Ahoana indray re ity e

21. niryna ( 01/10/2010 17:17)

fijo:

eo indrindra le mampisy tsy fankahazahoana.io tsy hoe mitsara,fa fihezahana,ahalala ilay hevitry ny ilany.
tsy misy mandaha izany anie ry fijo e,jereo ny anao ka lasa mijery gazety ka raha vao misy resaka mompera dia iny hianao amin'ny angady ny harona,angamba tsy mba mahitza zavatra mba mahasoa ny maro hiarahana mizara ? avereno aty amiko ny teniko raha toa ka tsy izay ary hifonako fa fizarana moa izy ity ok mmmhm ba mipoaka be
novalian'i vonynive ny 19/10/2010 13:13
22. niryna ( 01/10/2010 17:19)

fijo:

tsy misy hifandraisanymihitsy le resak'i niryna?????
misy valinteny misamboditra be le resaka.
fahalalana zavatra no resahina eto.ary i niryna no nampiditra ny resaka.mivadika finoana na tsy finoan ilay izy avy eo,nefa i niryna ihany no mamaly??????
samy hafa ny mahalala sy ny mino ry niryna fa aza hafangaro
hanky va re e dia anjaranao indray aza no mampianatra anay mpino hoy aho omeo torolalana izahay, toroy ny tsy finoana izay lasa nisy tao aminao .Sa saody terivay manta no nataon'ireo rar anao ka lasa ny tenin'Atra no halanao ? sorry ra fijo
23. niryna ( 01/10/2010 17:22)

ouioui:

Tsy any le kôzy ry bila a!!! tsy hoe kristiana vs tsy kristiana fa fomba fijery sy fifanakalozan-kevitra mivady hoe devoly foana @ ny mpino bornés ny fanontaniana!!! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
amiko kosa aloha ry oui, dia tsy ny devoly foana no omena loza an,hianao no manao izay ataonao ka izy no tenitenenina lava,eny misy ny asan'ny devoly ary misy ny fomba maro ampiasainy amotehana ny asan'Atra ka ireo olona izay ny fanahin'ny maizina no ao anatiny no ampiasainy amin'izany ,raha tena kristiana dia tsy tokony hisy devoly izany fa matoa misy io dia kristiana anarany izy .Mety ho diso raha isaky ny mihetsika dia devoly lava sa ahoana?
24. AndriambyII ( 01/10/2010 23:44)
Hi hi hi ,tena à côté kou ny hevitry ra ouioui !! Raha principe negationniste no entina handraisana izay fisehoan-javatra tsapa miseho rehetra dia tsy hisy fiafarany @ maha-nuisance potentielle manoloana ny mahamasina azy io zavatra resahina io infiniment et indefiniment parlant .
Raha tena fanahy masina no manafatra sy nampita hafatra dia tsy maintsy ho tonga @ maha hafatra eo anivon' ny mpino izany raha Xana tokoa ny tena . Tokony ho fantatra koa fa na dia i satana aza dia efa naharay hafatra avy @ A/tra alohan' ny nandefasany azy tany @ afobe .
Dia mahatoky tena ve ouioui fa ho Xana daholo ny olombelona 6 milliards et demi eto antany ? Sarotra na dia ny fitsarana izany fotsiny aza , Une fois qu' il y a des laisser pour compte d'une cause quelque qu' elle soit , il est forcé d' admettre qu' on ne sera jamais un chretien effigié par le ciel en toute circonstance , d' ou la repentence est obligatoire et vitale pour nos âmes de pécheur nés .Alleluyah !!


25. niryna ( 02/10/2010 04:07)

mirananirina:

Tena marina mihitsy izany ry niryna!!rehefa tsy tiana ilay olona na finoanadia atao izay ahafantarana azy be be kokoa,hahitana ny tsiny omena azy,fa betsaka ihany manko no mamorina @ finoany mba hinoan'ny hafa azy kokoa!
izay indfay no tsy fantatro
26. niryna ( 02/10/2010 04:10)

ikaretsaka:

niryna> fa angaha raha manana harena dia voatery ho tsy hino sy hahafantatra ny tenin'Atra foana?
mety fo pas hianao raha izany,Abrahama nanankarena,Joba nanankarena
ireo manana tranombarotra marobe nolazaiko anao taloha ireo mpanankarena avokoa kanefa mino an'Atra,ny fahendrena no milla tadiavina sy angatahana amin'Atra fa io no hitovizan'ny mpanana sy ny tsy mpanana raha samy manana fahendrena

Misy izao mpanankarena mino an'Atra tsy mahay tenin'Atra (ny fantany fotsiny dia hoe misy izany Atra izany nanome azy anzao sy izao.. fa anontanianao toko 1 ao @ baiboly izy=0)
, misy Mahantra tsy mino fa mahay tenin'Atra koa
dia ahoana,mitady hivaralila indray anie toi izany e
27. niryna ( 02/10/2010 04:12)

bor2lais:

niryna:

Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana?

niryna:

ireo olona ireo dia nandalo fiainana kristiana mihitsy ny sasany ary ao ny mihevitra ny heviny ho marina foana ka manao ny an'ny hafa ho tsinotsinona ary dia miditra amin'ny finoana ireo milaza azy ho manampahaizana sasany(ataoko hoe sasany fa mahita maro aho karana kristiana,dokotera,pasitera,mpino tsotra izao izy mianakavy) ka ireo manao ny herin'Atra ho tsy misy dia manao ireo mpino ho adala sy mandany andro

niryna:

Saoly na i Paoly,niova fo aloha izy fa tsy niova anarana fa aleo aloha ho hazavaiko fa anarana araka ny toerana nisy azy no nahatonga azy ho saoly na i paoly .

Fehiny !!
Paoly niova Saoly izany ireo olona tian'i niryna tenenina ireo ?



hi,hi i paoly ihany no saoly ka,ny toerana nisy azy fotsiny no nahatonga ny anarany samy hafa izay nanavanana ilay firenena nandehanany,niova fo izy fa tsy niova anarana
28. AndriambyII ( 03/10/2010 20:37)
Azoko ny tian'i ouioui lazaina ka , nefa kosa , raha ny fijeriko azy dia ireo olona mahita devoly havia sy havanana @ ny olona sasany dia mitoetra @ toerana tsy mihetsika iray ny farim-panahiny (stagnation spirituelle = une petite mort en soi ) , mety olona tsy ampy finoana sy fahatokisana , na mety ho olona saro-tahotra noho ny tsy fahalalàna tanteraka ny herin' ny masina ,na mety ho olona tsy manana saina mpadinika fa mpiakina lava @ herin-tsain' ny sasany , na mety koa aza tsy olona xana akory ,fa manandrakandrana sy manadihady ambadika ny fotom-pinoan' ny sasany fotsiny ohatra , na koa olona nahavita heloka bevava teo @ fiaraha-monina ,dia manao fitsaràna tsy mitombina ny olona sasany miara-monina aminy mba hisintonany ny fierikeretan' ny hafa hamaha ny olana mianjady aminy ohatra ,ets ets .... Mateti-pitranga anefa izany zavatra izany @ izao fotoana firongarongan' ny sectes izao , ka hinoako fa raha tena manam-pinoana ny olona iray voatsara ho hanjakan' ny maizina dia tsy tokony hanohitra mivantana izany fitsaràna mamohehatra izany ,asan' ireo psychopathe , sy ny mentaliste , ary ny mpamosavy sy ny olona ratsy eritreritra samy hafa no manana izany fomba fieritreritra izany .
Ampiako ilay tenin' i niryna ao ambony ao momba ny "Romana antoko faharoa" ny lalàna (an' A/tra ) sy ny fahasohavana ( an' A/tra )
29. niryna ( 04/10/2010 04:34)

AndriambyII:


Raha tena fanahy masina no manafatra sy nampita hafatra dia tsy maintsy ho tonga @ maha hafatra eo anivon' ny mpino izany raha Xana tokoa ny tena .
izay angamba ilay hoe fantaro ny fanahy na izahao ny fanahy

Tokony ho fantatra koa fa na dia i satana aza dia efa naharay hafatra avy @ A/tra alohan' ny nandefasany azy tany @ afobe .
satria izy ireo niaraka tamin'Atra angamba e,aiza moa no misy ilay teny hoe ny anjely aza mijery ireo olona mamaky ny baiboly? mitovitovy izay ilay izy fa tsy tadidiko,noho izany ireo anjely miaraka amin'Atra angamba tsy mila ny tenin'Atra fa efa nomen'Atra azy ireo izany ary hiraka alefany ho antsika ireny fa ireo anjely izay nivarina ety an-tany no mila mianatra sa ? ny antony angamba dia afaka ampiasainy tsara ilay tenin'Atra mba ahatonga ny olona hino dia avy eo sintominy amin'ilay finoana hafahafa hoe tsy tonga any an-danitra raha tsy manao izao,na tsy izao ny denomination na tsy atao an'izao na hoe tsy mahazo mihinana amin'izao .asa aloha fa eritreritra ny ahy iny

Dia mahatoky tena ve ouioui fa ho Xana daholo ny olombelona 6 milliards et demi eto antany ? Sarotra na dia ny fitsarana izany fotsiny aza
ahoana tokoa re e,moa ve misy zavatra sarotra amin''Atra? ny ranomasina aza nisokatra rehefa niampita ireo Jiosy hiala tao Egypte izy

Raha hoe ho lasa kristiana daholo dia efa nampianatra izy hoe mandehana amin'izao tontolo izao ka mitoria ny filazantsara,izao isika tonga ato amin'ny sera izao izao dia ohatra iray ao anatin'ny fomba maromaro tsy voatanisa hizarana ny tenin'Atra



