tandremo isika amin'ny fampandriana adrisa sy ny Teny Tsara lahatra fa ...

1. cyril ( 14/09/2010 15:35)
Efa nisy faty olona be natao nefa mbola takotakonan'ireo Tompo menakely taty aoriana ihany na izy minia mikimpy eo anoloan'ny fahamarinana tsy mety maty !
---Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...de tena mahagaga fa tena fahafinaretan'ny kato mihitsy teo alohaloha kely teo... )

--- ireny ry Jeanne d'Arc ireny mody amboamboarina hoe olo-masina sy olon-tsambatra ireny !... fa tena zava-doza ny vitan'iny ramatoa iny raha ny fi-torturé-na olona no resahina !... ary nahafaty zaza amambehivavy sy olona tsy toko tsy forohana izy io ! .. (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...


-Nindrana DOC momba an'ireo tany amin'i rawix ah tamin'ny maraina ary nanokatra ny vitsivitsy defa ireo sahady no hitako misongadina sy horera be tato ! mbola misy betsaka hindramiko any fa ireto aloha !
novalian'i andrywui ny 16/09/2010 14:47
2. cyril ( 14/09/2010 15:46)

Efa nisy faty olona be natao nefa mbola takotakonan'ireo Tompo menakely taty aoriana ihany na izy minia mikimpy eo anoloan'ny fahamarinana tsy mety maty !


mipoitra eto foana ny fahamarinana na dia efa ela aza izany histoire izany !
3. hery ( 14/09/2010 15:49)
:-)

Dia tena nahita decouvertes be izany ialahy fa tsy nisy nahalala an'izany ny olona rehetra (historiens) teo aloha?
4. cyril ( 14/09/2010 15:51)
Mba mindrama amin'i rawix rahery fa betsaka any a! ..vao avy nanokatra vatavy be lery nitadiavany an'ireo DOC ireo fa teneno izy de mba mindràma aminy e ! - racyril hoe naniraka anah hankaty !
5. hery ( 14/09/2010 15:53)
lolll

Rawix zany no tena historien malaza manana archives d'histoire lolll

Mahery ihany nareo ka. Sady historiens gaigilahy no archivistes de l'histoire no biblistes.

Sady koa angamba spécialistes @ Finoana Katolika fa toa miseho mahay noho ny katolika mantsy.

Miaiky anareo izahay e.
6. ikaretsaka ( 14/09/2010 15:56)
ny tena mahagaga @ ity :historien: ity dia le cycle miverina... lasa lotera miverina Jeanne d'Arc..
dia adinon-dry zalahy ny zava misy tany Tyburn sy ry Thomas More... sy ny rebellion n'ny 1641 tany Irlande.. rehefa hiresaka Lutherienne ihany
tsisy kozy mihitsy ireny
asa angaha :D
"tsy fitadiavana ny very "ilay decouverte fa "fanariana ny hita"
7. cyril ( 14/09/2010 16:01)
Ary rehefa manaiky ihany i hery de ho alefa eto daholo tsy misy taoatra intsony zany ny entana rehetra efa tafavoaka tao ambata tao !!...

- tsy historien na bibliste na .... fa mba mandinika akaiky ny Baiboly dia manao fanamarihana sy mampitaha amin'ny eglise rehetra hoe aiza ho aiza amin'ny voalazan'ny Baiboly sy ny DOC avy ao ambata moa ity eglise iray ity ??? - tsy ny Kato ihany anie no betsaka hita misy fopla hita rehefa alefa le étude sy ny famakafakana fa betsaka ireo eglise no manaonao foana e ! -ekeko zao fa misy tena tsy azo ekena mihitsy koa ny an'ny Temoins de Jehovah sy ny an'ny Apokalypsy sy ny Lutherien sy ny FJKM sy ny an'ny Eglise Evangelique na Karismatique maro !... fa misy ny azo tolérena ny azy ary vitsivitsy no hita hoe fopla ! fa misy tena bobaka be fopla aby tsary misy azo raisina fa de eretana fotsiny ny ataony !

- kou hanao inn ko mo ny tena ko izy ary tsary mety hanaiky koa fa vao tenenina de ny tena ndray ro hataony boraingona ko aia ary ro hety izy ty e
8. hery ( 14/09/2010 16:03)
Toa fandaniana andro ihany izany :-)

Fa izany hoe samy manana ny fandaniany andro aloha.
9. cyril ( 14/09/2010 16:07)
angah koa mo de misy fotoana be ho laniana amin'izany ry hery fa rehefa eo ampanaovana mixage izahay sy rawix vao mananararaotra kely mba mamaly a !

