Fitiavana hampahafantatra ny fahamarinana eran-tany
21. Miharena
(
02/09/2010 14:05)
Mpanazava:
Mba omeo an'ilay andinin-teny hoe ry miharena an!
Tsy mapme ny zavatra lazainao, i Jesoa aza milaza hoe "Ny tenin'Andriamanitra no fahamarinana" (Jaona 17:17) koa oe ianao milaza fa tsy misy marina na dia iray aza. Ny olona mampiharihary ny tenin'andriamanitra ve ho lazain'ny Jeso hoe Diso? Ekeko ny teninao hoe ilaina ny manetri-tena. Izany akory tsy midika hoe aza lazaina ny zavatra ataon'ny olona iray raha mifanohitra amin'ny soratra masina ny ataony sy lazainy. Eo indrindra ary isika no mila manahaka ny toetran'i Jesosy :"Be herim-po rehefa milaza ny fahamarinana". omeko ohatra ianao dia mba lazao ahy hoe nanetry tena ve Jesosy tamin'ireto tranga ireto Marka 7:13; Matio 23:13,16 ; Jaona2:13-17; Marka11:15-18
Tsy tokony nanao an'ireo ve izy? Miandry ny valiteninao aho.
Baiboly daholo no miresaka ny teny hoe "tsy misy marina na dia iray aza, na hoe efa samy nanota avokoa izy rehetra" fa tsy te-hitsimpona loatra aho Mpanazava. Ny zavatra tsikaritra fotsiny dia latsaka ao anaty vovon'ny fiadian-kevitra araka ny teny mifanohitra voalaza ao anaty Baiboly isika raha maneho teny ampiadiana. Tsy ahitana ny vontoatin'ny hafatra matetika ny kitsimpona fa amiko dia mitana tondro zotra tokana ihany amin'ny famakiana ny Baiboly dia ny Fametrahan'Andriamanitra amin'ny laoniny ny fomba fisainana mahitsy sy mazava ao anatintsika.
Miverina matetika moa ny teniko hoe hodinkodin-javatra fa tsy vontoatin-javatra no tena mampiady hevitra ny olona rehefa samy milaza izay heveriny ho fahamarinana ao anaty Baiboly izy. Ka rehefa tsy mifanaraka amin'ny lohany ny an'ny hafa dia lazainy fa diso na very ny hafa.
Raha fintinina dia fanovana foto-pisainana mihitsy no ahafahana mamantatra an'Andriamanitra dia ny foto-pisainana araka ny Fanahy fa tsy araka ny tsikera ivelany.
Raha ny momba ny resaka hoe tsy tokony ho nanao ireo fihetsika ireo Kristy dia zavatra efa lasa izany ary tsy tokony hiverenana sainina akory fa ny mifanakalo hevitra hahitana fahamarinana no tokony hatao.
Eo amin'ilay resaka hoe araka ny Soratra Masina ny zavatra hatao dia lasa geja izany fa tsy ny fombafomba no tokony handraisana ny finoana fa ny heriny. Ka amiko raha toa ka misy fomba ahafahana mampitombo finoana sy mampiasa azy dia tsy tokony hisy olana satria Andriamanitra tsy mijery ivelany fa ny ao anatintsika no jereny eo am-panatanterahana ny fanompoana ataon'ny tsirairay.
Ilay fanompoana moa dia zavatra tsotra ihany dia ny fampiharana ny Fitiavana tsy misy fetra ho an'ny mpiara-belona izay azo avy amin'Andriamanitra Mpamorona (izany hoe fifampizarana Fitiavana). Ny sisa dia adi-hevitra sy resaka mandany andro avokoa.
novalian'i ikaretsaka ny 03/09/2010 12:23
22. Mpanazava
(
02/09/2010 14:20)
nasaiko namaky ny Apok 1:11 izy araka ny voalazan'ny baiboly DIEM ko (le misy resaka hoe Alfa sy Omega iny)sia nanontaniako hoe iza ny alpha sy omega... dia Jehova ho'zy
Ndao tohizana ny vakiteny ary hoa de tonga tany @ 17 sy 18 le manao hoe Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona; efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny afobe.
