Inona no olana raha mankalaza ny 25 Desambra ny kristiana?
21. didi10
(
13/02/2013 11:43)
Aleo ary somary hitarintsika ny resaka ranabavy "mpitoriteny":
Misy andro voadidy hoamasinina (lasa andro tsy fiasanan'ny olona rehetra) miisa 9 ao amin'ny taona iray izay nomen'ny fiangonana katolika nefa toa eken'ny ankamaroan'ny kristiana na dia milaza fa mpanohatra aza ireo; ireto avy izany:
- 1er Janvier : voalohan'ny taona: Fetin'i Maria renin'andriamanitra
- Paska Alahady
- Alatsinain'ny Paska
- Ascension na nialaran'i Jesosy tany an-danitra
- Pentekosta
- Alatsinain'ny Pentekosta
- Assomption na nampakarana an'i Maria any an-danitra
- 01 Novambra: Fetin'ny olomasina
- 25 desambra : Noely
Tsy haiko na firy amin'ireo no hankalazainao fa tsoriko aminao fa ny iray amin'ireo ihany no sady mifanaraka amin'ny tenin''Andriamanitra ny fankalazana azy no tsy diso ihany koa ny fotoana hankalazana azy dia ny Pantekosta izany.
Ny ambiny dia mizara 2
1- Tsy mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra
- Ny Assomption
- Ny fetin'ny olomasina
2- Mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra fa diso ny andro ankalazana azy
- Ny taom-baovao
- Ny Paska
- Ny ampitson'ny Paska
- Ny Ascension
- Ny nahaterahan'ny Mpamonjy
Ny fanontaniana tiako apetraka dia ny hoe: efa mba nandalina ny momba ireo fankalazana maro ireo ve isika vao mitoriteny sa rehefa tiantsika ny mankalaza ilay fety dia tsy maninona ny mankalaza azy na tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra na tsy amin'ny fotoana mety ny hankalazana azy?
Tsara namana raha hankalaza ihany dia sady mankalaza izany mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra no sady mankalaza izany amin'ny fahamarinan'ny fotoana tokony hankalazana izany.

22. moustaraf
(
13/02/2013 11:43)
Salama daholo,
OLANA TOKOA IO RY NAMAN ISANY:
"Ny fivavahany aza arahinao, ny fombafonbany aza ataonao, ary aza manaraka azy fandrao hofongorana koa ianao"
Voarara araka izany ny fampifangaroana ny fombafomban'ny hafa firenena @ fivavahana @ Tsitoha, fandrao HOFONGORANA KOA IANAO
Aoka samy hahalala isika fa ny NOELY dia fomban-tsampy naampidirina ho fetim-pivavahana ho mariky ny fahalehibeazan'ny Romana t@ fotoan'androny,
Raha te ho isan'ireo HOFONGORANA ianao (voaheloka @ andro fitsarana) dia ankafizo ireo rehetra ireo
koa MAHEREA DAHOLO E!

23. smileyah
(
13/02/2013 13:45)
Maranatha:Filma efa hitako zay: raha naka fanahy an'i Jesoa ny demony dia nanao zay fara heriny nampiasa ny Tenin'Andriamanitra mba hampanaiky Azy sy mba hiankohofaNy eo anatrehany nefa nolazain'i Jesoa hoe: miala amiko ry satana, dia ohatr'izany koa ity tranga eto ity: Ny olona miankohoka amin'Andriamanitra Tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany, Rain'i Jesoa Kristy amin'ny 25 desambra no lazainao fa miankohoka amin'ny bibidia; Iza moa no Andriamanitra inoanao? Miala amiko ry satana.
smileyah:
sitlo:Misy fanontaniana mila valiny io azafady o!
Ka sao azon'ny bibidia kosa ange eh! Olana goavambe izany azon'ny bibidia izany.
Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany,10 dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry iry;11 ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.
Ho aminareo anie io teny io. Amen.
