Hanomboka tsy ho ela @ izay ve i 2012?
21. Fox40
(
16/03/2011 09:33)
miandry ny toko sy andininy momba io HARAMAGEDONA teniteninao io aho. Satria mantsy hatramin'ny fiangonana izay vavolombelon'i Jesoa Kristy ety antany aza efa nialanao hoy ianao ka de tena mampiheritreritra marina tokoa ny momba anao. vakio ny Jakoba 2:19b tena hoanao no nanoratan'i Jakoba io andintsoratra masina io hoe "ny devoly de mba mino koa fa misy Andriamanitra ka mangovitra".
22. vale
(
16/03/2011 12:15)
Miharena:mandrakizay no nanaovana ny aina ara-panahy
-------------------------------------------------------------------
Tandremo, tsy ny ara-panahy ihany akory no haharitra mandrakizay, fa ny nofo ihany koa, mampanantena ny baiboly fa mbola hisy fitsanganan'ny nofo.

23. vale
(
16/03/2011 12:27)
Fox40:
miandry ny toko sy andininy momba io HARAMAGEDONA teniteninao io aho. Satria mantsy hatramin'ny fiangonana izay vavolombelon'i Jesoa Kristy ety antany aza efa nialanao hoy ianao ka de tena mampiheritreritra marina tokoa ny momba anao. vakio ny Jakoba 2:19b tena hoanao no nanoratan'i Jakoba io andintsoratra masina io hoe "ny devoly de mba mino koa fa misy Andriamanitra ka mangovitra".
FOX40: tsy lagoon aho fa manatra ahy ilay fiangavianao satria za koa anisany niresaka io ady atao hoe HARAMAGEDONA io teo amin'ny valin-teniko teo aloha ka indro omeko anao fanazavàna vitsivitsy miaraka à toko sy andininy zay tadiavinao, ts namorona aho fa ny baiboly no manambara ny hisian'io ady atao hoe haramagedona io:
betsaka ny zavatra lazain'ny baiboly momba ilay ady hifanaovan'ny fitondram-panjakan'Andriamanitra sy ny fitondram-panjàkana eto amin'izao tontolo izao ity. lazainy ohatra, fa rehefa manakaiky ny farany, dia hisy anjely ratsy hanely lainga hamitahana ireo mpanjakan'ny tany rehetra misy mponina, nahoana? maba hanngonana azy ireo (ny mpanjaka) ho amin'ilay adin'ilay andro lehiben'Andriamanitra, izay mahery indrindra. hangonina ho amin'ilay toerana antsoina amin'ny teny hebreo hoe: HARA-MAGEDONA ireo mpanjaka ireo : Apokalipsy16:14,16.
Noho izany dia antsoina hoe HARAMAGEDONA ilay ADY HIFANAOVAN'NY FITONDRAMPANJAKAN'OLOMBELONA sy ny FAJAKAN'ANDRIAMANITRA.
--------------------------------------------
Inona no hotanterahan'ny fanjak'Andraiamanitra amin'ny alalan'ny HARAMAGEDONA?
Eritrereto indray ny sitrapon'Andriamanitra momba ny tany. Tiany ho feno olo-marina lavorary sy manompo azy ny tany, izay ho lasa Paradisa.
Mahalal ity avokoa rehefa saika kristianina: Jean3:16, " Lehibe tokoa ny fitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao, ka nomeny ny zanany lahitokana mba tsy ho ringana izay rehetra maneho finoana azy, fa hanana fiainana mandrakizay".
24. Miharena
(
16/03/2011 14:10)
Te hanamafy kely io haramegedona io aho izay efa miseho ankehitriny.
