Ny fiangonana apokalipsy: fanambakana oul @ fomba ankolaka

1. Lars ( 29/09/2012 07:59)
Kaiz dôly rreto a! Ty mba mis zvtr mahalasa saina kely ahy iany momba io fiangonana apokalipsy io e! nareo v ts maita oe fanambakana avo lenta io ataon'i mailhol ny mpino ao @ny io? Ry mpino kou mou zany d tena jamba tanteraka na ny masony na ny sainy anaovan lédala azy. Raha tsy ho asiko resaka ny momba ireo fiara raitra d raitra isankarazany d ty mba misy zvtr kely isintonako ny saintsika : nampanantena i mailhol taona vitsy lasa fa hanorina fiangonana lehibe indrindra aty afrika d nanezaka diso daolo ry mpanao 1/10-karena samy nanao izay ho afany. Ankehitriny anefa d na tapa-biriky 1 aza tsy nitsangana ary d tratran'ny lavage de cérveau ndray ireo mpino @zao ftôna hoe fanetretena hono io mvavaka akalamanjana sady mipetraka @ tany io mahagaga nefa fa ledala sy ireo lohandohan'ny mpisorona d mipetraka eo ambony seza daôly ar rà ny vidin'ireny fiara rehetra ireny v na fiangonana lehibe 2 aza tsy efa voatsangany rà nanao izy. Ka eto d mba manaitra ny sain'ireo mpino ao @ apokalipsy ny tenako hoe mba mifoaza @zay fa d ho banky roptra ao nareo tsy aleonareo v anasoavana ny ankohonanareo ny 1/10-karena toy zay atsipy eny ambaravarakely omena an"i mailhol kelin'i satana?
répondu par methode le 08/11/2012 12:21
2. andrywui ( 30/09/2012 07:47)
Mahalasa saina ,,,

No comment.
3. Lars ( 30/09/2012 08:11)

andrywui:

Mahalasa saina ,,,

No comment.
. Kaiz ra-andrywui a! Mbo kôzkôzio iany reo namana na fianakams mbola ts tonga saina @io e! Nenà lesy zao lé zôdahiko ato tena mapalaelo mints fa mafana fo ery manao anlé 1/10-karena nefa ny zanany mrangorango mints refa tonga ato @ko fa tsy mba minana anzany goûter zany ono rzareo ao an-tanàna tena mapalaelo lé akizy e!
4. leva2 ( 30/09/2012 10:13)
Velona Jesosy!

Mampieritreritra tokoa!
Ny atao no hita sy ahalalana fa tena Kristiana ny olona iray na tsia.
Araka ny tenin'i Jesosy hoe : "Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao ny sitra-pon’ny Raiko Izay any an-danitra. Maro no hanao amiko amin’izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia tamin’ny anaranao va izahay? ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ny anaranao va izahay? Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka" Mat 07/21-23.

Adidintsika anefa ny manaitra ireny namana sy havana ireny amin'ny torimasony.
5. Lars ( 30/09/2012 10:27)
Misaotranao @ fanentanana leva2 a!
6. andrywui ( 30/09/2012 10:37)

Lars:

Misaotranao @ fanentanana leva2 a!

