Ahoana indray re ity e

1. niryna ( 28/09/2010 17:05)
Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e?
novalian'i fafane ny 18/10/2010 19:29
2. fijo ( 28/09/2010 19:54)
tsotra be,rah atena te hanohitra hevitra iray ianao,di any mianatra sy manadihady io hevitra hotoherina io,no zavatra mila atao tsara voalohany.satria raha hanohitra zavatra tsy hay,aleo mangiana.fa hiteniteny foana eo
3. ikaretsaka ( 28/09/2010 22:23)
de tsotra be koa:
"tsy ny fahaizana ny tenin'Atra no maha Kristianina, fa ny finoana an'i Kristy"
4. Miharena ( 29/09/2010 05:35)
Marina daholo ny anareo roalahy, ny anankiray lazain'i Fijo mbola mitady ny maha-izy azy hoe "fa nahoana marina?" fa ny anankiray lazain'i Ika indray efa mihanoka amim-pilaminana (efa nahazo ny lakile) ka tsy manadihady lava intsony fa mizara fifaliana fotsiny sisa.
samy mandeha any amin'ny lalan'ny fahatomombanana daholo izany rehetra izany fa tsy atao mahagaga.

Ny fiafaran'ny fanadihadiana rehetra fotsiny dia tonga ao amin'i Kristy daholo, na Boudha izy na Hindoue izy na Silamo izy, na mpanota gaigilahy sy gaigivavy izy, na athée izy sns...

Izay ilay hoe ny teny dia natao ho an'ny olombelona rehetra tsy an-kanavaka, na ny manaiky na ny manohitra.
5. ouioui ( 29/09/2010 13:45)
niry:

Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e?

fijo:

tsotra be,rah atena te hanohitra hevitra iray ianao,di any mianatra sy manadihady io hevitra hotoherina io

Izay mihitsy rafijo fa ny tena olona dia ry zalahy mpino tsy mahay mianatra ny hevitry ny tsy mpino dia lasa borné zany rehefa mamaly , vao mipetraka ny fanontaniana dia raisiny toa fanakianana foana fa tsy resena lahatra @ fahamarinana izay inoany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
6. fijo ( 29/09/2010 20:16)
eo indrindra le mampisy tsy fankahazahoana.io tsy hoe mitsara,fa fihezahana,ahalala ilay hevitry ny ilany.
7. AndriambyII ( 30/09/2010 11:46)
Tsotra ny @ izay amiko klé ! rehefa tsy nobeazina t@ fomba kristianina dia efa any ankilany !
8. ouioui ( 30/09/2010 14:01)
Tsy any le kôzy ry bila a!!! tsy hoe kristiana vs tsy kristiana fa fomba fijery sy fifanakalozan-kevitra mivady hoe devoly foana @ ny mpino bornés ny fanontaniana!!! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
9. mirananirina ( 30/09/2010 14:25)
Tena marina mihitsy izany ry niryna!!rehefa tsy tiana ilay olona na finoanadia atao izay ahafantarana azy be be kokoa,hahitana ny tsiny omena azy,fa betsaka ihany manko no mamorina @ finoany mba hinoan'ny hafa azy kokoa!
10. ouioui ( 30/09/2010 14:34)
Niry ika ve ??? efa nilaza lery fa tsy manampinoana fa hoatran'ny olona rehetra ihany , tsy sahy nilaza kato sao petsain'olona eto koa hono [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
11. niryna ( 30/09/2010 16:46)

fijo:

tsotra be,rah atena te hanohitra hevitra iray ianao,di any mianatra sy manadihady io hevitra hotoherina io,no zavatra mila atao tsara voalohany.satria raha hanohitra zavatra tsy hay,aleo mangiana.fa hiteniteny foana eo
Ny antony dia tsotra tokoa ity ary no anisarany iray satria olona nandalina ny tenin'Atra no betsaka ka rehefa nahazo harena na fahaizana dia mihevitra ny tenany fa tsy misy Atra ooops
12. fijo ( 30/09/2010 21:34)
tsy misy hifandraisanymihitsy le resak'i niryna?????
misy valinteny misamboditra be le resaka.
fahalalana zavatra no resahina eto.ary i niryna no nampiditra ny resaka.mivadika finoana na tsy finoan ilay izy avy eo,nefa i niryna ihany no mamaly??????
samy hafa ny mahalala sy ny mino ry niryna fa aza hafangaro
13. ikaretsaka ( 30/09/2010 22:27)
niryna> fa angaha raha manana harena dia voatery ho tsy hino sy hahafantatra ny tenin'Atra foana?
Misy izao mpanankarena mino an'Atra tsy mahay tenin'Atra (ny fantany fotsiny dia hoe misy izany Atra izany nanome azy anzao sy izao.. fa anontanianao toko 1 ao @ baiboly izy=0)
, misy Mahantra tsy mino fa mahay tenin'Atra koa
14. niryna ( 01/10/2010 04:14)

ikaretsaka:

de tsotra be koa:
"tsy ny fahaizana ny tenin'Atra no maha Kristianina, fa ny finoana an'i Kristy"
ooops,mivaralila hors sujet indray ika
15. niryna ( 01/10/2010 04:17)

Miharena:

Marina daholo ny anareo roalahy, ny anankiray lazain'i Fijo mbola mitady ny maha-izy azy hoe "fa nahoana marina?" fa ny anankiray lazain'i Ika indray efa mihanoka amim-pilaminana (efa nahazo ny lakile) ka tsy manadihady lava intsony fa mizara fifaliana fotsiny sisa.
samy mandeha any amin'ny lalan'ny fahatomombanana daholo izany rehetra izany fa tsy atao mahagaga.

