ara-bakiteny ve ny afobe na helo mirehitra ao @ baiboly?
21. ikaretsaka
(
26/08/2010 22:03)
ka ny an la hoa raisin ialahy hoe afobe =afo mandoro..
iza no borne amzany lety?
iza no borne amzany lety?
novalian'i daran ny 31/08/2010 06:41
22. ouioui
(
26/08/2010 22:22)
L'ENFER SELON L'ÉGLISE CATHOLIQUE
Jésus parle souvent de la « géhenne » du « feu qui ne s'éteint pas », réservée à ceux qui refusent jusqu'à la fin de leur vie de croire et de se convertir, et où peuvent étre perdus à la fois l'âme et le corps. Jésus annonce en termes graves qu'Il « enverra ses anges, qui ramasseront tous les fauteurs d'iniquité..., et les jetteront dans la fournaise ardente » (Mt 13, 41-42), et qu'Il prononcera la condamnation : « Allez loin de moi, maudits, dans le feu éternel ! » (Mt 25,41).
L'enseignement de l'Église affirme l'existence de l'enfer et son éternité. Les âmes de ceux qui meurent en état de péché mortel descendent immédiatement après la mort dans les enfers, où elle souffrent les peines de l'enfer, le feu éternel . La peine principale de l'enfer consiste en la séparation éternelle d'avec Dieu en qui lui seul l'homme peut avoir la vie et le bonheur pour lesquels il a été créé et auxquels il aspire.
Tsy kato ve elah bain rehefa alina [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG], io le lazaiko tsy ny hevitr'elah hoa no hanontaniana , na manazava ny hevitr'elah aza kay tsy hain'elah akory[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
24. ouioui
(
26/08/2010 23:06)
Mahita mangirana ve bain a fantatr'elah @ zay ve ny nianaran'elah sa mbola fanina be , azavao hoe sao mbola disobe ndray, @ elah ty mantsy raha tsy averina impolo tsy miditra ny lohan'elah mihitsy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/dfspleure.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/dfspleure.gif[/IMG]
25. daran
(
27/08/2010 05:19)
ouioui>ary mba tiako ho fantatra ny finoanao mahakasika an'io lohahevitra io ry ouioui raha mba sitrakao. Nasehonao ny hvt ny fivavahana sasany teo aloha, ary iza @ reo no inoanao sy tsapanao hoe marina?
HO an'ny rehetra: Ny mahaliana ahy tokoa eto d ny resaka afobe fa tsy limby satria za ts mivaona @ soratra masina d ts te hiresaka limby
HO an'ny rehetra: Ny mahaliana ahy tokoa eto d ny resaka afobe fa tsy limby satria za ts mivaona @ soratra masina d ts te hiresaka limby
26. ouioui
(
27/08/2010 12:57)
daran:
ouioui>ary mba tiako ho fantatra ny finoanao mahakasika an'io lohahevitra io ry ouioui raha mba sitrakao. Nasehonao ny hvt ny fivavahana sasany teo aloha, ary iza @ reo no inoanao sy tsapanao hoe marina?
Tena tsy mino an'io tanteraka aho , zah tsy mpino fa raha resaka hoe satria ve tsy nanaraka ny heviny izany Raolombelona dia atao mihinanenganony , raha mpino dia hilaza koa fa tsy izy directe fa Ry DadadadadadBE sy NenineniBE Adsma sy Eva tany no nanao ny nataony koa izay boaikely aty no hitondra faisana leuleu [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
Lojika be raha tsy mampijaly izany ny Andriamanitra FItiavana
daran:[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/aplausos.gif[/IMG]
HO an'ny rehetra: Ny mahaliana ahy tokoa eto d ny resaka afobe fa tsy limby satria za ts mivaona @ soratra masina d ts te hiresaka limby
27. mpanazava
(
27/08/2010 13:52)
zany hoe raha ny fahazahoako azy, tsy misy zany lé fijaliana mandrakizay mandrakizay miandry an'ireo mpanota ts mibebaka?
Milaza ve ny baiboly fa mahatsiaro fanaintainana ny maty? Mpit 9: 5 « Fa fantatry ny velona fa ho faty izy fa ny maty kosa tsy mahalala na inona na inona…»(Azo antoka fa tsy maheno mahamay na mijalijaly izy ireo raha tsy mahalala na inona na inona sa tsy marina izany?)
Tsy afobe araka ny lazain'ny Kato izany ny tambin'ny ota, :" Fahafatesana ny tambin'ny ota" (Romana 6:23).
Mbola ho saziana noho ny fahotany ohany ve ny olona iray aorian'ny fahafatesany?
Hoy ny baiboly Ketolika :" Izay maty dia afaka madiodio amin'ny fahotany" (Romana 6:7)
Aza ampitahorina ny mpiangona zalaha a! ary aza ampangaina amin'ny zavatra tsy ataony i Yhaveh.
