Hitanao? fanina ianao na eo amin'ny fampiasana ny teny hoe marina aza.
Tsotra ny marina ary izay tsy manana fahatsorana dia tsy marina. Vakiana fotsiny ny marina fa ny tsy marina dia betsaka fiheverana sy fiolakolahana.
Tsy misy mahita fahamarinana raha tsy manafoana ny tenany. Ka firy nio efa hitanao nahay izany afa-tsy i Jesoa? Nefa IZY no manambara fa mbola hahavita asa lehibe noho IZY aza ny mpianany. Dia jerena hoe amin'ny fomba ahoana?
Dia tsy aleo ve aloha tohizanao amin'ny lohahevitrao ilay izy hoe : Andriamanitra, AIZA no porofo? fa raha io fanontaniako io dia lasa lohahevitra hafa indray.