Iza no namorona an'Andriamanitra?

41. RAR.DAGO ( 17/10/2010 04:23)
izaho no namolavola ny fahazoako an'Atra fa tsy hoe j'ai construit dieu.
Fa na io Atra inonareo io koa dia toy izay : construction conceptuel na i abrahama na iza namorona azy
42. rijadolly ( 17/10/2010 14:06)

izaho no namolavola ny fahazoako an'Atra fa tsy hoe j'ai construit dieu.
Fa na io Atra inonareo io koa dia toy izay : construction conceptuel na i abrahama na iza namorona azy
Miray saina amin' se aho ary dia izaho mihitsy no tsy mino fa lasa AT tahaka an' Zoky Fijo raha izay filazan' se izay no marina. Tsy ho any amin' hoe noforonina ireo mpanoratra ny Baiboly aloha ny ady hevitsika eto mba tsy ahalava ny resaka fa fehezitsika eo amin' ilay hoe i Ambahama namorina. Rha ny voasoratry ny Baiboly dia Niresaka mivantana tamin' Andriamanitra i Ambarahama, Nahazo Hery miavaka noho ny rehetra i Ambrahama( magimagie hoy ny fitsaran' sasany azy ), ary misy koa tsy avy tamin' Ambarahama mivantana na hoe nampiasaina izy fa miseho amim- Boninahitra direct Andriamanitra fa amin' endriny hafa mba ho zakan' olon-tsotra...Ekeko ny fahakelezako, ny tsy fahatakarako( nahatonga ny famoronana fa misy Andriamanitra hoy zoky Fijo) , nefa kosa mahatsapa zavatra izay tsy haiko Hazavaina miasa ao anatiko aho izay heveriko fa fasoavana manoka ho ahy Tsy hain' hafa ho raisina sy ny fanamarinan' manam-pahaizana ho kajikajiana nefa miasa ato anatiko. Porofo iray fa misy izany dia ny fandavako ny teniny izay heveriko fa tsy tokony izay fa izao,noho ny fahalalako sy ny ara- drariny na hoe ahasoa ny hafa ka mitarika fahadisoana mivaingana azo tsapain-tanana.( tsy in-1 fotsiny ). Manaiky tanteraka ny teny hoe : " tsy sitrak' Andriamanitra matoa tsy tanteraka" aho (Fandaharany; Tonokalo iray efa voasoratro izy izay ; andraso fa alefako eto androany).

Azon' se hazavaina amiko ve heo aiza ho aiza ny zavatra noforoniko amin' ireo ka nahatonga ahy nino fa misy Andriamanitra?
43. RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:29)

rijadolly:

....Ekeko ny fahakelezako, ny tsy fahatakarako( nahatonga ny famoronana fa misy Andriamanitra hoy zoky Fijo) , nefa kosa mahatsapa zavatra izay tsy haiko Hazavaina miasa ao anatiko aho izay heveriko fa fasoavana manoka ho ahy Tsy hain' hafa ho raisina sy ny fanamarinan' manam-pahaizana ho kajikajiana nefa miasa ato anatiko.

Ny autosuggestion, programmation neuro-linguistique, pensée positive,... izao dia fantatra fa ny fioana fotsiny hoe ho vitanao ny zavatra iray dia manome hery amboniny noho ny fahefanao manefa isan'andro. Ampahana fanazavana azo homena ny herin'ny finoana io. Tsy voatery ho finoana an'Atra nefa fa finoana sy fahatokisan-tena na fandresena lahatra ny tena (pensée positive sy autosuggestion) fotsiny hoe vitako izany rangaha a!
Ny olona mahatoky tena foana (ohatra Ra8) no mahavita manao zavatra sy tsy mitaveravera nefa tsy voatery ho tsara koa ny ataony fa vitany fotsiny satria izy mahatoky tena.

Eo misy zavatra "dangeureux" be ny fampanantonana ny finoana an'Atra sy ny fahatokisan-tena satria raha olona mahatoky tena no mahavita zavatra dia lazainy fa Atra no nahavitany izany dia mety ho betsaka ny olona resy lahatra nefa ilainy fahefany mahavita zavatra mety ho ampiasainy ho azy fotsiny raha toa ka tsy ao aminy ilay finoana ny tsara sy ny ratsy (valeurs vertueuses ou non)

rijadolly:

Porofo iray fa misy izany dia ny fandavako ny teniny izay heveriko fa tsy tokony izay fa izao,noho ny fahalalako sy ny ara- drariny na hoe ahasoa ny hafa ka mitarika fahadisoana mivaingana azo tsapain-tanana.( tsy in-1 fotsiny ).

