Iza no namorona an'Andriamanitra?

21. RAR.DAGO ( 15/10/2010 19:50)
RijaDolly a, hoy aho hoe :
Raha izaho izany no mamaly io fanontaniana io dia hoy aho hoe ny fahendren'ny zanak'olombelona sy ny fomba tsara rehetra niainany no atao hoe Atra, satria manome "cercle vertueux" ny soa atao ka ahafahana manana hery anaty entina noho ny fahatokisan-tena, sy hery ivelana noho ny fahatokisan'ny sasany sy ny fifankatiavana ary ny fifanampiana. Ilay fitondran-tena "endry"(vertueux) izany manjary miteraka "synergie" arakaraky ny hitomboan'ilay fahendrena ao aminao sy any @ hafa sy ny olona mitondratena toy izany.
Izay no mahatonga ilay hoe raha misy olona roa na telo, manaraka ny fahendrena ka mikajy ny anao zavatra, dia manjary misy "cercle vertueux" sady "synergique" izay ahafahana manao zavatra mihoatra noho ny vitan'ny tsirairay mandeha irery. Ho an'ny gasy dia hoe ny hevitry ny maro mahataka-davitra.

Ekeko fa mety hanahirana ny hanaiky an'izany ho an'ny olona izay notezaina tao anatin'ny concept hoe Atra dia HERY IRAY, izany hoe MATERIALISABLE.

rijadolly:

Tena mbola maivana be izany vitan' Andriamanitr' se zany RAR.DAGO a!

Raha mahasambatra anao ny miteny izany dia ataovy fa tsy dia misy dikany loatra amiko izany Atra maivana sy mavesatra izany
novalian'i RAR.DAGO ny 17/10/2010 16:32
22. fijo ( 15/10/2010 19:56)
aza hadino,fa rah ajerena nytantaran'ny olombelona,dia tahotra no niadohann'y finoany.rah anahare kotroka ny olona voalohany,di ats ynahalala hoe inona izany,ary ahoana no mahatonga izany ????noho io tsy fahalalany io,dia nino izy ,fa misy hery iray tsy hainy manao izany,ka io hery io no nivadika andriamanitra taty aoriana
23. AndriambyII ( 15/10/2010 20:00)

fijo:

aza hadino,fa rah ajerena nytantaran'ny olombelona,dia tahotra no niadohann'y finoany.rah anahare kotroka ny olona voalohany,di ats ynahalala hoe inona izany,ary ahoana no mahatonga izany ????noho io tsy fahalalany io,dia nino izy ,fa misy hery iray tsy hainy manao izany,ka io hery io no nivadika andriamanitra taty aoriana

Misy marina ve ny tahotra ?
24. RAR.DAGO ( 15/10/2010 20:04)

Ampahana fanazavana izany fa misy koa "synergie de cercles vertueux" raha ny hevitro izay mahavita zavatra tsy hay ampesipesenina
25. RAR.DAGO ( 15/10/2010 20:12)

AndriambyII:

Misy marina ve ny tahotra ?

Maintso no lokony :)
26. AndriambyII ( 15/10/2010 20:20)

fijo:

aza hadino,fa rah ajerena nytantaran'ny olombelona,dia tahotra no niadohann'y finoany.rah anahare kotroka ny olona voalohany,di ats ynahalala hoe inona izany,ary ahoana no mahatonga izany ????noho io tsy fahalalany io,dia nino izy ,fa misy hery iray tsy hainy manao izany,ka io hery io no nivadika andriamanitra taty aoriana

