Iza no tena kristianina ankoatra ny ao amin'ny baiboly?
41. voromailala
(
13/06/2013 15:53)
Nehemiah:
Tsy ratsy akory ny mampiasa saina rehefa mandinika Baiboly. Ny tena marina dia manasa antsika hampiasa ny fo, saina sy fanahy miaraka ny Baiboly @ fandinihana azy (Mt. 22:37)
Manaiky lazainao aho raha hoe avy amin'ny fanahy. Izany hoe ny fanahinao no mibaiko ny sainao.
Rehefa manao hoe "Je" ianao dia ny sainao iny fa tsy Ianao = Fanahy.
42. mirananirina
(
13/06/2013 17:35)
Izay mamaky baiboly (testamenta vaovao) ihany no Kristianina, Ka malaza manko fa ny finoana hafa dia ratsy , mpamono olona, masiaka sns..., fa ny Kristianina dia hendry!! Satria mino fa i Jeso dia zanak'Andriamanitra fa tsy olombelona
43. sitlo
(
13/06/2013 19:53)
Ry mirananirina, ilay famaritana ange dia mazava. Hoe inona no atao hoe kristianina? Fa ilay hoe iza no kristianina no nanontaniako. Satria toa izay tratra dia lazaina fa tsy kristianina. Fa izay tratra dia mbola afaka milaza tena fa kristianina. Fa antenaina fotsiny ho lasa any amin'ny afobe.
Tsy nolazaiko teto ny antony ilavako mahalala an'izay satria ny olon-drehetra angamba te halala daholo ary samy manana ny antony manitikitika azy. Mety hoe atao fitaratra ohatra. :)
Fa ndeha ho valiako tsirairay ny fanontanian'i Hery amin'ny hoe
1. Firy isan-jatony no manao an'izany
Tsy hay aloha izay fa ny fandio iray siny hono tsy mahaleo ny fandoto iray tandroka. Ny fomba ialana amin'ny voka-dratsiny angamba no tsara tadiavina. Izay mety hiafara amin'ny fialana amin'ilay finoana. Raha haka ohatra akaiky aho amin'ny sekta.
2. Maninona no tsy deraina sy asian-teny ireo tena tsara sy masina
Deraina tokoa fa saingy ny mampalahelo dia ampiasaina ato fiafenana izy ireo. Ka tsara angamba ny ahalalan'izy ireo izany. Zary saronan'ilay sampany(misy raviny) ilay fotony(tsy misy raviny). Ka rehefa miseho ny fotony dia saromana amin'ilay sampany. Fa raha ampahafantarina azy ireo kosa fa raha ny "tena tsara sy masina" kosa no tadiviny dia azony atao tanteraka ny mikaroka izany amin'ny herin'ny tenany.
3. Nahoana no ireo vitsy anisa manao ratsy no misarika anao kokoa tsy hivavaka noho ireo maro an'isa manao tsara... sa efa ny faharatsiana no manjaka?[/blue]
Angamba tsy ilay mivavaka no tanjona fa ilay fahendrena sy ny fanaovana ny tsara. Ka diso angamba ilay hoe "faharatsiana no manjaka raha tsy mivavaka". Satria raha tsiahiviko ny momba ny mpanandro fahiny izay natao fitaratra teo amin'ny fiarahamonina. Ny critère voaloha raha te ho mpanandro dia ny fahendrena. Hitan'ny fiarahamonina eny ny fitomboan'ny ankizy fahendrena araka ny fitaizana sy ny fandraisany ny fitaizana. Ka rehefa tonga ny fotoana hanofanana mpanandro vaovao dia azo atao hoe efa fantatry ny olona rehetra hoe ireto no hendry sy manao tsara. Eo vao ampianarina azy ny fomba fitsaboana ka ho tonga kitro ifaharan'ny olona rehefa marary izy na mila hevitra. Tsy misy resaka fivavahana mihitsy amin'izany. Fa ny fidiran'ny fivavahana aza no nanimba ilay fiarahamonina ka zary niantsoana ny mpanandro fa mivavaka amin'ny devoly sns.
[color=blue]4. Ary raha tena tsy nisy an'ireo vitsy an'isa ireo tokoa ve dia ho nivavaka tokoa ianao? sa pretexte fotsiny ilay izy?
ity angamba tsy mila valiana satria averiko indray fa tsy ilay fivavahana no tanjona. Fa raha tsy nisy an'ireo vitsy an'isa ireo angamba dia maro ny zavatra tsara mety nitranga. Mety tsy ho zanatany akory Madagasikara ohatra.
Tsy fifanadalana akory angamba, tsy haiko aloha ny sasany fa sao dia misolo vaika ny akalana aho. Fa dia fikarohana tsotra izao. Tsy ifanerena tokoa ny finoana fa torian'ny olona foana.