30. niryna ( 04/10/2010 04:37)

bor2lais:

Paoly niova Saoly izany ireo olona tian'i niryna tenenina ireo ?
i Paoly ihany no Saoly ,anarany daholo ireo fa ny toerana nisy azy no samihafa ka nahatonga ny olona ho havanana miantso azy toy ny hoe niry na niryna ,izay manavanana ny olona dia izaho ihany fa tsy mitovy ny hoe Jakoba lasa Israely
31. vonynive ( 05/10/2010 11:49)
mila mahay tenin'Atra anefa isika kristianina fa tsy hianina fotsiny @ izany vakio
II korit 10/5 fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy,
6 ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo.
32. niryna ( 14/10/2010 04:23)

AndriambyII:

Azoko ny tian'i ouioui lazaina ka , nefa kosa , raha ny fijeriko azy dia ireo olona mahita devoly havia sy havanana @ ny olona sasany dia mitoetra @ toerana tsy mihetsika iray ny farim-panahiny (stagnation spirituelle = une petite mort en soi ) , mety olona tsy ampy finoana sy fahatokisana , na mety ho olona saro-tahotra noho ny tsy fahalalàna tanteraka ny herin' ny masina ,na mety ho olona tsy manana saina mpadinika fa mpiakina lava @ herin-tsain' ny sasany , na mety koa aza tsy olona xana akory ,fa manandrakandrana sy manadihady ambadika ny fotom-pinoan' ny sasany fotsiny ohatra , na koa olona nahavita heloka bevava teo @ fiaraha-monina ,dia manao fitsaràna tsy mitombina ny olona sasany miara-monina aminy mba hisintonany ny fierikeretan' ny hafa hamaha ny olana mianjady aminy ohatra ,ets ets .... Mateti-pitranga anefa izany zavatra izany @ izao fotoana firongarongan' ny sectes izao , ka hinoako fa raha tena manam-pinoana ny olona iray voatsara ho hanjakan' ny maizina dia tsy tokony hanohitra mivantana izany fitsaràna mamohehatra izany ,asan' ireo psychopathe , sy ny mentaliste , ary ny mpamosavy sy ny olona ratsy eritreritra samy hafa no manana izany fomba fieritreritra izany .
Ampiako ilay tenin' i niryna ao ambony ao momba ny "Romana antoko faharoa" ny lalàna (an' A/tra ) sy ny fahasohavana ( an' A/tra )
tamin'ny voalohany dia tsy azoko ny teninao ka naverimberiko foana dia mba azoko kely ,misaotra
Misy fahamarinana ny teninao fa matetika tsy mitrantranga na mandalina ny hafa fa tonga dia manohitra,tsy misy mahay tany ankibo anefa ka anjarantsika no mandombaravana Azy dia hivoha hidanadana izany
33. niryna ( 14/10/2010 04:34)

vonynive:

mila mahay tenin'Atra anefa isika kristianina fa tsy hianina fotsiny @ izany vakio
II korit 10/5 fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy,
6 ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo.

izay aloha e,mivavaka isika dia mino fa mamaly vavaka Atra,mianatra sy mandalina ny teniNy koa dia mino izay nampitondraina antsika ary mampiantra izany teny izany amin'ny fiainana andavan'andro rehetra
34. niryna ( 16/10/2010 03:24)

vonynive:

mila mahay tenin'Atra anefa isika kristianina fa tsy hianina fotsiny @ izany vakio
II korit 10/5 fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy,
6 ary vonona hamaly ny tsi-fanarahana rehetra izahay, rehefa tanteraka ny fanarahanareo.

vony a.tsy azoko inona no tianao ho tenenina
35. niryna ( 16/10/2010 03:29)
vony a.tsy azoko ny tianao tenenina
36. fafane ( 18/10/2010 19:29)
Rehefa miresaka isika de tokony dinihina tsara lay lazain'ny anankiray fa ndray2 lay heverinao ho fahamarinana sy efa nahzatra anao iny ange tsy ara-baiboly akory e, fantaro ny fahamarinana ara-baiboly de tsy misy afaka hiteny tsony hoe borner lay olona, fa matetika nge lay tsy mahalala mintsy no tsy mety manaiky e
37. vonynive ( 19/10/2010 13:13)

niryna:

vony a.tsy azoko ny tianao tenenina

nyrina, "enao niteny oe ny olona manohitra an'Atra no mahay tenin'Atra betsaka noho ny mino, "dia hoy aho @ le 2 KORINTIANA 10: 5 - 5fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy,
izany oe fotoana izao hijoroana ka tokony ho mahay tenin'Atra isika kristianina kolosiana 3-16: Aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin'ny fahendrena rehetra"
mba ahafahana mamabo ny hevitra sy fisainana manohitra an'Atra fa tsy hitsoaka fotsiny rehefa sendra ireo olona be ady hevitra.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0701