Iza no namorona an'Andriamanitra?
61. RAR.DAGO
(
22/10/2010 19:33)
pissoa:
Raha tsy misy zavatra afaka mamorona ny tenany, dia avy aiza izao tontolo izao ? Tsy maitsy zavatra nisy talohan'ny zavatra hafa rehetra mantsy. Ka avy aiza iny zavatra voalohany iny raha izany ?
Tsy manana valiny aho hoe inona no teo alohan'ny voalohany, teo alohan'ny big bang. Fa tsy midika izany hoe hanaiky izay théorie rehetra koa aho satria tsy mety amiko kosa ny filazàna hoe misy zavatra mamorona ny tenany izany.
62. rijadolly
(
23/10/2010 01:51)
Ny zavatra tsy azo lavina aloha izany dia efa samy manaiky i zoky Fijo sy RAR.DAGO fa nisy namorina ny lanitra sy ny tany ny olombelona, masoandro...somary tadiavo moramora ao Ilay Hery Mpamorina ny zava- drehetra fa ny anay aloha dia efa fantatray tahakany nahafantaranay ny dadan' dadan'... dadanay izay efa nambara taminay, ary voasoratra; izy ilay RAY voalohany sy farany.
Aza atao ao an-tsainareo fotsiny ny miteny hoe ataon' olona minomino fotsiny dia manaiky be eo.Io na ny paracétamol aza rehefa tsy hinoana fa mampisinda ny fanaintainana ka tsy handramana mihitsy (hiainana) dia tahaka ny vovotaniravo mivongana ny fitsaranao an' Andriamanitra fa ianao no tena favy.

63. RAR.DAGO
(
23/10/2010 11:03)
rijadolly:
Ny zavatra tsy azo lavina aloha izany dia efa samy manaiky i zoky Fijo sy RAR.DAGO fa nisy namorina ny lanitra sy ny tany ny olombelona, masoandro..
I Fijo aloha tsy fantatro fa izaho dia tsy manaiky mihitsy hoe misy HERY IRAY namorina an'izao tontolo izao dia nanamboatra ny tany sy ny lanitra toy ny manamboatra vilany na sotro.
Raha iny no resahina, dia hoy aho hoe : izaho dia mino ny théorie du Big Bang sy ny ady hevitra mikasika ny modèles cosmologiques izay niatomboka teo @ 14 milliards d'années teo ho eo, alohan'izao misy antsika izao.
Inona no teo alohan'ny Big Bang. Tsy fantatro. Eo izany ny ahy no manomboka Atra fa tsy t@ andron'ny aganon'i Adama sy Eva na ny tantaran'ny Genesisy.
64. RAR.DAGO

65. RAR.DAGO
(
23/10/2010 11:04)

66. pissoa
(
23/10/2010 12:24)
RAR.DAGO:
pissoa:
Raha tsy misy zavatra afaka mamorona ny tenany, dia avy aiza izao tontolo izao ? Tsy maitsy zavatra nisy talohan'ny zavatra hafa rehetra mantsy. Ka avy aiza iny zavatra voalohany iny raha izany ?
Tsy manana valiny aho hoe inona no teo alohan'ny voalohany, teo alohan'ny big bang. Fa tsy midika izany hoe hanaiky izay théorie rehetra koa aho satria tsy mety amiko kosa ny filazàna hoe misy zavatra mamorona ny tenany izany.
Hay ve tsy mety aminao fotsiny ilay izy fa tsy hoe tsy possible e ! Hi hi hi. Ny ahy mantsy dia izay no fahitako azy. Raha alefanao ny ordre chronologique an'ny zavatra rehetra misy dia tsy maintsy misy farafahakeliny iray nisy talohan'ny hafa rehetra. Ka avy aiza io "zavatra" nisy voalohany io ?
Raha nisy zavatra hafa namorona (izany hoe ankoatra ny tenany) io "zavatra" voalohany io, dia efa tsy voalohany intsony izany fa fara-faha-alohany efa lasa faharoa (Contradiction). Noho izany, na izy efa teo foana tsy nisy namorona na izy namorona ny Tenany out of nothing.
67. Randria2007
(
24/10/2010 14:36)
Tsotra be ny valiny: Raha ekena aloha fa Andriamanitra i Andriamanitra dia ekeo ihany koa fa tsy nisy namorona Izy.
Autrement dit: Tsy Andriamanitra Izy raha nisy namorona. Mathematiquement parlant: io no atao hoe Verité de la Palisse.
Conclusion: Tsy nisy namorona Andriamanitra, fa efa nisy hatrizay Izy.
Tsara ho tadidiana: Andriamanitra mihintsy no nilaza ny tenany hoe: Izaho Izay Izy hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay (Eksodosy 3:14).
Bye!