Fa inona ary ilay afo lazain'ny baiboly e? hohazavaintsika io fa aza matahotra.
28. ikaretsaka
(
27/08/2010 21:11)
dia ahoana ry mpanazava ilay olona tsy naninona tsy naninona ireny @ resaka ota) kanefa nindaosin'ny fahafatesana?
tsy nanota izy koa inona no afaka madiodio eo? (ohatran'ny banga alaina nify.. izy aza efa banga...)
raha miteny indray mantsy ianao hoe ny fanahiny velona ka? dia hahatsiaro izy hoe hanaintaina satria tsy nisy ninoninona diso nataony nefa nodimandry izy
dia ahoana ihany izany?
iza no hotsimponiko? eo foana manko ilay fanontaniana no mipetraka rehefa resaka kitsimpotsimpona io

29. Mpanazava
(
28/08/2010 05:49)
dia ahoana ry mpanazava ilay olona tsy naninona tsy naninona ireny @ resaka ota) kanefa nindaosin'ny fahafatesana?
tsy nanota izy koa inona no afaka madiodio eo?
F'angaha misy olona tsy naninona tsy naninona @ resaka ota ry Ikaretsaka?
30. daran
(
28/08/2010 06:24)
Mpanazava sy ouioui> merci @ valinteninareo. Fa ny tohin'ny fanontaniako bol ts novalianareo. Raha ts mino an'azy io nareo, ahoana no anazavanareo lay teny hoe fampijalijaliana mandrakizay e?
Za koa ts te hino kanefa ts azoko tsara hoe nahoana no misoratra toy ny misy ao @ baiboly lé izy ref ts misy e? natao ampitahorana v? Jereo fotsiny lé ohatr'i Jesosy momban'i Lazarosy sy lé mpanankarena. Nahoana no mampiasa fanoharana momba ny afobe i Jesosy raha efa fantany fa ts misy ny fijaliana aorian'ny fahafatesana?
Ohatra: malaza ho mpamosavy ny dadanao (ohatra an), d enao v ref handé hampianatra ny olona d haka ohatra hoe: mpamosavy ny dadako d nandé nivoaka alina izy d ref nomeny poizina rakoto d maty....?
Raha ts misy ny fijaliana ao @ afobe nahoana i Jesosy no manome tsipiriany momban'io @ ao tantaran'ny Lazarosy ? tena ts azoko e
31. daran
(
28/08/2010 06:38)

32. Mpanazava
(
28/08/2010 07:22)
Hoy i Daran
Hazavaintsika tsikelikely izy Daran, ity aloha aloha no fanontanianao tery ambony fa izay vao hitako. Avy eo isika manazava ny momba an'i Lazarosy.
Hoy ny baiboly Katolika :"Ny ranomasina namoaka ny maty tao aminy; ny Fahafatesana sy ny Fonenan'ny maty koa namoaka ny azy, dia samy notsaraina araka ny asany avy izy. 14 Ary ny fahafatesana sy ny afobe dia natsipy tany amin'ny farihy afo" (Apok 20:13,14) Tsy voamarikareo ve fa hatsipy any amin'ny Farihy afo ny "afobe"? Midika izany fa tsy mitovy ireo zavatra roa ireo. Iza amin'ireo ary no tianao hanontaniana?
Mpanazava> Miandry ny fanazavanao ndray ary aho e. D ahoana ndray ary lé teny ao @ apokalypsa iny hoe ampijalijaliana mandrakizay e, sy lé hoe any no misy fikitrohanify....
Hazavaintsika tsikelikely izy Daran, ity aloha aloha no fanontanianao tery ambony fa izay vao hitako. Avy eo isika manazava ny momba an'i Lazarosy.
Hoy ny baiboly Katolika :"Ny ranomasina namoaka ny maty tao aminy; ny Fahafatesana sy ny Fonenan'ny maty koa namoaka ny azy, dia samy notsaraina araka ny asany avy izy. 14 Ary ny fahafatesana sy ny afobe dia natsipy tany amin'ny farihy afo" (Apok 20:13,14) Tsy voamarikareo ve fa hatsipy any amin'ny Farihy afo ny "afobe"? Midika izany fa tsy mitovy ireo zavatra roa ireo. Iza amin'ireo ary no tianao hanontaniana?
33. Mpanazava
(
28/08/2010 07:43)
Nahoana no mampiasa fanoharana momba ny afobe i Jesosy raha efa fantany fa ts misy ny fijaliana aorian'ny fahafatesana?
Raha ts misy ny fijaliana ao @ afobe nahoana i Jesosy no manome tsipiriany momban'io @ ao tantaran'ny Lazarosy ? tena ts azoko e
Tena normal raha tsy azonao. Citation voalohany izy raisinao fanoharana ary ilay faharoa izy raisinao ara-bakiteny.