-- ka ny tena zava-dehibe iany no lazaina sy avoaka eto ho hitampoko
10. ikaretsaka ( 14/09/2010 16:47)
le mixagen'izay revirevinareo ihany ve... maninona raha ny anareo aloha remixer-na? :P
11. mirananirina ( 14/09/2010 17:49)
Hamaly indray madama ATE hihihi(hita mihitsy fa fanenjehana olona sy finoana hafa ity resakareo ity)bon tsy olana..
Ary ny Kato koa izany tena manaraka ny ataon'Andriamanitra mamono olona koa an!jereo ireny Egyptiens maty andrano ,ny tanana nodorany,ny sambo i Noé sns.....vono olona zany,faty olona izany satria tsy manaraka ny tiany sy ny finoany.ka omenao tsiny koa ve Andriamanitra eto fa namono olona maro be
12. ikaretsaka ( 14/09/2010 18:00)
ka io le hoe rehefa cas an-dry zareo tsy maninona sy odiana fanina fa ny famonoana olona ataon'ny sasany ihany nomahafaty azy ny mitsongolika aminy
13. AndriambyII ( 14/09/2010 23:03)
Jeanne d" arc dia protestante anisan' ny nanohitra ny dogme catho ary nodoran-dry zareo velona noho izany .
14. ikaretsaka ( 15/09/2010 00:15)
leeetie eee miala any koa ny historien 1 ;)
15. ouioui ( 15/09/2010 00:45)
cyril:

-Ny ady Lehibe rehetra sy ny fanafihana ny Lutheriens talohaloha teo ireny dia ny fi- torturé -na olona zay azon'ny Kato babo sy ny famonoana olona amin'ny fomba mahatsiravina (ohatra tetehina otran'ny hena , na endasiny anaty menaka mahamay , na samahina amin'ny hazo , na ny fanendahana ny hoho sy ny faladia, fanapahana tsikelikely ny rantsam-batana sns ...de tena mahagaga fa tena fahafinaretan'ny kato mihitsy teo alohaloha kely teo... )

Zava-bisy tsy azontsika odian-tsy fantatra akory [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
16. ouioui ( 15/09/2010 00:49)
hery
Dia tena nahita decouvertes be izany ialahy fa tsy nisy nahalala an'izany ny olona rehetra (historiens) teo aloha?
[/quote:


Aleo lery bainn hilaza a, anjarantsika manao coms avy eo e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
[quote=ika]
dia adinon-dry zalahy ny zava misy tany Tyburn sy ry Thomas More... sy ny rebellion n'ny 1641 tany Irlande.. rehefa hiresaka Lutherienne ihany
tsisy kozy mihitsy ireny

Afaka hanokafan'elah dinika izany bainn a, aza manao famalin'olona tsy ampy arguments fa alefaso ho jerena e [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
17. Mpanazava ( 15/09/2010 07:25)
Salut daholo indray o!
Karakory antsika jiaby? zaho niany tsy maro raha koraniny fa manasa antsika hizaha sary fo! Elaela zay i!!
18. hery ( 15/09/2010 07:33)
Misaotra tamin'ny sary e :-)

Ito koa misy sary mahafinaritra



Tsy haiko tsara ny tantaran'i rangahy io fa toa ao anaty baiboly ao hono. Io boay kely io hono toa nantsoin'Andriamanitra hiaro ny vahoakany dia niady tamin'io glady be io. Tantara izany ka tantara, asa raha tena nisy fa hmmm. Fa toa tena notapahany mihitsy hono ny lohan'ilay ranamana. Gravy ny baiboly zalahy ka.
19. hery ( 15/09/2010 07:39)
Vakivakio ihany fa mety hahaliana ilay tantara
http://baiboly.katolika.org/boky/Samoela+I/17
20. cyril ( 15/09/2010 11:43)
Mirananirina -) fa maninoa hianao no misora-tena ho ATE ?

An'Andriamanitra ny tany sy izay rehetra eo aminy ry mirana sy ika ka izay tiany atao amintsika na ho aripaka ho dorana sy ataony safodrano lehibe eto ary !! (hoy izy hoe inona koa izay zanak'olombelona izay kankana sy olitra ary vovoka (... tsisy dikany eo anatrehan4andriamanitra isika fa aza manao chantage ny halehibeazany ry mirana sy Ika a !... tsy izay mahampetipety ahy no atao fa izay sitrapon'Andriamanitra Jehovah irery ihany ! ka raha manao Izy ao anaty baiboly hoe izao atao de ataoko !! toy ilay zanak'i isaka moa izy iny le nasainy atao sorona dia nanaiky tsy nihambahamba izy satria izay no nolazain'Andriamaniatra jehovah !! de toy izay koa isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076