Inona no olana raha mankalaza ny 25 Desambra ny kristiana?
61. niryna
(
15/02/2013 16:29)
hadji:ka ilay Andriamanitra hivavahan'ny maro aza mbola lazain'ny sasany fa fampianarandiso ihany k'nou
mivavaha k'aza mitsahatra hajao ny finoanao
62. niryna
(
15/02/2013 16:37)
Maranatha:
Raha ny Rain'i Jesoa kristy Tompo no A/trareo dia tsy nampan-kalaza ny 25 dec ho andro nahaterahan'ny zanany Izy fa mazava ny A/trareo dia ilay mpandainga hatramin'ny taloha
Niezaka ny tsy hamaly ihany aho fa saingy mampalahelo ilay toetsaina.Raha tsy mahadiso hoe mba lazao ahy kely ny fiangonana na finoana arahinao .Raha tsy mahadiso hoy aho an
63. niryna
(
15/02/2013 17:19)
Maranatha:
Mbola kely ihany ny hitoeran'ny mazava aminareo mandehana raha mbola manana ny mazava hianareo. Efa impiry hatoro moa fa ny fampianaran-diso rehetra tsy nahazoana fanomezan-dalana avy any an-danitra fa noforim-poronina saim-petsy hataon'ny olona dia tokony hialana sy tsy tokony hatao mihintsy. iRENY NO HATAO HOE MARIKY NY BIBIDIA. Izay mandray ireny marika ireny dia hanana ny anjarany @ fahatezeran' i Tsitoha.
Ny mpino an'i kristy dia efa noharovany ary mbola ho arovany ka na misy bibidia maro aza any an-davaka hivoaka hamandrika sy haka ny toeran'Atra ary hilaza fa diso io fampianarana anareo dia tsy matahotra ny zanak'Andriamanitra satria Izy mihitsy no miharo anay ok
Raha manana jiro hianao dia ataovy eo ambony latabatra hanazava ny hafa fa aza asitrika any ambany latabatra fa lasa mandoro ny lamba latabatra ka may hatramin'ny trano sy izay rehetra ao aminy hi,hi
fa angaha hianareo manana baiboly hafa ankoatra ny Baibolinay e
Ny fampianarana tsy misy kilema dia izay nomen'i Tsitoha ao anatin'ny teniny ihany. Voaporofo amin'ny toko sy andininy namafisin'ireo mpaminaniny sy nataon'ireo apostoly. Ny ankoatra izay dia fampianaran-diso.
izay vao mazava
64. niryna
(
15/02/2013 17:21)
toriteny:toriteny a ! ary lasa misy ekipa manarapenitra vaovao anie ato izany e hi,hi
Moustaraf, didi10,MAranatha
Dia rehefa mihoby sy midera amin'ny 25 décembre ve za izany dia mitovy amin'ny olon'izao tontolo izao sy ireo lazainareo fa naharay "ny mariky ny bibidia" ? Marina ve? Tena matahotra be za izany. :)
Aiza ary izany finoanareo izany.
65. niryna
(
15/02/2013 17:27)
toriteny:izay koa no tsy azoko amindry zareo. KRISTY NO SABATA tena tsy midika mihitsy izany amiko hoe aza miangona afatsy ny sabotsy ihany. Ny jiosy aza tsy hiverina amin'ny taniny intsony efa manaraka an'i Kristy ankehitriny sa ahoana tokoa re e hi,hi misy fampianarana manarampenitra vaovao indray hoy aho ato amin'ity sera it ha,ha -Tandremo an TAZOMY HATRANY NY FINOANAO FA KRISTY IRERY NO MAHALALA NY AO AM-PO SY NY TENA MINO AZY TOKOA -ny rehetra fampianarana avy amin'ny olombelona avokoa ary indrindra baiboly vaovao hafaha whooopsss
:) ka izay anie hoa no mahagaga é! Lazainareo fa mahazo mariky ny bibidia izay tsy mivavaka amin'ny andro sabata. Nefa Jesosy, tompon'ny sabata aza tsy niteny ireo mpianany mihitsy tamin'izy ireo nivavaka alahady hoe tandremo, mahazo ny mariky ny bibidia fa tsy azo atao nefa Izy no hiady amin'ny bibidia ao amin'ny Apokalypsy iray manontolo.