24. smileyah
(
13/02/2013 14:08)
didi10:Izao no manambara fa kristianina sarintsariny ianao sy ny mitovy aminao rehetra. Moa tsy tamin'ny Paka no andro nandresen'i Kristy ny fahafatesana ary nahatanteraka ny famonjena antsika? Noho izany rariny raha ankalazaina izany mba ho tsaroan'ny kristianina rehetra fa nisy io andro io. Tsy misy dikany ny daty, fa ny votoatiny no tena zavatra. Araka ny tenin'i Paoly hoe moa misy dikany inona ny hena naterina tamin'ny sampy? (satria ny fihinanana ny hena natolotra tamin'ny sampy dia fiombonana aminy), Satria ny zavatra rehetra dia efa voadio ho anareo.Ary tadidio fa tsy misy Pantekoty raha tsy misy Paka.Ianao milaza fa ny Pantekoty no manana daty exacte, fa ny kalandrie nareo angaha tsy mitovy amin'ny kalandrie n'olona rehetra? Satria ny Pantekoty dia kaontiana miainga amin'ny Paka. Amin'ity taona ity izany oviana ny Pantekotinareo?
Aleo ary somary hitarintsika ny resaka ranabavy "mpitoriteny":
Misy andro voadidy hoamasinina (lasa andro tsy fiasanan'ny olona rehetra) miisa 9 ao amin'ny taona iray izay nomen'ny fiangonana katolika nefa toa eken'ny ankamaroan'ny kristiana na dia milaza fa mpanohatra aza ireo; ireto avy izany:
- 1er Janvier : voalohan'ny taona: Fetin'i Maria renin'andriamanitra
- Paska Alahady
- Alatsinain'ny Paska
- Ascension na nialaran'i Jesosy tany an-danitra
- Pentekosta
- Alatsinain'ny Pentekosta
- Assomption na nampakarana an'i Maria any an-danitra
- 01 Novambra: Fetin'ny olomasina
- 25 desambra : Noely
Tsy haiko na firy amin'ireo no hankalazainao fa tsoriko aminao fa ny iray amin'ireo ihany no sady mifanaraka amin'ny tenin''Andriamanitra ny fankalazana azy no tsy diso ihany koa ny fotoana hankalazana azy dia ny Pantekosta izany.
Ny ambiny dia mizara 2
1- Tsy mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra
- Ny Assomption
- Ny fetin'ny olomasina
2- Mifanaraka amin'ny tenin'Andriamanitra fa diso ny andro ankalazana azy
- Ny taom-baovao
- Ny Paska
- Ny ampitson'ny Paska
- Ny Ascension
- Ny nahaterahan'ny Mpamonjy
Ny fanontaniana tiako apetraka dia ny hoe: efa mba nandalina ny momba ireo fankalazana maro ireo ve isika vao mitoriteny sa rehefa tiantsika ny mankalaza ilay fety dia tsy maninona ny mankalaza azy na tsy mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra na tsy amin'ny fotoana mety ny hankalazana azy?
Tsara namana raha hankalaza ihany dia sady mankalaza izany mifanaraka amin'ny sitrapon'Andriamanitra no sady mankalaza izany amin'ny fahamarinan'ny fotoana tokony hankalazana izany.
25. didi10
(
13/02/2013 14:49)
smileyah:
Izao no manambara fa kristianina sarintsariny ianao sy ny mitovy aminao rehetra. Moa tsy tamin'ny Paka no andro nandresen'i Kristy ny fahafatesana ary nahatanteraka ny famonjena antsika? Noho izany rariny raha ankalazaina izany mba ho tsaroan'ny kristianina rehetra fa nisy io andro io. Tsy misy dikany ny daty, fa ny votoatiny no tena zavatra. Araka ny tenin'i Paoly hoe moa misy dikany inona ny hena naterina tamin'ny sampy? (satria ny fihinanana ny hena natolotra tamin'ny sampy dia fiombonana aminy), Satria ny zavatra rehetra dia efa voadio ho anareo.Ary tadidio fa tsy misy Pantekoty raha tsy misy Paka.Ianao milaza fa ny Pantekoty no manana daty exacte, fa ny kalandrie nareo angaha tsy mitovy amin'ny kalandrie n'olona rehetra? Satria ny Pantekoty dia kaontiana miainga amin'ny Paka. Amin'ity taona ity izany oviana ny Pantekotinareo?
Raha misy toko sy andininy ao anaty Baiboly milaza fa ny andro nitsanganan'ny Tompo no atao hoe Paka dia mba omeo kely azafady!!!
Mba hazavao ara-baiboly eto koe hoe izany : raha tsy misy Paka dia tsy misy Pantekosta izany?