Raha mandinika isika dia manao izay ho afany ny mpitondra fanjakana rehetra hentina hampilamina ny tany nefa indro fa tsy tonga aiza izy ireo fa miharatsy hatrany aza ny fiainan'ny zanak'olombelona hatramin'izao. Efa tonga nefa ny andro hifandaharana ankehitriny fa raha tsy miankina amin'ny Mpamorona dia zava-poana ny zava-drehetra. Ny vola dia efa manomboka tsy misy lanjany intsony ankehitriny satria efa mirona any amin'ny famonjena ny fanahy izao ny olona mahalala rehetra. Faharavàna hatrany no entin'ny olona maneho ny fahaizany (hery nokleary mipoaka, ady amin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana mahery vaika, ady politika etsy sy eroa, fisotroana sy fidorohana zava-mahadomelina), raha akapoka dia mamono tena ny olona tsy manana fijery mahitsy araka ny Mpamorona azy. Efa ela ny fifandaharana ny amin'ny tokony hanajana ny tena sy ny tontolo iainana nefa hitantsika fa io mikorontana io hatrany raha vao misy tsy manana saina mazava.
Koa ny hiafarany dia ho rodana ihany ilay ratsy satria mandeha any amin'ny fitotonganana ka izay tsara sisa no ho tafajanona sy tafajoro tanteraka.
Hisy faharesen-dahatra lehibe amin'ny fampanjakana ny FAHAZAVAN'NY TOMPO izao dia ho hita eo izay vonona sy ny tsy vonona. Ireo tsy vonona no hanao ilay fandosirana ny hazavana amin'ny alalan'ny fangatahana ny hanjerana ny tendrombohitra eo aminy mba tsy hahitany ny HAZAVANA fa izay vonona kosa dia mazava fa hiara-hanjaka amin'ny MAZAVA.

26. lagoon
(
16/03/2011 17:49)
Fox40,
mino an'Andriamanitra aho nefa koa tsy afaka hikipy maso eo anatrehan'ireo habibiana ataon'ireo Franc_macon sy Illuminatis;projet HAARP,Bleu Beam....
Ka io ange no nazavaiko t@ post hafa fa mi-accélérer ny fahatongavan'ilay ANtiKristy ireto Illuminatis sy Franc-maçons e.

27. lagoon
(
16/03/2011 17:52)
Fox40
Tsy izaho mihintsy no niresaka Harmagedona teo.
Ary haveriko eto fa efa hiseho vahoaka @ volana Aprily ilay Antikristy.
Vahoaka @ miliara no hanara-maso azy @ téléviziona,hanakalaza azy sy hifaly ho azy!!!

28. Miharena
(
16/03/2011 19:11)
lagoon:
Ary haveriko eto fa efa hiseho vahoaka @ volana Aprily ilay Antikristy.
Vahoaka @ miliara no hanara-maso azy @ téléviziona,hanakalaza azy sy hifaly ho azy!!!
Ilay haramagedona amiko dia io resaka voizina momba ny illuminati io hahavariana ny olona any amin'ny faux problem sy ny fahamarinana hiseho marina handresy io resaka voizina momba ny illuminati sns io.
Raha toa ka tsy Andriamanitra no iankinan'ny fon'ny olona fa olona na zavatra iray dia tratran'io fandrika fisehoan'ny antikristy io. Ivelany no hiheverany an'i Kristy amin'izay dia voafandrika izy, fa ny Tena Kristy dia miseho anaty ka ny rehetra dia hahatsapa Azy. Ankehitriny aza Izy dia efa miasa ka efa betsaka ny mahatsapa Azy ao anaty.
Io ilay nampitandreman'i Kristy hoe raha misy milaza aminareo hoe indro Kristy etsy na aroa dia aza mino izany..., dia rehefa vakiana ny tohin'io dia mazava fa indray mihelatra ny fahatongavan'ny Tompo ka ny masom-panahy rehetra dia hahita Azy (eran'ny glaoby io fa tsy hoe izay any amin'ny lafiny ilany ihany).
Koa ho an'ny olona mahalala dia tsy ho tratran'ny fandriky ny fiandrasana izay hiseho hamonjy izao tontolo izao intsony izy fa efa fantany avy hatrany ny fiasan'ny Tompo ao am-pony izay mampahalala ny zava-drehetra azy.