Ka io ange ilay maka an-tendrony fa tsy mandinika vao mampitovy zavatra e! Aza mandaiga imason'ny be sy ny maro r'Ikaretsaka fa oienn eo fona ange e! aiza zao izay Alfa sy Omega am'ity Apok 1:11 ity :"11 nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin'ny boky, ka ampitondray ho any amin'ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia sy Laodikia."(DIEM)
23. ikaretsaka
(
02/09/2010 14:36)
za ry mpanazava rehefa mamaky baiboly dia tohiziko hatr@ farany fa tsy ligne 1 monja an.. izany no tsy "hitsimponako
fa ny tiako lazaina dia hoe atomboy eo @ 1:11 le izy de tohizo midina, fa za tsy typen'ilay hoe "voavela ny helokao" nefa tsy araka kory ny zava mitranga eo ambony sy ambany

24. ikaretsaka
(
02/09/2010 14:49)
sady tsy baiboly diem no nadikanao fa baibolina Temoins
Raha baiboly anglisy tsotra na KJV
«I was in the Spirit on the Lord’s day, and heard behind me a great voice, as of a trumpet, Saying, I am Alpha and Omega, the first and the last; and, What thou seest, write in a book, and send it unto the seven churches which are in Asia; unto Ephesus, and unto Smyrna, and unto Pergamos, and unto Thyatira, and unto Sardis, and unto Philadelphia, and unto Laodicea.»
raha baiboly TJ Anglisy
«On the Lord’s Day I was in the Spirit, and I heard behind me a loud voice like a trumpet, which said: «Write on a scroll what you see and send it to the seven churches: to Ephesus, Smyrna, Pergamum, Thyatira, Sardis, Philadelphia and Laodicea.»
betsaka ny latsaka

25. Mpanazava
(
02/09/2010 15:10)
Hoy i Ika
Ka tsisy resaka Alpha sy Omega izany ao ry Ika, na dia tohizana hatrany amin'ny 20, 21 aza. Avohay hoe jerena aiza izany alfa sy Omega izany raha manomboka eo amin'ny Apok 1:11 ka hatramin'ny Apok 1:18 fa mahaliana ahy.
nasaiko namaky ny Apok 1:11 izy araka ny voalazan'ny baiboly DIEM ko (le misy resaka hoe Alfa sy Omega iny)sia nanontaniako hoe iza ny alpha sy omega...
Ka tsisy resaka Alpha sy Omega izany ao ry Ika, na dia tohizana hatrany amin'ny 20, 21 aza. Avohay hoe jerena aiza izany alfa sy Omega izany raha manomboka eo amin'ny Apok 1:11 ka hatramin'ny Apok 1:18 fa mahaliana ahy.
26. ikaretsaka
(
02/09/2010 15:54)
ka tsy baiboly diem no vakianao ka
izao no hitako ao anaty baiboly
Notsindrian'ny Fanahy tamin'ny andron'ny Tompo aho, ka nandre feo mahery tao ivohoko, toy ny feon-trompetra, nanao hoe: Izaho no Alfa sy Omega, ilay Voalohany sy Farany. Soraty amin'ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin'ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea.
. . .
Vao nahita azy aho, dia nitsingidina teo an-tongony toy ny maty; fa nanendry ahy tamin'ny tànany havanana izy, ka nanao hoe: Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona;efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny afobe

27. Mpanazava
(
02/09/2010 15:58)
Mba homeo rohy misy an'izany hoe jerena ranamana fa ilay baiboly DIEM ato tsisy an'izany na sao dia mba misy olon-kafa afaka mandika sy mampiseho eto ny Apokalipsy 1:11-18 hoe amin'ny baiboly tsy an-kanavaka.