26. totoavina
(
13/02/2013 14:58)
Ny fankalazana krismasy dia tsy fankalazana daty fa fisaorana sy fankasitrahana an'Andriamanitra amin'ny nanomezany ny Mesia sy Mpamojy izao tontolo izao, nanao izay ho afany ilay ratsy mba tsy hisian'izany fa tsy afaka nanoatra amin'ny herin'Ilay Tsitoha ( nataon'i Heroda izay hamonoana azy ka namonoana ny lahy teraka rehetra ka nilazan'ny Anjely t@ Joseph mba handeha ho any Egypte ) Matio 1 20-21.
Tsy hisy ahasakana ny fanomezam-boninahitra an'ANDRIAMANITRA amin'ny fotoana rehetra (ohatra iray ny krismasy) marina fa tsy io daty io no izy fa fotoana fotsiny io. Marihana fa mahazo fifaliana daholo ny olombelona rehetra rehefa makalaza ny fiavian'ny Mpamonjy na dia ireo tsy mino aza; ka tsy dia olana loatra fa raha tsy mankalaza 25/12 ny olona iray dia ankalazao isan'andro izany, fa cadeau avy amin'Andriamanitra i Jesoa izay midika hoe : JE ANDRIAMANITRA(Jehovah na Iaveh) SOA no Mpamonjy amin'ny teny hebreo YESHOUA.

27. totoavina
(
13/02/2013 15:14)
Toa tsy dia mahasoa loatra ny somary fifamaliana fa izao aoka ho amintsika rehatra ny Fiadanan'i Kristy Jesoa izay hany Anarana handoalihan'ny Lohalika rehetra. Io no anarana mahavonjy amin'ny ratsy rehetra. Amen
28. Maranatha
(
14/02/2013 05:31)
smileyah:
Filma efa hitako zay: raha naka fanahy an'i Jesoa ny demony dia nanao zay fara heriny nampiasa ny Tenin'Andriamanitra mba hampanaiky Azy sy mba hiankohofaNy eo anatrehany nefa nolazain'i Jesoa hoe: miala amiko ry satana, dia ohatr'izany koa ity tranga eto ity: Ny olona miankohoka amin'Andriamanitra Tsitoha Mpanao ny lanitra sy ny tany, Rain'i Jesoa Kristy amin'ny 25 desambra no lazainao fa miankohoka amin'ny bibidia; Iza moa no Andriamanitra inoanao? Miala amiko ry satana.
Miankohoka @ bibidia tokoa hianareo raha mankalaza io daty napetrany io hoe ho fahatsiarovana ny nahaterahan'ny Mpamonjy. Voaporofo izany fa tsy miteniteny foana akory izahay . Mazava tsara fa mpanara-drenirano ianao,Tokony ho nandinika fotsiny aloha hianao fa tsy tonga dia nanohitohitra fahatany . Na ny fotoana nivoahan'io fampianarana io aza tsy fantatrao akory. nankalaza izany ve ny mpianatra rehefa lasa ny Tompo??? sa taiza ny fotoana nivoahan'io fampianarana io ??? iza no namoaka azy??? nahazo fanomezan-dalana avy any an-danitra ve (@alalan'ny faminaniana)???
Kanefa hoy hianao hoe miala amiko ry satana. Raha ny Fanahin'Avoindrindra no mampiteny ahy izany aminareo dia mihomana hianao fa tsy hahazo famelan-keloka intsony satria miteny ratsy ny Fanahy masina hianao. Manda ny heriny. Lazainao fa satana Izy.
29. niryna
(
14/02/2013 06:03)
Miharena:
Alaharo tsara ny hevitrao fa sarotra be ilay fanontaniana sy ny vontoatiny.
Misaotra anao
Hoy aho hoe inona no olana raha mankalaza ny 25 Desambra ny kristiana?
30. niryna
(
14/02/2013 06:05)
Nehemiah:Raha tsy mahadiso anie tonga dia mba omeo ny Tonony sy ny andinin'ny Baiboly .
Averiko foana : Tit. 3:10
Moramora ho an'ny mpisera no mahalala ny teny tianao ho lazaina
Misaotra mialoha
31. niryna
(
14/02/2013 06:14)
maranatha:ahoana hoy ny Tompo raha ny tantara rehetra no ho soratana dia tsy ho tapitra mihitsy ka tsy vahaolana sy tsy mamaly ny hafatra izany amiko asa aloha
Inona no olona??? OLANA GOAVAMBE
Tsy voasoratra ao @ baiboly io fa fampianarana nampidirin'ny Roma mba hanehoany ny heriny hoe manaraka azy izao tontolo izao.
Tsarovy fa tsisy ao anaty baiboly olona masina ka nankalaza ny andro nahaterahany. Ny Tompo aza tsy nanao izany.
ok re e,inona indray re izany bible satanique izany e
Ny bible satanique no milaza fa io no tena fety tsara indrindra. Fankalazan'ny tsirairay ny daty nahaterahany.
ka ny anareo rehefa tsy manaraka ny fampianarana manara-penitra dia lazaina ho fampianarana diso avokoa an
Raha tsorina dia anisany fampianaran-diso tsy nahazoana fanomezan-dalana avy any an-danitra ihany koa io. Tahaka ny alahady. Ny mahavariana dia ry zareo mpitandrina alahady avokoa no manao io fety io. Manambara sy milaza fa zanaky ny Katolika avoakoa ry zareo.
io izao ny anao dia tena fampianarana diso ,inona koa no hidiran'ny Apo 12-4 amin'io fanontaniako io. Izay anie ilay hoe aza dia atao plis vava daholo ny baiboly e.Ka na satana koa aza moa mahay baiboly k'nou. Raha zanak'Andriamanitra marina hianao .... Lioka 4
Apok 18:4 Ary nahare feo iray koa avy tany an-danitra aho nanao hoe: Mialà aminy ianareo, ry oloko, mba tsy hiombonanareo ota aminy, ary mba tsy hisy hahazo anareo ny loza manjo azy.5 Fa ny fahotany efa nitehika tamin'ny lanitra, ary ny Tsitoha efa nahatsiaro ny ratsy nataony.
samy tian'Andriamanitra avokoa ny olona rehetra ary tsy nametraka toerana avo ho an'ireo izay milaza azy ho tena mpanaraka Azy izy ,raha izany dia efa tonga ny lanitra vaovao .
Mivoaha teo aminy hianreo ry oloko mba tsy hiombonanareo ota aminy. hoy ny Tsitoha
Matoa nasiany nandrehitra jiro isika dia mbola maro no mitady jiro ka ampireto ny jirokelinao na dia mitsopozopozo aza fa aza afenina ao ambanin'ny latabatra. ok
32. niryna
(
14/02/2013 06:15)
bor2lais:ha,ha ,izaho aky mba gaga an
maranatha:
Inona no olona??? OLANA GOAVAMBE
Olanao irery izay hoy ny fitenenana ! :-)
33. Nehemiah
(
14/02/2013 06:15)
Azafady indrindra, Tit. 3:9 no tena izy fa tsy 3:10 loatra :
"Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin’ ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany."
"Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin’ ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany."
34. niryna
(
14/02/2013 06:18)
hadji:izay no tokony ho izy. Misy mantsy mivaralila ka ,ny andro nahaterahan'ny zanany izao tadidiny na ny havana na ny fanambadiana eny fa na ny namana mpiara-miasa aza dia mifampitadidy.Dia midika ve izany fa hoe satria ny olona tsy kristiana dia hialana? Dia aiza no taratra maha kristiana raha izany,raha mangetaheta ny antony nahatonga antsika ho toy izao izy ireo dia ilaozana ve ,tsy azo hiarahana hono fa miala aminy ny tena tsss
aza mamorona olana eo amin'ny fiainana raha azo atao krisimasy ny 25 desambra dia izay
35. niryna
(
14/02/2013 06:26)
didi10:
Efa mazava anie izany namana Niryna e! samy efa manaiky sy miaiky avokoa ny rehetra fa tsy 25 desambra no nahaterahan'ny Mpamonjy kanefa ianareo mbola miziriziry hankalaza io andro io ihany, andro izany no tompoinareo, tahaka ireo Romana taloha manompo masoandro sy volana ary kintana amin'ny andron'ny 25 desambra sy 01 janvier dia mikapa hazo entina ao an-trano asiana jirojiro miampy ilay andriamanitra dadabenoely ivavahan'ny ankizikely hangatahana bonbon atao anaty ba-kiraro.
Fehiny fanompoan-tsampy io fa mialà tao.
izay foana hoy aho no teneniko,aza mihevitra ny anareo ho ambony noho ny an'ny hafa foana hianareo,inona koa izao no hidiran'ny fanompoan-tsampy amin'ny fankalazana ny nahaterahan'i kristy? Na mankalaza na tsia tsy misy idiran'ny afobe na lanitra mihitsy io fa aoka re .
