hita tany @ helo i Mickael Jackson

61. zokieva ( 11/08/2011 09:36)
Ny daomy tsy mbola tampina fa izaho mbola manana.
62. AndriambyII ( 13/08/2011 02:46)
Misy ireo fanahy very vao teraka . Toa betsaka ihany izany ny medium mahita ny fioriranan' ny
fiainana any ankoatra . Ary ny fiainana antany ve adino ? Le seuil de passage pour le paradis ?
63. zokieva ( 16/08/2011 07:14)
Ny fiainana an-tany dia tena zava-dehibe satria fanomanana ny any ankoatra.
64. zokieva ( 18/08/2011 13:17)
Ry havana malala rehetra izay mandalo sy mitsidika :Ity no fehin'ny zava-boalaza rehetra:"Tianao Andriamanitra ka tsy tiany ho very tahaka an'i Mickael Jackson ianao koa miantso anao aho mba handray an'i Jesoa ho Tompo sy Mpamonjy ny fiainanao manokana;ekeo ny fahotanao ary miala @ izany,izay ihany no any antoka idiranao ny fanjakan'Andriamanitra"
Ho an' Andriamanitra ny voninahitra.
65. falirako ( 21/09/2014 10:25)
ny teny fampiasa any tontolo ara-panahy tsy takatry ny saintsika mitsy fa Atra mahay ny zavatra rehetra. refa miala ny fanahy de mitovy ny teny ifandraisana any @ tontolo ara-panahy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3635