66. niryna
(
15/02/2013 17:32)
[quote=Tefigasy]
Ho an'ireo miseho ho be fahalalana ireo ity :
I.Kor 1 : 20 : "Aiza ny hendry ? Aiza ny mpanora-dalàna ? Aiza ny mpiady hevitra avy amin'izao tontolo izao ? Tsy nampodin'Andriamanitra ho fahadalana va ny fahendren'izao tontolo izao ? "
ALLELUIA - HALLELUJAH -PRAISE THE LORD AMENA DIA AMENA
68. zetsarazony
(
18/02/2013 09:19)
B'Sham ????? ????
Be loatra ny fanimbazimbana hita voasoratra ato amin'ity lohahevitra ity manokana, inoana fa nohon'ny tsy fahampian'ny fahalalana no antony mahatonga izany, fotoana izao handinihan-tena alohan'ny hanoratana izay tiana ho soratana eto fa misy tsy hitan'ny masonareo manara-maso izay rehetra atao eto.
Ho anao manokana "Maranatha", fantaNY ny fitiavanao Azy nefa hevero aloha ny AnaraNY ary raketo ao anatinao izany izay ianao vao miady amin'ny Babylona lehibe.
Ho anao "didi10", aza matahotr'olona,..fantatrao ny tian-kambara, aza mandroso dia avy eo mitady hiverina fa izay efa nofotaranao tsara dia tano mafy ary aza avela raha tsy azonao ny marina rehetra.
Ho anao "Moustaraf" efa be ny fahalalana azonao, tano mafy ary raketo tsara izany , tsarovy anefa fa ny teny hoe "FAMONJENA" dia tsy AnaraNy fa "mamaritra ny Asa nataoNY", karohy ny AnaraNY fa efa eo akaikinao.
Ho anao " tsitialainga" miteny ho azy ny solon'anarana entinao, karohy izay mbola tsy anananao koa, ary tano mafy avy eo, fantatrao izao hoe: "tokony ho aiza ny toerana hisy anao"
Aza manahy fa ny hendry no tsy maintsy anarina aloha.
Ho an'ny tsy mahalala fa heveriny ho ny teny maro sy ny soratra maro ataony no mahamarina azy, ny fahaizany toko sy andininy maro no anamarinana azy, "DISO ny FIERITRERETANAREO " raha mialoka eo ambanin'ny vahohon'ilay fahavalo ianareo, fotoana izao karohy ny marina dia aza amidy koa, fandrao tsy ho zakanareo ny fahatezeraNY fa FITIAVANA no antony AMPAHALALANA ANAREO - FITIAVANA - satria ANTOMOTRA NY ANDRO ary efa madiva HO TONGA IZANY.
Ny BAIBOLY avy amin'ny teny hoe BIBLIA (bib/lia), izay nivavahan'ny Grika ka nampitondrain'ny mpandika SHAFAR KADOSH/ SEFER rehetra niainga avy tany Roma Katolika DIA TENA ANAZY TOKOA(mpanohitra) satria efa NANORATANY NY ANARAN-TSAMPINY tao,
Aza adinoina anefa fa ny AN'NY RAZAMBENAO NY ORZINALY. Koa aza mirehareha ianao fa HANOHANA izay TSY ANAO, ary MOA VA SAHY HIJORO EO ANATREHAN'ILAY AVO INDRINDRA NAMORONA IZAY REHETRA HITA SY TSY HITA ianao HIARO AN'ILAY VEHIVAVY JANGA amin'ny andro voatendry HAMALIANA azy?
Azo ampiasaina iny dikan-teny soratra latina iny nohon'ny FAMINDRAMPO satria NANGALARINA ILAY TENA IZY ARY NAVELA IZANY MBA AHATANTERAKA NY FAMINANIANA fa NY SAMPY REHETRA ao anatiny kosa dia ario im_7 mandifotra anao fa loza no miandry izay rehetra MANOHITRA ILAY AVO INDRINDRA.
HAZONY 12, 14, 17, 18
Baroka Baroka ALoHAi B'Sham ????? ????

69. niryna
(
22/02/2013 06:16)
zetsarazony:
B'Sham ????? ????
Be loatra ny fanimbazimbana hita voasoratra ato amin'ity lohahevitra ity manokana, inoana fa nohon'ny tsy fahampian'ny fahalalana no antony mahatonga izany, fotoana izao handinihan-tena alohan'ny hanoratana izay tiana ho soratana eto fa misy tsy hitan'ny masonareo manara-maso izay rehetra atao eto.
Voalohany indrindra aloha dia misaotra ny rehetra izay nandray anjara ny tenako.
Ny hevitra no tsy mitovy ka aoka re tsy ho raisina am-po daholo ilay izy e.Mino tanteraka aho fa samy mianatra ,mifampianatra ny finoan'ny tsirairay isika.Ny tsara ho fantatra fotsiny kosa aloha dia Andriamanitra irery ihany no tena mahafantatra ny ao anatin'ny fon'ny olona izay tena midera Azy ary tsy ho very ny anarany fa ho voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana.Izay rehetra tena mitady Azy dia ahita ny asan'ny Fanahy Masina amin'ny fiainana tokoa.Andramo anie e
ho antsika rehetra izany an .Ataovy foana hoy aho ny andrana raha mangetaheta ny asaNy tokoa isika
misaotra e
Ho anao manokana "Maranatha", fantaNY ny fitiavanao Azy nefa hevero aloha ny AnaraNY ary raketo ao anatinao izany izay ianao vao miady amin'ny Babylona lehibe.
Ho anao "didi10", aza matahotr'olona,..fantatrao ny tian-kambara, aza mandroso dia avy eo mitady hiverina fa izay efa nofotaranao tsara dia tano mafy ary aza avela raha tsy azonao ny marina rehetra.
Ho anao "Moustaraf" efa be ny fahalalana azonao, tano mafy ary raketo tsara izany , tsarovy anefa fa ny teny hoe "FAMONJENA" dia tsy AnaraNy fa "mamaritra ny Asa nataoNY", karohy ny AnaraNY fa efa eo akaikinao.
Ho anao " tsitialainga" miteny ho azy ny solon'anarana entinao, karohy izay mbola tsy anananao koa, ary tano mafy avy eo, fantatrao izao hoe: "tokony ho aiza ny toerana hisy anao"
Aza manahy fa ny hendry no tsy maintsy anarina aloha.
Ho an'ny tsy mahalala fa heveriny ho ny teny maro sy ny soratra maro ataony no mahamarina azy, ny fahaizany toko sy andininy maro no anamarinana azy, "DISO ny FIERITRERETANAREO " raha mialoka eo ambanin'ny vahohon'ilay fahavalo ianareo, fotoana izao karohy ny marina dia aza amidy koa, fandrao tsy ho zakanareo ny fahatezeraNY fa FITIAVANA no antony AMPAHALALANA ANAREO - FITIAVANA - satria ANTOMOTRA NY ANDRO ary efa madiva HO TONGA IZANY.