Tena nisy ve sa fanoharana fotsiny ilay voalazan'ny Lioka 16: 19-31 momba an'ilay resaka Lazarosy?
Eken'ny Diksionera Amin'ny Baiboly navoakan'ny FJKM fa fanoharana io fitantarana io. Hoy ilay boky :"Ity monja no fanoharana nanononan'i Jesosy anaran'olona." (fan. faha-3, P.606).
Eritrereto ange hoe raha raisina ara-bakiteny ilay izy : Antonona eo an-tratran'i Abrahama daholo ve ny olona ankasitrahan'Andriamanitra? Tsy ho lasa entona ve ny rano eo amin'ny tendron'ny ratsatanana iray raha misy afo mivaivay be eo akaikiny? Ny rano indray mitete monja ve hahavita hampitony ny fijalian'ny olona iray anaty afo? Hitanareo ve fa mitombina izany?
Raha raisina ara-bakiteny io dia hifanohitra amin'ny andininy hafa ao amin'ny baiboly. Afaka hino boky mifanohitra toy izany ve ny olona tia fahamarinana? Tsy mifanohitra anefa ny baiboly.
34. daran
(
28/08/2010 21:16)
eny ary, kanefa oua maninona i Jesosy no mampiasa fanoharana toy izany araka lay resaka etsy ambony?
36. Miharena
(
30/08/2010 08:54)
Miarahaba ny rehetra indray amin'ity dinika ity.
Mihodinkodina ny olona rehefa miresaka momba ny afobe na gehena ary matetika dia tampina hatrany ny domy amin'io adihevitra io Daran.
Raha mijery fanoharana ataon'i Jesoa dia mahita zavatra roa samihafa tokoa isika satria izay no nanaovan'i Satana ny lalanan'ny tany izay teo ambany fitantanany talohan'ny nahatongavan'i Jesoa ho nofo teto an-tany. Raha mandinika tsara isika ao amin'ny Lioka dia hahita fa nisy fakam-panahy iray tao amin'ny Lioka 4 : 5-7 : "5 Ary ny devoly nitondra Azy niakatra, dia naneho Azy indray mipi-maso ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao.
6 Dia hoy ny devoly taminy: Homeko Anao izao fanapahana rehetra izao mbamin'ny voninahiny, fa efa natolotra ahy izany, ka izay tiako no homeko azy;
7 koa raha hiankohoka eto anatrehako Hianao, dia ho Anao avokoa izany rehetra izany."
Mety azo hanazavana ny trangan-javatra rehetra nihatra tamin'ny fiainanan'y olona rehetra mandraka ankehitriny io fanjakan'i Satana io. Izay no maha-vaovao mahafaly ny famonjen'i Kristy satria Izy amin'izay no handray ny fahefana amin'izao tontolo izao.
Ka ny afobe eto dia izay lalàna napetrak'i Satana sy izay mifikitra amin'izany no ho lasa any. Fikotrohanify no hilazana azy satria ny olona dia fanahy nataon'Andriamanitra ary ny fisarahana amin'Andriamanitra fa ny fanarahana ny lalànan'i Satana no hiteraka fijaliana.
Tsy Andriamanitra no mamorona ny afobe fa i Satana.
Tsy tokony hanome tsiny an'Andriamanitra isika satria Izy dia manome fahalalahana ho an'ny olombelona noforoniNY hiaina amin'ny sehatra tiany handehanana aby. Ary lazaiNY ao anaty Baiboly avokoa izany.
Dia anjarantsika no manokatra tsara ny masom-panahintsika ahafahantsika mahafantatra ny marina tiana ambara sy ny fiafaran'ny zava-drehetra araka ny lalana nosafidiantsika.

37. Mpanazava
(
30/08/2010 15:56)
toa tampina ny domy e?
Tsy tampina izany ny Domy daran an, mbola manana vato complet ato saingy Alahady omaly dia fenofeno kely ny fotoanako.
eny ary, kanefa oua maninona i Jesosy no mampiasa fanoharana toy izany araka lay resaka etsy ambony?
Eto aho dia voatosika hanazava ny hevitr'ilay fanoharana sady efa nampanantena izany koa. Mbola ho avy koa ny fanazavana ilay atao hoe afobe fa aza sesike!
