Fampihetsehina an'Andriamanitra

41. ichtus47 ( 10/04/2012 07:45)
Miarahaba anareo rehetra,

Lava ihany izany fifanankalozan-kevitra izany fa, Andriamanitra manana ny voninahiny, amiko izany teny hoe 'Fampihetsehina an'Andriamanitra' izany tsy mendrika, zavatra iray tsaroako eto, any amin'ny faritra lavitra ny renivohitra any, misy ny "fanetsehana tromba".
42. ichtus47 ( 10/04/2012 07:48)
Mampihetsy-po an'Andriamanitra ?!! Asa aho na diso na tsia fa mba mangataka teny ao anaty baiboly milaza oe mihetsi-po Izy. Misaotra tompoko.

Efa fantany ny momba antsika, eny fa na dia mbola tsy nisy akory (Omniscience)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5711