Ahoana ny fomba hanampiana ny katolika ?

21. ikaretsaka ( 11/08/2010 13:56)
atao fitaovana toy ny fitaovana rehetra ho'a.. symbole toy ny symbole rehetra, archives sns...
hoe fiangonana misy tantara, mijoro, misy fototra ilay fiangonana fa tsy amin'izao fotsiny

-hoe ireo aby ny olomasina nahatonga ilay finoana sy fiangonana miorina ohatran io hatr@ zay ka hatr@ zao: ireo no porofo fa tsy lovan-tsofina fotsiny!
efa nohazavaiko io ambony io sy naveriko foana ange io e

-de manampy amin'ny inspiration rehefa mivavakaka hoe raha mahita ilay "faty" dia mampahatsiaro ny tantaran'ny nataony fahavelony dia mandrisika ny tena ho te hanao anzany koa, na mampivavaka @ Atra hoe mba omeo toetra ohatran'i". . . " zahay , fa iny aloha no efa hitanay ohatra tsara fahavelony...
novalian'i hery ny 11/08/2010 22:05
22. andrywui ( 11/08/2010 14:07)
- Ika = ) tsy favetavetana eo anatrehan4anandriamanitra ve raha ny kianjan'i Jehovah no salorana fATY ? nefa hoy izy hoe "aleo ny maty handevina ny maty ao aminy ... " izany hoe tsy tokony hiray ny maty sy ny velona !...

-- Ary ny kianjan'i Jehovah ve tokony ho atao fasana ?
23. hery ( 11/08/2010 14:17)
Nareo ve mandevina? :-) Sa avelanareo ny faty hifandevina?
24. andrywui ( 11/08/2010 14:21)
Hery === ) fiteny an'ohatra hilazan'i Andriamanitra ny tsy tokony hifanosihosen'ny velona sy ny faty izany satria fahavetavetana lehibe eo anatrehany ! ...

- hoy izy : any amin'izay misy ny faty dia any koa ny voromanidina ...
25. hery ( 11/08/2010 14:23)
Dia aiza ianareo no mandevina? Miaraka amin'ny voro-manidina?
26. ikaretsaka ( 11/08/2010 14:43)
eny tokoa hoa ..maninona nareo rehefa misy maty no somebiseby ery fa tsy arahina ara bakiteny ny voalaza hoe avela eo fotsiny izy fa hisy faty hikarakara azy

fa gravy aloha ilay hoe miara mandevina @ voromanidina e... nataoko ny tsy hihomehy fa taolana nty nify
27. andrywui ( 11/08/2010 14:48)
- F'angah le izy vitan'ny hoe milevina ao fotsiny fa fongarina sy hosorana menaka sy lalaovina ilay faty ao ! ....


- Faharoa : azonareo onona ve fa saromana amin'ireo resaka faty sy masindahy ireo i Jehovah sy Jesoa , ka ireo no ahindrahindra sy omena lanja ( ankoatra an'ireo ny resaka "lavenona , tapa-kazo ,rano voahasina ,potika na hazo fijaliana .... )

- Anefa Jesosy no Namonjy ny olona sy nanolotra ny ainy ary tokony ho tsarovana isan'andro fa tsy i Masina Maria na ny tapa-kazo na ny Masindahy sy Masimbavy izay olombelona no ahazahoana Famonjena ka ankalazaina sy omena voninahitra lava ....
28. andrywui ( 11/08/2010 15:04)
Ny mandevina anie ry zalah tsy olana e!! aza ovainareo le resaka aloha !

---- ny mandevina tsy olana fa ilay "miara-mipetraka amin'ny faty" sy ny "milalao faty" no tena tiako anotaniana eto !!


-- za anie hoa tsy mahay fa nareo no anotaniako e! ... raha nahay ve ah hanotany anareo ndray !!
29. ikaretsaka ( 11/08/2010 15:20)
ka samy resaka aleo "ny maty hikarakara ny maty izany"
ko maninona rehefa atsy de olana fa rehefa tsy atsy de tsy olana?
30. andrywui ( 11/08/2010 15:23)
manomboka manao valy boraingona ra - Ika zany fa lany passy le ....