tsy azoko tsara fa mba azonao hazavaina ve e ? misaotra mialoha
Ny BAIBOLY avy amin'ny teny hoe BIBLIA (bib/lia), izay nivavahan'ny Grika ka nampitondrain'ny mpandika SHAFAR KADOSH/ SEFER rehetra niainga avy tany Roma Katolika DIA TENA ANAZY TOKOA(mpanohitra) satria efa NANORATANY NY ANARAN-TSAMPINY tao,
miandry ny valiny eo ambony no ahazoako io lahatsoratra io ampio ahy e
Aza adinoina anefa fa ny AN'NY RAZAMBENAO NY ORZINALY. Koa aza mirehareha ianao fa HANOHANA izay TSY ANAO, ary MOA VA SAHY HIJORO EO ANATREHAN'ILAY AVO INDRINDRA NAMORONA IZAY REHETRA HITA SY TSY HITA ianao HIARO AN'ILAY VEHIVAVY JANGA amin'ny andro voatendry HAMALIANA azy?
dia mbola miandry e ,manantena ny valiny an
Azo ampiasaina iny dikan-teny soratra latina iny nohon'ny FAMINDRAMPO satria NANGALARINA ILAY TENA IZY ARY NAVELA IZANY MBA AHATANTERAKA NY FAMINANIANA fa NY SAMPY REHETRA ao anatiny kosa dia ario im_7 mandifotra anao fa loza no miandry izay rehetra MANOHITRA ILAY AVO INDRINDRA.
HAZONY 12, 14, 17, 18
Baroka Baroka ALoHAi B'Sham ????? ????
70. zetsarazony
(
23/02/2013 09:59)
B’Sham ….. ….
Tsy isalasalana fa tsy ho voasoratra ao anatin’ny bokin’ny FIAINANA izay rehetra tsy mihevitra ny ANARANY, izay rehetra manaiky eo am-bava fa ny fony lavitra AZY, izay mivavaka amin’izay tsy fantany na fantatry ny razany akory, halaviro ireny fa setroka eo am-bavoroNY.
Mandram-pahoviana no hamotsifotsina AZY ?
Mandram-pahoviana ny irehetan’ny fahatezeraNY amin’ny firenenao?
Taiza moa ianao tamin’ny fotoana nanoloraNY Ny AnaraNy tamin’ny FiangonaNY?
Taiza ianao tamin’ny fotoana namoriaNY ny fiangonaNY hanomezaNY ny didiNY, misy fitsipika nataoNY ho fitaizana izay fototra nihavianao hatramin’ny taranaka fara aman-dimbiny?
Ary taiza ianao tamin’ny vanim-potoana namonoan’ireo fanjakan’ny bibidia nisesy ny razambenao?
Moa fantatrao va? Efa teraka va ianao?
TSIA – avy hatrany ny valiny, tsy mbola teraka ianao ary nalefa an-tany lavitra, any amin’ny nosy lavitry ny fototra nihavianao sy ny tantaranao, ary nanadino ny lalan-drainao, ny momba azy manontolo-
Tonga ny fotoaNY, hamohazaNY indray izay efa natory, navelaNY nandalo teo anoloana izay rehetra tsy maintsy naseho teo ambonin’ny tany mba ahatanteraka izay nampanoratiNY ny iraNY.
Efa velona ny vavolombeloNY izay novonoina sy nohitsakitsahina ary tsy navela nalevina ny fatiny. IzY no nanangana azy.
Iza moa ny olombelona no ahasakana izay voatendriNY ?
Fa nahoana ianareo no lany andro mifampitsikera sy mifanaratsy fa tsy manao izay ahazoanareo ny loka?
Ny firehetan’ny fahatezeraNY, aza atao fa hitsinjo izay rehetra mandà AzY, ho jinjana faingana ny mpanohitra ny TeniNY. Ny fahasaro-piaroNY tsy laitran’ny zanak’olombelona, koa aza mihantsy AzY fa ny famindrampoNY mbola misokatra ankehitrio amin’izay mitady AzY fatratra, misokatra ho an’ny oloNY mbola tiaNY hovonjena nohon’ny fanekeNY nataoNY tamin’ny razany.

71. zetsarazony
(
23/02/2013 10:24)
B'Sham ..... ....