68. RAR.DAGO
(
24/10/2010 16:18)
Randria2007:
Tsotra be ny valiny: Raha ekena aloha fa Andriamanitra i Andriamanitra dia ekeo ihany koa fa tsy nisy namorona Izy.
Ao anatin'ny dogme anao izany fa tsy misy an'izany aty aminay aty an!
Randria2007:
... Mathematiquement parlant: io no atao hoe Verité de la Palisse.
Miala tsiny fa tsy concept mathématique ny lapalissade fa effet de style grammatical
Randria2007:
Tsara ho tadidiana: Andriamanitra mihintsy no nilaza ny tenany hoe: Izaho Izay Izy hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay (Eksodosy 3:14).
Ao anaty baiboly ebrio ny valiny azon'i Moisy dia hoe : « Ehyeh asher ehyeh » izay midika hoe "I am what I will be. Je suis ce que je serai. Mba ilazana hoe je suis l'éternel. Fa ny latina no namadika hoe "ego sum qui sum" (je suis celui qui est) namadika ilay futur ou présent. Dia avy eo novaina mihitsy hoe "égô éïmi o ôn" taty ahoriana, izay lasa mivadika hoe "je suis celui qui existe de lui méme. "
DISO IZANY ilay dikateny resahinao io!
69. RAR.DAGO
(
24/10/2010 16:19)

Ao anaty baiboly ebrio ny valiny azon'i Moisy dia hoe : « Ehyeh asher ehyeh » izay midika hoe "I am what I will be. Je suis ce que je serai. Mba ilazana hoe je suis l'éternel. Fa ny latina no namadika hoe "ego sum qui sum" (je suis celui qui est) dia avy eo novaina mihitsy hoe "égô éïmi o ôn" taty ahoriana, izay lasa mivadika hoe il je suis celui qui existe de lui méme.
DISO IZANY ilay dikateny resahinao io!
70. RAR.DAGO
(
24/10/2010 16:21)
Randria2007:
Tsotra be ny valiny: Raha ekena aloha fa Andriamanitra i Andriamanitra dia ekeo ihany koa fa tsy nisy namorona Izy.
Ao anatin'ny dogme anao izany fa tsy misy an'izany aty aminay aty an!
Randria2007:
... Mathematiquement parlant: io no atao hoe Verité de la Palisse.
Miala tsiny fa tsy concept mathématique ny lapalissade fa effet de style grammatical izay azo atao koa hoe tautologie raha tianao fa tsy misy hifandraisana @ marika mihitsy aloha na kely aza.
Randria2007:
Tsara ho tadidiana: Andriamanitra mihintsy no nilaza ny tenany hoe: Izaho Izay Izy hatrizay hatrizay ka ho mandrakizay (Eksodosy 3:14).
Ao anaty baiboly ebrio ny valiny azon'i Moisy dia hoe : « Ehyeh asher ehyeh » izay midika hoe "I am what I will be. Je suis ce que je serai. Mba ilazana hoe je suis l'éternel. Fa ny latina no namadika hoe "ego sum qui sum" (je suis celui qui est) namadika ilay futur ou présent. Dia avy eo novaina mihitsy hoe "égô éïmi o ôn" taty ahoriana, izay lasa mivadika hoe "je suis celui qui existe de lui méme. "
DISO IZANY ilay dikateny resahinao io!
71. RAR.DAGO
(
24/10/2010 16:56)
Aza fady : tsy hoe diso fa efa novaina.
Ny fanontaniana izany dia hoe fa maninona no novaina?
Niresaka nivantana t@ ilay nanova ve i Atra hoe ovay io fa diso kely aho t@ iny?

72. pissoa
(
25/10/2010 08:54)
RAR.DAGO:
pissoa:
Raha tsy misy zavatra afaka mamorona ny tenany, dia avy aiza izao tontolo izao ? Tsy maitsy zavatra nisy talohan'ny zavatra hafa rehetra mantsy. Ka avy aiza iny zavatra voalohany iny raha izany ?
Tsy manana valiny aho hoe inona no teo alohan'ny voalohany, teo alohan'ny big bang. Fa tsy midika izany hoe hanaiky izay théorie rehetra koa aho satria tsy mety amiko kosa ny filazàna hoe misy zavatra mamorona ny tenany izany.
Ilay voalohany izany tsy fantatra. Tsy maninona. Dia tsy maninona koa io "Zavatra" voalohany io no nisy juste talohan'ny big bang, na mbola nisy zavatra hafa manelanelana azy ireo. Ny azo antoka indrindra fotsiny dia hoe : na io "Zavatra" voalohany io namorona ny tenany, na izy efa teo foana fotsiny (izany hoe sady tsy namorona ny tenany no tsy nisy namorona). Raha nisy namorona mantsy izy dia efa tsy voalohany intsony fa farafaha-alohany lasa faharoa :) Ka raha tsy misy zavatra mamorona ny tenany izany (araka ny hypothese-nao), dia ilay "Zavatra" voalohany izany tsy namorona ny tenany fa efa teo foana fotsiny ... Tsy nisy namorona fa nisy talohan'ny taona rehetra hoy ny olona sasany eto an-tany ;)
73. pissoa
(
25/10/2010 08:56)