29. niryna
(
17/03/2011 04:05)
vale:
Raha izaho manoka dia tsy ilaina ny fikarohana ahalala ilay fotoana sy ora amin'ny maha Kristianina ahy. Ny zavatra takiana amiko dia Ny Fihembenana sy ny mivavaka ...
------------------------------------
Rijadolly> miombon-kevitra aminao aho,
dia ho tohizako: mila fibebahana,mila mametraka ny fiainana ho tantanan'Atra amin'izay,mizara ny famonjena ho an'ireo izay mbola tsy mahalala na mahalala fa niverin-dalana.Tsy kivy fa ny tenin'Atra dia efa manambara fa hihamangatsiaka ny fifankatiavana na ny samy mpihavana aza,miha-tia tena ny olona,mihamafy ny fiainana,ho avy ireo fanambarana maro izay vao maika misesisesy
.hamenoako anaz dia efa manambara fa efa akaiky ny farany, ireo famantarana rehetra voalaza anaty baiboly efa miseho avokoa, fa ny hoe misy date voafaritra ho amin'izany andro farany izany kosa alou, za mitazona ny voalazan'ny baiboly hatrany
Ho an'izay mino azy anefa dia tsy hoe famaranana fa fiandoham-pahoriana hoy ny Tompo(the begining of birth) toy ny hoe olona mihetsi-jaza no anoharana azy.
Fa: ho avy toy ny mpangalatra ny Tompo;marina izany satria ny baiboly no manambara izany amintsika
noho izany miambena, fa tsy misy fotoana hiomananao sy fotoana voafaritra izany izay manambara izany andro farany izany,dia ny Haramagedona izay voalaza ao anaty ny baiboly,.. non!
Asa aloha fa ny zavatra mitranga amin'ny fiainana izao dia mahatonga saina ihany :tsy misy fiomanana fa tonga dia izay ka mety ho tonga saina ihany isika rehefa tonga tokoa ny ora sy fotoana an?
Io dia efa nolazaina fa tsy misy mahalala na Izy zanaka aza ka aza manaika rebireben'ny olona amin'izao taona 2012 izao,aleo ho hita eo fa dia ny mivavaka sy mangataka ny fanahy masina mba hamonjy ireo izay mbola tsy mino azy no ataontsika mihoatra ny zavatra efa atao(mibebaka,mifona,mametraka ny fiainana aminy,mino azy fa mpamonjy izy(kristy-Tompon'ny tompo-Mpanjakan'ny mpanjaka-mino ny fiverenany satria efa nino azy tokoa fa efa nitsangana tamin'ny maty Izy)
30. Fox40
(
17/03/2011 12:12)
lagoon:Tsotra fotsiny re raolona ny resaka e, maro ny hilaza azy ho paminany ka aleo izy hanambara izay lazainy fa ny atsika dia aoka JESOA KRISTY LAY VOAHOMBO TEO @ HAZOFIJALIANA HO FANAVOTANA ATSIKA NO HOBANJININA fa aza mijery an'i rakoto na rabe na rasoa e (miala tsiny ra misy anarana @reo voasoratro reo fa ohatra fotsiny reo).
Fox40
Tsy izaho mihintsy no niresaka Harmagedona teo.
Ary haveriko eto fa efa hiseho vahoaka @ volana Aprily ilay Antikristy.
Vahoaka @ miliara no hanara-maso azy @ téléviziona,hanakalaza azy sy hifaly ho azy!!!
31. Miharena
(
17/03/2011 13:59)
vale:
Tandremo, tsy ny ara-panahy ihany akory no haharitra mandrakizay, fa ny nofo ihany koa, mampanantena ny baiboly fa mbola hisy fitsanganan'ny nofo.
Nanitra kely ity resak'i vale ity. Azo heveina tokoa ve ny faharetan'ny nofo, dia mba afaka manome endrika azo ametrahana ny hampaharitra mandrakizay ny nofo ve vale?