Raha mamaky ilay fitatarana manomboka eo amin'ny Toko faha 15 ianao dia tokony hatakatra azy tsara. Nanao fanoharana maro i Jesosy dia mba tonga teo koa ny Mpanota sy ny mpamory hetra. Rehefa hitan'ny Fariseo sy mpanoradalana izany dia mariho ange ny tenine :"Koa nimenomenona ny fariseho sy ny mpanora-dalana hoe :'Ilehio mandray tsara ny mpanota sady miara-mihinana aminy' (Lioka 15:2) izany hoe mihevi-tena ambony sy manavakavaka ireo Fariseo ireo fa tsy nitovy amin'i Jesosy. Nanao fanoharana momba izany toetra izany, sy ny antony nanosika an'i Jesosy handray tsara ny mpanota ary ny loza mety hahazo ny mpiavonavona sy ny tsy manao ny rariny izy manomboka amin'ny andininy faha3 amin'io Toko io ka mandalo amin'ilay fanoharana hazavaintsika eto. Jereo tsara fa hoy i Lioka talohan'ny Jesosy nanao ilay fanoharana mahakasika ny Lazarosy :"Nihaino an'izany rehetra izany ny Fariseo, izay tia vola, ka naneso an'i Jesosy, Ka hoy i Jesosy taminy:"Ianareo milaza tena ho marina eo anatrehan'ny olona nefa fantatr'Andriamanitra ny fonareo. Fa izay ataon'ny olona ho ambony dia maharikoriko kosa eo anatrehan'Andriamanitra"(Lioka 16:14,15)
Mariho amin'izay ny mpandray anjara amin'ilay fanoharana fa Mifanandrify amin'ilay "Lehilahy manankarena" ireo Fariseo araka ny hitantsika io ambony io. Iza kosa no mifanitsy amin'i Lazarosy?
Tsy iza izy fa ireo vahoaka jiosy mpanota nihaino ilay fampianaran'i Jesosy voahilikilika araka ilay mpandray anjara amin'ny Toko faha 15 ery ambony ery e! Nibebaka izy ireo ka lasa mpanara-dia an'i Jesosy. Nahoana isika no milaza izany, hoy i Jesosy " ...Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa mialoha anareo ha any amin'ny fanjakan'Andriamanitra ny mpamory hetra sy ny Mpivaro-tena. Fa tonga taminareo aminareo i Jaona nampianatra ny fahamarinana kanefa tsy nino azy ianareo, fa ny mpamory hetra sy mpivarotena kosa nino azy..." (Matio 21:31,32) Misy heviny an'ohatra koa anefa ilay fahafatesan'izy ireo. Midika ho fiovana izany: lasa nankasitrahan'Andriamanitra ireo olona nohamavoina. Ireo olona toa nankasitrahiny (Fariseo mpivavaka) kosa nanjary nolavina, ka nahatsiaro nijaly noho ireo hafatra fanamelohana nambaran'ireo olona nohamavoina taloha (Asa 5:33; 7:54)
Miala tsiny raha somary lavalava, efa niezaka namintina ihany aho.
38. daran
(
30/08/2010 16:55)
misaotra anareo nanome fanazavana. Fa lé fanontaniako oua tena ts voavaly mits e, raha ara-panoharana io tantara io , nahoana no miresaka afobe toy ny misy fijaliana i Jesosy? Tsy aiko hoe za v ts mahay mametraka fanontaniana? ary avy eo ts izy iany no miresaka afobe misy fijaliana fa miverina any @ apokalypsa lé izy e? Fa maninona no mampiasa an'io teny io raha ts misy akory zany?
39. Mpanazava
(
30/08/2010 17:05)
Ka ny afobe eto dia izay lalàna napetrak'i Satana sy izay mifikitra amin'izany no ho lasa any. Fikotrohanify no hilazana azy satria ny olona dia fanahy nataon'Andriamanitra ary ny fisarahana amin'Andriamanitra fa ny fanarahana ny lalànan'i Satana no hiteraka fijaliana.
Koa raha afahana amin'ny fahotany ary maty araka ny Romana 6:7, ry miharena, hanankery ve izany lalàna napetraky satana izany?
Tokony ho tadidintsika fa betsaka ny olo-marina ao baiboly nakany amin'ny afobe fa tsy ny mpanota ihany. Rehefa hitsara ny velona sy maty anefa i Jeso dia betsaka ireo izay ao amin'ny afobe no hafahana ao ka hahazo fiainana. Hita ao amin'ny baiboly sasany manko ny teny hoe "afobe" na "helo", Ny hafa indray mampiasa ny teny hoe "fasana" "fiainan-tsy-hita", "toeran'ny maty" na ny toy izany. Ny sasany kosa naka ireo teny grika sy teny hebreo tany amboalohany saingy nogasina dia ny hoe "Sheôl" na 'haides' izay manondro fasana misy ny maty rehetra. I fasana misy ny maty rehetra io no hatsipy any amin'ny farihy afo ' Ary ny fahafatesana sy ny afobe dia natsipy tany amin'ny farihy afo" (Apok 20:14)' izany hoe foana mandrakizay ny fahafatesana.
40. daran
(
30/08/2010 18:29)