Io izany izao dia construction tanteraka satria ianao, miaraka @ fitaizana sy ny "valeurs" izay noraisinao sy nekenao no nilaza hoe izao no mety amiko ary ity tsy mety.
Ohatra hafa, raha olona taiza taloha izao dia hoe ratsy ny miloka sy mialalao karatra (satria izay no nampianarin'ny ray amandreniny azy hoe mandany vola fahatany sady manjary lany andro @ rendrarendra). Ankehitiny anefa dia hita fa ny poker (texas holdem ohatra) dia azo ampiasana fahaizana (gestion des risques et des probabilités) izay ilaina rehefa manao gestion de portefeuille d'actifs financiers. Zavatra mitovy tsy misy hafa satria lalao iray ihany, dia azo ho raisina toy ny faotana mandavo sy mampietry nefa koa azo ampiasaina hianarana sy hanazaran-tena. Sarotra be arak'izany ny hitsaràna ny hafa satria raha vao tsy mitovy fotsiny ny varavarankely hijerevana ny sehon-javatra iray dia efa samy hafa tanteraka ny fahitana io sehon-javatra io.

rijadolly:

Manaiky tanteraka ny teny hoe : " tsy sitrak' Andriamanitra matoa tsy tanteraka" aho (Fandaharany; Tonokalo iray efa voasoratro izy izay ; andraso fa alefako eto androany).

Io koa izao dia construction satria ianao no nametra hoe rehefa tsy azoko intsony inona ny anton'ny sehon-javatra iray (satria ifanohitra @ lojikako ohatra) dia avelako hoe sitrapon'Atra izay. Mikasika an'io misy "ironie" nolazain' i Einstein hoe : la théorie c'est quand on sait tout mais rien ne marche, la pratique c'est quand ça marche sans qu'on sache pourquoi et la vie c'est quand on réuni les deux : on ne comprend rien et rien ne marche!
44. RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:32)

45. RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:34)

46. RAR.DAGO ( 17/10/2010 16:37)
Tsy mandeha intsony ny fonction "valio" eto @ ity tankelaka ity fa mba ilazàna ny mpandry izay mahafantatra hoe ahoana no fanaovana izany
47. rijadolly ( 17/10/2010 19:08)

Io koa izao dia construction satria ianao no nametra hoe rehefa tsy azoko intsony inona ny anton'ny sehon-javatra iray (satria ifanohitra @ lojikako ohatra)dia avelako hoe sitrapon'Atra izay
Marina mihitsy ny tenin' se, Misy fitatana tsy hainao heverina izay ataon' Andriamanitra. Tsy mety amin' logiquem- pianaranao,izay nandanianao taona maro sy nahazoana diploma ambony kanefa dia tsinotsinoavina ho toy ny zero eo amin' hanehoan' Andriamanitra ny Voninahiny.
Rijadolly:

Porofo iray fa misy izany dia ny fandavako ny teniny izay heveriko fa tsy tokony izay fa izao,noho ny fahalalako sy ny ara- drariny na hoe ahasoa ny hafa ka mitarika fahadisoana mivaingana azo tsapain-tanana.( tsy in-1 fotsiny ).

RAR.DAGO:

Io izany izao dia construction tanteraka satria ianao, miaraka @ fitaizana sy ny "valeurs" izay noraisinao sy nekenao no nilaza hoe izao no mety amiko ary ity tsy mety.
Ny saiko izay avara-pianarana koa dia afaka manao izany, ary tsy maintsy manaraka ny lojikan' zavatra nampianarana ahy. Fa kosa raha vao miditra ny Finoana an' Andriamanitra aho dia zoako tanteraka ny mi-test ny Fanahy ato anatiko na avy any amin' Andriamanitra marina na tsia., manaiky tanteraka aho fa misy ny toa marina raha resaka finoana, nefa dia iray ihany no marina izay nahazoanao halalana hi- test Azy rehetra na dia tsara aza izy, na dia avy any amin' Andriamanitra.
Indro alefako ny rohyn' ilay Tononkalo mba ahalalana fa mandaha ny tenako tanteraka aho mba tsy hanaovako izay mahametimety ahy sy ny fidedahako.
http://vetso.serasera.org/tononkalo/rijadolly/fandaharanao