Ny fiafaran'ny fanadihadiana rehetra fotsiny dia tonga ao amin'i Kristy daholo, na Boudha izy na Hindoue izy na Silamo izy, na mpanota gaigilahy sy gaigivavy izy, na athée izy sns...

Izay ilay hoe ny teny dia natao ho an'ny olombelona rehetra tsy an-kanavaka, na ny manaiky na ny manohitra.
misaotra ary tohizako ary anjaran'ny tsirairay no manadihady hoe inona no fahasoavana nomeny ahy ?
Ny antony iray koa dia mety nino tokoa izy saingy rehefa tonga ny maha-poritra dia miandry valim-bavaka ka tsy mifanaraka ny tadiavina ilay izy dia diso fanantenana.
Mila finoana mafy tokoa ka na inona hidona na inona hitranga izay manana Azy tsy mba ho irery ary teniNy izany ka hinoana
16. niryna ( 01/10/2010 04:18)

ouioui:

niry:

Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e?

fijo:

tsotra be,rah atena te hanohitra hevitra iray ianao,di any mianatra sy manadihady io hevitra hotoherina io

Izay mihitsy rafijo fa ny tena olona dia ry zalahy mpino tsy mahay mianatra ny hevitry ny tsy mpino dia lasa borné zany rehefa mamaly , vao mipetraka ny fanontaniana dia raisiny toa fanakianana foana fa tsy resena lahatra @ fahamarinana izay inoany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
anky va re e,misaotra anao namaly
17. niryna ( 01/10/2010 04:22)

AndriambyII:

Tsotra ny @ izay amiko klé ! rehefa tsy nobeazina t@ fomba kristianina dia efa any ankilany !
an,an,Andry a
vakio ny tantara,ireo olona ireo dia nandalo fiainana kristiana mihitsy ny sasany ary ao ny mihevitra ny heviny ho marina foana ka manao ny an'ny hafa ho tsinotsinona ary dia miditra amin'ny finoana ireo milaza azy ho manampahaizana sasany(ataoko hoe sasany fa mahita maro aho karana kristiana,dokotera,pasitera,mpino tsotra izao izy mianakavy) ka ireo manao ny herin'Atra ho tsy misy dia manao ireo mpino ho adala sy mandany andro
Misy koa izao nohaleibiazina ,ato miaraka amintsika ato izy saingy na novolavolain'ny rar aza izy rehefa lehibe izy nanana ny safidiny ka ny andeha amin'izay mahadiavolana ny fony no nataony fa ny tsy fampianarana nomen'ny rar azy .Maty eto aho,voatoraky ny voatabia eto indray ha,ha
18. niryna ( 01/10/2010 04:26)

mirananirina:

Tena marina mihitsy izany ry niryna!!rehefa tsy tiana ilay olona na finoanadia atao izay ahafantarana azy be be kokoa,hahitana ny tsiny omena azy,fa betsaka ihany manko no mamorina @ finoany mba hinoan'ny hafa azy kokoa!
izay no valiny iray mahafapo
Tsara ho fantatra koa ny an'ny hafa mba ahafahana mitazona ny an'ny tena ary ireo olona nofidian'Atra maro ao anatin'ny baiboly izay anisany resahina foana izao dia i Saoly na i Paoly,niova fo aloha izy fa tsy niova anarana fa aleo aloha ho hazavaiko fa anarana araka ny toerana nisy azy no nahatonga azy ho saoly na i paoly .
Io lehilahy io dia anisany nanenjika ny mpino kanefa rehefa nosehoin'i kristy dia lasa izy indray no fitaovana nizara ny tenin'Atra.Ka mino koa aho fa maro ny olona nitady an'Atra tamin'ny zavatra nety nitranga tamin'ny fiainany(jereo ireo karana,Hindou,sinoa sy ny silamo izay nositranin'i nenilava araka ny bokiny )
19. bor2lais ( 01/10/2010 10:37)
niryna:

Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana?

niryna:

ireo olona ireo dia nandalo fiainana kristiana mihitsy ny sasany ary ao ny mihevitra ny heviny ho marina foana ka manao ny an'ny hafa ho tsinotsinona ary dia miditra amin'ny finoana ireo milaza azy ho manampahaizana sasany(ataoko hoe sasany fa mahita maro aho karana kristiana,dokotera,pasitera,mpino tsotra izao izy mianakavy) ka ireo manao ny herin'Atra ho tsy misy dia manao ireo mpino ho adala sy mandany andro

niryna:

Saoly na i Paoly,niova fo aloha izy fa tsy niova anarana fa aleo aloha ho hazavaiko fa anarana araka ny toerana nisy azy no nahatonga azy ho saoly na i paoly .

Fehiny !!
Paoly niova Saoly izany ireo olona tian'i niryna tenenina ireo ?


20. niryna ( 01/10/2010 17:15)

ouioui:

niry:

Rehefa natao hono ny statistika dia ny olona manohitra an'Atra no mahay ny tenin'Atra be kokoa noho ireo olona milaza azy hoe kristiana? inona tokoa re no antony e?

fijo:

tsotra be,rah atena te hanohitra hevitra iray ianao,di any mianatra sy manadihady io hevitra hotoherina io

Izay mihitsy rafijo fa ny tena olona dia ry zalahy mpino tsy mahay mianatra ny hevitry ny tsy mpino dia lasa borné zany rehefa mamaly , vao mipetraka ny fanontaniana dia raisiny toa fanakianana foana fa tsy resena lahatra @ fahamarinana izay inoany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
dia miandry ny fampianarana avy any aminao tsy mpino ary izahay e,jereo ilay sujet vao nalefako dia any izahay omeny sopapa kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0957