32. vale
(
17/03/2011 15:35)
Miharena> ie, voalazan'ny baiboly fa: "NY MPANDEFITRA NO HANDOVA NY TANY psaumes37 no misy an'io, ary mino ve i Miharena ny amin'ny fitsanganana amin'ny maty indray? :-)
Hoy ihany ny baiboly: "Hisy fitsanganan'ny marina sy ny tsy marina" Asan'ny apostoly24:15
Nilaza ihany koa i Jesosy fa hatsangana amin'ny maty "izay rehetra any am-pasana" any aoriana any, jaona11:53- jaona12:9-11 :)

33. AndriambyII
(
17/03/2011 18:01)
Traduction d' un vieux oracle Hindoue .
.......
"Le Dieu Tiamat , sera reincarné , avec le dieu rebelle Tanatos , aidés par Satan lui méme pour affronter les dieux : Ishtar , Vishnou , Ganesh , Shivas , Sin , et le Pére celeste Dieu de l' univers "
Il y aura des galaxies qui seront avalées par le Dieu anéantisseur ,Shamash le dieu des soleils sera le premier victime de l' Armagedon , suivi de Dieu Sin le dieu de la pesenteur et de la lumière .....
A la fin verra la réincarnation de Dieu Mardukk qui fera les parts de la nature selon la volonté du Père celeste.
.......
Tsy hay intsony !!

34. vale
(
17/03/2011 22:58)
AndriambyII:

hi hi hi , sambany za nahafantatra ireo voalaza ireo! ny finoana hindoue aza moa lazainy fa ireny chimpenzés ireny hono réincarnations des ancétres, noho izany hajaina fatratra tokoa an!, ny voalavo ihany koa torak'izany, misy temples tena feno voalavo fotsiny, dia manatitra sakafo ho azy ireny ny olona, hi hi hi...
Tsy manova ny finoako ny finoanakristianisme izany rehetra izany, raha fivavahana samy manana ny finoany avokoa ao ny silamo izay mbola miandry ny Mesia, ao anaty baiboly anefa ny Mesia voalaza tsara fa i Kristy, na atao koa hoe : Emmanoela!
35. Miharena
(
18/03/2011 05:09)
Vale:
Hoy ihany ny baiboly: "Hisy fitsanganan'ny marina sy ny tsy marina" Asan'ny apostoly24:15
Nilaza ihany koa i Jesosy fa hatsangana amin'ny maty "izay rehetra any am-pasana" any aoriana any, jaona11:53- jaona12:9-11
Ny ataoko angamba dia manome ny hevitro ny amin'ireo teny ireo. Ny fitsanganana voalaza eto amiko dia fiharihariana fa tsy fitsanganan'ny nofo. Izany hoe hiharihary ny marina sy ny tsy marina. Raha ny nanaovana ny olombelona manko dia handao ny nofony izy ary ho velona ny fanahiny araka ny efa naharian'Andriamanitra azy. Io fanahy io no hiharihary araka ny toetra nentin'ny olona nofo nitaiza azy (notezainy tamin'ny fahamarinana na notezainy tamin'ny fahadisoana tanteraka). Dia eo no mihatra ny fitsarana satria izay notazonin'ny marina dia hihamarina hatrany fa izay notazonin'izay manana fahadisoana dia mazava fa tsy hahavelona azy velively fa ho mafimafy kokoa ny hiainany ny tena fahamarinana noho ireo fanoherana maro nokolokoloiny.
Raha miverina amin'ny endrika Hindou indray isika dia omeko rariny izy raha milaza fa réincarnation voalavo ohatra no manjo ny olona izay tsy nanam-pivoarana ara-panahy (mitovitovy amin'ny tantaran'ilay mpanakarena sy Lazarosy rehefa samy niaina ny taorian'ny fahafatesany avy).
