Tsy rariny raha miankina @ izy 3 ny ho avin'i Madagasikara !!!!
1. ethan156
(
31/05/2013 08:54)
Tsy mety raha hiandry ny sitram-pon'izy 3 eto foana isika !!!
novalian'i moi ny 06/06/2013 14:38
2. pisoonja
(
31/05/2013 12:32)
Inona moa no iandrasana azy ireo e ? za aloha mahita fa tena tsy misy ilaivana azy mihitsy reo telo lahy reo , tsy aleo ve samy manaja tena,
mieritreritra ny tenany ho Andriamanitra koa moa reo ka iantohan'ny fiainan'ny olona ? Kivy mihitsy ny tenako

3. ethan156
(
31/05/2013 13:48)
pisoonja:
Inona moa no iandrasana azy ireo e ? za aloha mahita fa tena tsy misy ilaivana azy mihitsy reo telo lahy reo , tsy aleo ve samy manaja tena,
mieritreritra ny tenany ho Andriamanitra koa moa reo ka iantohan'ny fiainan'ny olona ? Kivy mihitsy ny tenako
Ka any amreo tsy misy fahatspan-tena , reo ary tsy mahalala menatra !!! Tsy hanetry tena sy hanaja tena zan mits reo !!! Toa tsy misy valeur morale akory!!
4. pisoonja
(
31/05/2013 14:12)
tena mampalahelo tokoa anie zany e, ny olana anie mbola misy ihany reo tsy mahatsapa ny adalana atao n'izy ireo ka miondana azy e , fa raha misy mitorka voatab ia reo angamba tsy sahy hiseho masoandro ntsony
6. sitlo
(
31/05/2013 20:36)
Fa angaha moa misy resaka "rariny"? Efa borosiana foana ny atidoha isak'alahady: Tompo o, mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony.
Mbola misy mahita mampiasa saina ihany hoe rariny sy tsy rariny. Mivavaha ho azy ny didy.

7. milamm
(
01/06/2013 02:37)
isika rehetra nge niandry foana hatrizay no antony mbola itohizany ty fahoriana 2009-2013 ty, voafahana lalitra sy voafitaka tanteraka miaina ao anaty horohoro tarazony fitondrana nolovaina t@ mpanjanatany.
Tsy nanana jery lavitra sy rafitra nazava momba ny fitondrampanjakana na nisy niofana akademika momba ny fitantanana ireo mpitondra fa fanaparampahefana sy tsindry hazo lena no valimbabena nomeny ny vahoaka toy ny nataony mena sofina. Ny tena mitondra ny firenena aza tsy mbola fantatra atr@ zao miady antrano izy ireo tsy hoe olona tsy azo soloina izy ireo fa mangalatra fahefana tsy ananany intsony @ vavabasy sy begalona olombitsy andrimpanjakana sy mpitondra fivavahana vitsy, isika variana mijery izay no zavamisy nefa akanga maro tsy vakin'amboa hoy ny fitenindrazana mino za fa mazava tsara heveriny izy ireo ho adala daholo ny rehetra.
Olana goavana indrindra dia tsy fahaizamitantana sy mandrindra ny mpitondra manoloana ny krizy (Leadership crisis management and policy/crise de pouvoir et politique de gestion de crise) tsy ilaina plan Marshall toy ny niseho tany eropa taorinany adilehibe roa nefa raha bangoina tsotra(anjarany fitondrana Rep faha4 izany)
- Fahampafantarana marina ny zavamiseho eto @ firenena ny olana mahazo ny firenena sy ny vahaolana mifanandrify @ zany
- Fandripahana valala efa tafiakatra ao Antsirabe, fandriampahalemana manerana ny faritra
- Fampiatahana ireo miaramila sy mpitondra fivavahana,fitsarana @ raharaha politika fa kosa mpanaramaso izy ireo fa tsy mpandray anjara avy @ vondrona sivily ny programa vonjy aina oh. dia drafitra azo antoka fa nahoana no tsy natao satria ady seza no vaindohandraharaha mahamaika ilay kandida nitondra ny tetezamita teo aloha (voafaritry ny art.24 fdr izany) ozy beriziky zay oe bye