Ny mpanompo sampy dia nampiasa mandrakariva ny "voambolana" niderany tena tamin'ny zava-tsy IZY rehetra..ny anarana sy ny fanononana rehetra niainga tamin'ny fivavahan-disony.
Teny Grika hoy YzahaY ny niavian'ny soratra nadika vilana nampitondraina ny hoe "baiboly", anaran-tsampy tany amin'ny Grika io "biblia" satria dia anisan'ireo nivavahany.
Raha nadika ny Shafar Kadosh dia io avy hatrany no nampitondrain'izay nampadikàna azy voalohany, tsy mahagaga izany satria efa voambara talohan'ny fotoana isehoan'ny fahatanterahan'izany, ary efa volazan'ny faminaniana fa hanoratany ny anaran-tsampiny ao.
Mazava aminao ve aloha hatreo?..Hotohizana

72. Nehemiah
(
23/02/2013 12:24)
zetsarazony:Aiza ny porofo ?
Teny Grika hoy YzahaY ny niavian'ny soratra nadika vilana nampitondraina ny hoe "baiboly", anaran-tsampy tany amin'ny Grika io "biblia" satria dia anisan'ireo nivavahany.
73. zetsarazony
(
23/02/2013 21:11)
Valiny = ATY AMINAY NY POROFO.
" niryna".......raha mety ianao na liana dia manokafa adiresy email vaovao dia alefaso hafatra any amin'ny "zetsarazony".
Tsy afaka ny hanohy eto izahay fa mamofona mpitady famantarana sy mpaminga eto..sao hahapotrahana ka ahita raharaha izy. MLK

74. toriteny
(
28/02/2013 09:02)
HAy nitondra renfort didi10 sy ny équipe ny? Tonga soa ianao zetsarazony. Dia inona ny étape manaraka holazainareo indray? Diso koa ny fampianaran'i Jesosy? Ianao ve dia miheritreritra fa olona 1 ihany no nahay handika ny baiboly ka izay saim-pantany no nanaovany an'izany nanomboka ny 2eme siècle nandikàna izany ka hatramin'izao? Tadidio fa avy amin'ny original Hebreo ary samy nanana olona nandika ny azy ny katolika sy ny protestanta ary ny orthodoxe fa tsy hoe ny katolika aloha namadika ny baiboliny tamin'ny teny latina dia nomeny ny protestanta sy ny orthodoxe iny dikan-teny latina iny avy eo mba handikan'ireo ihany koa ny azy.
SAmy niala tamin'ny teny hebreo, original daholo ny fandikana ny baibolin'ny Katolika, Protestant ary ny Orthodoxe fa ny an'ny katolika no nasiany fangarony. Ary ny source n'ireny boky ao amin'ny baiboly ireny dia mbola voatahiry any amin'ny musée any daholo ny original ary mbola misy mandika na hatramin'izao aza fa tsy hoe may akory na very ka tsy hita izay hanamarinana ny dikatenin'ny BAiboly.
Sady tsy haiko ny Andriamanitrao fa ny ahy ny Andriamanitro Andriamanitra Mahery tsy hamela an'i SAtana hanjakazaka sy hanadiso ny Baiboly izany ka hoe ireo docteur en théologie mamadika azy hatramin'izay sy hatramin'izao ireo tsy misy olon'Andriamanitra ka sahy hiteny sy hijoro amin'ny fahamarinana fa matahotra an'i Roma avokoa ka tsy hilaza ny marina raha tena diso marina ny baiboly.
Ary tadidio fa ny baiboly hampiasaina amin'izao dia Louis Second no tena nandika azy, izay téolojiana protestanta tsy handeha handadilandy ho any Roma izay efa nokianiny sy nialany indray ka hoe ho iray tsikombakomba amin'ny Roma. Ary nisy mihitsy ny dikaten'ny katolika avy any Roma natsofoka tao anaty baiboly saingy nolavin'i Louis Second ny hampidirana azy ao satria tena mandindrahindra ny fanompoan-tsampy mihitsy ny deutérocanonique. Ary efa nalàny tsy ho isan'ny baiboly ireo amin'izao fotoana izao.
