Tsy rariny raha miankina @ izy 3 ny ho avin'i Madagasikara !!!!
21. Nehemiah
(
05/06/2013 05:58)
milamm:
Andriamanitra tsy hanampy zay tsy manampy ny tenany e
Aiza @ tenin'Andriamanitra moa no misy an'izay ? Tena mbola tsy nahita an'izao mihitsy aho nefa efa nahavita vaky ny Baiboly in-3.
22. AndriambyII
(
06/06/2013 10:30)
Aides toi et le ciel t' aidera ! Izay no navadika ho teny gasy !
23. moi
(
06/06/2013 10:35)
ampio ianao, dia hanampy anao ny lanitra ! zay raha navadiko malagasy ofisialy ! lol
24. Nehemiah
(
06/06/2013 12:25)
Teny gasy mazava tsara koa ny hoe : "Jehovah hiady ho anareo, fa hianareo kosa hangina". (Eks. 14:14)
25. moi
(
06/06/2013 14:38)
Raha ny lanitra no hianteherana, dia marina fa aleo izay mino ny lanitra hitazona ilay hoe aide-toi le ciel t'aidera ! Vakio tsara fa le ciel fa tsy hoe Andriamanitra t'aidera a !
ka hihetsika ary zao ny HMF (Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana ) koa !! hanatanteraka ilay hoe le ciel t'aidera ...
ka hihetsika ary zao ny HMF (Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana ) koa !! hanatanteraka ilay hoe le ciel t'aidera ...
