Fitiavana hampahafantatra ny fahamarinana eran-tany
41. daran
(
06/09/2010 06:54)
ikaretsaka
angamba arakaraky ny fandehan'ny resaka nifanaovana teo .. za mety tsikaritry ry zareo fa tsy fitondra any fa atsikiko ny karatra dia tena tsy nentiny e.. tsy nahazo nampiasa ny baiboliko koa aho avy eo
nandeha le resaka hoe ahoana ny fahitanao ny korotana amzaofotoana izao? de vokatry ny olonatsy mandray andraikitra io hoa dia misy olona sasany tsy mandray anjara ohatran'ireny tsy mifidy sy tsy miditra lalina @ afera politika ireny ihany hoa no mahatonga izao, sy ireny olona hoe misy may arokatra dia tsy ireny olona ireny no vonjena fa mbola ny fitetezana tranon'olona tsiroaroa no imatimatesana, no mahatonga an'io...
hahaha, tena mapmé ahy koa ty resakao ty. Ary araka ny nolazaiko d zao, ts maints tsikaritry ry zareo fa enao tia manao ady hevitra mety hiafara @ fifandirana ts misy antony d sady ts nentiny enao no nijanona lay ady hevitra. Ny fomba famalinao kosa anie araka ny famakiko az eto d tena ohatrany mi déclarer ady e!!!hihihi Ry zareo ts miditra lalina @ politika, marina io, ry zareo ihany no mahavita mitety varavarana, marina io. D tena mi accusé azy mivantana mits enao eto.
Fa d araka ny hevitrao, raha manao politika ve ny TJ d ho manja ny fiainana? Tsy ny mpanao politika aza no manao ny ts rariny indraindray? misy ny te hanao ny tsara, misy ny tia tena , d ts mety tafavoaka mits e. Firy taona moa zay no navelan'A/tra hanandrana karazana fitondrana maro ny ol fa samy ts nisy tafavaoka daoul e? zany rht zany anefa d natao ampisehoana @ zanak'olombelona fa raha bol olombelona no manampaka olombelona d hitondra loza ho an'ny namany arak ny mpitoriteny 8: 9
Raha ny fanontanina napetrakao momba n'i Jesosy d tkn afk nahazo valiny enao fa noho ny fiandohan'ny resakareo araka ny vakiko eto sy ny zvt tsapan'ireo ol tonga teo aminao d mety nanapa-kevitra ry zareo ts hiverina any aminao tsony. Normalement, afk mitondra ny pastérany tany aminao koa izy. Kanefa mety ts te hitondra anao any an-tranony koa iz noho ny antony manokana. Fa raha izaho alou, d efa sady tany @ toerana fivoriandry zareo no efa tany an-tranony koa, ary afk mametraka fanontaniana zay tiako. Fa za ref niresaka t@ tj d nanontany zay ts azoko t@ fomba tsotra fa ts tonga d manao accusation kanefa sady hanontany
42. ikaretsaka
(
06/09/2010 17:08)
daran>
1) tsy manana intention hi declarer ady mihitsy anefa ahako fa ny realite araka ny fijery ivelan-jareo momban-jareo no nolazaiko azy.. za rahateo moa tsy tia le resaka hoe "aleo tsy tenenina fa mahamenatra io" fa ny ahy raha hoe miainga ny ziponao ohatra dia lazaiko tsara hoe "miainga ny ziponao" fa tsy eo no "hmmm madama an.... kopakopahy ny ahem... hetsiketseho ny ranjonao.. ahem mitodiha ange any afara e de ataovy ohatran zao ny tananao"...
2) ny politika tiako lazaina dia tsy le hoe miady seza, sy mifamono loatra , fa ilay mandray anjara @ fiodinan'ny fiainana andavanandro tsotra : ohatra hoe raha noana ilay olona tetezina trano dia sakafo aloha no mba tsara omena azy (raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy hoy ny ntaolo) fa tsy io fivezivezen'ny fanahiny io no mbola araraotina.
raha tsy manana-trano izy ... tsy hoe tsy maintsy manao namanay vao arovanay...

43. fhmr
(
07/09/2010 13:28)
ikaretsaka
fa matoa misy teny eo hoe Izy sy ny Ray dia iray ihany ... misy antony ao dia io antony io no tiana halalinina
ka io né Ry Ikaretsaka ts azo atao hoe ty misy andininteny iray d mifantoka @ iny enao e. Ny baiboly ts maints mifanaraka hatramin'ny voalohany sy farany ary tsy voatery raisinao ara-bakiteny ny andininteny rht ao. Raha manambady enao zao, diso v enao raha miteny @ ol ivelan'ny tokantranonao hoe za sy "ny vadiko" iray iany. Efa novakianao ve ny Jaona toko faha 17 iray manontolo? Mariho fa nivavaka i Jesosy. Ary azonao jerena eo @ andininy faha 11 sy 21- 23 ny maha iray an'i Jesosy sy ny Rainy. Mampalaelo fa na dia mazava b toy ny masoandro aza io andininteny io d minia mikipy ny olona.
ikaretsaka
za tsy niteny, na nisy mpaminany nilaza hoe "tsy mbola ary izao rehetra izao dia efa ary aho"
jereo ndray ity rohy ty Kolosianina 1: 15 http://lire.la-bible.net/index.php. "Jésus , premier né de toute création ou créature." Jereo koa Apokalypsa 3: 12 fa i Jesosy no voalohany @ zavatra noforonin'A/tra. Ref namorona A/tra dia nilaza ao @ genesisy 1: 26: "Andeha isika hamorona olona tahaka ny endrintsika" Miresaka @ iza izy? @ zanany zay efa nisy hatramin'ny nanorenana ny tany.