Ny fahadondronana angamba no marina kokoa !Sa i Fijo tena katraka miohatra ny olombelona ?
27. milamm ( 16/10/2010 01:54)
tsy mora azavaina ozy rar.dago kanefa ezahina resahina, na ny tena niandohan-tsika olombelona aza dia tena mbola tsy mazava tsara(teny ambony hazo ve no niha-nivoatra sa avy @ Adama sy Eva) izao ndray iza no namorona an'Andriamanitra? satria na za manokana aza efa nanotany tena irery indraindray oe misy ve sa tsy misy Izy eo @ fiainako sy ny manodidina, ary avy aiza sy taiza no niforonany, ao koa ny oe mbola misy tontolo hafa ve ao ambadik'izao tontolo izao. Ao ireo hevitra tandrify ny eritreritry ny ts1/1 teo aloha,
- Concept, adaptation, belief ect...
Dia milaza rar.ago oe fahendrena(cercle vertueux, synergy ...) karazana individual code moral, moral socio-psychology no fihevitro izany asa na diso na tsia amiko manokana ngambany ny azo ilazana azy ( voafetra ny heriny saina na ireo kitapon'eritreritra arak'ireo fikarohana ny fomba fiasa sy fivoarany )
" Philosophy of biology ( the nature of evolution and natural selection/Darwin ) & Evolutionary Psychology ( acording to Peter Carruther, Chomsky minds are computational problem solving devices & evolving ; they must consist of collections of specific problem solving devices). The key idea is that there is no sense to the idea of a general problem solver and that no headway can be made in cognitive science without breaking down problems into their component parts "
Noforonina isika namboarina hifanentana @ vanim-potoana sy vanin'andro iainany ny zanak'olombelona eto @ planeta tany, ny fanahy izay lazaina maha-olona moa izay tsy voafaritr'ireo eritreritry ny saina sy ny kitapon'eritreritra dia miaina eo anilan'izany izay tezaina @ finoana, noho izany dia nisy Ilay namorona izany rehetra izany fa tsy foroniny saina fotsiny Izy io ( nisy namorona sy nandrindra toy ny galaxies fa tsy kisendrasendra teny ).Ao @ toerany mpamorona isika izany fa tsy Ilay noforonina, mitombo sy miteraka ary mameno ny tany ihany ary miaina @ ireo zava-misy ihany no vitantsika hatrizao fa tsy mbola afaka namorona na firenena 1 aza ).
Ny fahalalana dia fepetra voa-janahary mipetraka ato amintsika ts1/1 voafetra @ ireo voalaza ao ambony tsy ahafantarana izany(saina sy kitapon'eritreritra), ny fanahy ihany no afaka nahatsapa izany tontolony tsy tsapa sy hita izany na voarain'ny retsikandre antsoina hoe fanahy izany , na fanahy tsara io na ratsy ary Ilay mpamorona dia Fanahy izay mifandray mivantana na ankolaka @ ho an'ireo izay misafidy izany.Raha fintinina izany dia tsy ho hita maso( na ry picasso aza tsy nahavita nanao ny sarin'Andriamanitra telo izay iray nefa kalaza ), na oviana na oviana Izy na voatsapa-tanana sns fa ireo fanahy izay madio no hahita ny Voninahiny indray andro any

28. milamm ( 16/10/2010 02:03)
nefa anisany tsy mety azoko ihany koa le oe,
" raha tsy manaiky dia very mandrakizay ..."
fa nga moa tsy manana safidy indray isika ? sa rehefa tsy mifanaraka @ sitrapony dia vereza any, misy fanerena ankolaka ihany zany ao ka mila jiro izay afaka manazava bebe kokoa...
29. milamm ( 16/10/2010 02:32)
fanitsiana ny voalazako etsy ambony oe
Ao @ toerany mpamorona isika izany fa tsy Ilay noforonina, mitombo sy miteraka ary mameno ny tany ihany ary miaina @ ireo zava-misy ihany no vitantsika hatrizao fa tsy mbola afaka namorona na firenena 1 aza

