Ahoana ny fomba hanampiana ny katolika ?

41. ikaretsaka ( 11/08/2010 17:00)
ka ny tsy azoko ange ary tsy mety velabelarin'i andrywui de hoe aminao izany rehefa cas maninona sy tahaky ny ahoana le Tenin'Andriamanitra de ekena sy tanisaina sy averimberina fatratra ... fa rehefa maninona no tsy ekena sy odiana fanina?
42. fijo ( 11/08/2010 21:15)
arakarak'izay mety aminy ihany io ka,mitovy aminn'y polifika e
43. andrywui ( 12/08/2010 13:34)
Ikaretsaka a === ) raha ny tena Izy dia tokony ho Tanterahina daholo ny Tenin'Andriamanitra rehetra !!!

--- Nefa kosa amin'ny maha olombelona atsika fa tsy tanteraka dia mifona ho antsika mandrakariva ny Fanahy Masina amin'izay Tenin'Andriamanitra tsy tanteratsika !
44. ikaretsaka ( 12/08/2010 14:21)
:

Ikaretsaka a === ) raha ny tena Izy dia tokony ho Tanterahina daholo ny Tenin'Andriamanitra rehetra !!!


Izay mihitsy no tokony ho izy, kanefa eto, maninona no izay mahafinaritra anao ihany no tanisanisainao sy tanterahinao.. fa izay tsy mahafinaritra dia odianao fanina any?

dia avy eo ny fanahy masina no mody hanilihina?

dia raha izany ve ka raha izay mahafinarinaritra ny tenanao momban'Atra ihany no tanisaina sy tanterahina fa ny sisa odiana fanina.. dia iza marina no tena inoanao : Atra sa ny tenanao?
45. andrywui ( 12/08/2010 14:33)
-- Ikaretsaka === ) ka io alopha no SUJET tsika anie de io aloha no resahina e! fa mikorotana be eto raha sady hiresaka Fanahy Masina no hiresaka an'i Salomona Mpanjaka no hiresaka an'i Davida sy Goliata !!!.... tsy angamba ho lasa gaigy eto isika !! fa makà koa i Ikaretsaka loha hevitra iray hafa ndray ary de ifampiresahana e !
46. ikaretsaka ( 12/08/2010 14:51)
ka eto samy milaza momba ilay sujet aby na ilay notsimponinao na ilay nodianao fanina ka nentiko teto ko! nahatonga ilay hoe iza ary no halaina
fa tsy resaka salomona sy davida akory
47. andrywui ( 12/08/2010 15:13)
manokafa ary sujet iray ndray Ika de dinihina eto ndray e !...

- sa raha tsy hanokatra nareo sy hery de handefa iray ndray ah fa zah mbola manana bedebe horesahina ! he he he he
48. ikaretsaka ( 12/08/2010 15:16)
tsy za no mpanokatsokatra sijet hoe ny ato ihany no averina sokafana arokatra ka
49. andrywui ( 12/08/2010 16:43)
an an an kà ny antsika koa tsisy hors sujet mihitsy na hoe lasa mbalana le resaka fa tena tao dia tao tokoa e !


----- Fa hoy fotsiny ah amin'Ika hoe mamakia Baiboly tsara anie nareo ( na baiboly kato na protest) fa tena itanareo ao ny tena marina momba an'io batisa na batemy io e !!...

--- dia sokafy tsara ny fomba fijery fa aza manohitra ny ao anaty baiboly na mamorona fa tsy azo ampiana ao sady tsy azo hanalana !....

-- tsy mpankany ampiangonana aho raha tsy indraindray fa raha handinika sy hamaky baiboly kosa anefa aho de voalohany ra tsisy faharoa !

--- fa betsaka ny teny hitako ao fa misy betsaka ovain'ny Kato ao .....
andraso alou ary ho jereko tsirairay arak'izay fandinihako azy izy ireo de ho lazaiko an'i Ika eto ihany !

- i hery raha vao mafimafy sy mafana le resaka ka lany bala dia ny mitsoatsoaka sisa atao an !??....


Ho avy matetika eto ah fa raha resaka otrizao de tena manana zavatra mahaliana mafy ahy zah tiko anotaniana sy ho porofoinareo eto ary hazavainareo ! ...
50. ikaretsaka ( 12/08/2010 17:15)
ka asaiko hazavainao ny dikan'ny hoe
tsofina rano= Benir= sy ny fiavian'ilay mot.. fa tsy azavainao....

raha liana te hanao echange manko amiko dia tokony manome ny hevitrao koa ianoa fa tsy zahay mirahalahy no andrasana hitoriteny (toy ny fanaon'ny akamaroany eto)

adihevitra no atao manko fa tsy toriteny
51. fijo ( 12/08/2010 21:27)
maninona letia rawix rah amankany pakista elahy???any mampiantra arabakiteny ny charia.
52. andrywui ( 13/08/2010 09:12)
Ika == ) ka za anie hoa tsy mahalala le fomba fanaon'ny Kato e! ... de mba manotany anareo roalahy sady mamoaka zay fantatro fa tsy hanazava zavatra tsy haiko aho !!! aiza zao no ahaizako hoe ho ataonreo inona marina ireo "FATY OLONA" bobaka be tehirizina isaky ny fiangoanana Kato manerantany io?? aiza no ahafantarako hoe fa maninona no orohana sy handohalehina ary ivavahana sy hamasininna ny sary vongana sy ny fitaovana toy ny tapakazo ,sampankazo ,rano ,lavenona .... ny mofompandraisana sy ny divay matoa natao sy nivavahana dia Jesoa mihitsy no nadidy hoe ataovy izao ho fahatsiarovana ahy " --- fa izy tsary nanao hoe tehrizo ny faty olona bedebe ahatsiarovana Ahy na hoe manaova sary vongana de ivavaho sy iankohofy ahatsiarovana Ahy
53. ikaretsaka ( 13/08/2010 13:14)
tsy resaka kato no anontaniako ka, fa resaka hoe "tsofina rano en general
ahoana ny fandraisanareo azy


momba ilay faty ihany .. tsy mbola voavalin'i andrywui foana anfe ilay fanontaniana hoe fa maninona ary nareo no mandevina sy milaralara faty e..
par cotre anefa efa nohazavaina ilay hoe faty tehirizina bobaka be , fa io foana no mbola averimberina... lany pasy?
54. ouioui ( 18/08/2010 22:44)
Hay efa hatraty ny resaka rano klé hihihihi, misy raha la terre hihihi, tena lasa bloky ato marina nama a, miverimberina be izy izany hihihihi
55. marcus11 ( 19/08/2010 10:14)
long subject[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
56. ouioui ( 20/08/2010 23:43)
Mbola lasa atsy koa ary ny resaka hihihi, lasa manao boloky i ika , lazaina fa isaky ny miplonge dia batisa , tsss, lasa borné ranamana ty klé hihihihi
57. badluck ( 21/08/2010 07:13)
On & on this disc.[IMG]http://s07.flagcounter.com/count/DymW/bg=ffffff/txt=ffffff/border=ffffff/columns=1/maxflags=1/viewers=3/labels=0/[/IMG]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0091