Fividianana Airbus (4)

1. LazaDaddy ( 23/04/2012 05:46)
Jereo eto

Le nouvel Airbus A340-300 de la compagnie nationale Air Madagascar est tombé, une nouvelle fois, en panne, à l’aéroport de Roissy Charles de Gaule de Paris, avons-nous appris hier.
Un passager de la compagnie nous a informé, depuis Paris, que le vol qui devait partir de la capitale française à 17 heures, heure française, pour rejoindre Antananarivo, a été retardé pour des raisons techniques. Un autre départ a été prévu vers 22 heures, mais jusqu’à l’heure où nous mettons sous presse, l’avion n’a pas encore décollé de l’aéroport de Roissy CDG.
Des passagers de la compagnie Air Madagascar de signaler tout de méme que le dernier vol de cet appareil vers Paris n’a pas été de tout repos. Le train d’atterrissage de l’Airbus en question n’avait pas pu étre dégagé par la commande automatique au dessus de Roissy, alors qu’il amorçait sa descente. Il avait fallu une intervention manuelle pour le faire sortir, nous a-t-on confié. Une intervention qui a provoqué une sourde angoisse chez les passagers. L’avion a, en effet, tourné en rond pendant plusieurs minutes au-dessus de l’aéroport, a-t-on rapporté.
Joint au téléphone Hugues Ratsiferana, Directeur Général de la compagnie Air Madagascar a confirmé ce retard de décollage tout en rassurant que le problème a été résolu.
Le DG d’AirMad n’a pas voulu confirmer le problème du train d’atterrissage défaillant de la semaine dernière, au cours de cette conversation téléphonique. « Je ne peux pas affirmer ni confirmer quoi que ce soit sans le rapport d’investigation menée par la compagnie Air France », a-t-il répondu.
Ce second incident survenu à l’appareil Airbus A340-300, récemment acquis par la compagnie Air Madagascar, met de nouveau à mal l’image de la compagnie nationale malgache. Les dépenses occasionnées par ces incidents à répétition (frais de parking, frais de réparation et indemnisation des passagers) mettront les exploitations de la compagnie dans une position inconfortable, nous a-t-on confié
novalian'i milamm ny 29/04/2012 02:22
2. milamm ( 23/04/2012 12:15)
tsy voasakany vavabasy intsony ny fahaverezany fahatokisany olompirenena mikasika ny fitantanana ny rahaharampanjakana ankapobeny vokatry ny fandaniambola tsy marimpototra, fanamparana fahefana @ fampiasana volambahoaka @ reo hetra takiana aminy.
2009-2012 Atreto aloha dia 336.000 asa mampiditra hetra mivantana no very araky ny fandihadiany BIT, ankizy 950.000 no tsy afaka mianatra intsony tatitry ny unicef, tompon'andraikitra voalohany ny fat anome fanazavana mangarahara tompontrano mihono ny rehetra manoloana ny fifanarahana mazava sy vidiny ireo airbus millions d'euros 6 taona aloa any @ kitapombola air france (zay mibaby trosa 353 millions d'euros ny 2011), anampina ny trosany air france ny isambatan'olona mandoa hetrampanjakana malagasy fa tsy manavotra ny air madagascar mihitsy
3. andrywui ( 23/04/2012 17:45)
Alefaso ndray fividianana air bus 5 ndray oe ....mdr maharomtra be tssssshhhh nemportekoa...
4. hery ( 23/04/2012 21:33)
Mbola tsy miaiky ihany hoe tsy mety ny nividianana an'ilay Airbus lolll

donto mihitsy.

Ravalo tamin'ny androny vao notenenina hoe tsy mety ilay eritreritra fividianana tany tamin'ny Daewoo (mbola eritreritra fa mbola tsisy vola lasa sns) dia tonga dia najanona ilay eritreritra. Ity sady tsy niera tamin'ny vahoaka fa tonga dia nividy, mampidi-trosa ny vahoaka, no mbola tsy miaiky fa diso ihany na dia efa simba foana ara ilay airbus.

