Pretra mahazo manambady na tsia..........?
1. ouioui
(
20/08/2010 10:55)
Misy reportage izay hitako t@ vaovao , dia toy izao no fandehany
Tànana kely any manakaiky an'ni Lourdes (teorana fanaovana pélerinage), dia misy fiangonana ao ka ilay Pretra io moa dia manao ny adidiny soa aman-tsara , mampiangona, mitso-drano ny mpivady vao, mariazy e, mampanao batisa , toy izany koa raha misy fahoriana .... sns izany maha-preta azy e.
Pretra tena tian'ny mpiangona rehetra anefa izy
Saingy io Pretra io dia manan-tsakaiza , vehivavy zaza avy ao an-tànana ao ihany, ary fantatrin'ny fiangonana daholo anefa ny fisian'io sakaizany io , ary tsy nahatafintohina an'iza an'iza
Kinanjo tonga tany ampoti-tsofon'ny Vatikano ary ity resaka dia nasoriny ilay Pretra dia nosoliny , nefa tsy nety nanaiky ry zareo
Mba ahoana ny hevitrareo

novalian'i ouioui ny 26/08/2010 11:27
2. ziva6
(
20/08/2010 12:07)
ty resaka pretra manam-bady na tsia ty d resabe foana eo @ fiaraha-monina, ho any olona rehetra indrindra ho anireo zay miheritreritra ny anao pretra d efa mahafantatra fa tsy mahazo manambady raha hiditra @ zany vao any @ seminarista fotsiny d efa fantatra tsara fa tsy mahazo manambady,alohany hanamasinana ho pretra d misy voady efa atao, efa fantatra tsara zany fa tsy azo atao ny manambady raha hanao pretra ny lhl iray, ary raha efa pretra lé olona inona moa no tsy hametrahany fialana any @ vatican raha te hanambady izy tsy handà izany mihitsy ny papa. Amiko zany tsotra b raha te hanambady na te hanao pédophile ny pretra d tokony hametra-pialana @ maha pretra azy d vita fa tsy mialokaloka ao anatiny hoe pretra.
3. ikaretsaka
(
20/08/2010 14:52)
amiko dia hoe izay izany! sarotra le izy nefa efa anisan'ny engagement nekenao teo anatrehan'Atra sy ianao io vao naheno vocation ny hoe tsy hanambady sy hankato izay didy sy fanendrena rehetra avy any Vatican aloha
vao ny tenanao manokana, raha bap mifamadika ireo dia aleo samy miala.
Omena fotoana lava be mihitsy ianao (izay miovaova araka ny communaute misy anao) handinihina an;io
misy fiteny izay manao hoe "'na fotsy aminao aza, ka mainsy hoy ny foibe... dia mainty izany"

4. infiny
(
20/08/2010 15:46)
Ary raha tsy manambady moa fa mijanona sakaiza fotsiny e ;)
Marina ilay hoe matoa ianao nanaiky ny ho pretra dia tokony mahafantatra ny lalana sy fitsipika mifehy izany. Anefa kosa, raha nanao an'i Adama Atra dia itany anie fa gravy ilay irery e, dia nanao an'i Eva indray izy. Koa ilay hoe tsy hanambady zany ve azo lazaina fa midefie an'Atra hoe "tsy gravy amiko ny tsy misy eva?".

5. bor2lais
(
20/08/2010 18:00)
infiny:
Ary raha tsy manambady moa fa mijanona sakaiza fotsiny e
Sao dia lasa akoholahim-bohitra indray ny farany ry infiny a !
infiny:
Marina ilay hoe matoa ianao nanaiky ny ho pretra dia tokony mahafantatra ny lalana sy fitsipika mifehy izany. Anefa kosa, raha nanao an'i Adama Atra dia itany anie fa gravy ilay irery e, dia nanao an'i Eva indray izy. Koa ilay hoe tsy hanambady zany ve azo lazaina fa midefie an'Atra hoe "tsy gravy amiko ny tsy misy eva?".
Amiko ilay izy tsy resaka "midefie" loatra fa mety tsy fahalalàna ny fanomezam-pahasoavana nomeNY ihany koa hany ka toa fanenjehana randrana manendrika ny hafa : fanomezam-pahasoavana ny "célibat", raha tsy ao aminao ilay izy dia tsy maintsy hipoitra ho azy eny ihany ! Mety ao ihany ilay finiavana hanompo saingy tsy ao amin'ny toerana tokony hisy azy fotsiny !