-- Inona hoa r'Ika no tena tanjona amin'ile "miara-mipetraka amin'ny faty" sy ny "milalao faty" ??


-- satria tena zava_doza be zany raha ny fahalalako azy !!! sa mety ve ??
31. ikaretsaka ( 11/08/2010 15:29)
an an an tsy mazava fotsiny ny hoe rehefa inona aminao le "faty no avela mikarakara faty" dia rehefa inona no "zava doza"

de angaha moa "fonenana" any am-piangonana? no hoe "miara mipetraka @ faty"? sa misy faty "ampipetrahana" eo ambony dabilio koa?


velabelaro tsara aloha ny hevitrao mba hahafahana mamakafaka anazy
32. andrywui ( 11/08/2010 15:35)
- Tadidio fotsiny izao r'IKA a !

Mpivarotra sy mpanakalo vola aza teo Antempoly de tena nanamparan'i Jesoa ny hatezerany mihitsy ny nandrava sy namotika ary nanala ny entany teo ! koa indrindra fa ireto FATY natao ao Antempoly ireto ve mety hekeny ? tadidio koa fa i Jesoa irery ihany no lohan'ny Fiangonana ary isika olombelona no sampany !

--
33. hery ( 11/08/2010 15:38)
Tsy mivarotra ny faty rehefa any am-piangonana... ary tsy misy mivarotra faty any ka tsy hitako izay olana.

Ary raha tsy nekeny dia efa narodany tahaka ilay t@ iny fotoana iny koa.

Raha izany angamba dia tokony eny ambony ranomasina no atao ny fiangonana satria na ny ao ambanin'ny tany rehetra ao aza dia misy faty tsy fantatra akory... Kay moa na any ambany ranomasina koa aza misy faty.
34. ikaretsaka ( 11/08/2010 15:48)
fiangonana "mitsingevana" misavoamboana any ananona any izany angamba no mety...

"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any"
35. andrywui ( 11/08/2010 15:55)
-- Hery === ) Mbola averiko ihany ilay Tenin'Andriamanitra hoe : "Aza manao ny Rainareo ety antany fa iray ihany ny Rainareo dia ilay JEHOVAH any andanitra !"

--- Ka blasfemia raha mbola misy olombelona aodina ho Ray ety an-tany : TSY RAY MASINA izany koa no filazan'ny baiboly "ahy sy ianao " fa Tempolin'Andriamanitra" .....
36. hery ( 11/08/2010 16:00)
Rahefa miteraka izany ianao dia aza avelan'ny zanakao antsoina hoe Rainy

ary ny Tempolin'Andriamanitra izany tsy Masina :-)
37. andrywui ( 11/08/2010 16:03)
- Tsy teniko anie le izy hery fa Tenin'Andriamanitra e !

ka tsy za zany hi s'adresse nao raha hamaly an'io hoe aza manao ny Rainareo ety an-tany fa Jehovah irery ihany no Ray Masina

za mpamky baiboly fotsiny de mahalala an'izay fa tsy za no tomponkevitra kah !
38. ikaretsaka ( 11/08/2010 16:08)
de eny anabakabaka no mivavaka fa ny tany tsy assure fa misy faty ao ambany ao

aza atsoina hoe dada intsony dadanareo dia rehefa miteraka aza avela antsoiny ho dada ianao dia bedeso izy rehefa milaza hoe "mon pere" rehefa manao lesona frantsay!
39. andrywui ( 11/08/2010 16:10)
IKA === ) tsy teniko hoa mbola averiko iany fa tenin'Andriamanitra io ka raha hanohitra an'io nareo de anareo sy ny Catho izay !

-- fa tokana ny Ray Masina dia Jehovah irery ihany ( ny ankoatra izay dia olombelona ihany)
40. andrywui ( 11/08/2010 16:13)
aleo aloha ah handeha r'IKARETSAKA sy HERY fa bye alou nareo fa amin'ny manaraka ndray isika 3mirahalahy miresaka e ! bye
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0619