hery:
Pretexte daholo izany resaka hoe mpitondra fivavahana manao an'zao sy izao izany:

Ka hoy aho hoe aza mba mifanadala :-)
Tsy ifanerena ny finoana... rehefa tsy te hino sy tsy te hivavaka dia mijanona fotsiny
Tsy fifanadalana akory angamba, tsy haiko aloha ny sasany fa sao dia misolo vaika ny akalana aho. Fa dia fikarohana tsotra izao. Tsy ifanerena tokoa ny finoana fa torian'ny olona foana.
44. sitlo
(
13/06/2013 19:59)
3. Nahoana no ireo vitsy anisa manao ratsy no misarika anao kokoa tsy hivavaka noho ireo maro an'isa manao tsara... sa efa ny faharatsiana no manjaka?
Angamba tsy ilay mivavaka no tanjona fa ilay fahendrena sy ny fanaovana ny tsara. Ka diso angamba ilay hoe "faharatsiana no manjaka raha tsy mivavaka". Satria raha tsiahiviko ny momba ny mpanandro fahiny izay natao fitaratra teo amin'ny fiarahamonina. Ny critère voaloha raha te ho mpanandro dia ny fahendrena. Hitan'ny fiarahamonina eny ny fitomboan'ny ankizy fahendrena araka ny fitaizana sy ny fandraisany ny fitaizana. Ka rehefa tonga ny fotoana hanofanana mpanandro vaovao dia azo atao hoe efa fantatry ny olona rehetra hoe ireto no hendry sy manao tsara. Eo vao ampianarina azy ny fomba fitsaboana ka ho tonga kitro ifaharan'ny olona rehefa marary izy na mila hevitra. Tsy misy resaka fivavahana mihitsy amin'izany. Fa ny fidiran'ny fivavahana aza no nanimba ilay fiarahamonina ka zary niantsoana ny mpanandro fa mivavaka amin'ny devoly sns.
4. Ary raha tena tsy nisy an'ireo vitsy an'isa ireo tokoa ve dia ho nivavaka tokoa ianao? sa pretexte fotsiny ilay izy?
ity angamba tsy mila valiana satria averiko indray fa tsy ilay fivavahana no tanjona. Fa raha tsy nisy an'ireo vitsy an'isa ireo angamba dia maro ny zavatra tsara mety nitranga. Mety tsy ho zanatany akory Madagasikara ohatra.
Tsy fifanadalana kosa angamba, tsy haiko aloha ny sasany fa sao dia misolo vaika ny akalana aho. Fa dia fikarohana tsotra izao. Tsy ifanerena tokoa ny finoana fa toriana fotsina.

45. voromailala
(
14/06/2013 08:24)
mirananirina:
Izay mamaky baiboly (testamenta vaovao) ihany no Kristianina, Ka malaza manko fa ny finoana hafa dia ratsy , mpamono olona, masiaka sns..., fa ny Kristianina dia hendry!! Satria mino fa i Jeso dia zanak'Andriamanitra fa tsy olombelona
Sura amin'izany ve ianao?
Fantatrao ve ny tantaran'ny Croisade?
46. endriny
(
15/06/2013 10:03)
voromailala:

Rehefa azon'ny krsitianina i jerosalema dia nodorany ny fangonana tsy kristianina rehetra ary naringany izay tsy mpino kristianina rehetra tsy nanaiky azy. Nony azon'i Moslima indray anefa i Jerosalema, dia hoy Mohameta hoe: aza mandringana na mamono ny finoan'ny hafa fa aleo samy hiriaria eto. Dia navelany hijoro tao jerosalema daholo ny fiangonana rehetra. Tantara nisy io.
Tsy vao ela fa vao haingana naripaky ny kristianina (protestanta) alemanina ny Jiosy, naringan'ny eraopeanina katolika (france-italie-portugale-espagne) ary protestanta (hollande, gb, d) izay tsy iray finoana sy nanoitra ny teti-pitondrany nanerana ny tany.
48. endriny
(
15/06/2013 17:52)
sitlo:
Iza no tena kristianina ankoatra ny ao amin'ny baiboly?
Tsy voatery fa ireo rehetra manaraka ny torolalana sy ny posakevitra nomeny dia tokony ho kristianina daholo. Izany hoe ohatran'ny manao filo ihany dia ireo manaraka ny posakevitra Marx dia Marxista na tsy nahita azy aza.
Saingy ny olona fototra amin'ny finoana kristianina dia ilay voalaza hoe: "notsongatsongain'olom-bitsy fotsiny ny tantara sy fahendrena nosoratan'ny mpianatra sy ny mpanaradia an'i Kristy rehetra". Noho izany ny Kristianina amin'izao fotoana izao dia tsy tena nahazo ny hafatr'i Kristy fa ny hafatra tian'ny olom-bitsy napetraka tamin'izany. Midika izany fa mety ho sandoka mihintsy aza io, sanatria ... Satria ao amin'ny baiboly ihany no milaza fa hoe torio ny vaovao... fa tsy nisy niteny tao hoe mamorona solotenan'Atra... na hoe mamorona fiangonana tsara indrindra... efa tamin'ny testamenta taloha izany fanaovana synagoga izany... Fa i Kristy, Simon ary Apolinius efa nanova io fijery io fa Atra dia eny amin'ny toerana rehetra.. tsy mila trano, tsy mila fanatitra intsony...
49. Nehemiah
(
17/06/2013 07:52)
endriny:
Noho izany ny Kristianina amin'izao fotoana izao dia tsy tena nahazo ny hafatr'i Kristy fa ny hafatra tian'ny olom-bitsy napetraka tamin'izany. Midika izany fa mety ho sandoka mihintsy aza io, sanatria
Nefa iza koa no vonona ny ho faty ho maritiora nohon'ny fampianarany efa fantany fa diso ?
50. 5laody
(
17/06/2013 08:24)
Rehefa azon'ny krsitianina i jerosalema dia nodorany ny fangonana tsy kristianina rehetra ary naringany izay tsy mpino kristianina rehetra tsy nanaiky azy. Nony azon'i Moslima indray anefa i Jerosalema, dia hoy Mohameta hoe: aza mandringana na mamono ny finoan'ny hafa fa aleo samy hiriaria eto. Dia navelany hijoro tao jerosalema daholo ny fiangonana rehetra. Tantara nisy io.
Tsy vao ela fa vao haingana naripaky ny kristianina (protestanta) alemanina ny Jiosy, naringan'ny eraopeanina katolika (france-italie-portugale-espagne) ary protestanta (hollande, gb, d) izay tsy iray finoana sy nanoitra ny teti-pitondrany nanerana ny tany.
Mampiteny hoe izay sisa tavela
51. 5laody
(
17/06/2013 08:29)
sitlo:
Iza ohatra?
Izay mahasahy : ohatra tamin'ny resak'i Rajao sy Pasitera:
"-Volan' Andriamanitra anie ireny alainao ireny Rajao e!"
"-Izaho koa zanak'Andriamanitra ka!"
52. voromailala
(
17/06/2013 10:58)
Efa novaliako, dia mba valio koa azany ilay Croisade?
Ny mampalahelo dia manenjika ny finoan'olona (hoe finoana sasany mpamono olona,....)nefa ny an'ny tena aza tsy fantatra tsara akory ny tantarany.
Ny mampalahelo dia manenjika ny finoan'olona (hoe finoana sasany mpamono olona,....)nefa ny an'ny tena aza tsy fantatra tsara akory ny tantarany.
Nehemiah:
voromailala:
Fantatrao ve ny tantaran'ny Croisade?
Ary zara fa novakian'i Voromailala akory kay ity ! Sa mody fanina ?
53. voromailala
(
17/06/2013 11:20)
Mino aho angambany fa tsy hotezitra ianao raha lazaiko hoe olona ohatra izao no hatsoina hoe "Erudit". Manana fahalalana betsaka momba ny Baiboly, dia mihaiky ny hevitrao ny ankamaroan'ny olona.
Tonga ny fotoana misy olona mbola "Erudit" kokoa noho ianao, dia lasa manaraka azy indray ianao.
Ohatra an'izany ny ankamaroan'ny fivavahana, izay maranitsaina sy mahay lalana no arahan'ny olona.
Dia fanontaniana mipetraka hoe Sambatra ve anefa ireo olona miheno na manarak'ireo "Erudit"?
Na ireo "Erudit" azany ve sambatra? Mahatsapa lalandana ilay "Paix Du Christ" sa miasa saina lava mampiseho foana fa tompon'ny fahaizana?

