Hanina madio sy maloto; mbola mitoetra ve?
41. rekinbelo
(
26/01/2012 06:52)
Miarahaba namana isany
Mahafinaritra le discussion fa ahafantarana zvt maro be, ary ahafantarana ny fihevitry ny olona hafa ihany koa ka afaka maka lesona tsara.
Ny zvt itako aloha hatreto dia hoe mbola tsy ampy ny famamkiana baiboly sa hoe ny fahatakarana ny tiany holazaina ka hanizingizinany sasany hoe izao no tokony atao sy tsy tokony atao.
Tsotra anefa namana no lazain'ny Baiboly momba izany ka tsy tokony ahatezitra na ampikorotan-tsaina antsika.
raha mamaky ny galatiana 4:21-31 isika dia manambara mazava i Paoly ao hoe Mitovy sary @ hagara andevovavy sy vehivavy afaka.
hagara dia mbola andevozin'ny lalàna tao sinay (sabata, hanina maloto, fahafolon-karena sns)
Jerosalema any ambony kosa dia afaka @ io fandevozin'ny lalàna io
Ka asa, hoe iza amin'ireo ka no misy anao namana, ilay taranak'ilay andevo vavy mbola mitandrina ny lalàna nomena tao sinay ve sa ilay jerosalema afaka ka maompo an'Andriamanitra @ fitiavana?
Vakio tsara aloha io galatianina io dia afaka hazavaintsika tsara raha toa k misy mila izany

42. RBNIR
(
26/01/2012 09:07)
Faly miarahaba ny rehetra hatrany,
Fa ny zavatra tena mampitahotra aloha eto dia mazava ho azy izany izao fa dia farafaharatsiny ny iray amin-tsika ireo dia tena diso hevitra.
Samia mivavaka tsara ry namako mba ho tonga amin'ny fahalalana ny Marina,
Samy ho tahin'ny Tompo e,

43. rekinbelo
(
26/01/2012 11:33)
ka izay mihitsy namana no tena olana e! variana @ abidy ny sasany ka mihevitra fa ny fihinana na tsy fihinanana no mahavonjy, tsy any mihitsy no fipetrany, fa ny ananao finoana sy ahazahoanao sitraka @ Jehovah Ray no tena tanjona amin'izao satria efa atomotra ny farany
Ary tsy fotoana ifampitsarana intsony izao fa fanamafisana ny finona no ilaina.
izay fa dia mahereza namana isany a

44. didi10
(
26/01/2012 16:37)
Tsara ny Tompo
Miarahaba antsika namana rehetra.
Raha mandrava ny Sabata isika dia mandrava ny didy10, ka raha mbola manana ny didy1O ianao dia aza mandrava ny Sabata velively, na koa efa ilay didy10 novaina ny didy1O nao ka mananatra anao aho hoe miverena amin'ny fampianaran'Andriamanitra fa aza minatehitra amin'ny fampianaran'olona intsony.
Misaotra namana

45. rekinbelo
(
27/01/2012 05:39)
miarahaba namana
raha ny tenako manokana aloha dia tsy mila mitandrina izany didy folo izany intsony , toy ny manao tsinotsinona an'Andriamanitra ianao raha mbola mitandrina izany ary hamavoanao ny fandaharana rehetra nataony ho antsika t@ Jesosuy Kristy.
Tsy fampianaran'olombelona mihitsy ny hoe tsy tandremana intsony ny didy folo fa ny Baiboly mihitsy no milaza izany.
Tadidio fa Kristy no farany lalànakoa raha mbola mitandrina ny lalàna talohan'ni Krsisty ianao de toy ny hoe tsy miraharaha ny nahafatesan'ni Kristy sy ny fampianarana nomeny antsika.
raha mbola mitandrina ny sabata ianao dia tsy maintsy mitandrina ny voaloham-bolana sy manatitra sorona misy karazany maro ihany koa. Koa mandiniha tsara sao very maina ny ezaka ataona o namana.
Mahereza e!