Ary sao de manao magie be kosa aza ,na odibonaika ataonlery ...
7. andrywui ( 30/09/2012 11:03)
Misy fomba fiadinireny gourou ireny ratsy be mitsy à otranle rangah oe Jim Jones iny zao de tena mazava n'y azy fa tany amle mahantra s'y tsy ampy fivelomana fona izy no miditra ...
8. Lars ( 30/09/2012 11:47)
Mazava ho azy lesy ra-andrywui a! Ny oul mahantra mants mora rebirebena e! Mody omeny ar 100 alou @ vôloany d ritiny tsikelikely @ zay ny fari-pananany avy eo
9. bozina ( 30/09/2012 14:03)
Azf re,nataoko ny tsy hamaly nefa dia tena mba nanitra ny saiko iany izy ity,dia gaga elah hoy Lalatiana,nga v vitany lavage de cerveau ihany fa hatrany amin'lavage spirituel mitsy e,ny any zareo iany ono ny marina sy ny mety,ry zareo rery iany ono no to oe ho tafiakatra any an danitra fa ny sisa to oe tsy lasa any raha tsy miditra Apokalypsy,za ry namana dia tena malahelo mihitsy fa dia tena nisy namana akaiky mihitsy nisarapanambadiana mitsy momba nio fiangonana io,ry zareo londohany mpisorona mihitsy no tena anisan'zany ingahy Pastora oe e ""misaraha fa tsy mety aminao reo vady amanjanakao"" reo fa tena misy devoly marobe io vadinao io fa tsy mety aminao,fa ity misy vady mendrika anao,dia nisaraka ary dia rava tokoa le toka-trano keliny le olona,ono oa tena mivavaka ve re zany olona zany e,,asa re ,eny aza mba mora voahozongozona ko aloha le finoana e
Lars:
dia
Kaiz dôly rreto a! Ty mba mis zvtr mahalasa saina kely ahy iany momba io fiangonana apokalipsy io e! nareo v ts maita oe fanambakana avo lenta io ataon'i mailhol ny mpino ao @ny io? Ry mpino kou mou zany d tena jamba tanteraka na ny masony na ny sainy anaovan lédala azy. Raha tsy ho asiko resaka ny momba ireo fiara raitra d raitra isankarazany d ty mba misy zvtr kely isintonako ny saintsika : nampanantena i mailhol taona vitsy lasa fa hanorina fiangonana lehibe indrindra aty afrika d nanezaka diso daolo ry mpanao 1/10-karena samy nanao izay ho afany. Ankehitriny anefa d na tapa-biriky 1 aza tsy nitsangana ary d tratran'ny lavage de cérveau ndray ireo mpino @zao ftôna hoe fanetretena hono io mvavaka akalamanjana sady mipetraka @ tany io mahagaga nefa fa ledala sy ireo lohandohan'ny mpisorona d mipetraka eo ambony seza daôly ar rà ny vidin'ireny fiara rehetra ireny v na fiangonana lehibe 2 aza tsy efa voatsangany rà nanao izy. Ka eto d mba manaitra ny sain'ireo mpino ao @ apokalipsy ny tenako hoe mba mifoaza @zay fa d ho banky roptra ao nareo tsy aleonareo v anasoavana ny ankohonanareo ny 1/10-karena toy zay atsipy eny ambaravarakely omena an"i mailhol kelin'i satana?
10. bozina ( 30/09/2012 14:17)
ka io ko ane na ho tairinao aona ary ka rehefa tsy le olona mihitsy no anana fanadavan-tenany iala amin'fomba fanaony atao akory abako!!!!!!!!!!!
Lars:


andrywui:

Mahalasa saina ,,,

No comment.
. Kaiz ra-andrywui a! Mbo kôzkôzio iany reo namana na fianakams mbola ts tonga saina @io e! Nenà lesy zao lé zôdahiko ato tena mapalaelo mints fa mafana fo ery manao anlé 1/10-karena nefa ny zanany mrangorango mints refa tonga ato @ko fa tsy mba minana anzany goûter zany ono rzareo ao an-tanàna tena mapalaelo lé akizy e!
11. sunday ( 30/09/2012 17:18)
Ry namana isany,

Aza adino fa mpanompon'Andriamanitra io olona resahanareo io, izaho akory tsy hoe mpikambana ao amin'io fiangonana io, lavitr'izany. Fa ny firesahantsika sy ny fitsikerantsika ny mpanompon'Andriamanitra dia miantso zavatra ho antsika.

Ny olona rehetra dia samy manana ny fahalemeny, fa aleo ho azy sy Andriamanitra izany @ andro fitsarana. Iza moa isika no hitsara azy, satria izy ve manana 4x4 vaovao maro be dia hilaza izany isika. Iza isika no hilaza fa tsy izy na mpaminany sandoka izy, ny fantatro fotsiny dia ny fiangonany dia mitory an'i Jesosy, mpanompon'Andriamanitra izany no anarany.

Ahoantsika inona raha manana 4x4 zato aza izy, indray andro any izy dia tsy maintsy hanao tatitra amin'Andriamanitra ny amin'ny faha folon-karenanan'ny fiangonany izy. Indray andro any izy tsy maintsy hanao tatitra ary ho adinina amin'ireny faminaniana ataony izay miovaova ireny, tsy anjarantsika no hitsara azy amin'izany. Ka raha mitohy foana isika hitsara azy dia ho adinina amin'izany koa isika.

Avelao ny olona hanaraka azy raha sitrapony izany, fa eo @ voany foana no ahafantarana ny hazo. Avelao ny olona hanome ny ampahafolony ho azy, aza malahelo ianareo na dia tsy manana na dia gouter homena an'ny zanany aza izay manome ny ampahafolony, Andriamanitra mamaly ny zavatra rehetra.