Dia raha mamaky Apok ihany ianao ary @ faramparany ary (22:13 ngamba izy izay) dia i Jesoa no nilaza an'io
porofoy ary fa i Jesosy no ts maints nilaza anio. Tadidio fa ny bokin'ny Apokalypsy dia avy @ Jehovah A/tra Jereo ny toko 1: 1. I Jehovah no nanome an'i Jesosy, ary i Jesosy naniraka ny anjeliny ary avy eo ny anjely no niseho t@ Jaona. Mitombany ary raha samy misy tenin'i Jehovah sy Jesosy sy ny anjely ary i Jaona ao @ io bokin'ny Apokalypsy io. Mila mandinika tsara isika satria @ fandikan-teny sasany d tsy misy " " fa tonga d mifangaro lé izy d ndraindray ts hay ny manavaka azy.
Dia misy fanontaniana 1 koa : ilay (hebrio 1:6) hoe Hobiana sy Tompoin'ny Anjely.. Ny anjely anefa lazaina sy inoana fa akaikin'i Jehova... de raha ny tokony ho izy de tokony tsy hanompo zavatra hafa ry zareo afa tsy jehova irery ihany izy ireny ... Ko maninona izy ireo no lazaina fa manompo an'i Jesoa?
ref mi-comparer an'io andininteny io @ fandikanteny samihafa enao dia mahita hoe prosterner na adorer na rendre hommage. Avy @ teny grika hoe proskunéô io teny io ary mety midika koa hoe "maneho fanajana sy ny voninahitra" io teny grika io . Mendrika an'izany Jesosy noho ny sorona nataony ho antsika sy ny soa maro azontsika vokatry ny fitiavany antsika sy ny fankatoavany ny rainy. Namela ohatra tsara an'ireo anjely rht any an-danitra koa izy. Ny fiankohofana eo anoloan'ny olona akory ts midika hoe mivavaka foana. Fihetsika maneho fanomezam-boninahitra izany. Vakio koa apokalypsa toko faha 5 iray manontolo raha manam-potoana enao.
44. ikaretsaka
(
08/09/2010 14:10)
1) le resaka hoe 1 dia tsy hoe mifantoka no mahadika azy kokoa amiko fa hoe tsara dinihina, Raha mivavaka i jesosy @ Joany faha 17 dia amiko io tsy misy hafa @ le ary @ Genesisy ihany ka .. le hoe andao "isika" hanao olona mitovy amintsika.
1) Momba ilay kolosianina sns.. dia efa fanontaniana efa napetrako teto ny hoe raha creature ve afaka mamorona creature? sy afaka irean'Atra sy mifampiera hoe 'andao isika hanao an zao sy zao"? tsia hoy aho!
satria eo le hoe: Avy @ ny Ray talohan'ny taona rehetra :Atra avy @ Atra ....nateraka fa tsy natao, Iray fomba @ Ray..ary izy no nahariana ny zavatra rehetra: ( Et ex Patre natum ante ómnia sæcula.Deum de Deo, lumen de lúmine, Deum verum de Deo vero,
Génitum, non factum, consubstantiálem Patri:
Per quem ómnia facta sunt.|)
vakio tsara fa i Jesoa no nresahan'i joany sy ni refereny ary nataony allusion momban'io: averiko aminao ny teninao hoe aza ajanona @ andininteny 1
Eo ilay hoe very @ dikan-teny ! tsy misy hafa @ le hoe ny cousin sy ny raharahy dia 'adelphi' no iantsoana azy fa ilaina jerena ny fandehan'ilay tantara aloha (efa resaka be teto io.. toy ny ten frantsay 'nous' = sady mahadika ny 'isika' no mahalaza ny' izahay' @ teny gasy! fa jerena tsara ny fandehan'ny tantara rehetra )
@ teny latinina io miavaka tsara hoe Latria (misoaka sy manao mandray olona 1 ho Atra=louange)) sy Dulia (manome haja=venerer)

porofoy ary fa i Jesosy no ts maints nilaza anio.
vakio tsara fa i Jesoa no nresahan'i joany sy ni refereny ary nataony allusion momban'io: averiko aminao ny teninao hoe aza ajanona @ andininteny 1
Avy @ teny grika hoe proskunéô io teny io ary mety midika koa hoe "maneho fanajana sy ny voninahitra" io teny grika io
Eo ilay hoe very @ dikan-teny ! tsy misy hafa @ le hoe ny cousin sy ny raharahy dia 'adelphi' no iantsoana azy fa ilaina jerena ny fandehan'ilay tantara aloha (efa resaka be teto io.. toy ny ten frantsay 'nous' = sady mahadika ny 'isika' no mahalaza ny' izahay' @ teny gasy! fa jerena tsara ny fandehan'ny tantara rehetra )
@ teny latinina io miavaka tsara hoe Latria (misoaka sy manao mandray olona 1 ho Atra=louange)) sy Dulia (manome haja=venerer)
45. ouioui
(
08/09/2010 23:25)
Blokenaroa ve mpanazava de faly ery ry ika manao kabary tsy valiana klé , lasa resaka zipo sy politika sisa kiiii[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Ka ny an'ny katyo fenoina izao boky fototra hafa katesizy efa impiry ny ovaovana no atao fototra sy izao dogmes samihafa rehetra izao koa aiza no tsy hifandaka daholo avy eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
fhmr:
Ny baiboly ts maints mifanaraka hatramin'ny voalohany sy farany ary tsy voatery raisinao ara-bakiteny ny andininteny rht ao.