Petera no niaraka taminy t@ fotoana rht
Kay ve ianao maka ref ao anaty baiboly ihany e !
Possible mety hoe tsy anaty Baiboly fa anaty apocryphe.
Nena izany 3 ny sources, Baiboly, dia ireo Evanjily mpianatr'i Jesoa tsy tafiditra anaty Baiboly (Apocryphe) izay tsy hitako ny antony tsy hanampidirana azy nefa meme source (na ireto hita tany nag hammadi
na Qumram.
hoy ny evanjilin'i Filipo
«Et le Sauveur avait pour compagne Marie Madeleine. Elle était la préférée du Christ, qui l’embrassait souvent sur la bouche. Les autres apôtres en étaient offensés et ils exprimaient souvent leur désaccord. Ils disaient à Jésus: «Pourquoi l’aimes-tu plus que nous?»
32. voromailala
(
13/06/2013 13:46)
sitlo:
voromailala:
Dia inona no azonao tanatin'ilay pouvoir du moment present?
Be dia be. Fa ny tena fotony dia hoe ny present dia passé du future.
marina izany, ary ny Present no sarobidy indrindra, ohatra am ilay mariazy hoe ny fitiavana no ambony indrindra.
33. sitlo
(
13/06/2013 13:48)
pisoonja:
i Maria no tian'Andriamanitra indrindra tamin'ny mpianany satria izy no nisehoan'ny voalohany afaka hateloana. Izay nahatonga an'i Piera hosaropiaro.
Ao amin'ny matio izy io raha tsy diso aho.
Tena otran'ny tsy nisy an'izany kosa tao anaty baiboly hoe saro-piaro Petera , izy no mpianatra tian'ny Tompo indrindra , betsaka ny porofo ara-Soratra Masina milaza an'io ka , fony mbola niara-niana taminy tety an-tany ny Tompo , dia i Petera no niaraka taminy t@ fotoana rht
Kay ve ianao maka ref ao anaty baiboly ihany e !
Izao no olan'ny kristianina. Fatin'olona tany amin'ny tsy hita maso no lazaina sy iadiana hevitra fa tian'Andriamanitra indrindra. Dia mandray fa Andriamanitra tokoa dia hovoafehin'izay tian'ny nanoratra ny boky ho atao ao.
Ny lazaiko dia hoe ny fahendrena ao raisina sy ampiharina eo amin'ny fiainana fa io baiboly io misy hafetsen'ny mpanoratra izay azo takarina ihany rehefa mandinika.
34. pisoonja
(
13/06/2013 13:55)
Fatin'olona tany amin'ny tsy hita maso no lazaina sy iadiana hevitra indrindra. Dia mandray fa Andriamanitra tokoa dia hovoafehin'izay tian'ny nanoratra ny boky ho atao ao.
kay ve ianao kristianina e, mino enao zany fa zanak'Andriamanitra i Jesoa tsara izany , rehefa mino ianao dia iza ny ihany ny ahy

35. sitlo
(
13/06/2013 14:03)
Izy io tsy resaka jeu de mots. Jereo ny nosoratako teo raha misy resaka Jesosy na iray aza.
Jesosy dia tohatra iakaran'ny mpitondra fivavahana ho ambonimbony kokoa noho ny olo-tsotra.

36. Nehemiah
(
13/06/2013 14:12)
voromailala:
Aleoko i Nehemiah no miteny fa tsy ny Baiboly :-)
2 Tim. 3:16-17 : Izay soratra rehetra nomen’ ny tsindrimandrin’ Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin’ ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon’ Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin’ ny asa tsara rehetra.
37. Nehemiah
(
13/06/2013 14:13)
Sady tsy azonao ny tiako iaviana : milaza ianao fa tsy maintsy vakiana @ fo ny Baiboly, kanefa ny Baiboly ihany no milaza fa tsy azo atokisana ny fo, ka mifanipaka ny filazanao
38. voromailala
(
13/06/2013 14:50)
Ny tiako tenenina anao dia izao, mangala anie lahatsoratra iray anaty baiboly e, dia asaivo milaza ny fahazahoany azy avy ny olona fa tsy mitovy.
Io no tiako ahatongavana hoe vakiana amin'ny fo izany hoe mitony tanteraka ny sainao, amin'ny zay ny fonao, ny fanahinao no mamaky ilay Baiboly fa tsy ny saina.
Ny zavatra rehetra avy amin'ny saina dia azo hiandiankevitra tsy ankijanona foana. ohatra antsika zao :-)

40. endriny
(
13/06/2013 15:37)
O ry Stilo a
Nareo izany ohatran'ny efa tara be, fa tsy Kristianina intsony izao no malaza fa hoe:
Katolika, Propesta, Jesosy Mamonjy, MOrmon...
Dia iza amin'ireo ny anareo... Raha tsy izany tsy tonga any amin'izany lanitra izany fa tonga dia any amin'ny gehen'afo mandrakizay mandrakizay...?