Ny mampiavaka ny Hindou fotsiny dia manaja tanteraka ny voary rehetra izy na ratsy io na tsara fa ny kristianina no mety manana fanavakavahana kely rehefa tsy mandray ny hafatr'i Kristy hoe tiavo ny fahavalonao.
36. Fox40
(
18/03/2011 06:37)
vale:aza mandika vilana ny voalazan'ny baiboly re fa ity nofo tsika zay mety loha ity dia hitafy ny tsy fahalovana @ andro hiavin'i Jesoa Kristy koa tsy maintsy hiverina @ maha vovoka azy ity nofotsika ity vakio ny ao @ 1KOR manazava izany tsy omeko ny andininy mba hampirisika atsika mahaky ny baiboly.
Miharena> ie, voalazan'ny baiboly fa: "NY MPANDEFITRA NO HANDOVA NY TANY psaumes37 no misy an'io, ary mino ve i Miharena ny amin'ny fitsanganana amin'ny maty indray? :-)
Hoy ihany ny baiboly: "Hisy fitsanganan'ny marina sy ny tsy marina" Asan'ny apostoly24:15
Nilaza ihany koa i Jesosy fa hatsangana amin'ny maty "izay rehetra any am-pasana" any aoriana any, jaona11:53- jaona12:9-11 :)
38. vale
(
19/03/2011 00:04)
Miharena>Ny ataoko angamba dia manome ny hevitro ny amin'ireo teny ireo. Ny fitsanganana voalaza eto amiko dia fiharihariana fa tsy fitsanganan'ny nofo.
------------------------------------------------------------------
NON DISO BE izany fihevitrao izany, anisan'ny naharesy lahatra ahy io fitsanganana @ maty io, dia ny ARA NOFO izany, voaporofo t@ toko sy andininy nalaina avy tao @ baiboly. AOKA tsy izay fantantsika fa marina no ahely sy ampitaina @ olona fa mba ny TENA voalaza ao anaty baiboly tokoa. Tsy ny fahaizana mandahateny akory no ilaina @ fitoriana ny tenin'Atra fa NY FILAZANA NY VOARAKITRY NY BAIBOLY.

39. vale
(
19/03/2011 00:07)
mirananirina:
ny mpandefitra no handova ny tany?hafa indray iny
Ié, vakio fa ao amin'ny salamo37 io miramirana a!
40. vale
(
19/03/2011 00:11)
Fox40:
vale:aza mandika vilana ny voalazan'ny baiboly re fa ity nofo tsika zay mety loha ity dia hitafy ny tsy fahalovana @ andro hiavin'i Jesoa Kristy koa tsy maintsy hiverina @ maha vovoka azy ity nofotsika ity vakio ny ao @ 1KOR manazava izany tsy omeko ny andininy mba hampirisika atsika mahaky ny baiboly.
Miharena> ie, voalazan'ny baiboly fa: "NY MPANDEFITRA NO HANDOVA NY TANY psaumes37 no misy an'io, ary mino ve i Miharena ny amin'ny fitsanganana amin'ny maty indray? :-)
Hoy ihany ny baiboly: "Hisy fitsanganan'ny marina sy ny tsy marina" Asan'ny apostoly24:15
Nilaza ihany koa i Jesosy fa hatsangana amin'ny maty "izay rehetra any am-pasana" any aoriana any, jaona11:53- jaona12:9-11 :)
TSIA TOMPOKO: tsy mandika vilana velively mihintsy aho fa ianao io mihintsy izao no mpandika vilana, nianatra ny baiboly h@ genesisy aho fa tsy manao TSPIOTSIPONA toa ny ataonareo ireo, anjaranao sisa na handray ny voalaza ianao na tsia, olona nandinika sy nianatra ny baiboly ary nanana trainkefa ho @ izany no nampianatra ahy fa tsy IZAHO SY IZAY SAIMPATAKO tahaka ny ataon'ny ankamaroany aminareo mamakimaky samirery ireo akory no oentiko hampitaina hafatra eto.