74. RAR.DAGO
(
25/10/2010 10:19)
pissoa:
.... Raha nisy namorona mantsy izy dia efa tsy voalohany intsony fa farafaha-alohany lasa faharoa :) Ka raha tsy misy zavatra mamorona ny tenany izany (araka ny hypothese-nao), dia ilay "Zavatra" voalohany izany tsy namorona ny tenany fa efa teo foana fotsiny ... Tsy nisy namorona fa nisy talohan'ny taona rehetra hoy ny olona sasany eto an-tany ;)
Bien vu. Ekena iny ary. Ny olana @ ilay autocréation anie dia tsy manaraka ny principe de causalité, izany hoe la cause vient avant les conséquences. Dia tao ary hoe diso io principe fondamentale io (satria mbola tsy nisy nandiso azy hatramin'izao no maha fondametale azy), ahoana no mety hitrangan'ilay auto-création?
Fa misy possibilité iray hafa koa boucle évolutif ilay création. Ny eo ihany no miverina fa sady miova no mivoatra.
75. RAR.DAGO
(
25/10/2010 10:20)

76. vonynive
(
25/10/2010 10:46)
RAR.DAGO:
Aza fady : tsy hoe diso fa efa novaina.
Ny fanontaniana izany dia hoe fa maninona no novaina?
Niresaka nivantana t@ ilay nanova ve i Atra hoe ovay io fa diso kely aho t@ iny?
bjr;
-raha ny fandikanten'ny baiboly no alalinina dia sarotra be ny milaza iza no marina, mampisy adyhevitra be izany, ary ady hevitra tsy ho lany mihitsy, raha ny jiosy hiziriziry @ fandikanteniny, ny grika koa hitazona ny azy, izaho hitompo teny fatratra @ dikateny tazoniko , ianao rardago tsy hiala @ hevitrao sns... dia ho lany andro eto isika
-torak'izany koa ny convention tany adis abbeba, maputo,ny lalàmpanorenana malagasy sns moa ve tsy nataon'ny sasany izay hitsongoloana ny dikanteny mba hitadiavana ny tombontsoany, ...
ny ambarako dia hoe "tsy misy afaka ny hitonontena ho mahalala, na manana ny marina" isika eto antany..
77. RAR.DAGO
(
26/10/2010 05:01)
vonynive:
.... ianao rardago tsy hiala @ hevitrao sns... dia ho lany andro eto isika
Izaho aloha tsy mba miziriziry izany fa maha-tapaka lalan-dra izany ;).
Ny adihevitra koasa dia ekeko ary tsy izay va moa no aleha eto?
vonynive:
-torak'izany koa ny convention tany adis abbeba, maputo,ny lalàmpanorenana malagasy sns moa ve tsy nataon'ny sasany izay hitsongoloana ny dikanteny mba hitadiavana ny tombontsoany, ...
1. Tsy mitady tombotsoa no alehako eto fa hifanakalo hevitra mba ahafahan'ny tsirairay mivoatra sy manaja ny sasany.
2. Ny tany Addis resaky ny moana marenina sy ny jamba tsy hidirako.
3. Ny lalam-panorenana kosa dia tsy mainsty hiadivana ny fanatsaràna azy satria adidy eo amason'ny tantara sy ny taranaka faramandimby izany. Sarotra amiko ny hiatrika ny zafikeliko any aoriana any raha ataony hoe fa dia mba olona vendrana iza koa no nanaiky zao lalam-panorenana nekenareo izao? Fa angaha tsy mba nisy olona nahay namaky teny t@ izany?
vonynive:
ny ambarako dia hoe "tsy misy afaka ny hitonontena ho mahalala, na manana ny marina" isika eto antany..
Nefa anie ianao mitono-tena fa milaza ny marina rehefa miteny an'io e? ;) Mivazivazy aho fa manaiky an'izany e!
Fa raha makany @ planéte hafa ve mety ahita ny marina?
78. vonynive
(
26/10/2010 11:46)

rardago, misaotra anao..
mahafinaritra ahy ny midinika aminao, (tsy pensée positive io lazaiko io an fa tena finaritra mihitsy aho rehefa midinika aminao),
za tsy miteny miitsy oe mitady tombontsoa ianao @ le resaka fandikanteny momba ny "convention addis abeba" ka, ohatra no noraisiko. tsotra be ny foko miresaka izany !
- tsy izaho mihitsy no hitonontena ho marina, na zaho aza mianatra avy aminao, ny ahy na iza na iza milaza zavatra amiko dia raisiko avokoa ho anatra ho ahy.
-angamba ny hevitsika sy ny lalantsika no tsy mitovy fa misy jery sy tanjona itovizantsika eto Madagasikara eto.
izay le lazaiko foana oe natao ifampandrosoana izy ity