28. rijadolly
(
02/09/2010 16:11)
APOKALIPSY 1 : 11 nanao hoe: Izay zavatra hitanao dia soraty eo amin'ny boky, ka ampitondray ho any amin'ny fiangonana fito, dia ho any Efesosy sy Smyrna sy Pergamosy sy Tyatira sy Sardisy sy Filadelfia sy Laodikia.12 Dia nitodika aho nizaha ilay feo niteny tamiko. Koa rehefa nitodika aho, dia nahita fanaovan-jiro volamena fito;13 ary teo afovoan'ny fanaovan-jiro dia nisy Anankiray tahaka ny Zanak'olona niakanjo akanjo lava hatrany an-tongony sady nisikina fisikinam-bolamena teo amin'ny tratrany.14 Ary ny lohany sy ny volony dia fotsy tahaka ny volon'ondry fotsy, dia tahaka ny orampanala, ary ny masony tahaka ny lelafo;15 ary ny tongony tahaka ny varahina manganohano, hoatra ilay voadio teo amin'ny fandrendrehana iny; ary ny feony toy ny firohondrohon'ny rano be.16 Ary nitana kintana fito teny an-tànany ankavanana Izy; ary nisy sabatra maranitra roa lela nivoaka avy teo am-bavany; ary ny tarehiny dia tahaka ny masoandro mamirapiratra amin'ny heriny.17 Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan'ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin'ny tànany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany,18 dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita.
Tsy baiboly DIEM io an!
Tsy baiboly DIEM io an!
29. ikaretsaka
(
02/09/2010 16:28)
Mpanazava dommage tsy mbola misy misy rohy DIEM eto, raha tsy izany dia napetrako
fa ny iaraha mahalala dia betsaka ny very teny an-dalana (lost in translation)
fa na teny Frantsay io na anglisy na latinina
io @ 17 sy 18 io kosa angamba dia manaporofo fa na na mety samihafa aza ny nandikana baibolinay sy i Rijadolly dia 1 ihany
na Alpha na Omega, na Voalohany sy Farany dia ataoko fa mitovy ihany no tiana hambara ....
dia ny hoe
1)tsy nisy Jehova maty ka velona indray e
2) Iray sata tanteraka @ Jehova i Jesoa, izany hoe ao @ trinite dia 3 izat iray io,, izany hoe Jesoa=Jehova ihany (theologiquement parlant)

30. Mpanazava
(
03/09/2010 05:17)
Apokalipsy 1:11-18 Katolika
"11 nanao hoe: Soraty amin'ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin'ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. 12 Dia niherika nankany amin'ilay feo niteny tamiko aho, ka nony tafatodika dia nahita fanaovan-jiro fito, maro rantsana. 13 Ary teo afovoan'ireo fanaovan-jiro ireo, dia nisy anankiray toy ny Zanak'olona, niakanjo akanjo rebareba, nihetra fehikibo volamena teo amin'ny tratrany; 14 ny lohany sy ny volony dia fotsy toy ny volon'ondry fotsy, ary mangatsakatsaka toy ny oram-panala; ny masony tahaka ny lelafo; 15 ny tongony toy ny varahina manganohano voadio tamin'ny memy afo, ary ny feony toy ny firohondrohon'ny rano be. 16 Ny tànany havanana nitana kintana fito, ny vavany nivoahan'tsabatra marani-dany roa, ary ny tarehiny toy ny masoandro mamirapiratra amin'ny heriny indrindra.
17 Vao nahita azy aho, dia nitsingidina teo an-tongony toy ny maty; fa nanendry ahy tamin'ny tànany havanana izy, ka nanao hoe: Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona; 18 efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny afobe."
Hoy Ikaretsaka:
Ka ilay nasainao novakiny aza tsisy an'izany Alfa sy Omega koa ahoana no fomba hamaliany anao amin'izany? aza mamorina ao fa hoenn eo foana.
"11 nanao hoe: Soraty amin'ny boky izay hitanao, ka ampitondray any amin'ny Eglizy fito any Asia, dia any Efezy, Smirna, Pergama, Tiatira, Sarda, Filadelfia, ary Laodisea. 12 Dia niherika nankany amin'ilay feo niteny tamiko aho, ka nony tafatodika dia nahita fanaovan-jiro fito, maro rantsana. 13 Ary teo afovoan'ireo fanaovan-jiro ireo, dia nisy anankiray toy ny Zanak'olona, niakanjo akanjo rebareba, nihetra fehikibo volamena teo amin'ny tratrany; 14 ny lohany sy ny volony dia fotsy toy ny volon'ondry fotsy, ary mangatsakatsaka toy ny oram-panala; ny masony tahaka ny lelafo; 15 ny tongony toy ny varahina manganohano voadio tamin'ny memy afo, ary ny feony toy ny firohondrohon'ny rano be. 16 Ny tànany havanana nitana kintana fito, ny vavany nivoahan'tsabatra marani-dany roa, ary ny tarehiny toy ny masoandro mamirapiratra amin'ny heriny indrindra.