Dia sanatria mianjera ve ilay air-bus vao hanaiky hoe tsy nety iny varotra iray iny?
5. andrywui ( 25/04/2012 23:30)
Ny an'ny sasany ndray nampisotroiny ronono amn pO fotsiny ry avarapianarana de lasan'izy mianakavy ny force one sy two ,,miseho milay loatra ry miseho maranitra nefa draba maty ..!!
6. milamm ( 26/04/2012 00:38)
lool wui a, latsaky fimehezana mintsy za maita ny kozinla torohevitra maimaimpoana tsy misy sarany
mianara mahay miresaka mihaino sy miezaka mamantatra ventindresaka avy eo dia manazava ny hevitry ny tena. Tsisy na raipany @ reo aza nohajainla fa mamerina tsianjery otrany boloky ftsn tsy mahafatiantoka ny fanajana ny hevitry hafa fa vao maika aza mampivelatra fijery mikasika ny manodidina, mirefarefa loatra ny fomba firesakela eto tsy mamaly mivantana ny resakol sa tsy mahay mamaky teny tsara njay2 lol
7. hery ( 26/04/2012 05:47)
Ny an'i Andrywui mankahery tena sisa. Raha vao miteny hoe tsy mety ilay fitondrana dia tonga dia hoe ny an'i Ravalo koa aza tsy nety lolll.

Ravalo izany no ianarany. Nefa Ravalo lazainy fa ratsy dia Ravalo indray no ataony fitaratra.

Tsy mieritreritra ny hivoatra fa minona amin'ny hoe Ravalo koa mba ratsy.Ravalo no atao reference lolll.

Mazotoa ary mangalatahaka ny nataon-dRavalo, ny soa fianatra :-)
8. andrywui ( 26/04/2012 06:33)
ka ny zavatra occasion refa vidina de misy pilaka kely daolo fa amboarina e zay no ilaina n techniciens ,,fa refa vita milay izy de kepoka daolo ndray ...na mividy innn na mvidy innn ka okany de misy blemm kely iany ...fa amboarnizy e...innn ary mampiwawawawwww anareo mianakavy ato fa tsy mamboatra zahatra atao hotaingenan'i dada hody atao fa n roplannn tsisy fika ...
9. LEbotakely ( 26/04/2012 06:55)

hery:

Ny an'i Andrywui mankahery tena sisa. Raha vao miteny hoe tsy mety ilay fitondrana dia tonga dia hoe ny an'i Ravalo koa aza tsy nety lolll.

Ravalo izany no ianarany. Nefa Ravalo lazainy fa ratsy dia Ravalo indray no ataony fitaratra.

Tsy mieritreritra ny hivoatra fa minona amin'ny hoe Ravalo koa mba ratsy.Ravalo no atao reference lolll.

Mazotoa ary mangalatahaka ny nataon-dRavalo, ny soa fianatra :-)


Diso kosa izany ry hery hoe hividy avion dia hanontany ny vahoaka! Eto ary mbola tsy misy Solombavambahoaka voafidy akory. Koa iza no hanontaniana? Ary raha ny ohatra tsara azo alaina dia sarotra ny hiteny hoe i Ravalo na i Radidy na i Andry no azo alain-tahaka : politika no resahina fa tsy fitantana orinasa tompoko. Aoka mba hahay hamakafaka tsara isika fa samy olom-pirenena daholo.
10. hery ( 26/04/2012 07:44)
Ka efa diso hatramin'ny voalohany koa hoe hividy avion dia ny filoha no hiditra antsehatra. Orinasa ny Airmad, manana ny direkterany, ny actionnaires, ny conseil d'administration sns. Fa matoa ny filohan'ny tetezamita no miditra antsehatra dia lasa resaka raharaham-pirenena. Ka raha lasa raharaham-pirenena dia idiran'ny vahoaka. Ary raha tsisy solombavambahoaka eo, matoa nofoanana ny antenimiera dia misy institution natsangana hisolo azy. Raha tsy mahavita misolo ny antenimiera ny institution napetraka dia tokony foanana.
11. andrywui ( 26/04/2012 20:28)
Ninanengannn I hery nanaovan'i botakely azy ...zatra panaonao oul lotra ka ....hounn ,,fay zay ...mteniten fona hono less rahery ...mba mandiniha vo.mteny ,,,tsy n satroka fotsn akory no hifaly aminio loha io huhuhuhuhuhhhh....
12. hery ( 26/04/2012 20:38)
Noheveriko fa tsy rariny ry zalahy miteny hoe mitapy... kay marina ihany loll
13. hery ( 26/04/2012 20:38)
Noheveriko fa tsy rariny ry zalahy miteny hoe mitapy... kay marina ihany loll
14. andrywui ( 26/04/2012 22:18)

hery:

Noheveriko fa tsy rariny ry zalahy miteny hoe mitapy... kay marina ihany loll
botakely ane bainnn no.mamely mafy anlah eo fa tsy zah e donc ra hanao mitapy ani botakely elah de mifanaraha ao lisany fa lamasinina ty lasa iany ....
15. milamm ( 27/04/2012 00:48)
lool, ra ol norma daoly ve no itafatafana samy kola vetivety eo tsy maintsy misy foana ny mitapitapy mamono afo @ menaka lool
za gaga oe zay kay rahery vao niaky karazany hafa ty iray ty, anala azy no antony amaliako azy fa tsisy azoko loatra ny fitenina boloky
16. LEbotakely ( 27/04/2012 05:18)
Raha mba afaka mamakafaka kely i Andrywui na dia hoe sarotra ho anao aza izany dia mahatsapa ianao fa ny resakao de maivana loatra. Raha za ianao tsy manao forum mikasika ny politika na ny fiainam-pirenena intsony aho fa aleo manao forum resaka hafa. Mandany andro fotsiny enao kay fa tsy mitondra fampivoarana na hevi-baovao azo hanatsarana fomba fijery. Ary ny olona rehetra mahatsapa izany daholo.
17. andrywui ( 27/04/2012 07:32)
O ry lerony ee ,,huhuhuhhhh tsotra b le kozy amzao na ramlamm miseho milay sy miseho Ho avarapianarana io de zao tsy natao izestiavana eto na iteriterikiho eran'ny forum eto toi ,,otrizay kou lisany tompomenakelin'i Hery ato reo ...tsisy afatsy oui msié, oui msié vao mpoitra eto I hery de manaraka azy otran ch.de salon kely daolo ...kobon'ny oul daolo zany ..fa zao fotsn e ,,ze hirevenay n fitondrana eo de anay .teo nareo naongan'ny oul sy chassé n'ny vahoaka teo fa fa nahavoa raha ,,donc aleo ny oul hiasa ,,ny resaka airbus ndray pfffffff.... Tsy de itako loatra ze tena blemmm b mapiwawawawww eto satria minambary aza oe misy katsaka ..donc manomboka androany Ho anlisany rehetra de ity Ferme ton clak merde
18. andrywui ( 27/04/2012 07:51)
Mba namakafaka ngah n dadanlisany nampijaly n tantsaha mpamokatra 80% tamn fanagejana s fanosihosena azy ?? Tsy maintsy atao ohatra sy modely I dada satria iny no mampiwawawawawww anareo vo maraina eto ny mba hodiany sy n hanaovany fifidianana ...ok???
19. milamm ( 27/04/2012 12:57)
loool huhuhu mihombo ny aretiny wui torohevitra tihizo fa tsara hohoho isaky ny mikozy ela de tsarovy io teniko io lool samy tsara e
20. andrywui ( 27/04/2012 13:12)
ra mlamm a zao ah vao tena hiresaka amin'i toi !!

misy zavatra itako amin'i toi hatramzay ,,tsikaritro i toi fa rehefa tsy mitovy firehena politika amin'i toi satria antoko hafa de tena homboy , homboy fona no ao antsaina !!! tsarovy anefa fa otrizay fiheveranao zay kou no fiheveran'ny antoko hafa noho ianao anao !! azonao ve ny tiko ho tenenina !?? de jereo io phrases nao farany io :isaky ny manoratra eto enao de tsarovy fa mihombo ny aretina ,tohizo f tsara !!! jereo tsara !!satria maninnn toi no miteny anio ?? satri mihevitra oe ny ataonareo mpanohitra sy zanak'i dada no tena izy fa ny ankoatra izay de "alika" na tsisy dikany angah maivamaivana kokoa no fihevitrareo azy !!!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1748