tandremo isika amin'ny fampandriana adrisa sy ny Teny Tsara lahatra fa ...
21. hery
(
15/09/2010 11:55)
cyril> Fa maninona anefa izy raha Athé e? Ny fanahinao vonjena (raha misy hovonjena). Io fidikidirana amin'ny fiainan'ny hafa io ihany no hanaovan'i Ssendra an'lisany.
novalian'i ikaretsaka ny 15/09/2010 18:43
22. cyril
(
15/09/2010 16:12)
fa iza mou no niteny hoe Até ianona na ianona teo ?? tsisy niteny an'izany teo raha izaho manokana fa aleo hazava ny resaka !!... ozy ah hoe "Madame A..." de midika ve io fa Até no dikany aminao ndrematoa heriniaina Eugéne jean de la croix ? - aza mikapokapoka fa zay le tsy mety e !! i rawuiwui angah de mety niteny an'izay !!!nefa koa de aferan'izy sy ilay Até koa izay ra nisy fa tsisy idiranao na kely variraiventy aza !!! - sa hiditra amin'ny pataloha tery ozy rapika zay taminao !! - io fidikidiranao amin'ny aferan'olona io ihany koa no nanalànao ny IP n'i zama91 nefa i ssendra no nifampiresaka ambadika tsisy nahafantatra taminy !! de enao aty amin'ny serasera tsisy hifandraisany no tonga fofona sy manalanala ny IP n'ny fianakam's nay !.....
23. ikaretsaka
(
15/09/2010 18:43)
cyril:
fa iza mou no niteny hoe Até ianona na ianona teo ?? tsisy niteny an'izany teo raha izaho manokana fa aleo hazava ny resaka !!... ozy ah hoe "Madame A..."
mahay mikonfesy tsy nahy kle
25. ouioui
(
16/09/2010 00:06)
hery:
Io fidikidirana amin'ny fiainan'ny hafa io ihany no hanaovan'i Ssendra an'lisany.
Avelao any bainn tess=fasaly=ssendra=foudre===............. a, lisany ihany no niditra t@ aferan'olona tany aza [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-sourire-affreux.gif.gif[/IMG]
Aoka izay ny ranomaso rahery a, izy ary efa nanao veloma lava serasera [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-hypnose.gif.gif[/IMG]
26. ikaretsaka
(
16/09/2010 00:21)
ny lohahevitra leitsy valiana fa tsy ny nanaovan'i tess an'i laisany no soratsoratana etsy sy eroa an!
27. ouioui
(
16/09/2010 00:37)
Iza no nanomboka an'io teo aloha, , ary ilay ohatra ombin'elah hoe alefaso indray bainn a, tena himéhezan'olona sisa bainn ato [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol.gif[/IMG]
Tsara le valin-teny boaraingina o
ika:
mahay mikonfesy tampoka ny akama le
Tsara le valin-teny boaraingina o
28. ouioui
(
16/09/2010 01:07)
Azafady leisy bainn namohaha an'elah tao ampandriana tao klé, efa lazaiko elah f'aza manangatra , dodo tsara fa aza manonofy ratsy r'isé a, olombelona toa anao ihany aho e, vizaka ny miandry vavahady ao anie bainn de harary eo e
Raiso tsilem fotsiny de lasa zao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/thanksfortheinfo.jpg[/IMG]
Raiso tsilem fotsiny de lasa zao [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/thanksfortheinfo.jpg[/IMG]
29. ouioui
(
16/09/2010 01:11)
ny lohahevitra leitsy valiana fa tsy ny nanaovan'i tess an'i laisany no soratsoratana etsy sy eroa an!
Inona leity izany loha hevitra dinika tian'elah ampitaina izany bain , farito tsara leisy fa tsy mazava a??? dia iza izany fess zany ???
30. ouioui
(
16/09/2010 01:12)
Diso tsipelina e, tess mantsy fa tsy fess [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00100.gif[/IMG]
31. andrywui
(
16/09/2010 09:24)
dia iza izany fess zany ???
Valio | Miverina eny ambony ouioui - 16/09/2010 03:12
Diso tsipelina e, tess mantsy fa tsy fess
tandritandremo iany bainn fa le raikaly iry anie miandry vavahady ao fotsiny fa mety tonga de manidy varavaran tampoka io refa mihetsika e !...
32. mirananirina
(
16/09/2010 10:54)
Misaotra an'i Hery
Hay va re za indray no niteny an'io ATE io eh!hihihi.Mahagaga an!Hay va re ry Cyril ka izay natao tao anaty baiboly de tsy maintsy ataonao koa eh!!!gravy indray iny marina.Raha miteny zany Andriamanitra hoe vonoy Andry tgv??de hamono ve ianao??Satria izay tsy manaraka ny teniny dia diso daholo.Aza arahana arabakiteny izy io fa lentika ao enao an
Hay va re za indray no niteny an'io ATE io eh!hihihi.Mahagaga an!Hay va re ry Cyril ka izay natao tao anaty baiboly de tsy maintsy ataonao koa eh!!!gravy indray iny marina.Raha miteny zany Andriamanitra hoe vonoy Andry tgv??de hamono ve ianao??Satria izay tsy manaraka ny teniny dia diso daholo.Aza arahana arabakiteny izy io fa lentika ao enao an
33. ouioui
(
16/09/2010 14:43)
andrywui:
tandritandremo iany bainn fa le raikaly iry anie miandry vavahady ao fotsiny fa mety tonga de manidy varavaran tampoka io refa mihetsika e !...
Aza sodokan'ny voronabe manan'elatra hoa, tsisy tokony hatahoran'elah foana raha mandeha norma @ forum ela, raha tsy hoe afangaro ny fahasarotam-piaro sy ny asa angaha
Rahery efa mahay mandanjalanja izao fa tsy mihaino feon-dakolosy tokana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
mirana:
Raha miteny zany Andriamanitra hoe vonoy Andry tgv??de hamono ve ianao??Satria izay tsy manaraka ny teniny dia diso daholo.Aza arahana arabakiteny izy io fa lentika ao enao an
Efa betsaka ny eveka no nitsondrano ny miaramilan'ny Hitler t@ ireny gerabe ireny kah, izay no lazaiko tatsy hoe , raha ilay fitiava-namàna fotsiny no nampiarina d'efa mety tsisy ny habibiana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/mini-triste-283492.gif[/IMG]
34. andrywui
(
16/09/2010 14:47)
saliii mirananirina !! zao ndray ah retsy vao mba nanmpotoana nidirana serasera telo andro zay fa variana nanao mixage fa i Cyril no nalefako handimby kely ny tôrako tato a !.. ary inona ndray zany resaka madama sy resaka Até sy resaka omby ataondraika ato zany e !... mba omeo jiro kely mirana fa tena mijabajaba le zandrikelinao a ! ...