Izany hoe olona tsy tokony nanao pretra mihitsy ilay olona raha ny fahazoako azy !
Fomba fijeriko ihany anefa io a !
6. pikatti
(
20/08/2010 19:58)
Perso, je suis pour le mariage des prétres ,c'est d'ailleurs une pratique trés courante pour beaucoup de religions..Pour les Chrétiens, je pense que cela évitérais les amours cachés, adultères ou pire la pédophilie..L'Eglise ferait bien d'évoluer un peu, car beaucoup de gens changent de religion justement à cause de l'intransigeance de l'Eglise Romaine..Mariage des prétres, usage des préservatifs, avortement, ..beaucoup de sujets "tabous" qui seraient bon d'adapter à l'évolution de notre monde..malheureusement avec le nouveau pape, nous sommes partie en marche arrière..il est carrément à côté de la plaque et ignore tout de la vie "normal" de millions de croyants...Il ne faut pas s'étonner si les églises sont de plus en plus désertés. Cela n'engage que moi, et j'espère n'avoir froissé personne.
A bon entendeur ,salut!
7. ikaretsaka
(
20/08/2010 20:08)
ka le izy tsy raisina perso..satria raha samy ho ekena antsakany sy andavany aby ny santimaka persos an'ny tsirairay dia io no mahatonga ny chaos. na ho ela na ho haingana
8. ziva6
(
20/08/2010 20:21)
marina mihitsy zany ry ikaretsaka tsy resaka santimaka io lé izy anie efa hatra@ zay mihitsy no efa fantatra fa tsy mahazo manambady é, io no efa nolazaiko raha mbola ao anatiny fianarana pretra d mbola azo atao tsara ny miala raha manana eritreritra ny hanambady,ary raha efa pretra azo atao tsara koa ny mametra pialana fa tsy mialokaloka ao anatiny pretra, tsy nisy no terena anao pretra.
9. pikatti
(
20/08/2010 20:33)
La doctrine actuelle interdisant le mariage a vu le jour en 1123 au Concile de Latran. Pourquoi: pour des raisons économiques et non religieuses tout simplement. Avant, au 10 ème siècle, les prétres, évèques avaient le droit de se marier . L'évèque est un noble, un seigneur qui achète sa charge auprès du pape, avec la possibilité de transmettre à son fils aîné, suivan tle droit féodal. Mais il faut recommencer à l'élection d'un nouveau pape, et acheter à nouveau sa charge ! Mais quand la royauté en France devient héréditaire, il y a conflit d'intérét entre le roi et le pape pour la nomimation des "seigneurs" éclésiastiques.
Le roi et le pape tombent d'accord : le pape laisse au roi la nomination ( avec l'argent qui va avec ) des titres de noblesse, qui en retour laisse au pape celle des évèques ( et des curés, vassaux des évèques), mais en déclarant bâtards les enfants des évèques. Et un bâtard ne peut hériter. C'est le concile de Latran. Les gens d'église ont des épouses ou des maitresses, cela ne gène personne.
Devant le luxe et la luxure de l'église, Martin Luther, en 1517, manace sa réforme, qui a beaucoup de succès. le pape prend peur de voir fuir ses ouailles ( Le nombre d’ordinations de prétres en Allemagne est tombé de 366 en 1990 à 161 en 2003, l’age moyen des prétres actifs dépassant soixante ans (France : 566 ordinations en 1966, 136 en 1976, 121 en 1995, 90 en 2004, l’âge moyen est supérieur à 70 ans)." ! Il n'a pas de leçon de morale à recevoir de Luther et au concile de Trente, en 1542, il va prendre un virage à 180 °. On y crée les péchès véniels et les péchés mortels. Le sexe devient péché mortel, comme le meurtre.
Donc, il n'y a que 500 ans sur 2000 ans que le célibat est imposé aux prétres. ( Il l'était pour les moines depuis le début )
Et depuis ce concile, on voit les ravages que cette "directive" a causé dans l'église !
Un jour, ce qu'un concile a fait, un autre le défaira.