46. RBNIR
(
27/01/2012 08:49)
rekinbelo:
miarahaba namana
raha ny tenako manokana aloha dia tsy mila mitandrina izany didy folo izany intsony , toy ny manao tsinotsinona an'Andriamanitra ianao raha mbola mitandrina izany ary hamavoanao ny fandaharana rehetra nataony ho antsika t@ Jesosuy Kristy.
Faly miarahaba namana,
Mba mangataka fanazavana kely : mety v izany ny mangalatra, ny mijangajanga, ny mamono olona, ny mandainga, ny manao vavolombelona mandainga mba hahafaty izay tsy meloka sns...
Sa inona no tena tian'ny namana holazaina.
Satria raha tsy voatandrina ny didi10 dia mino aho fa ny majoritén'ny mpivavaka tsy maintsy ho lavo amin'ny ireo na farafaharatsiny ny iray amin'ireo.
Samy ho tahin'ny Tompo namana
47. rekinbelo
(
27/01/2012 11:24)
Ianao ihany namana no asiako mamaly izany!
Tianao ve ny namanao, na mpino izy na tsy? raha tia azy ianao tsy angalatra ny fanananany, ny vadiny, tsy hamono olona.
Tsy didi10 ihany akory no nomena ny israely fa efa 400 isa mahery koa raha mitandrina iray amin'ireo ianao dia tsy maintsy mitandrina azy rehetra anisan'izany ny didy 10 ary tsy misy olombelona na iray aza anefa azo hamarinina @ lalàna satria tsy ahatanteraka ny lalàna mihitsy ary tsy hisy ahavita mihitsy.
"Taranaky ny Jiosy isika, fa tsy mba mpanota avy amin'ny jentilisa, nefa nony fantatsika fa tsy hamarinina amin'ny asan'ny lalàna ny olona, fa amin'ny finoana an'i Jesosy Kristy, dia nino an'i Kristy Jesosy koa isika mba hohamarinina amin'ny finoana an'i Kristy, fa tsy amin'ny asan'ny lalàna, satria tsy misy nofo hohamarinina amin'ny asan'ny lalàna.galatianina 2:15-16
Vakio koa ny galatianina 2:15-21 raha manana fotoana ianao

48. didi10
(
27/01/2012 12:32)

Faly miarahaba ny namana rehetra
Tsy afaka miteny ny olona iray fa tsy ao ambany lalàna intsony raha tsy avy amin'ny fepetra tokana ihany dia ny fahavitan'ny Batisa asitrika amin'ny anaran'i Jesosy Kristy mahatonga ho zanak'Andriamanitra
I Jao 3,9
9 Izay rehetra naterak'Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naterak'Andriamanitra.
Rom 6 : 14
14 Fa ny ota tsy hanan-kery aminareo; fa tsy mba ambanin'ny lalàna hianareo, fa ambanin'ny fahasoavana.
Fa raha mbola tsy mbola ao ambany fahasoavana avy tamin'ny Batisa isika dia ity no mitoetra
Rom 2 : 12 - 20
12 Fa izay manota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.
Fehiny: Rehefa mbola manota ianao na manana ny lalàna na tsia dia HO VERY
49. rekinbelo
(
27/01/2012 13:01)
Ka zay mihitsy namana no tiako hamfisina eto, tsy misy olombelona ahazo sitraka amin'Andriamanitra rah mitady hamrinina @ lalàna isika, fa noho ny fitiavan'ny Kristy no mahatonga antsika hahazo sitraka aminy
50. RBNIR
(
27/01/2012 13:32)
rekinbelo:
Ianao ihany namana no asiako mamaly izany!
Tianao ve ny namanao, na mpino izy na tsy? raha tia azy ianao tsy angalatra ny fanananany, ny vadiny, tsy hamono olona.
Izay indrindra manko namana,
Tsy tonga aho handrava hoy ny Tompo fa hanantanteraka (Mat.5:17),
Ny Fitiavana namana no fanantanterahana ny didy faha 5 ka hatramin'ny faha folo,
Fa ny mampalahelo, dia ilay fitiavana an'ilay Andriamanitra no tena tsy tanterakin-tsika ankehitriny (Didy voalohany ka hatramin'ny faha 4). Diniho tsara fa raha tena tia Azy isika dia ho tanterahin-tsika tokoa ireo didiny (tafiditra ao ny Sabata namana).
Tia namana isika matoa tanterak'isika iretsy notanisainao iretsy.
Dia Fitiavana toy izay no tadiavin'Andriamanitra atao aminy namana,
Raha tena tia Azy isika dia tokony hotanterak'isika koa iretsy didy voalohany ka hatramin'ny faha 4 iretsy.
Manamarina izany ity teny manaraka ity namana « Fa izao no fitiavana an'Andriamanitra, dia ny hitandremantsika ny didiny, sady tsy mavesatra ny didiny. » (1 Jaona 5:3)
Ny zavatra tsy azoko dia izao ny ankamaroan'ny kristianina dia mahatanteraka ny didy faha 5 ka hatramin'ny faha 10. Ary tena maro tokoa ny matahotra ny handika ireo.
Saingy tsy ampy fitiavana an'Andriamanitra ka misy didy iray na roa amin'ireo Didy 1 ka hatramin'ny faha 4 no matetika tsy voatandrina .
Ny hanairako an-tsika anefa ry namana dia na tian-tsika na tsy tian-tsika dia ho marina foana ity teny anankiray ity :
« Fa na iza na iza mitandrina ny lalàna rehetra, nefa diso amin'ny iray loha dia meloka amin'izy rehetra. » (Jakoba 2:10)
Koa aoka re samy handinika tsara e, mety ho anankiray no tsy tanterak'isika dia izay no sanatria hanenenantsika.
Samy ho tahin'ny Tompo namana
51. rekinbelo
(
27/01/2012 14:07)
Salama namana
Marina tokoa ny nambaranao eo ambony hoe "tsy tonga handrava fa hanatanteraka fa tsy handra " i Jesosy, koa mbola tsy tanteraka ve izy io izany? tsy nahavita nanatanteraka ny lalàna izay voasoratra ve Jesosy no mbola mila antsika koa hanao sy hanaraka azy io?
ary izay koa namana no mahatonga ahy nametraka fanontaniana tery ambony tery hoe ho vitantsika ve ny hitandrina ny lalàna rehtra!
Isika ve dia ahavita mihoatar noho i Kristy?

