IREO FAHAMARINANA tsy mety raisin'ny Kristiana fa hiadiany hevitra mandrakariva

41. Miharena ( 04/04/2011 15:05)
Tsy misy marina na dia iray aza (Mbola mitombina ny Tenin'i Kristy efa ho roa arivo taona lasa) saingy noho ny famindram-poNY LEHIBE dia hofotsiaNY toy ny oram-panala indray mipi-maso fotsiny.

Miala tsiny indrindra noho ilay valin-teny fa na izaho izay miteny aza dia tsy marina raha tsy ny TOMPO mihitsy no miaina ato anatintsika avy afaka hanambara ny FAHAMARINANY ka ianao izay mandray ny teny dia mitovy AMINY ary mampitovy ny hevitsika ka lasa fitaratra fotsiny aho izay miteny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0477