Dia ahoana ny Hanukkah- na Chanukkah - ny Menorah ireo tantaran'ny Jiosy izay mandrehitra jiro isan'andro mandritra ny valo andro ary misy jiro iray izay symbol kristy eo am-povoany.Maninona no tsy misy sahy manembantsembana na manafoana an'io? Raha mankalaza ny nahaterahan'i kristy ny olona tsy midika mihitsy izany fa mandeha eo ny hirahira mon beau sapin sy ingahibe Noely ? Tsy ary mitovy daholo ny olona ok
36. niryna
(
14/02/2013 06:29)
smileyah:asa lahy,misy milaza ny azy ihany no izy eo e
Amin'ny fo tsy miangatra, aiza kokoa no tsara eo imason'Andriamanitra amin'io andro 25 desambra io: ny olona midera, misaotra ary manome voninahitra Azy noho ny fahatongavan'ny zanany ho nofo mba hamonjy ny olombelona ve, sa ny olona izay feno fitsikerana sy manondro molotra ireo olona izay manao izany?
misaotra anao,izay no tadiavina amintsika misaotra e
Andriamanitra dia tsy mijery afa tsy izay ao anatin'ny halalin'ny fon'ny olona tsirairay. Tadidio ilay voasoratra raha tsy nanaraka ny fombafomban'ny Jody ny mpianatra ka nitsikera ny farizianina. Ary hoy i Jesoa ny mahaloto anareo dia izay mivoaka amin'ny molotra.
37. niryna
(
14/02/2013 06:30)
sitlo:inona indray re no tian'i sitlo ho tenenina e
Ka sao azon'ny bibidia kosa ange eh! Olana goavambe izany azon'ny bibidia izany.
38. niryna
(
14/02/2013 06:32)
toriteny:Aleloia Amena dia amena !
-MArina mihitsy fa tsy ao amin'ny baiboly ny hoe 25 décembre no nahaterahan'ny Tompo
-MArina fa tsy asain'i Jesosy hankalazaina ny nahaterahany tsy ohatran'ny famakiana ny mofo sy ny fisotroana ny divay izay asainy hataontsika hahatsiarovantsika Azy. Izany akory tsy midika hoe very any amin'ny afo sy solifara ary tsy voavonjy izay mankalaza ny nahaterahany satria fady ny nanao izany. Fa ny anjely aza nidera Azy vao teraka Izy (Lio2:20) ary ny magy aza mba niankohoka teo aminy rehefa teraka Izy
-Ary misy ny historien no mametraka ny fahaterahan'i Jesosy 8 ans avant l'an 0, misy ny historien sasany mametraka izany entre janvier 750 sy alohan'ny avril 750 ny calendrier varronien, misy ny mampandroso daty hafa fa ny hitambaran'izy rehetra sy ny hiraisan'izy rehetra sy isiaka rehetra hevitra dia hoe tsy 25 décembre an 0 Jesosy no teraka. Ary izay dia marina.
FA maninona ary ny kristianina no mankalaza ny 25 décembre ho andro nahaterahan'i Kristy?
Ny romana dia mpanompo sampy be taloha. Nanana andriamanitra be dia be ry zareo ary na ny amperora aza dia noraisina ho andriamanitra tamin'izany.
Nisy ny andriamanitra Mithra izay andriamanitry ny fahazavana no nankalazaina tamin'io 25 décembre io ka nanaovana fety be. Izay no nataondry zareo hoe sol Invictus satria io no manakaiky ny solstice d'hiver izay nahaterahan'io andriamanitra Mithra io.
Ary io andriamanitra io dia teraka teo ambanin'ny hazo ary ny olona nandritry ny fankalazana (satria naharitra herinandro izany fankalazana izany) dia nanisy guirlande teny amin'ny vatany ary nasiany guirlande daholo ny tanàna (noheveriny tamin'izany fa teo anivony foana ilay andriamanitra na andro na alina satria nazava be ny tanana rehetra nasiana ilay guirlande) sy ny hazo rehetra ( mba amin'izay hoe mety ho teraka amin'ireo hazo rehetra ireo ilay andriamanitra) .