54. Nehemiah
(
17/06/2013 13:18)
Misaotra anao ho an'ilay fideràna, na dia tsy mihevitra ny tenako ho antsoina hoe érudit aza aho fa manjary cuistre :) .
Tsy mirehareha @ fahalalako aho afa-tsy ny fahalalako an'Andriamanitra. Dia mba tiako hanana an'izay fahalalàna izay ny manodidina ahy, mba ho hainy ny manaraka an'Andriamanitra @ fomba tomombana.
Azoko antoka fa marina sy azo antoka ny fahalalàna zaraiko satria notsoahina avy @ fandraisana ny Baiboly ara-bakiteny, izany hoe araky ny tiany tenenina. Azoko antoka koa fa tsy hivadika @'izao mihitsy aho. Tsy érudit no arahiko fa fampianaran'ny Baiboly novelabelarin'ny érudits azo antoka ary efa nanao tahaky ny Beriana tsara toe-panahy @ Asa 17:11 aho.
Eto dia miseho ny fianjadian'ny fampianaran'i Eckhart Tolle @ fisainanao ka mihevitra fa tsy mety ny misaina, kanefa tsy marina izany satria na dia ny Baiboly aza dia manainga antsika hisaina. Ny Paix du Christ ao anatiko dia ara-pisainana, satria mifikitra @ fampanantenany omeny ahy aho, @ alalan'ny finoako Azy.

55. Nehemiah
(
17/06/2013 13:20)
Raha ny resaka Croisade indray dia mbola tsy novakianao tanteraka ilay rohy matoa mbola mametraka an'izao fanontaniana izao ianao.
56. voromailala
(
17/06/2013 13:30)
Tsara aloha rehefa niezaka nahafantatra ny fampianaran'i Eckhart Tolle ianao,fa saingy tsy ampy ny fahazahoanao ny tiany lazaina.
Izaho tsy miteny hoe tsy ilaina ny saina, fa tokony ianao no tompon'ny sainao, no mibaiko ny sainao fa tsy havela mandeha rery, ho azy, lasa habitude daholo ny ankamaroan'ny fihetsikao.
Ny sainao dia tsy ianao satria mitambatra amin'ny vatanao io, ianao dia ilay fanahy.
Noho izany tokony ilay fanahy (Conscience) no milbaiko ilay saina.
Ary tonga amin'ilay paix du Christ ianao rehefa mitony ny sainao, ohatra ny Start and Stop amin'ny tomobilina ihany. rehefa tsy ampiasaina dia vonoina na hatao en veille ny motera.
Momba ilay rohy tsy hafeniko aloha tsy novakiako hatramin'ny farany indraindray zay nosoratanao satria tena lava loatra :-).

57. Nehemiah
(
17/06/2013 13:35)
Raha tsy manam-potoana ianao dia enregistreo anaty flash disk ary vakio any an-trano raha tena liana re
58. voromailala
(
17/06/2013 14:34)
Mahaliana ilay miresaka fa na izany azany misy efa ho andalana anjatony ny valiteninareo, misy fotoana azany ianareo ihany no mamaly azy efa in4 angambany.
Tsy hoe rehefa manao valiteny lavabe akoriny dia manana ny marina, ohatra ilay olona mitabataba be rehefa miady hevitra :-)
Raha manana fanontaniana ianao momba an'i Eckhart Tolle dia aza misalasala manontany ahy fa valiako amin'ny adalana 20 raha be indrindra :-).

60. voromailala
(
17/06/2013 15:01)
Tsisy resaka fitsarana mihintsy teo fa miteny fotsiny hoe ny Croisade dia ny Papa no namporisika ny Kristianina hiady, hamono olona. Izay fotsiny. Ary mino aho fa misy ireo Kristianina Malagasy tsy mahafantatra an'izany, ary koa ny momba an'ireo Concile isan-karazany.