17 Vao nahita azy aho, dia nitsingidina teo an-tongony toy ny maty; fa nanendry ahy tamin'ny tànany havanana izy, ka nanao hoe: Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona; 18 efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny afobe."
Hoy Ikaretsaka:
nasaiko namaky ny Apok 1:11 izy araka ny voalazan'ny baiboly DIEM ko (le misy resaka hoe Alfa sy Omega iny)sia nanontaniako hoe iza ny alpha sy omega... dia Jehova ho'zy
Ndao tohizana ny vakiteny ary hoa de tonga tany @ 17 sy 18 le manao hoe Aza matahotra; izaho no Voalohany sy Farany ary Velona; efa maty aho, nefa indro velona mandrakizay mandrakizay, sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny afobe.
Ka ilay nasainao novakiny aza tsisy an'izany Alfa sy Omega koa ahoana no fomba hamaliany anao amin'izany? aza mamorina ao fa hoenn eo foana.
31. ikaretsaka
(
03/09/2010 12:23)
Mpanazava:
Ka ilay nasainao novakiny aza tsisy an'izany Alfa sy Omega koa ahoana no fomba hamaliany anao amin'izany? aza mamorina ao fa hoenn eo foana.
Teny anglisy aloha no nifampiresahanay sy ilay TJ fa tsy teny gasy, ary efa io nomeko anao io ambony io ny dikany @ teny anglisy tao anaty baiboly TJ sy ny ao anaty baiboly saika iraisan'ny anglisy (KJV) sy ny maha samihafa ilay dikanteny.
fa tsy hiady teny 1 isika fa io efa iaraha mahafantatra fa betsaka ny teny very teo am-pandikana (lost in translation)
Eo d'efa porofo anankiray sahady ahafahana milaza hoe tsy ampy raha baiboly fotsiny..saingy tsy izany moa ny resaka eto
fa ny votoantiny dia hoe na nisy nandika aza io hoe "alfa na omega" na "A na Z"(baiboly teny arabo io alif sy ya) na "Voalohany sady farany" (baiboly protestant sy katolika)
dia mitovy foto-kevitra hoe
"
1) Iza no voalohany sy farany na alfa sy Omega na A sy Z?--->Jehova?
2) Taiza i Jehova no efa maty? porofoy!
32. ikaretsaka
(
03/09/2010 12:24)

33. ouioui
(
03/09/2010 15:06)
ika:
za ry mpanazava rehefa mamaky baiboly dia tohiziko hatr@ farany fa tsy ligne 1 monja an.. izany no tsy "hitsimponako
fa ny tiako lazaina dia hoe atomboy eo @ 1:11 le izy de tohizo midina, fa za tsy typen'ilay hoe "voavela ny helokao" nefa tsy araka kory ny zava mitranga eo ambony sy ambany
Olona namaky ny fizotrany sy manodidina azy avokoa leisy matoa manomé ilay fanazavana a!! raha toa ka tsy tao @ contexte ny porofo omen'olona dia porofoy fa diso fa tsy resaka akitsipona foana no asesik'elah lava eo
Elah ary io manao ankitsimpona nefa vao maika tsy ao ndray klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG]
Ka io rahery tsisy an'izany hoe manjono anaty bocal izany rehefa tianao ny hampahafantatra ny zavatra nahasambatra anao, indrindra moa fa voalaza fa ampahafantaro @ olona rehetra ,
34. ikaretsaka
(
03/09/2010 15:14)
ka raha tena namaky contexte ve letsy izy tsy mahalala ihany hoe
na A na Z
na Alpha na Omega
na Voalohany na Farany
Mitovy ihany no tiana hambara @ zany.. fa tsy hoe "ampidiro malaky ny pataloha"... de eo no mbola hisanana hoe" an an an zahay tsy manana pataloha fa jeans"!