52. RBNIR
(
30/01/2012 10:06)

Araho ity namana fa ato ny valin'ny fanontanianao : http://forum.serasera.org/forum/message/m4f229d99284bf
Samy ho tahin'ny Tompo namana
53. Miharena
(
01/02/2012 16:24)
Mampametram-panontaniana ity lohahevitra ity hoe ireo lalàna ve izany mbola hihatra ao amin'ny fiainana mandrakizay?
Mila tsongaina tsara hoe mahakasika inona ireo lalàna voasoratra ao anaty Baiboly ireo, mahakasika ny fiarahamonina eto an-tany sa mahakasika ny fanahy hiampita any amin'ny fiainana mandrakizay?

54. tsioka
(
04/02/2012 17:30)
Ho antsika rehetra izay mihinana eaf lasa ve ity faminaniana nomena an'i Isaia mpaminany ity 66 .17 ity sa tsy haiko na mifanohatra ny baiboly na koa hoe ny baiboly mikontra baiboly
55. didi10
(
06/02/2012 11:43)
Namana Tsioka
Raha Jiosy ianao namana dia araho ara-bakiteny io teny io fa natao ho anao mihitsy izany.

56. rekinbelo
(
07/02/2012 05:36)
miarahaba namana,
tsy haiko hoe iza no tsy mahafantatra tsara ny baibloy @ zao, ny mihinana ve sa ny tsy mihinana,Ny sasany mantsy toa otrany tsy ny baiboly iray manontolo no vakiana fa izay mety aminy ihany no arahiny mafy.
Mba vakio atrany @ voalohany alloha ny baiboly de fantaro hoe aiza ny mikasika ny jiosy de aiza no mahakasika ny Kristianina
izay fa mahereza namana

57. tsioka
(
07/02/2012 16:24)
didi10 > raha azoko tsra izany ny tianao tenenina dia azo atao tsara ny mifidy izay teny mifanaraka @ ts11 ao , izay metimety @ tena e !
58. didi10
(
10/02/2012 06:42)
Namana Tsioka
Tim I 4 : 1 - 21
[-4-] Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia, 2 amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany, 3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.

59. RBNIR
(
10/02/2012 07:48)
didi10:
Namana RBNIR
ianao avy eo hoe iza no izy sy tsy izy; raha ny fampianaran'i Pasteur Herinirina (miala tsiny tamin'ilay diso teo)
Namana didi10, ny azoko ambara dia izao: noho ny finoako ny teny rehetra notoriany ary indrindra indrindra ny fanekeko hanantanteraka ireo sitrapon'Andriamanitra rehetra nampianariny dia tanteraka tamiko ny TENY FIKASANA voasoraka ao amin'ny Eze.36:25-27 Izay tsy inona fa ny fanjakan'Andriamanitra : « Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro, ety! na ery ! fa, indro, ny fanjakan'Andriamanitra dia ao anatinareo*.» (Lioka 17:21).
MINO ianao FALY AHO, TSY MINO ianao MAMPALAHELO AHY,
Samy ho tahin'ny Tompo namana
60. RBNIR
(
10/02/2012 07:49)