Ny fikorotanana sy adi ady eto

1. amig0 ( 20/02/2013 08:56)
Raha tsy hilamina ny tanindrazana dia ho avy ny frantsay handamina azy tsara.
novalian'i nilex ny 21/02/2013 05:55
2. Nehemiah ( 20/02/2013 12:38)
Sanatria !
3. nilex ( 21/02/2013 05:55)
Ka rehefa tsy hahay hilamina kosa ve isika sady tsy handamina ny tompon'andraikitra eto dia aleo ny vahiny no handamina.
korontana foana no dradradradraina eto izay midika koa izany fa tsy hahafehy izany ny mpitandro ny filaminana eto dia aleo rangaha halamin'ny vahiny.
Tsy tia ady izany ny gasy ,tsy tia mikorotana izany fa efa misy kosa anefa ny andian'olona izay natao hanakorontana fotsiny dia ireny tamin'ny 26 janvier 2009 ireny.Mety ho very seza daholo mantsy ato ho ato ireo olona nampiasa azy ireny ka hatahorana hamerina ireny fihetsika tsy matahotra an'Atra ireny.Fa raha ny vahoaka tsotra kosa mino aho fa tsy mba hikorontana izany mihintsy.
Nefa tokoa moa i remenabila aza tsy voafehy ity sy ireo jiolahy eto tana mpanafika tanana maika fa ireny andian'olona hentin-javatra ireny .Mety hatahotra mihintsy ry zalahy.
Ho aiza ny vahoaka malagasy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6077