35. ouioui
(
03/09/2010 23:59)
Dia inona no hidiran'ny jeans sy patalohan'elah @ fampahafantarana ny fahamarinana ???, resaho indray ny bàkiraro leisy a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
36. ikaretsaka
(
04/09/2010 19:04)
fanoharana ohatran'ny fanoharana rehetra letsy io
ohatran'ny hoe inona no idirana rameva sy vodi fanjaitra @ resaka fanjakan'ny lanitra?
na hoe inona no idiran'ny voatsinapy @ resaka finoana
de tahaka izany io!

37. fhmr
(
05/09/2010 07:48)
ikaretsaka
fa tsy hiady teny 1 isika fa io efa iaraha mahafantatra fa betsaka ny teny very teo am-pandikana (lost in translation)
Mety nisy ny lost in translation ry Ikaretsaka fa mety nisy koa ny mifanohitra @ zany : teny nasosoka teny am-padikana. Ampitao io andinin-teny io @ ty rohy ty http://lire.la-bible.net/index.php. Nakaiza ary lé Alfa sy Oméga eo @ andininy faha 11?
Jereo koa ty rohy ty, fa baiboly iray no ahitana hoe Alfa sy Oméga http://djep.hd.free.fr/LaReferenceBiblique/?Livre=66&Chap=1&Vers=11
Baiboly betsaka no ts hahitana an'io Alfa sy Oméga io satria eken'ny manam-pahaizana maro fa ts tao io tany am-boalohany. Fa misy ny mpino ny trinité mafana fo d nanatsofoka ireo teny ireo tao, tahaka ny andinin-teny hafa zay tsy hita tsony koa taty aoriana ohatra 1 jean5 :7 (lay teny hoe Ny Ray sy ny Teny ary Ny Fanahy d tsy hita tsony @ fandikan-teny hafa)
Antsoina hoe voalohany sy farany koa Jesosy satria izy no maty voalohany zay nantsangan'A/tra ka mahazo ny immortalité asa 2: 32 ary izy irery koa no farany natsangan'A/tra mivantana toy izany satria ny olona rht zay hitsangana d i Jesosy no hanangana azy jean 5: 25 -29 jereo koa andininy 22
38. fhmr
(
05/09/2010 15:03)
1) Iza no voalohany sy farany na alfa sy Omega na A sy Z?--->Jehova?
2) Taiza i Jehova no efa maty? porofoy!
eo mintsy angé no maha tsy mitombina an'lé hoe Jehovah= Jesosy e. Betsaka ny andinin-teny mampiseho mazava tsara fa samihafa izy ireo fa tokony ts hodina tsy hita.
Ary ts hoe akory antsoina koa hoe voalohany sy farany Jesosy d midika zany hoe = Jehovah izy.
Haka ohatra: handao atao hoe nahavita nanidina i Ikaretsaka. Tsy mbola nisy talohan'Ikaretsaka nahavita an'izany ary mbola tsy nisy taty afara. Afaka milaza ary Ikaretsaka hoe Izaho no voalohany sy farany afaka nanidina. Midika v zany hoe = Jehovah enao satria enao no voalohany sy farany?
Isaky ny mamaky isika momba n'i Jesosy ao @ Apokalypsa hoe "Izaho no voalohany sy farany" dia mitohy foana hoe lay efa maty nefa velona ndray. Jehovah araka ny tinao hoporofoina mbola tsy maty mits. Izy aza no nanangana an'i Jesosy ary nantsoin'i Jesosy talohan'ny fahafatesany hoe " Ray o, nahoana no d mahafohy ahy enao" sy hoe "Ray o, eo an-tananao no atolotro ny fanahiko" Lioka 23: 46. Jehovah mbola ts maty na oviana na oviana fa ny zanany no efa maty ary nantsangan'A/tra sy nampetrany eo an-tanana ankavanana.