8. Nehemiah
(
01/06/2013 12:53)
sitlo:
Fa angaha moa misy resaka "rariny"? Efa borosiana foana ny atidoha isak'alahady: Tompo o, mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony.
Mbola misy mahita mampiasa saina ihany hoe rariny sy tsy rariny. Mivavaha ho azy ny didy.
Dia inona kay no tokony atao hoy ianao ? Manao revôlisiona ka tapahana @ guillotine ny lohan'izy ireo ?
Ianao mantsy mbola tsy nanazava hatrizay ahoana ny fomba hametrahana fiheveran'ny rariny sy ny tsy rariny objectif raha tsy misy Andriamanitra
10. tiavanafi
(
02/06/2013 12:47)
tokony hivavaka mafy ho an'i firenena isika malagasy mba isehoan'i voninahitra andriamanitra eto madagascar tena mila vonjy ny tanindrazana si ny malagasy , viravirain'ireo tsy matao-tody ity tanindrazantsika ( ray o mamela azy fa tsy fantany zayataony ).
12. Nehemiah
(
03/06/2013 08:53)
Marina kosa ny an'i Bazylou : mivavaka aho mivavaka, kanefa tsy hanao raha. Raha tsy mandray andraikitra isika dia midika izany fa tsy dia tena maniry ny iverenan'ny firenentsika @ laoniny isika, ka fihatsarambelatsihy fotsiny ny "vavaka" ataontsika. Avy eo gaga rehefa tsy valian'Andriamanitra.
Tena tiantsika hiarina tokoa ve i Madagasikara. Ka aoka isika handray andraikitra dia ho asehontsika @'Andriamanitra fa tso-po isika rehefa mangataka Azy hamerina ny firenena @ laoniny, fa tsy hoe mivavaha aho mivavaha nefa tsy hanao raha akory !

13. moi
(
03/06/2013 11:02)
efa niteny aho hoe mba kandida hafa fidiana fa e e e, amin'izy telo ihany no tohananareo, zao mahomby ny tetiky ny vahiny, tsy re mihitsy ny kandida hafa ; faly ange reo raha amin'izy telo no lany e !
Raha tsy maintsy anaty lisitra izy telo, ny vahaolana dia ny tsy mifidy amin'ireo ! Zay ihany voizina dia afaka adidy e !

14. pisoonja
(
03/06/2013 11:18)
Za mbola mametraka fa raha isika malagasy no manao rojom-bavaka isa-trano amin'ny ora mitovy ho an'ny tanindrazana , mangataka amin'Andriamanitra ahazoana mpitondra mahay sy hendry omeny isika .Toy ny nataon'ny zanak'Israely fahiny , Omeny isika
Raha izao no mitohy tena sahirana tsara mihitsy .

17. Nehemiah
(
04/06/2013 07:07)
Ny toetranao indrindra no manambara fa tsy maintsy miverina @'Andriamanitra ny gasy.
18. sitlo
(
04/06/2013 15:59)
Hita amin'izany ny fahafohizan'ny sainy nefa miseho mampianatra ery. Tsy fantany akory ny vokatry ny ataony nefa dia Andriamanitra mihitsy no lazainy fa isolony tena.
19. milamm
(
04/06/2013 21:45)
Andriamanitra tsy hanampy zay tsy manampy ny tenany e, misy marina ny teniny bazy eto hivavaka sa handray andraikitra?
Mbola ny quai d'orsay sy lapany elysee izao no manapaka ny mety ho fisehony raharaha eto Ny ahiako de sarisary toy ny niseho tany Ruanda, tchad, cote d'ivoire(op.licorn), mali(op.serval), lybie reny no ahiako iseho ahoana ireo miaramila frantsay fazsoi any Antsiranana, sy mbola any atsimo fort dauphin mijanona eto sy ao ivato(bani???), angataka alalana @ ua sy onu indray ny frantsay andrava sy ametraka ny fanjanahantany vaovao eto hanala tanteraka ireo manakatsakana ny tombotsoany sy hamono olontsotra eto @ vavabasy sy tafondro

20. Nehemiah
(
05/06/2013 05:56)
sitlo:
Tsy fantany akory ny vokatry ny ataony nefa dia Andriamanitra mihitsy no lazainy fa isolony tena.
Tsy endrika fanetren-tena anie ny fanambaniana. Inona ary ny vokatry ny ataoko @ serasera, mba lazao ahy ?