12. Lars ( 30/09/2012 18:57)
Lu sunday! Tsy ny fananany 4/4 no mampalaelo ahy rsé fa lé zanaky ny zaodahiko a! Rà enw anie no maita izany ankizy izany d hoy enw oe 4-mi latsaka fefany e! Nefa ny rainy mba miasa ara-dalàna iany e!
13. methode ( 30/09/2012 20:04)
Misaotra anareo rehetra namaly! Diso be ny filazana fa tsy tokony hiteny ny tsy mety ataon'ireo milaza fa mpanompon'Andriamanitra! Tsy izay rehetra milaza fa mpitory an'Andriamanitra akory dia mpanompon'Andriamanitra! Aza hadino fa ny demony nadevoly koa nampiasa tenin'Andriamanitra rehefa te-handresy lahatra an'i Jesoa! Fa rehefa hita mazava fa fanambakana dia tsy asan'Andriamanitra izay fa asan'ny maizina! Asa na marina aza ny filazana fa misy ifandraisany ihany koa ny Apokalipsy sy ny club Satanique! Toa hoe misy calcule amin'ny fifidianana amin'ny 2013 izy io mba hahazoana mpifidy marobe! Mino kosa aho fa tsy hamela an'izany hihatra eto Madagasikara Andriamanitra! Mody mangina izy saingy miasa ao anatin'ny fahanginana! Ho hitantsika eo ny tohiny....
14. andrywui ( 30/09/2012 20:43)
Grave be kosa ra atao oe lafiny mahaoul fotsn aza ,ra izy manakarembe s'y voiture milay ,,izy mpetrak amn seza mlay , izy voky hatreny antenda ,izy mpetraka amn vovo mlay nefa n'y.membres vizana , mandeha tongotra amna kilomètre , mpetraka amn tany , tsy ampy sakafo !!!!!etc etc .....tena miotry ny loha kosa n'y ani mailhol fa efa kobo be zao ny fikany kou
15. andrywui ( 30/09/2012 20:49)
O lty larss à ozy elah amle titre oe fanambakana ankolaka
... fa tena fanambakana hita maso ankarihary s'y mivantana mitsy lty no ataonlery a ..mila saosy kou lery amle fifidianann Filoha de manezakezaka mitango vola aloha
16. hadji ( 01/10/2012 05:16)

andrywui:

O lty larss à ozy elah amle titre oe fanambakana ankolaka
... fa tena fanambakana hita maso ankarihary s'y mivantana mitsy lty no ataonlery a ..mila saosy kou lery amle fifidianann Filoha de manezakezaka mitango vola aloha
mivavaha ho azy fa tsy fantany izay ataony
17. Lars ( 01/10/2012 08:08)
Okay daôlo rangà a! Msaotra sy mankasitrakanareo rehetra namaly sy izay mbola hamaly ny lahatsoratra ny tenako e!
18. didi10 ( 01/10/2012 08:12)

Lars:

nampanantena i mailhol taona vitsy lasa fa hanorina fiangonana lehibe indrindra aty afrika ... Ankehitriny anefa d na tapa-biriky 1 aza tsy nitsangana


Aza variana amin'ny fanaratsiana isika fa tsy azo refesina amin'ny haben'ny trano no ijerena ny haben'ny fiangonana (isan'ny mpino), raha izao no mitohy dia ho betsaka noho ny isan'ny Katolika sy ny Protestanta mitambatra ny isan'ny mpino Apokalipsy.

Lars:

rà ny vidin'ireny fiara rehetra ireny v na fiangonana lehibe 2 aza tsy efa voatsangany rà nanao izy. Ka eto d mba manaitra ny sain'ireo mpino ao @ apokalipsy ny tenako hoe mba mifoaza @zay fa d ho banky roptra ao nareo tsy aleonareo v anasoavana ny ankohonanareo ny 1/10-karena toy zay atsipy eny ambaravarakely omena an"i mailhol kelin'i satana?


Manana soso-kevitra ve ny namana hoe hiala ao izy dia alefa aiza?
19. takona ( 01/10/2012 08:30)
nisy fandaharana izay tao am tntv t@ alakamisy teo mikasika an'io (Mah)tena mampiheritreritra mihintsy satria tena sahy nijoro vavolombelona lay olona tao noanampiseho CD izay tantara mitohy e
20. Lars ( 01/10/2012 09:36)
Isika eto tsy oe manaratsy didy10 a! Mba milaza sy miady hevitra ny zava-misy sy hita-maso ftsny e! Ilay fandaharana t@ tntv iny moa d'efa no comment mme takona a! Ho antsika naita iny fandaharana iny dia afaka mandinika oe hatraiza sy hatraiza no fandehan'ty rsk ty
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085