Ny autosuggestion, programmation neuro-linguistique, pensée positive,... izao dia fantatra fa ny fioana fotsiny hoe ho vitanao ny zavatra iray dia manome hery amboniny noho ny fahefanao manefa isan'andro. Ampahana fanazavana azo homena ny herin'ny finoana io. Tsy voatery ho finoana an'Atra nefa fa finoana sy fahatokisan-tena na fandresena lahatra ny tena (pensée positive sy autosuggestion) fotsiny hoe vitako izany rangaha a!
Ny olona mahatoky tena foana (ohatra Ra8) no mahavita manao zavatra sy tsy mitaveravera nefa tsy voatery ho tsara koa ny ataony fa vitany fotsiny satria izy mahatoky tena.
Ekeko tanteraka, fa saingy azoko antoka tanteraka izay ataoko raha misy mpiahy mahay mihitsy( mpanolotsaina tsy mpamitaka) noho izaho. Ary dia tsy ho isy akory io ahiahy nao farany io hoe: "tsy voatery ho tsara koa ny ataony fa vitany fotsiny satria izy mahatoky tena."
48. nyhaingo ( 19/10/2010 10:54)
lasa adala izay hitady ny Mpamorona an'Andriamanitra zany ,ary izay nanao an'ity dinika ity aza dia azo lazaina hoe olona efa mivadik'atidoha mitsy ka Andriamanitra no tsiratsiraina sssshhhiiihh
49. vonynive ( 19/10/2010 12:46)

RAR.DAGO:

rahery08:

Dia malahelo aho milaza aminao ry RAR DAGO!
Rehefa diso mamaky boky be loatra ny olona dia lasa mivona!

Fa na izany aza aleoko diso mamaky sy manadiady toy izay diso vendrana asain'ny olona minomino faha-tany.

rahery08:

Indray andro izay, efa ela izany, fa toy ny rakitra mitoetra ho tadidy ao anatiko, Izy Andriamanitra, niteny tamiko, ny totalinkevitry ny teny nolazainy dia FAHAMARINANA, izaho iray manontolo, na ny saiko, na ny foko, na ny aty fanahiko lalina ao, dia niara niaiky, ny Teny izay nolazainy, ary tonga dia mahatsapa ao anatiko ao fa ANDRIAMANITRA ity miteny amiko ity!

Sambatra ianao izany fa ianao sy ny mpaminany no hafaka miresaka en direct aminy. Fa inona marina moa ilay fahamarinana nolazainy?

rahery08:

TSY takatry ny saina Izy, Ary isika dia hita fa olona noforonina!
Mbola fofonaina no eo ambavorontsika,
Voafetra ny zanak'olombelona: na ny fahalalany, na ny androny,

Tsy azoko loatra ny fifandraisain'ireo fehezanteny ireo.

rahery08:

tsy nanana safidy isika ny amin'ny vani-potoana hiainan tsika,

Hafaka ka! mikarakara tena dia tsy maty aloha loatra na mitifi-tena dia vita aingana koa.

rahery08:

...na ny @ maha gasy anao! tsy anananao safidy izany!

Ny manana double nationalité hafak miala @ izay tiany ialàna

rahery08:

Zavatra iray no mba anomezana safidy anao: dia ny hino sy haniky Azy na tsy hino sy tsy hanaiky Azy!

Mba misy hafa no izany kosa e! Izay anie ilay hoe hafaka misafidy ny zanak'olombelona fa tsy vato na ranon-dolana akory e!Isan'andro dia manao safidy foana isika, inona no andeha atao, ho aiza, sns.

rahery08:

Fa izao: ny vokatry ny safidy
ho an izay manao tsia dia ho fahaverezana mandrakizay!
ho an'izay manao eny dia ho fiainana mandrakizay!