Hitan'ny kristianina ny hadalàn'ireto romana ireto ka mba hisintomany ny olona tsy hankalaza an'io andriamanitra io intsony amin'io daty 25 décembre io dia napêtrany ho fankalazana ny nahaterahan'i Kristy io andro io mba hivavaka ny olona sy hiditra any am-piangonana amin'io fa tsy hifety hanompo andriamanitra hafa dia izay no hoe aleo hatao 25 décembre ny fankalazana ny andro nahaterahan'ny mpamonjy mba hamonoana ny célébration an'io Mithra io.
Amiko personnellement tsy hitako ny problème ny hankalazàna ny nahaterahan'ny mpamonjy ho 25 décembre tahaka ny associer na ny pakan' ny Jiosy amin'ny nitsanganan'i Jesosy tamin'ny maty.
Saingy izao eo amin'ny fankalazana ilay izy no mampisy olana kely amiko ny an'izao tontolo izao. Izahay izao ao an-trano mankalaza ny krismasy, miara misakafo, mamonjy sasak'alina fa izahay tsy manao sapin ary tsy mametraka guirlande. Ny anay hira fiderana fa tsy mon beau sapin ny hira alefa ary ny ankizy mahazo kilalao fa tsy fantany izany père noel izany raha hanontanianao azy satria ny noteneninay dia avy amin'ny Jésus iny fa tsy avy amin'ny père noel.
Ny anay izany dia tsotra ny mikasika ny 25 décembre, ny anay hoy aho tsindriko tsara.
Tsy asiako olana ny fankalazana ny 25 décembre ho andro nahaterahan'i Jesosy raha araka ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy araka ny fanaon'izao tontolo izao no hankalazana azy. Ary izaho tsy ho bedin'i Jesosy sy ny FAnahy mihitsy hoe diso daty ianao fa aza manao sasak'alina izany, aza mandefa hira fiderana izany, aza mifaly izany rehefa 25 décembre.
Ary izay no hisarihako ny saintsika mba hanontany foana ny sitrapon'Andriamanitra amin'ny zavatra vaovao taorian'ny baiboly ireny. Fa tsy hoe tsy voalaza tao amin'ny baiboly ny internet sy ny web dia hoe ratsy ireny fa aza mi-surf mihitsy fa alaviro.
39. niryna
(
14/02/2013 06:35)
Maranatha:inona no idiran'ny bibi-dia amin'ny fankalazana ny nahaterahan'i kristy eto? Tsy azoko mihitsy hianareo ka sa lasa pli-vava fotsiny ny baiboly e?
smileyah:
sitlo:Misy fanontaniana mila valiny io azafady o!
Ka sao azon'ny bibidia kosa ange eh! Olana goavambe izany azon'ny bibidia izany.
Apok 14:9 Ary nisy iray koa, dia anjely fahatelo, nanaraka ireny ka nanao tamin'ny feo mahery hoe: Raha misy miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny ka mandray ny marika eo amin'ny handriny na amin'ny tànany,10 dia izy koa no hisotro ny divain'ny fahatezeran'Andriamanitra, izay naidina tao anatin'ny kapoaky ny fahatezerany tsy miharoharo zavatra, sady hampijalina amin'ny afo sy solifara eo anatrehan'ny anjely masina sy eo anatrehan'ny Zanak'ondry iry;11 ary ny setroky ny fijaliany dia miakatra mandrakizay mandrakizay; ary tsy manam-pitsaharana na andro na alina izay miankohoka eo anoloan'ny bibi-dia sy ny sariny, na izay mandray ny mariky ny anarany.
Ho aminareo anie io teny io. Amen.
Dia inona koa no hidiran'ny miankohoka sy ny afo sy ny solifara
Ahoana no ahatongavan'ny olona tsy ho kristiana anaraka ny fampianarana madio tsy misy kilema raha tsy hay sy tsy misy ifandraisany ny fanontaniana? tss
40. smileyah
(
14/02/2013 06:37)
Maranatha:Ianao no nilaza fa tsy izaho. Aoka izay mahay mandinika sy mamaky no handanjalanja. Misaotra anao fa tsy hampiala ahy amin'ny finoako na hampihemotra ahy na oviana na oviana izany satria ianao ihany no nanamafy azy aza.Satria Andriamanitra Rain'i Jesoa Kristy Tompo no lazainao fa zavatra hafa; Izy irery mandrakizay no hiankohofako.Fa Ianao mazotoa miankohoka amin'ny andriamanitra mifanohitra aminy.