Mialatsiny kely aloha @ ilay teny vahiny , tsy te hizesta ry zalahy fa tena nihidikodina be ilay teny gasiko teo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/smiley_800.gif[/IMG]
Na @ izao fotoana izao aza pretra any @ Atsinana any dia mahazo manambady , efa betsaka ny Pretra np mitaky ny hiverena @ fanambadiana
Ilay ohatra noraisin'i ouioui eo ambony io koa ary dia nahazo fanohanana avy t@ arecheveka de Paris (Frantsa zanakavavin'ny églizy), ny any Brésil (be kto indrindra) koa efa manohana an'io hevitra io
Ny any Tchèque koa dia nekena ny hanambady ny pretra , ary misy pretra vehivavy
Bref,, ny tiako hatongavana dia tsotra , mila manaraka ny zava-misy ny fiainana kristiana raha tiana ny hitazonana ny kil, tsy tokony hatahotra ny hoe kil fa tena izay daholo no henjehin'ny antokom-pivavahana
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/smiley_800.gif[/IMG]
10. ouioui
(
20/08/2010 20:45)
Ka eo indrindra pikatti no tena mahasendana sy mahatalanjona, "deux poids deux mesures", arakaraka ny tany , arakaraka ny culturen'olona dia samy manàna ny fitsipika , raha izaho izany ry zalahy te hanambady dia makany atsinanana any aloha mandrapa hihihihi
11. pikatti
(
20/08/2010 21:00)
ika:
amiko dia hoe izay izany! sarotra le izy nefa efa anisan'ny engagement nekenao teo anatrehan'Atra sy ianao io vao naheno vocation ny hoe tsy hanambady sy hankato izay didy sy fanendrena rehetra avy any Vatican aloha
vao ny tenanao manokana
Mythe: tous les prétres font vÅ“u de célibat.
En fait: la plupart des prétres ne font pas de vÅ“u , mais une promesse devant l'évéque.
ouioui:
arakaraka ny tany , arakaraka ny culturen'olona dia samy manàna ny fitsipika
http://sisyphe.org/spip.php?article21
12. pikatti
(
20/08/2010 21:17)
Izao fotsiny no tiako ho lazaina ry zalahy a!na ry zavavy a, ny hivavahana dia tsy hijerevana olona (raha mahita ny gasy miangona aty Frantsa izany anie na aiza io na aiza dia resaka fiahatsaram-belatsihy fotsiny fa samy mitovy daholo ihany voir pire euh...tsy ny rehetra hoy aho ) , isika olombelona dia tsy lavorary misy foana ny manondrana
Fa samy tokony tsy hifanerena na fa samy mahavita manompo daholo na manambady na tsia
Fa samy tokony tsy hifanerena na fa samy mahavita manompo daholo na manambady na tsia
13. ikaretsaka
(
20/08/2010 21:35)
pikatti:
ika:
amiko dia hoe izay izany! sarotra le izy nefa efa anisan'ny engagement nekenao teo anatrehan'Atra sy ianao io vao naheno vocation ny hoe tsy hanambady sy hankato izay didy sy fanendrena rehetra avy any Vatican aloha
vao ny tenanao manokana
Mythe: tous les prétres font vÅ“u de célibat.
En fait: la plupart des prétres ne font pas de vÅ“u , mais une promesse devant l'évéque.