6 lavitrisa no isan'ny olona eto an-tany. 2,5 @ izay no kristianina. Ny sisa zany dia sady dondrona no kentrina ary ho very daholo? Izany Hery no atao hoe proselytisme a! Izay tsy anay dia tsy izy. Dia aza gaga rehefa miady aman'olona raha izany no fisainanao. Dia averiko indray : AVERENO VAKIANA NY BAIBOLINAO fa tsy nampianatranao hanavakavaka tahak'izany mihitsy na ny Atra abrahama na i Jesosy ilay mesianareo. Mahamenatra misy ny TSY FAHAIZANAREO KRISTIANINA ny fampianarana ao anatin'io baiboly io ka!

rar dago a, hitako miverina matetika @ fanehoankevitrao io oe "izay tsy anay dia tsy izy io", raha nisy olona nilaza izany taminao dia aoka ho azy ny azy, azy sy ny Tompo Jeso izany fa jeso kristy iany no jerena,, izaho dia mifona aminao raha nanafintohina anao io teny na olona kristianina nilaza izany io. aza mijery olona fa samy mbola mianatra isika eto antany..
[/quote]
50. infiny ( 19/10/2010 14:37)

RAR.DAGO:

Ho an'ny kristianina dia mety ho hetraketraka na dia ny fametrahana an'io fanontaniana io fotsiny any aza, ka dia hialan-tsiny mialoha amin'izay mety ho sadaikatra fa mipetraka foana tsinona ny fanontaniana ka dia asetry anareo etona :

IZA NO NAMORONA AN'ANDRIAMANITRA?

Mitombona raha ny hevitro ny fanontaniana satria tsy misy zavatra hafaka mamorona ny tenany. Ny tsotso-pihaina moa hiteny hoe hafa tsy Atra !
Fa ataoko fa misy manana hevitra hafa, sa ve...?

Ka dia aroso tompoko ny fanontaniana toy ny tady an-tandroky ny omby

Raha ny filazan'i RAR.DAGO dia hoe:

1. ny zavatra misy tsy maintsy misy mpamorona
2. ny zavatra misy tsy afaka mamorona ny tenany

Ary raha maka zavatra misy A sy B (samihafa) za dia ataoko hoe A no namorona an'i B ary i B no namorona an'i A dia manaraka ireo condition 1 sy 2 ireo. Izany hoe Atra = fitambaran'ilay A sy B ho atonta iray ohatra. :)
51. niryna ( 19/10/2010 16:11)

rahery08:

Dia malahelo aho milaza aminao ry RAR DAGO!
Rehefa diso mamaky boky be loatra ny olona dia lasa mivona!
RAR.DAGO:

Fa na izany aza aleoko diso mamaky sy manadiady toy izay diso vendrana asain'ny olona minomino faha-tany.
fa iza no miteny aminao fa minomino foana ny olona,ha,ha, sao dia hianao kosa ary ry rar no tsy mahatsindry tsihy fa kely finoana ka dia tonga avokoa ilay fanontaniana rehetra izao,eny e,tsara ny manontany fa fantataro koa fa na iza no tonga nitondra ny fivavahana ho any amin'ny tany iray dia tsy maintsy hisy hino iny rehefa resy lahatra ny fahasoavana nomen'ny tompo an'ilay nizara izany .ok. Raha mbola tsy resy lahatra hianao dia mijanona ihany ato dia lanjalanjao sy fankafakao izay hevitra maro nomen'ny olona dia mba ampiharo amin'ny fiainana koa dia ho hitanao hoe hay ve e

novalian'i RAR.DAGO ny 26/10/2010 05:01
52. jojo-bebe ( 20/10/2010 20:51)

Fa raha kosa misy mihevitra fa diso izany, dia mandeha ny adihevitra satria samy nomen'Atra saina hiodina fa tsy natao fitoeran-tsatroka fotsiny ny loha, ary izay no mahatonga ilay cercle vertueux fa tsy fifamaliana bontana amin'ny hevitra "intégriste"
53. michaela22 ( 21/10/2010 12:13)
marina ny an'i jojobe zay manohana anao ah amizay
54. vonynive ( 21/10/2010 13:16)

niryna:

rahery08:

Dia malahelo aho milaza aminao ry RAR DAGO!
Rehefa diso mamaky boky be loatra ny olona dia lasa mivona!
RAR.DAGO:

Fa na izany aza aleoko diso mamaky sy manadiady toy izay diso vendrana asain'ny olona minomino faha-tany.
fa iza no miteny aminao fa minomino foana ny olona,ha,ha, sao dia hianao kosa ary ry rar no tsy mahatsindry tsihy fa kely finoana ka dia tonga avokoa ilay fanontaniana rehetra izao,eny e,tsara ny manontany fa fantataro koa fa na iza no tonga nitondra ny fivavahana ho any amin'ny tany iray dia tsy maintsy hisy hino iny rehefa resy lahatra ny fahasoavana nomen'ny tompo an'ilay nizara izany .ok. Raha mbola tsy resy lahatra hianao dia mijanona ihany ato dia lanjalanjao sy fankafakao izay hevitra maro nomen'ny olona dia mba ampiharo amin'ny fiainana koa dia ho hitanao hoe hay ve e

heveriko fa mitovy ihany vokatry ny minomino fahatany sy ny diso mamaky sy manadihady rehefa tsy misy finoana sy fitiavana.Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso.I KORINTIANA8/ 1 - 1

19 Fa ny fahendren'izao tontolo izao dia fahadalana eo anatrehan'Andriamanitra; fa voasoratra hoe: " Ny hafetsen'ny hendry ihany no nentiny misambotra azy" (Joba 5:13) .
KORINTIANA VOALOHANY 3 19 - 19
tsy misy hendry isika na iza na iza fa ny tena tsara dia aoka hifampandroso
55. pissoa ( 21/10/2010 20:37)

RAR.DAGO:

Ho an'ny kristianina dia mety ho hetraketraka na dia ny fametrahana an'io fanontaniana io fotsiny any aza, ka dia hialan-tsiny mialoha amin'izay mety ho sadaikatra fa mipetraka foana tsinona ny fanontaniana ka dia asetry anareo etona :

IZA NO NAMORONA AN'ANDRIAMANITRA?

Mitombona raha ny hevitro ny fanontaniana satria tsy misy zavatra hafaka mamorona ny tenany. Ny tsotso-pihaina moa hiteny hoe hafa tsy Atra !
Fa ataoko fa misy manana hevitra hafa, sa ve...?

Ka dia aroso tompoko ny fanontaniana toy ny tady an-tandroky ny omby

Raha tsy misy zavatra afaka mamorona ny tenany, dia avy aiza izao tontolo izao ? Tsy maitsy zavatra nisy talohan'ny zavatra hafa rehetra mantsy. Ka avy aiza iny zavatra voalohany iny raha izany ?
56. fijo ( 21/10/2010 21:30)
bor2lais,ity misy ohatra.nino ny olona fahiny fa andriamanitra no nanao ny tarehiny sy ny bikany sns.ary dia izay azo "avy amin'andriamanitra"dia isaorana azy.
taty aorian anefa,hainn'y zanak'olombelona ny nanova ilay terehy,ary tsy nionona tamin'ny izay "azo" avy amin'ilay noekeny intsony izy fa nanatsara izay teo.

taloa,rehefa misy kilema di ahoe "izay no nataon'andriamanitra"izao vao mitsimoka ,dia efa ita ny kilema,ary misy ny efa azo tsaboina any an kibo,fa tsy mihonona intsony amin'ilay "nomen"andriamanitra.izany hoe miha miala tsikelikely le fanekana fa avy amin'nadriamanitra daholo izay eo
57. bor2lais ( 22/10/2010 12:18)
fijo:

Ka inona no tian'i fijo lazaina eto ?
58. RAR.DAGO ( 22/10/2010 19:30)
pissoa:

Raha tsy misy zavatra afaka mamorona ny tenany, dia avy aiza izao tontolo izao ? Tsy maitsy zavatra nisy talohan'ny zavatra hafa rehetra mantsy. Ka avy aiza iny zavatra voalohany iny raha izany ?

Tsy manana valiny aho hoe inona no teo alohan'ny voalohany, teo alohan'ny big bang. Fa tsy midika izany hoe hanaiky izay théorie rehetra koa aho satria tsy mety amiko kosa ny filazàna hoe misy zavatra mamorona ny tenany izany.
59. RAR.DAGO ( 22/10/2010 19:30)

60. RAR.DAGO ( 22/10/2010 19:31)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085