INONA MARINA MOA NY FIANGONANA SEKTA ?

21. ikaretsaka ( 13/08/2010 12:51)

andrywui:

Ny tena tiko tenenina dia ny filazan'ny Kato fa rehefa tsy Kato ianao dia mivavaka amin'ny sekta sy ratsy zay !!! zay no tsy ekeko mihitsy satria tena mifanohitra be amin'izay mihitsy no hitako refa manao ny étude ko samirery aho ! .....

Dia tsy hoe "maninona" no tsara jerevana @ izay fa hoe "mampaninona"
Amiko io dia toy ny zavatra rehetra, sigara ohatra:
tsy ny filazana loatra hoe inona no atao hoe sigara na inona aby ny anaran sigara sy ny ao anaty sigara no entinao hanintona ny Olona... fa hoe "mampaninona " ny sigara?
Dia toy izany ny sekta

"Hanaovy etude manokana". @ saina tsy miangatra anie hoe mampaninona olona ny miditra sekta, dia avy eo isika miresaka
22. fijo ( 13/08/2010 20:00)
tsy mbola nisy kato nilaza izany kosa teto rawix fa aza mamorona eto ialahy an,tsssss.tsy kato rafijo fa mba jereo ny zavatra misy fa aza miadaladala.i andry TGV anie kato e?hon hon hon
23. andrywui ( 17/08/2010 10:28)
tena zany mihitsy no resaky ry zalah rafijo a! -- rehefa tsy kato amindry lerony dia efa tsy izy izay !! zay anie no mahatonga anle resaka tsy miady e! misy fanasana atidoha be ao hoe : aza mivadika finoana hafa zany fa sekta daholo ireo ankoatra antsika fiangonana tranainy na nentimpaharazan'ny romana ity !

- rafijo koa ve de tsy ahalala anizany fa maka 19 amin'i hery eo ndray a! ... hon hon hon
24. pikatti ( 17/08/2010 13:58)
Ny tena sekta amiko dia ireny fahavalon'ny mpira-belona aminy , mamporisika ady @ io tsabatsabaka politika ,mitarika olona hanao suicide ,ireny mivaona @ tenin'Andriamanitra ka mamaly foana hoe mistery isakin'ny mba manontany ianao fa boky hafa noforonina tany no base-ny ny finoany, mamolo olona dia lazaina fa Andriamanitra no naniraka
Mpanompo Gourou lazaina fa solon'i Jesosy na jesoa arakaraka sns
25. ikaretsaka ( 17/08/2010 14:27)
izay mihitsy io.. tsy ny filazana akory hoe ny sigara dia ravina tabac mifono taratasy, indraindray misy filtre sy larony, indraindray @ izao ...ny tantarany derivee avy @ boyard sns... akory no important
fa hoe mampaninona ny sigara!
26. pikatti ( 17/08/2010 14:54)
Mba omevo ohatra hoe aho bainn ny sekta hitanao any mba misy hialàna pà mantsy[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] Ilay atao hoe Raël iny izao amiko dia sekta ,milaza mantsy ry zalahy iny koa fa efa nahavita nanao clonage olona

http://secte-rael-infos.blogspot.com/
Nisy iray koa ilay tany Guyana niaraka namono tena tao daholo izay mianakavy
http://www.sectes-infos.net/Jones.htm
27. ikaretsaka ( 17/08/2010 15:21)
afaka hazavain'i Pikatti bebe kokoa ve ilay Rael raha tsy mahadiso?
raha azo atao dia tsara kokoa raha miompana @ ilay hoe inona no ataony @ membres-ny sy @ societe sy ny tsy membreny na ny membre-ny niala... ka nahatonga azy ho no classer-na hoe sekta?
misaotra mialoha
28. pikatti ( 17/08/2010 16:42)
Nisy emission hitako vao haingana t@ télé , resaka clonage ny kristy , dia samy saritaka tao daholo izao fanatika rehetra izao fa hoe misy ravin-damba izany Argenteuil (Frantsa ) Italy dia nisy iray hafa koa samy nilaza fa nahazo an'io ravin-damba izay nentin'ny Jesosy teo @ hazo fijaliana ary mijery ry zareo raha misy rà mbola aza hanaovana "clonage génétique".... ary dia tao ary ry Raël fa ry zareo koa hono efa nahavita an'io, nefa hatramin'izao tsisy porofo fa resaka fotsiny no betsaka, ka any @ izany nosy tsy fantatra izany hono no hanaovany azy satria tsy misy manaiky ny hanaovana an'izany daholo firenena lehibe rehetra
Io Rëlien io aloha dia malaza @ mandray ara-bakiteny hoe tsy miaraka @ izao tontolo izao, dia lasa mamorom-ponena any @ tsy mahay maka any, sady mandray ilay hoe mamenoa ny tany vilana koa dia asiany aby ny tovovavy
29. pikatti ( 17/08/2010 16:45)
http://terresacree.org/rael.htm
30. ikaretsaka ( 17/08/2010 18:23)
hanky va re
31. fijo ( 17/08/2010 19:43)
rale letsy sekta blagy an.taty frants ataty no niandohan'izy io,ary frantsay le bandy mpitarika.tamin'ny voalohany izy io,dia natao hoatrann'y hoe fanalana andro."mpitarika tao taloha"no nitantara an'io taminn'y interview"ry zareo dia samy tanora tia OVNI ,dia hoe ndao hanao finoana mino ny herinn'y OVNI.fa revirevy no tena be tao,saingy rehefa itani'ly bandy mpitarika azy izao,fa niha maro le kil,dia tena nataony resaka "serieux"le izy fa nampidibola.ary dia voaroaka avy aty frantsa ry zalahy ,ka nifindra any amerika avaratra any.milaza hanao clonnage olombelona ry zalahy.
32. marcus11 ( 17/08/2010 19:54)
furry :S[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
33. pikatti ( 17/08/2010 20:19)
fijo:

milaza hanao clonnage olombelona ry zalahy.

Ilay izy resabe fotsiny aloha hatramin'izao fa tsy mbola noentiny foana ilay porofo nolazainy fa aseho olona efa t@ 2004 tany angamba izy izay
machine à cloner[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]

(Agence Science-Presse) - Il n'y a pas qu'avec ses prétendus clones que Raël a fait parler de lui. Il y a aussi une "machine à cloner", dont on a vaguement entendu parler l'an dernier. Une extraordinaire machine, à n'en pas douter puisque, selon la compagnie Clonaid, c'est grâce à elle qu'auraient été clonés les bébés en question.
Eh bien, la machine s'est retrouvée dans une exposition, au Musée des sciences de Londres, plus tôt ce mois-ci, ce qui a permis à des scientifiques de l'examiner de plus près. Et de n'y voir qu'un gadget qui n'est ni extraordinaire ni révolutionnaire.

En fait, explique la revue Nature, cette machine est une RMX2010, similaire à celle qui a été nécessaire pour le clonage de la brebis Dolly. Elle intervient dans la première phase de l'opération: c'est elle qui produit le courant électrique grâce auquel l'ovule qui a été vidé de son bagage génétique peut se fusionner avec une cellule adulte contenant les gènes de l'animal qu'on veut cloner.

La technique est si bien connue qu'elle porte un nom: électrofusion, et on l'utilise à présent de façon routinière, soit pour produire des clones de cellules humaines en éprouvettes -ce qu'on appelle le clonage thérapeutique, soit dans les expériences -ce qui nous intéresse ici- de clonage d'animaux adultes.

Sauf que ces dernières expériences se soldent, on l'a déjà dit maintes et maintes fois, par un taux d'échec désastreux. La machine de Clonaid aurait-elle quelque chose de différent, de révolutionnaire, d'extraordinaire, qui aurait permis de faire naître des bébés en bonne santé? C'est ce qu'affirme Clonaid. Et c'est ce que réfute, entre autres, le biologiste cellulaire Azim Surani, de l'Université Cambridge, pour qui cette machine est "parfaitement ordinaire". Elle ne contient ni ne présente absolument rien de différent des machines avec lesquelles les cloneurs tentent encore, six ans après Dolly, de comprendre comment fonctionne... le clonage.

34. ikaretsaka ( 17/08/2010 22:16)
dia atao hoe kobo izany ny kil heo toa varotra saka beloha no tena ady ao ka miala.. dia ry zalahy koa ve manenjika sns? sy manao le hoe tsy avotra iny fa aty aminay ihany no misy famonjena sns?
35. pikatti ( 18/08/2010 09:38)
Io leisy bainn tsy fantako loatra , tsy spécialiste -na sectes aho fa ny zavatra fantatra fotsiny dia anisan'ny sectes ry zalahy ireo raha eto Frantsa ( raha eto Frantsa hoa satria ny sectes koa dia arakaraka ,ny firenena sy ny famaritana ny atao sectes!, ohatra ny scientologie dia réligion any Amerika nefa secte eto Frantsa)

Raha manenjika ny TJ ve elah dia nataoko hoe sekta, tsia! amiko dia ilaina ny foana ny "débat contributif et constructif", ny hevitry ny maro mahataka-davitra