39. ikaretsaka
(
05/09/2010 17:18)
tsy hoe betsaka sy kely anie ry fhmr (raha resaka andinin-teny ) dia ampy hanazavana na tsia fa hoe i Jehova ihany no Jesosy e
fa matoa misy teny eo hoe Izy sy ny Ray dia iray ihany ... misy antony ao dia io antony io no tiana halalinina
Ny tsy mahampety ilay ohatrao hoe nahavita nanidina sady voalohany aho no farany =Jehova, dia izao:
1)izaho tsy niteny hoe iray ihany zahay sy i Jehova,
2) za tsy niteny, na nisy mpaminany nilaza hoe "tsy mbola ary izao rehetra izao dia efa ary aho"
fa miverina @ ilay voalohany sy farany lazainao ho tsy mitombina aho
-Izaia koa mantsy nilaza io hoe Voalohany sy farany io (aleo tsy asiana resaka ara tsingoloka intsony izay alfa sy Omefa)na A sy Z fa iny samy nanana ny nandikany azy moa fa ny contexte no alaina) (izaia 6;1-10) i Jehova no nolazain'i Izaia @ io raha zohina tsara ny tantara... Ok hatreo? nohamafisin'i Md Joany koa io any @ Apok 1:8)
-Dia raha mamaky Apok ihany ianao ary @ faramparany ary (22:13 ngamba izy izay) dia i Jesoa no nilaza an'io
Dia ahoana ihany? iza no hitsimponina ny toko 1 sa ny 22??
Dia misy fanontaniana 1 koa : ilay (hebrio 1:6) hoe Hobiana sy Tompoin'ny Anjely.. Ny anjely anefa lazaina sy inoana fa akaikin'i Jehova... de raha ny tokony ho izy de tokony tsy hanompo zavatra hafa ry zareo afa tsy jehova irery ihany izy ireny ... Ko maninona izy ireo no lazaina fa manompo an'i Jesoa?
Impossible izany raha tsy hoe lazaina angaha tsy akaikin'Atra injay izany ny anjely!
-

40. Miharena
(
06/09/2010 06:24)
Raha mijery ilay adihevitra fisarahana na fitambarana dia matetika samy manana izay handraisany azy hatrany. Tsy mazava tsara ohatra ny fandraisana ny Teny nefa efa voalaza daholo izany ao amin'ny Baiboly, ka rehefa diso fandray isika izay iantefan'ny Teny dia noho ny tsy fijerentsika mazava sy mivelatra tsara.
Misy filaharany tokony harahina tsara ao anaty Baiboly ka rehefa mivoana amin'io dia manjary lasa misy fisainana fisarahana na tsoa-kevitra fisarahana amin'i Jehovah avy amin'ny mpivavaka sy ny mpitari-pivavahana izay mandinika sy mizara. Tsy hoe manome tsiny izany, fa mety ho diso ny olona izay tanimanga volavolain'ny Mpamorona ihany, ka rehefa nalefa hahaleo-tena dia lasa nanana fisainana voafetran'ny nofony ihany.
Ny mission nataon'i Kristy eto an-tany no tsy tafita raha misy fisainana fisarahana amin'Andriamanitra Ray, na Izy Mesia na isika olombelona nohariana araka ny endrik'Izireo mitambatra (Ray sy Zanaka sy Fanahy Masina).
Koa miresaka fanjakana ihany moa isika dia Kristy no manjaka ary efa nomena Azy ny fanapahana. Ilay maty ka velona indray no misy olana amin'ny fomba fijery. Ny nofo nialana aina teo amin'i Kristy no lazaintsika olombelona misaina ara-nofo hoe maty fa ny fanahiNY tsy ho faty velively, ary ohatra ihany no nomen'i Kristy fa toy Azy koa isika olombelona izay Fanahy no tena Fotony fa tsy io nofo io akory. Fitaovana hoenti-miaina ny vatana.
Misy milaza moa hoe marina izany ve ny tenin'ny menarana nilaza tamin'i Eva fa tsy ho faty tsy akory ianareo raha mihinana ny hazo voarara?
Satana dia aoka ho fantatra fa mpanao double jeu (mety milaza ny marina izy nefa misy ambadika = fihatsaram-belatsihy no tena hainy tsara). Ary isika aza dia efa Satana izany no nitondra sy nampianatra antsika ny hevi-paharatsiana rehetra talohan'ny fanambarana ny fahamarinan'Andriamanitra izay nolazain'ny Mpaminany sy Jesoa ary ny Fanahy Masina izay miasa mandrakariva teo amin'ny Apostoly sy ny taranaka Marina sy madio fo rehetra.
Ka ny fahafatesana faharoa dia tsotra ihany fa ny faharavan'ny hevi-diso ka izay mifikitra amin'izany (na izay mivelona amin'ny hevi-diso) no ho faty fanahy satria fanahy tsy izy izany ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra.