Pretra mahazo manambady na tsia..........?

21. ikaretsaka ( 21/08/2010 17:25)
rabord> misy fifandraisany @ le resaka vady araka ny nolazain'i Hery mihitsy io. Mazava ho azy fa tsy ny famelana andry zalahy sy ry zavavy izay nivoady tery ambony alitara kanefa avy eo tsy nahatana ny voadiny, hanambady maro akory no hoe hampilamina ny raharaha.
Ouioui> rehefa mandinika sobjektra ohatran'itony ramose dia raiso @ lafiny pratika sy maharitra ilay izy fa tsy ny mahakasika anao sy ny androany ihany a. De atao ary hoe hanambady izy de mbola hanondrana de inona indray no ho fotonina? Ohatran'ny hoe ppasitera navela hanambady nefa misy 2 eme sy 3 eme bureau? Mba lazao hoe inona indray no fanapaha-kevitra noraisina @ ireo pasy ireo?
novalian'i ouioui ny 22/08/2010 17:50
22. cyril ( 21/08/2010 17:45)
Banjo , glilasy , café , ramanonaka , klarinety , aleo indray hibizna
Fa angaha hono ireo mompra traingo mampirafy sa mampirafy daholo koa ny pasitera manambady rehetra
Lasa resaka lany rora kosa ny anareo ry karetsaka o
23. ouioui ( 21/08/2010 20:15)
Ka n'io bandy io anie ry zalahy efa aretina ilay hoe tsy maintsy mamaly e hihihi, raha mba valiny mahafapo moa maninona, fa dia vam tsrabe hono ny an'ny mompora e, nefa 4L sy 2CV , afangarony foana ny hoe fanamarihana , indro kely ,fa ny azy tonga dia mandray an-tendrony , tsy mamaky tsara hihihi
24. ikaretsaka ( 21/08/2010 23:59)
Iza no tsy mamaky tsara @ zao? Raha manan-kevitra dia ny hevitrao manokana avoaka fa tsy ny momba ahy, efa nohazavaina ny antony iny; dia ny contre arguments avoaka raha manana hevitra!
Efa fantatra ny mompera nanondrana... efa naroso ny hoe tsy ny fampanambadiana andry zalahy no hampijanona ny fanondranana satria ry pasy izao manambady... nefamisy koa ny manondrana manana 3 eme sy 4 eme brao...
Dia azavao hoe aiza sy iza no mitolila sy lany pasy sy arguments tsy mitombina sy borne sy ze famaritanao anazy rehetra @ zany...miaraka @ arguments ...
25. soanja ( 22/08/2010 04:26)
Ny fahitako azy dia toy ny hoe hiditra miaramila ihany ny hiditra pretra, rehefa velona ny lagera dia betsaka ny mitsoaka andaharana satria tsy te ho faty na tsy te hamono olona eny fa na dia nampianarina nitana basy aza.

Asa sy fifoforana ny fianan-drelijiozy. Betsaka ny manam-pikasana fa ny saina hanantanteraka izany marefo tokoa ihany noho ny antony maro samihafa. Izay no maha-olombelona tsy omen-tsiny n'iza n'iza. Tsy nisy nahalala hoe ho sarotra ny raharaha na dia efa fantatra mialoha aza. Amiko izay pretra te hanambady na te hanao firaisana dia aoka izy hifindra episikolpianina satria ny fiangonana katolika romana dia tsy natokana ho azy na manala tena tsotra izao fa aza mamitaka ny fiangonana miantehitra aminao satria ny tenanao dia fiangonana voalohany.
26. xxxw ( 22/08/2010 05:39)
Sainga tsy hihomehy fa taolana ny nify , mamaky no fanaoko fa tena mba handray anjara efa lasa teniteny foana ny arguments
Asio tarehi-marika tokoa hoe izany xbureaux izany lasa foroporonina mantsy dia avily any ny resaka
Manipulateur BE , mety borné ny akamanao ouioui a
27. hery ( 22/08/2010 09:12)
Valiny efa nalefako tatsy ambadika tatsy

Tsy hoe rehefa misy te hanao "main" foana eny ambony kianjan'ny baolina kitra dia hovaina ho afaka mandray tànana ny baolina kitra. Raha te handray tanana dia tokony handeha hanao hand ball na hanao basket. Fa tsy ny fitsipika no ovaina.

Tsy hoe rehefa misy mompera tsy mendrika manao sipa dia hovaina hoe tokony hanambady ny mompera. Raha te hanambady dia miala na manao pasitera. Fa tsy ny fitsipika no ovaina.

Tsy hoe rehefa misy lehilahy vita mariazy mampirafy dia hovaina hoe tokony hanambady maromaro ny lehilahy. Raha te hanambady maromaro dia miova silamo. Fa tsy ny fitsipiky ny kristianina no ovaina.