mifamadika ny teny fa ===>Ao @ toerany noforonina isika satria tsy manana ny fahefan'Ilay mpamorona na kely akory aza
30. cutie ( 16/10/2010 04:01)
be philosophie blablabla daholo nareo rehetra fa tsy mbola nisy nahavaly hatramizao le fanontaniana afa-tsy za :-D
31. cutie ( 16/10/2010 04:02)
be philosophie blablabla daholo nareo rehetra fa tsy mbola nisy nahavaly le fanontaniana afa-tsy za :-D
32. milamm ( 16/10/2010 12:30)
lol io njay cutie an, marna tapany ny voalazanjy de notohizako oe mpamorona Izy fa tsy noforonina. Tsy tadidiko intsony misy milaza ao @ baiboly oe Alfa sy Omega ary fiandohana sy fiafarana izy izay raha tsy diso za
33. milamm ( 16/10/2010 12:34)
zany izy io an lol, marina tapany tsy mety ho feno ilay vali-teninjy io ry cutie a...ary notohizako oe Mpamorona izy fa tsy noforonina ao @ genesis izy izay rha tsy diso misy milaza anzany bdb miampy anle oe Izy no fiandohna sy fiafarana
34. ngaila ( 16/10/2010 12:57)

Mpamorona izy fa tsy noforonina

Volazanao lé iz
35. bor2lais ( 16/10/2010 13:47)
RAR.DAGO:

Ny fanomezana dika (sens ou interpretation) zavatra iray dia tsy maintsy construction satria ny saina no mampanantona ny zavatra tsapa (capté par les sens) sy ny zavatra fantatra na ny samy zavatra fantatra.

Avy amin'ny lalàn'ny tsoa-kevitra tahaka io izany no namoronanao ny andriamanitrao ! Ary raha tahiny ka diso moa ilay "construction" ataonao dia ahoana ? Lasa tsy misy ve izany ilay Andriamanitra ?

Ilay zohin-kevitrao mantsy izany milaza fa miainga avy amin'ny zava-misy (tsapa na niainana) no amoronanao ny andriamanitrao. Amin'izay fotoana izay dia tsy ilainao intsony ny finoana azy satria ianao ihany no namorona azy.

Fa Ilay inoako kosa tsy izay : avy amin'ny tsi-misy no nohariaNY ny misy !

Tsetsatsetsa kely : ilay antsoinao eto hoe "saina" izay mampanatona ny zavatra tsapa sy ny zavatra fantatra aza : avy aiza na ahoana re no nahazoanao azy e ?
36. rijadolly ( 16/10/2010 15:54)
RAR.DAGO:

Raha izaho izany no mamaly io fanontaniana io dia hoy aho hoe ny fahendren'ny zanak'olombelona sy ny fomba tsara rehetra niainany no atao hoe Atra, satria manome "cercle vertueux" ny soa atao ka ahafahana manana hery anaty entina noho ny fahatokisan-tena, sy hery ivelana noho ny fahatokisan'ny sasany sy ny fifankatiavana ary ny fifanampiana. Ilay fitondran-tena "endry"(vertueux) izany manjary miteraka "synergie" arakaraky ny hitomboan'ilay fahendrena ao aminao sy any @ hafa sy ny olona mitondratena toy izany.
Izay no mahatonga ilay hoe raha misy olona roa na telo, manaraka ny fahendrena ka mikajy ny anao zavatra, dia manjary misy "cercle vertueux" sady "synergique" izay ahafahana manao zavatra mihoatra noho ny vitan'ny tsirairay mandeha irery. Ho an'ny gasy dia hoe ny hevitry ny maro mahataka-davitra.

Ekeko fa mety hanahirana ny hanaiky an'izany ho an'ny olona izay notezaina tao anatin'ny concept hoe Atra dia HERY IRAY, izany hoe MATERIALISABLE

.Ka izay anie RAR.DAGO no ilazoko fa mbola maivana be ireo famaritan' se ny atao hoe Andriamanitra ireo e! Raha niteny se hoe anisany ASA vitaNY izay hampiasaiNY ao anatin' ny oloNy ( ho an' izay Kristianina) ireo toetra ireo dia tsy afaka niteny aho hoe maivana loatra izany satria mbola misy maro hafa izany azoNY atao amin' maha Andriamanitra Azy.
Bor2lais:

Avy amin'ny lalàn'ny tsoa-kevitra tahaka io izany no namoronanao ny andriamanitrao !

