INONA MARINA MOA NY FIANGONANA SEKTA ?

41. andrywui ( 19/08/2010 09:01)
NY SEKTA DIA IREO FIANGONANA MIALA AMIN'NY STANDARD EO AMIN'NY FIAINANA ANDAVANANDRO

-- Raha vao mamono olona na mamporisika olona hanao guerre (lazaina fa ady masina) na mivavaka amin'ny sary vongana na mampîhosotra lavenona na mitahiry faty sy milalao faty (IZAY ZAVATRA TSY HITA AO ANATY BAIBOLY fa mifanohitra tanteraka amin'ny Tenin'Andriamanitra dia izany ny tena atao hoe sactes )


.
novalian'i hery ny 19/08/2010 09:12
42. hery ( 19/08/2010 09:12)
:-)

Tsy maninona izany.

Manomboka izao izany dia izay indray ny definition-n'ny secte noforonin'i andrywui :-)
43. marcus11 ( 19/08/2010 10:11)
is this a replica[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
44. xxwx ( 19/08/2010 12:56)
andrywui:

- Raha vao mamono olona na mamporisika olona hanao guerre (lazaina fa ady masina) na mivavaka amin'ny sary vongana na mampîhosotra lavenona na mitahiry faty sy milalao faty (IZAY ZAVATRA TSY HITA AO ANATY BAIBOLY fa mifanohitra tanteraka amin'ny Tenin'Andriamanitra dia izany ny tena atao hoe sactes )

Miombon-kevitra @ wiwi
45. ikaretsaka ( 19/08/2010 14:30)
ao anaty baiboly izany fa nesorin'i lotera ka.. (bokin'i Maccabes)
46. andrywui ( 19/08/2010 15:58)
..... manaiky zany i Ikaretsaka fa ao anaty baiboly Catho ary ampiharin'ny catho ireo zavatra nolazaina ireo ? - lazao eny sa tsia !!!
47. ikaretsaka ( 20/08/2010 15:32)
ampiasain'ny olon-drehetra na kato na tsy kato, fa ny an'ny tsy kato odiany fanina

porofo 1 monja ohatra ilay resak'i fijo ao ambadika ao hoe maninona no tsy misy sahy mipipi ary ambody fasana ny olona, izat mifanakaiky eo koa @ ireny fiangonana any ambanivohitra ireny.. nefa eny sady misy lobolobo no takotakona noho ilay akalamanjana be eo ambody fiangonana?
48. ouioui ( 20/08/2010 22:36)
Katesizy no bokikely feno ny fitsipik'Andriamanitra fa tsy baiboly hihihi,mba oviana ary iza no mba nanoratra an'io e hihihiihi
49. ikaretsaka ( 20/08/2010 23:11)
1) tsy bokikely ny katesizy fa boky be ka :) ao aby na ny baibolyu na ny summa theologica na de trinitae.. sns...
50. ouioui ( 20/08/2010 23:36)
Tsy fantatr'ialahy angamba tsy nahazo nataon'ny kto taloha ny mijery baiboly , ny bokikely ihany no nasesika dia izao filozofia isanèkarazany izay mampetipety izao hihihihi
51. ikaretsaka ( 22/08/2010 03:50)
nahazo nijery fa tsy nahazo namaky.. nuance be izany ramose a.. satria analphabete no betsaka t@ izany
ka naghatonga ny tantara ao anaty baibolyho efa vita @ vitraux sy peinture milay be tany ampiangonana t@ izany..

sinon demontreo indray ny anton' ireny alohan'ny hi wawawazana fahatany ;)

rehefa miresaka amiko ka manana idee hoe zao ny momban'izao: de alefaso ny arguments fa tsy ny kil no hihihi sy hahah sy hananganana ady atsanga tsy ho raikitra eo...
52. xxxw ( 22/08/2010 05:55)
Michauffe ny akamanao ouioui a ! Aleo aho mba hihomehy koa
Mijery fa tsy mahazo mamaky hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0081