Koa aza maika ny hitsikera ny rafitra... fa raha tsy mahazaka dia asaivo miova rafitra izy fa tsy ny rafitra no ovaina.
28. ouioui ( 22/08/2010 10:51)
Maninona izao no natao copie paste sa lany pasy hihihi
29. ikaretsaka ( 22/08/2010 12:25)
Satria sady tsetsina ny atsy ny an-dra ouioui no tampina ny atsy raha ny fahazoako azy dia nandraman'i hery ihany hoe sao ato mbola tsytsentsina le vala fahafahana mi kompr..
Tafita ve

Raha te hanohitra ny voalaza dia apetraho Le contre arguments tsara petrapetraka malaky o!
30. soanja ( 22/08/2010 13:46)
Ohatra ny fidirana ho miaramila na handeha hanao tafika ihany ny fanaovana pretra ka. Ao ny rehefa hoe velona ny lagera dia matahotra sy miala ary tsy manaiky nefa nanaiky nandray basy sy nianatra ary nomem-boninahitra ihany.

Toy ny asa rehetra io ary manana ny lalana mifehy azy. Izay tsy mahatanty tsy hanao firaisana amin'ny pretra katolika romana amiko dia aoka izy hivadika episkopalianina satria ny mahazo manambady, na hoe miala tsy ho isany intsony tsotra izao.

Betsaka ny pretra no mamita-tena na mifikitra ho pretra katolika noho ny antony samihafa. Amiko anefa dia ny fiangonana dia miantomboka amin'ny TENA na ianao aloha izay vao miahaka ho amin'ny hafa. Tsy tsara ny mamita-tena fa tsy ny fikambanana izay niorina hatramin'izay atokisan'ny olona no tianao hovana satria ianao no te hanambady.

31. ouioui ( 22/08/2010 17:43)
Ny an'ialahy ry kofrhy manara-panjaitra leisy e , tsisy hazon-damosina hihihi, miresaka amiko leisy asio arguments a
32. ouioui ( 22/08/2010 17:50)
hoy Soanja
Betsaka ny pretra no mamita-tena na mifikitra ho pretra katolika noho ny antony samihafa. Amiko anefa dia ny fiangonana dia miantomboka amin'ny TENA na ianao aloha izay vao miahaka ho amin'ny hafa. Tsy tsara ny mamita-tena fa tsy ny fikambanana izay niorina hatramin'izay atokisan'ny olona no tianao hovana satria ianao no te hanambady.

Dakoro aminao ,mamitaka ny tenany raha mivoady tsy hanambady nefa mbola tsy miala no sady harovan'ny vatikano
Ikaretsaka izao mompra nila fa tsy nahazaka hihihi, dia tokony hiala daholo ny tsy maharaka na mikambana any ambadika any manao ny revendikasiony any
33. ikaretsaka ( 22/08/2010 18:02)
aza za letsy no toherina fa ny arguments no arosoy an.. tehirizo any @ politika ny etalage de connaissance sy ny fanenjehana ny olona @ maha olona azy
fa aty ny hevitra no aoka hiady

ialahy izao no tsy manana arguments mipetraka tsara eo ko! nomen'i hery ialahy io ohatra resaka baolina io izao ohatra ialahy momban'ny lalana hi prouveny ny points hoe "tsy hoe misy manondrana dia ny lalana no ovaina"

dia ny contrairen'izay ra oui oui no aoka haroso miaraka @ ohatra raha tsy d'accord nareo an.. hoe novain'ny Fifa hoe mahazo manao main ve ny kitra mba hiarovana an-dry maradona sy ry henri sy ny mpanao mains ?
\ tsia!
34. ouioui ( 22/08/2010 18:08)
Aiza ny arguments e, lasa manao valy boribory sisa ny alefan'ny réponse à tout, hihii
35. cyril ( 22/08/2010 18:19)
Blooooky blooooky pop corn gilay
Manambadia e,aza manambady e routssssskkkk
36. ikaretsaka ( 22/08/2010 18:37)
aiza ny hevitr'i cyril e?
37. ouioui ( 23/08/2010 00:16)
Petsa ika izany an, ilaina vanona daholo izay olona rehetra izao , tsy avela hiditra ny olona fa lazaina fa mijapy , tena fomba fiadin'olona borné sy manipulateur hihihi
38. ikaretsaka ( 23/08/2010 01:04)
aiza le contre argu ra ouioui fa tsy eo no mody anona eo an...
39. ouioui ( 23/08/2010 01:28)
Aiza ny réponse à tout e, tsy ialahy ihany moa ilay manao bloky malaky valio haingana hihihi
Vakio dia avereno daholo ny arguments
Aiza ry ika borné a, lasa mivaralila anie ialahy izany e
40. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:13)
alefaso aloha ny contre arguments an'ialahy manohitra ilay nolazaiko ao ambony izay ni borka nen la p-oint par point jerena fa tss...
malaky ianao mr FIFA a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078