Nomarihako mihitsy koa hoe Andriamanitry RAR.DAGO ilay izy satria na dia i Bor2lais aza nahatsapa hoe se ihany no mamorina ilay andriamanitry se...
RAR.DAGO:

Raha mahasambatra anao ny miteny izany dia ataovy fa tsy dia misy dikany loatra amiko izany Atra maivana sy mavesatra izany
Hifanitsy isika ry RAR.DAGO mba ho iray izay marina, ary samy manaiky io marina io no tanjona, dia izay no mahasambatra ahy. Ary tsy midika akory izany hoe ny ahy no marina, fa samy olon' saina daholo isika fa tsy olon' fo( hoy ilay namatsika nampatsiahy izany teto)matoa mifanakalo hevitra. Tena misy tokoa ny andriamanitra maivana sy Andriamanitra tsy manampetra izany ry RAR.DAGO.

Mba valio anie tokoa io lohahevitry se io raha tsy i se no lasa mpamorina Andriamanitra e!
37. rijadolly ( 16/10/2010 16:07)
Milamm:

nefa anisany tsy mety azoko ihany koa le oe,
" raha tsy manaiky dia very mandrakizay ..."
fa nga moa tsy manana safidy indray isika ? sa rehefa tsy mifanaraka @ sitrapony dia vereza any, misy fanerena ankolaka ihany zany ao ka mila jiro izay afaka manazava bebe kokoa...
Ny hevitro amin' io indray Milamm dia misy fahamarinany satria afaka misafidy tsy mandeha mody any aminy mandrakizay isika.
38. milamm ( 17/10/2010 00:54)
mazava ny tiany rijadoly lazaina, taloha za de nieritritreritra otranzany koa nefa fahasoavana nomeny ahy ny saina hikaroka. Tsy eritreritra niforona tato an-tsaiko akory ny hoe izay ve no tena Marina sa tsia fa tonga ho azy ny saina nifoha sy nihiratra hikatsaka hoe aiza ilay marina?
ampifanakalozana ny hevitra satria mahaliana ny mihaino fomba fijery avy @ zoro hafa, nipoitra ny hevitra mahitsy araky ny fijeriko ny tontolony fanahiko dia tsapako fa fampiononan-tsaina eo anoloany tahotra izany ( sao tsy tafiditra any @ toerana mandrakizay) raha tsy ahitana porofo mazava. Asa na fomba nampitain'ireo mpitondra hafatra no nivily lalana na koa nararaotina hahazahoana anjanahana ny saina sy fanahin'ny ankamaroany olona eto an-tany izay aharitra. Tsy very akory ny finoako ( Mino tsara an'Andriamanitra telo izay iray fa ny tsy fahalalako Azy ngambany no tsy mety ho ampy sy feno ) ka misalasala sy mametra-panotaniana tsy ahitana valiny indraindray ny saiko, fantatro fa hisy hiteny eto oe ny mivavaha fa ho valiany ny fanontanianao ary ho tanteraka araky ny safidiko avy eo. Ilay Andriamanitra inoako ozy Bessa izay, dia tompon'ny Fitiavana, ao koa ny miteny hoe Fitiavana tsy manam-petra nahoana no misy fetra hoe raha tsy... ? tsy mbola voavaly tsara ilay manitikitika ny saiko e, miala fondro
39. RAR.DAGO ( 17/10/2010 03:32)

bor2lais:

Ilay zohin-kevitrao mantsy izany milaza fa miainga avy amin'ny zava-misy (tsapa na niainana) no amoronanao ny andriamanitrao. Amin'izay fotoana izay dia tsy ilainao intsony ny finoana azy satria ianao ihany no namorona azy.

Ka io ilay limite e! Izay tsy takatry ny saina dia mbola dimension an'Atra. izay maha construction azy anie e! Izay takatry ny saina ny atao izay maha rationnel azy. Ny sisa dia Atra

bor2lais:

Fa Ilay inoako kosa tsy izay : avy amin'ny tsi-misy no nohariaNY ny misy !