dia miankina @ charactere anao izay na voeu na promesse, hoe tandrinao ve, dia rehefa tsy tandrina dia miala
14. ouioui
(
20/08/2010 22:03)
Ny débat de fond angamba tsy any @ hoe miala na tsy miala fa ilay hoe mila fivorana ve isika ka hanolo an'ilay consule tsy mahazo manambady intsony na tsia , efa izany daholo tokoa no zava-miseho eto an-dafy ,france ,zanakavavin'ny Fiangonana, sao ho lasa pelaka eo daholo koa hihihihi
Voaray e, ny ao aminay aloha pastera manambady aman-janaka , nety tsy naharaka voady ve ika dia niala hihihi
hoy pikatti
Fa samy tokony tsy hifanerena na fa samy mahavita manompo daholo na manambady na tsia
Voaray e, ny ao aminay aloha pastera manambady aman-janaka , nety tsy naharaka voady ve ika dia niala hihihi
15. ikaretsaka
(
20/08/2010 22:56)
mety efa nodihinihin-dry zalahy ihany izay fa tsy voatery hoa mila konsily loatra fa ny tsapany aloha hatr@ izao dia hoe aleo rehefa tsy mahazaka sy manondrana dia manaja tena miala na ahato @ asany, nohon'ny hoe manambady,
rehefa nojereny antsakany sy andavany daholo ny pour sy contre an'ilay izy. na ara-piaraha monina na ara-pahamasinana na spirituel na ara baiboly (hafatr'i paoly ny hoe tsara kokoa ny tsy manambady)
manarak'izany dia samihafa tanteraka @ ny fanompoana ataon'ny pasitera sy ny mompera raha samy fanompoana fotsiny, indrindra raha mompera relijiozy.satria ei izy tsy miankina hoe @ paroasy 1 fotsiny fa andraikitra maro samihafa
Efa nohazavaiko atsy ambadika atsy moa io resaka io (fa resaka hoe maninona no manambola ilay resaka) fa averiko eto ihany :
atao hoe samy mikarama 7 hetsy ariary isam-bolana ny mompera 1 sy ny pasy 1 samy mipetraka ao @ trano vadim-piangonana:
ny 7 hetsy an'i pasy lany @ ekolazin'ny kilonga ny atsasany, ny fahefany @ sitrapon-dramatoa , ny ambiny an'i lery hanaovany izay sitrapony
Ny an'i Mompra atao hoe ny 3 hetsy no laniny @ sitrapony manokana .. ny ambiny miverina any @ communaute.. misy mompera 10 manao an'izany.. samy mandrotsaka ny ambim-bavany any , tapa kevitra avy eo ny communaute fa mila fiara ilay mompera iray any ambanivolo hiasany... mahazo fiara 1 vaovao ilay mompera hiasany.. amin'ny manaraka anjaran'ilay mompera arokatra indray
avy eo gaga hoe tsara vam ry zalahy..
any ny antony
ny momba ny hoe naharaka voady ve za, za sady tsy mbola nivoady no tsy mbola niaka ;)

16. ouioui
(
20/08/2010 23:30)
Paoly tsy nanambady satria izy no tena nandeha nanao misionera nanomboka ny nitondra ny filazan-tsara ny nanododina azy , nanomboka nanatateraka ny hoe holazaina @ izao tontolo izao ny , fa ny apostoly sasany nanambady , ialahy no tsy hanambady tany hihihihi
17. cyril
(
20/08/2010 23:59)
Mahavariana ny resakareo e, tapaka ny tsinaiko mieritreritra hoe vizana ny mimasta ika dia nitsoaka an-daharana
Voanjo , masikita, pop corn glace , aleo hibizna e
Voanjo , masikita, pop corn glace , aleo hibizna e
18. badluck
(
21/08/2010 07:08)
thank you [IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
19. bor2lais
(
21/08/2010 09:22)
Ika:
mety efa nodihinihin-dry zalahy ihany izay fa tsy voatery hoa mila konsily loatra fa ny tsapany aloha hatr@ izao dia hoe aleo rehefa tsy mahazaka sy manondrana dia manaja tena miala na ahato @ asany, nohon'ny hoe manambady,
rehefa nojereny antsakany sy andavany daholo ny pour sy contre an'ilay izy. na ara-piaraha monina na ara-pahamasinana na spirituel na ara baiboly
Io toe-tsaina io angamba no zava-dehibe amiko araka ny fanirina efa voalazako hoe : mila miaina ny vanim-potoana misy azy ny Fiangonana raha te-ho velona marina tokoa ary eto aho dia miombon-kevitra amin'ny voalazan-dry pikatti sy ny hafa mikasika izany !
Saingy, hatramin'izao moa aloha dia mbola ny "pretra tsy manambady" no ifanarahana arahina ka tokony hajaina kosa aloha e !
20. ouioui
(
21/08/2010 12:44)
bor2lais
Io toe-tsaina io angamba no zava-dehibe amiko araka ny fanirina efa voalazako hoe : mila miaina ny vanim-potoana misy azy ny Fiangonana raha te-ho velona marina tokoa ary eto aho dia miombon-kevitra amin'ny voalazan-dry pikatti sy ny hafa mikasika izany
Zany ka olona mandinika sady mihaino , tsy hotran'ny ry ikaretsaka , ny ao an-dohany ihany no abosesiny , maika ny hanao faran-teny fotsiny hihihihi
Tsy te handany fotoana @ ika i pikatti dia nialany pà , valin-teny kiboribory sy ohatr'ohatra izay tiany atao daholo no alefany hihihi