Fa ny ahy averimberiko eto foana. Ny FAnahy izay noraisiko no mitarika ahy sy mi-dicter ny fiainako iray manontolo ka na iza hiteny hoe diso ny baiboly, na iza hiteny hoe tsy Mpamonjy sy tsy mahavonjy Jesosy. Azy sy Andriamanitra izany fa ny ahy efa mazava fa Jesosy Kristy no Tompoko sy Mpamonjiko ary ny FAnahiny no mitarika ahy fa na dia tsy nahalala baiboly aza aho tsy navelany hanota fa tsy ny fahaizako ny toko sy ny andininy araky ny lazainao no
manalavitra ahy amin'ny fahotana sy hidirako eto amin'ito forum ito.
KA raha amiko manokana, afaka mitory ianao hoe diso ny baiboly, afaka miteny koa ianao
hoe tsy Andriamanitra mpanavotra Jesosy fa tsy mandaitra sy tsy haharesy lahatra ahy izany
Hay farany adinoko.
Satria ny lohahevitra nahatonga ilay resaka dia ny 25 décembre tsy tokony hivavahana dia izao no fanontaniako aminao. Ny anareo izany sabata sy ny paska ihany no tokony ankalazaina sy hivavahana amin'Andriamanitra? Dia hoy satana hoe bravo didi10 sy zetsarazony. Fa ny haizina sy za no manjaka 300 jours par an.
Fa ny anay indray mijoro ho fanilo foana ho na andro, na alina fa tsy hisy jiro hatahotra ny haizina izany ka hoe ho resin'ny aizina na hoe lasa hivadika haizina izany fa ny anareo ataovy ao an-davaka aloha ny jiro 300 jours dia ny 52 sa 54 jours vao apetrao eo amin'ny fanaovan-jiro izy mba hanazava ny manodidina. Fa ny anay phare 365/365

76. toriteny
(
01/03/2013 04:20)
Inona indray no nataoko ry sitlo? Le "andavaka ve no tsy tantinao sy tsy tokony teneniko?
Tsy miteny afa tsy ny ao anaty baiboly za anefa Lio11:33 : "Tsy misy olona mandrehitra jiro ka mametraka azy ao an-davaka , na ao ambanin'ny vato famarana , fa apetrany eo amin'ny fanaovan-jiro izy , mba ho hitan'izay miditra ny mazava" .

77. Zetsarazony
(
01/03/2013 11:37)
Ha....
Miantsy an'Iza moa ianao "toriteny" sa hiady amin'Iza?
hiady amin'ny Tsitoha va ianao? ka hisafoaka amin'ny hatezeram-poana?
Moa nisy nilaza taminao fa olona 1 va no nandika ny Soratra izay nomen'ny tsindrimandrin'Ilay Avo Indrindra?
Moa nisy nilaza koa va fa diso ianao tamin’izatsy na ireroa? Moa nanoratra momba ny fety ankalazainao etsy ambony ?
Vakio tsara aloha izay voasoratra eo ambony eo fa "zava-poana ny fisafoahafoaham-poana raha kely fandinihina" ..mba nisafoaka tahaka anao koa Satana rehefa niady tamin'ny tafiky Ny Tsitoha fa nazera no niafarany fa RESY izy.
Mandiniha tsara aloha vao miteny sy manoratra etoana.
Avereno vakiana aloha izay voasoratra dia hovaliana ianao raha sitraNY

79. pm_86
(
01/03/2013 13:03)
sitlo:
Dia tahaka izany ve ilay olona tokony ianarako?
zao zany ilay hoe rabaina sy rabofy no miady ka ny papozy no votorotoro lolllllllllllllllllllllll