Eny e! mitovy ihany anie izany raha ny resaka "construction conceptuelle" no resahina. Ny an'ny siantifika izao ilay limite=big bang. Inona no teo aloha? Tsy mbola misy valiny. Ny an'ny kristianina Atra.

bor2lais:

Tsetsatsetsa kely : ilay antsoinao eto hoe "saina" izay mampanatona ny zavatra tsapa sy ny zavatra fantatra aza : avy aiza na ahoana re no nahazoanao azy e ?

Théorie de l'évolution (Darwin et Mendel)
40. RAR.DAGO ( 17/10/2010 04:07)
rijadolly:

... Raha niteny se hoe anisany ASA vitaNY izay hampiasaiNY ao anatin' ny oloNy ( ho an' izay Kristianina) ireo toetra ireo dia tsy afaka niteny aho hoe maivana loatra izany satria mbola misy maro hafa izany azoNY atao amin' maha Andriamanitra Azy.

Ka ianareo anie no mila Atra matérialisé hoe : hery tokana io, mahafehy ny zavatra rehetra. Zonareo izany. Izaho tsy mino fa hery tokana izany no mifehy ny zavatra rehetra fa dimension sy forces be dia be. Ilay paradigme mihitsy ny antsika no samy hafa.

rijadolly:

Bor2lais:

Avy amin'ny lalàn'ny tsoa-kevitra tahaka io izany no namoronanao ny andriamanitrao !

Nomarihako mihitsy koa hoe Andriamanitry RAR.DAGO ilay izy satria na dia i Bor2lais aza nahatsapa hoe se ihany no mamorina ilay andriamanitry se...

Andriamanitro satria izay no fahazoako azy fa tsy izaho no concepteur ex nihilo. Je construis ma compréhension, fa tsy hoe j'ai construit les faits. Ianareo mantsy no mila an'io notion de dieu concepteur io. Ny ahy ilay Atra=limites, ary construction holistique et permanente ilay izy sady mandray anjara daholo ny système rehetra ay mitoy foana ilay processus fa tsy hoe vita tany @ genesisy.

Ny ataoko hoe Atra=limites eto sady limite de la compréhension et de l’appréhension no limite systémique nefa mivoatra foana.

rijadolly:

Hifanitsy isika ry RAR.DAGO mba ho iray izay marina, ary samy manaiky io marina io no tanjona, dia izay no mahasambatra ahy. Ary tsy midika akory izany hoe ny ahy no marina, fa samy olon' saina daholo isika fa tsy olon' fo( hoy ilay namatsika nampatsiahy izany teto)matoa mifanakalo hevitra.

Raha tadidinao ny allégorie de la caverne (platon) dia izay no fahitan'ny olona ny "réalité" : interprétation foana, ary miova arakaraky ny fahalalana io interprétation io. Nefa koa ny fahalalana dia tsy manam-petra satria arakaraky ny hitomboany no mahabetsaka ny tsy fantatra, noho izany, tanjona ny isian'ny marina iray fa tsy ho tratra mihitsy mandrakizao io, fa ny mety hisy dia ny hoe mitovitovy fotsiny.

rijadolly:

Tena misy tokoa ny andriamanitra maivana sy Andriamanitra tsy manampetra izany ry RAR.DAGO.
Mba valio anie tokoa io lohahevitry se io raha tsy i se no lasa mpamorina Andriamanitra e!

Ka raha izay rehetra tsy heritreretina sy tsy takatry ny saina dia Atra dia mavesatra be aloha ny adidiny e!
Fa izao anie e : iza no nilaza fa ohatran'io Atra lazainareo io izy? Ny olona namorona ny monothéisme. Ny an'ny Kristianina moa izany dia hoe i Abrahama izay noresahin'i Atra mivantana tamin'izany. Noho izany dia construction koa io concept inonareo io ;)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089