Ireto izao misy ohatra vitsivitsy voalaza fa sectes nefa tsy naheno azy nanenjika an'iza n'iza aho fa ilay loza ho an'ny mpino miaraka aminy no tena nahatonga azy voasokajy ho sekta

----Temple du Peuple (Jonestown, dans le Guyana) :

1978 : Le suicide collectif de 914 adeptes du Temple du Peuple (Jonestown).
Massacre de Jonestown. Dix ans après, un autre Jonestown serait-il possible ?
----Tribu Ata (Philippines) :

1985 : Dans une tribu des Philippines. Porridge à l'insecticide pour voir l'image de Dieu : 73 morts.
----Davidiens de Waco (Texas) :

1993 : 72 morts à Waco. De la recherche de la vérité au nihilisme auto-destructeur.
Une catastrophe comparable à Waco serait-elle possible en France ?
Lu dans la presse :
année 1999 :
Les 86 "suicidés" de Waco.Marianne, 6 septembre 1999.
année 2000 :
Des survivants et les familles des victimes réclament des dommages-intéréts
Secte Aum (Japon#6) :

----Aum Shinri Kyo. Récapitulation sommaire. BULLES, 4ème trimestre 1995.
Lu dans la presse :
année 1999 :
Aum continue de se refaire une santé. AFP, 13 février 1999.
Quatre ans après, la secte Aum se reconstitue et prospère. Le Monde, 12 mars 1999.
Tokyo veut stopper le renouveau de la secte Aum. AFP, 25 mai 1999.
Une secte japonaise financée par le business informatique. ZDNet , le 7 juillet 1999.
année 1998 :
La résurgence de la secte Aum inquiète le Japon. Le Monde, 24 octobre 1998.
Encore une Apocalypse d'évitée. Regards sur, septembre 1998.
Peine de mort requise contre un membre auteur de l'attentat de Tockyo. Le Monde, 8 juillet 1998.
La secte Aum continue à s'exprimer et à recruter sur le web. Le Monde, 17 juin 1998, par Brice Pedroletti.
La police japonaise déterre des produits chimiques.
Lourde peine contre un cadre d'une secte en pleine croissance.
Le réveil d'Aum Shinrikyo au Japon. Libération, 27 mai 1998.
La secte Aum cherchait l'arme sismique. Science et Vie Junior, avril 1998
Et les victimes ? Courrier International, 9 avril 1998.
année 1997 :
Pages rouges : la secte Aum
Octobre 1997 : La secte Aum Shinrikyo se porte bien.
La secte Aum projetait un coup d'état, selon un militaire ex-fidèle.
Bibliographie :
Le culte de la fin du monde, par Davis E. Kaplan et Andrew Marshall.
Disponible sur d'autres sites :
Le terrorisme chimique au Japon.
----Ordre du Temple Solaire :

Qu'est-ce que l'Ordre du Temple Solaire ?
1994-1997 : Auto-destruction de l'OTS. Les séries de suicides collectifs ou de meurtres avec préméditation.
Heaven's Gate (Rancho Santa Fe, Californie) :

1997 : Les âmes perdues de la Porte du Paradis.
Secte, mensonge et vidéo. La vidéo, réalisée par le gourou de la secte Heaven's Gate peu avant la tragédie, commentée par un expert-psychiatre.
36. marcus11 ( 18/08/2010 16:39)
nu va mai intere de mine!! lasa ma in pace.......
[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
37. fijo ( 18/08/2010 20:45)
ry zalahy aloha raha ny fahalalako azy atramin'izao kosa,tsy manenjika hoe izay tsy aty aminay dia diso lalana.izy anie mino an'i jesoa e,
fa i "rael" dia milaza fa mpaminany toa an'i ralavavolo sy "fijo"

rah any resak amandeha di ahoe "efa nahavita ni clonner"olona ry zalahy.fa mbola mila hamarinian ilay izy fa tsy mbola ita .ny mampatahotra fotsiny,dia ity.mihery ao amin'io sekta io ny ankamaroan'ireo manampahaizana,tia handrakandrana,ka tsy mahazo vahana eo aminn'y sehatra ofisialy.
38. ouioui ( 18/08/2010 22:00)
apprenti sorcier hihihi,
39. ikaretsaka ( 18/08/2010 22:26)
ka izay le definition maha sekta an-dry lerony heo ampitoviany lenta i Rael sy rRzezo
40. ouioui ( 18/08/2010 22:39)
Fa ry zareo anie ka tena milaza an'ialahy ao anaty maizin-kitroka koa e, ialahy indray ozy no mila famonjena hihihihi, izay seka rehetra dia milaza an'io daholo tsssssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008