Fividianana Airbus (4)
21. milamm
(
28/04/2012 00:43)
Izaho anisany mandray anjara eto miezaka mihaino ny rehetra misintona zay mahasoa fa ny anao irery no tsy misy azo raisina raha fonja-kevitra, asio lanjany ny teny lazaina ary arahina bainga voavadika.
oh. tranovorona antsoina oe elatra novidiany fat (ao anaty lisitra mainty voarara tsy hisidina ny habakabaky eropa) dia mendrika ho deraina mbola tsy niainga akory moa de nikatso sahady ny motera vola fanary @ vatapaty manidina ka ze sahy mividiana tapakila hody tongotra mialoha varavarana ary fanampiny kely tsy manana zo n'iza2 anotany ny momba ny 950.000 Euros aloany Airmad zay orinasa tsy miodina intsony ka vola banky foibe oh. no andoavany rehetra mandoa hetrampanjaka izany mandritra ny 6 taona. Mihombo oa ny aretina raha mbola mikiry @ tsy marina oe mety izany lool
22. milamm
(
28/04/2012 00:54)
Mihombo oa ny aretina raha mbola mikiry @ tsy marina oe tsy mety izany lool
23. andrywui
(
28/04/2012 10:33)
ngah irery no maita anzany fa ny pokna rehetra eto maita fa tena milay ny kozy ! donc ferme ton klak d'abord !! faharoa tsy ny hevitringah ierery akory no alefa eto fa afaka miteny eto daholo rah mbola misy demokrasia eto (isaorana an'i hery na de mafy detety aza lery ndraindray alou le demokrasia eto) merci tonton ! na de mifandona matetika eto aza !!!
fahatelo : aza manambany ny hevitrol eto ngah fa refa ts hamaly de tsy miditra na ts mamaly ! ok ? fahefatra : otranizao fiheveran'ingah ah zao kou no fiheverako aningah fa zah tsy rabaissé angah satria hajaiko ze lazaingah !! fahadimy : nanao nareo teo ry mlamm 7taona ngarangidiny !!innn no vokatra ?? nomonopolize nareo sy ry dada daolo ny asan'ny malagasy retra ary nahantra hatramzao ny gasy !! mba azonareo atsaina ve zany?? zao vao manomboka afaka manao ny asa nahazatra azy ny gasy ! ohatra fromazy , yaourt a boire ,vary , lodsia , ....malalaka ny oul zao fa lasa teo le Magro b sy le Tiko namatotra tongotra amantanana teo !!
AVELAO NY OLONA HILAMINA REHEFA TSY NAHAVOA RAHA DE MBA MIJERE NDRAY FA EFA TEO NAREO NO NIALA ,RESULTAT 7ANS ZERO ZERO ZERO

24. milamm
(
29/04/2012 02:22)
lool tssss efa lany pasy zany resak'alika banga mivovo sy manaikitra taolana zany rawui a, misaotra @ fanalana hamohamo, @ manaraka manarina mianara mahazo resaka sy mandalina ny zavamisy vao manoratra eto vita iny tsisy fameriny tsisy lolompo samy tsara mazava zay