Pretra mahazo manambady na tsia..........?
41. ouioui
(
23/08/2010 02:21)
Tena midelira ny zanak'olona ty marina hihihi
Manino raha soloina baolina lavalava indray ny baolina boribory e, izany ve no aru hihihi, tena lasa misambodika be ny argu an hihihih

42. ouioui
(
23/08/2010 02:57)
Ny tena mahavariana @ ika borné anie ry zalahy dia ity e, tsy manokatra dinika fa mijapy foana dia mamaly araka ny saim-patany any i mompra hihihi, dia izy indray no mangataka argu nefa izay alefa tsy vakiny akory na minia tsy jereny fa tsy metimety aminy angamba
43. ikaretsaka
(
23/08/2010 03:25)
malaky ianao prezida an'ny fifa a.. raiso @ tanana ny baolina fa tsisy bedy io
44. ouioui
(
23/08/2010 03:46)
Lasa midelira ika borné , ié nandray baolina @ tànana tokoa anie izany ny filazan'ny mompra ny pretra taloha nanambady dia nijanona tampoka hihihi , sao kosa ary dia ialahy no mila milao ny baolinan'ialahy @ tanàna ao hihihi
45. soanja
(
24/08/2010 04:53)
Toy ny mandeha mian-tafika ihany io. Misy ny mitsoaka andaharana satria tsy mahatanty saoka. Fa hoe tafika tsy hitazona basy dia aoka izy tsy ho tafika.
Izay foto-kevitra sy teny nifanomezana ary ny ifanajana ao anaty fikambanana/ fiangonana dia tsy tokony hovana fa izay mahita fa tsy mety aminy momba izany dia aoka izy tsy hamita-tena ary indrindra mamitaka sy mampisotro mangidy ireo izay nahitany mamy.
Ny fikasana an'olombelona ary ny fanantanterahana azy dia an'Andriamanitra.

46. ouioui
(
24/08/2010 14:34)
Miangazy dia manaja ny teny nifanomena raha tsy izay dia aleo mipitsika hotran'ika hihihi, vazivazy iny sao ndray blibli eo ika
Miombon-kevitra aminao
Andriamanitra no nanome fa ika no tsy ambininy , fomba fiteny fotsiny iny
Soanja
Ny fikasana an'olombelona ary ny fanantanterahana azy dia an'Andriamanitra.
Miombon-kevitra aminao
Andriamanitra no nanome fa ika no tsy ambininy , fomba fiteny fotsiny iny
49. ikaretsaka
(
24/08/2010 16:58)
io indray fa mampifandray ny vitsika @ petrole sy diso vala famaritana
fivavahana sy finoana eto fa tsy fanatanjahantena...

50. ouioui
(
24/08/2010 17:04)
Hay hain'ialahy ihany ny fomban'ialahy , hihihi, izay vao mimenomenona hihii
Aiza indray ilay 4L sy 2cv e
Aiza indray ilay 4L sy 2cv e
53. arialy
(
25/08/2010 07:46)
inona re ity é, otry ny lasa fiadivana am Ikaretsaka ny votoatindresak'i ouioui ny farany, i ika koa tsy lany bala , mivaona aby ééééé
marina io kôzin'i hery io , saonjo iray lohasaha tsy hilaozan'izay hamarara, tsy itako ze hanovana drafitra amzay mivika , refa te hanao sipa na vady damôpra de miala iz satria zay no drafitra arahina ao am katô fa tsy asina resaka 2cv, 4L hahahahaha naika tsy hime za fa tpt iany

54. ouioui
(
25/08/2010 10:33)
hihihi raisonnementn'ika no narahiko niresaka vam tao , ohatrohatra mamppetipety an lery e,izay koa no himezako foana , taolana ny nify hihihi
Marina ny voalazan'i Arialy ka , raha tsy mahaza ny damopra dia miala hihihi

55. Mpanazava
(
25/08/2010 10:45)
Izaho indray te hiverina amin'ilay sujet. Ny tiako hanontaniana dia izao, Tsy fampianaran'ny Demony ve ny ataonareo satria lazain'ny baiboly mazava tsara fa ny fandrarana tsy hanambady dia fampianaran'ny demony ary tokony hanambady tokana ny pretra?
Mariho ange ny fepetra takin'ny soratra masina amin'ny pretra e! :"2 Koa ny Pretra dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, tsy nanambady afa-tsy indray mandeha monja, mahonon-tena, hendry, maotona sy mendrimendrika, mampiantrano vahiny, mahay mampianatra, 3 tsy lian-divay, tsy mikapoka, fa mandefitra, tsy mpila ady, tsy tia vola, 4 mahay mitondra ny ankohonany, sy mampanaiky tsara ny zanany amim-pahamaotonana lavorary; 5 fa raha misy tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitondra ny Eglizin'Andriamanitra" (1Timoty 1:2-5)

56. bor2lais
(
25/08/2010 12:27)
Mpanazava:
Tsy fampianaran'ny Demony ve ny ataonareo satria lazain'ny baiboly mazava tsara fa ny fandrarana tsy hanambady dia fampianaran'ny demony ...
???
Mpanazava:
1Timoty 1:2-5
???
57. ikaretsaka
(
26/08/2010 00:45)
fa ny fanontaniako tary ambony (fa nogafian'i oui oui moa dia hoe inoanareo ve fa raha manambady dia ho foana ny scandales?
firifiry koa moa izao ohatra ireo mpitondra fivavahana @ antokom-pinoana sasany no efa manambady kanefa mainka lasa mainka korontana eo @ fiaraha monina le izy?
misy ny manana vadikely , 2 eme 3 eme birao... misy ny miodina ny harenam-piangonana nohon'ny fitiavana soa ho an'ireo vady aman-janaka ireo... misy aza an'izany hoe ny mpiangona ohatra no manao rakitra special hanavotana ny fiara sy mba tsy hampigadra ny zanak'i pasitera nentin'i zanak'i pasitera niboraingy ny tomobilim-piangonana ka nandona olona tany.

58. ouioui
(
26/08/2010 11:27)
Tssss , fenoin'elah brouillons ny dinika de aty @ 3ème page aty elah vao be menomenona ,
Aza afangaro ny resaka ry leity a,
Ny kto nanao ny fanekeny ozy lisany fa tsy hanambady raha hisitra pretra , iza anefa no nandà an'izany teo , raha tsy mahazaka hoa elah dia miala ary izany daholo ny kôzin'olna tao, ny tena resaka dia ho bibbliquement ve ny pretra tsy tokony hanambady nuance , mba mahay mandinika ve ty elahy ty e, de avy eo tonga fofona be raha ataoko hoe borné [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]