Ny hevitra ara-panahy amin'ny fanoharana voalaza ao amin'ny Baiboly
21. ikaretsaka
(
22/07/2010 15:42)
miharena:
Raha lazaina fa curiosité no manetsika fa tsy ny fanahy araka ny filazanao, dia hafahafa ihany satria tsy misaraka ianao sy ny vata-benao sy ny fanahinao niaraka nanao fanadihadiana teo.
tsy misy idiran'ny fanahy mihitsy izy eto ka
exercice mentale no atao eto @ izay cas izay fa tsy exercice spirituelle
Sa ny an'i Ika ny fanahy any ananona any rehefa miasa ohatra fa rehefa mivavaka ihany vao eo ny fanahinao? Raha eny ny valinteninao amin'io fanontaniana io dia manaiky aho fa azonao disoana ny filazako teo ambony io.
raha miasa aho ohatra ka mi solve equation dia tsy misy idiran'ny fanahy mihitsy izy @ izay fa resaka mental be fotsiny... tsy manda aho hoe tsy ao ny fanahiko @ izay, ary tsy mandeha any ananona any koa fa inactif fotsiny
ohatran'ny ianao rehefa mandeha dia tsy ampiasainao loatra ny tananao raha tsy hoe nitady ho potraka angaha ka mitady ekilibra...
dia tahak'izay ilay izy!
eo foana fa tsy hoe satria eo foana de miasa foana akory.
novalian'i ikaretsaka ny 26/07/2010 17:47
22. Miharena
(
23/07/2010 14:55)
Mazava fa raha eo foana ny Fanahinao dia miasa andro aman'alina izy fa ianao no manao sary tsy mahatsapa azy.
Mametraka fefy amin'ny fanahinao izany ianao raha ny valinteninao no jerena, rehefa manao exercice mental? Adinonao izany ve ny Essence mandrafitra anao ary azonao ampiasaina amin'ny sehatra rehetra?

23. ikaretsaka
(
23/07/2010 18:53)
ka mampiasa tanana angaha i miharena rehefa mandeha? sao tsy mandeha izany fa mandady sanatria?
24. Miharena
(
24/07/2010 08:31)
Ika a! Samy manana ny asany avy ny tenabentsika fa iray ihany no manetsika azy rehetra araka ny asany avy. Ny Fanahy sy saina kosa tsy afaka atao izany. Raha misaina ianao dia mihevitra fa tsy eo ny fanahy dia diso. Tsy misy lalantsaina mandeha eo na kely aza. Toy ny milina iray mila energy io. rehefa tsy eo ny energy dia mijanona ny milina. Ka ny fanahy=aina no hery mandrakizay anananao ahafahanao miteniteny hoe manana fiainana mandrakizay fa raha tsy eo io dia mandalo fotsiny ihany ianao.
25. ikaretsaka
(
24/07/2010 15:13)
Ka izay samy manana ny asany izay indrindra ange ry miharena e... donc aza forcevana ampiditina any @ sehatra sy asa tsy ilana azy ny entite 1.anisan'izany ny fanahy... tsy manda aho hoe tsy ao izy fa inactif hoa....
Ny momban'ny hoe diso, dia arbitraire be, satria tsy hoe rehefa tsy mety @ iheveranao azy dia diso izay akory.

26. Miharena
(
26/07/2010 06:22)
Tsy forcing aloha no atao eto fa fanamarihana fotsiny ary marina ny an'i Ika hoe relatif ny hoe diso na marina. Ary eo indrindra no maha-souverain anao amin'ny fanapahan-kevitra hoe izatsy ataoko hoe marina ary izaroa ataoko hoe diso. Na koa hoe: ataoko hoe marina daholo izy rehetra fa relatif fotsiny ihany no mampiteny ny pour sy ny contre.
Izay maha-souverain ny olona izay no maha-fanahy azy ary izy mihitsy no entité entière afaka manao izany analyse izany ka afaka mampihetsika ny sainy sy ny vatany handeha araka ny sitrapony.
Hoy ianao hoe inactif ny fanahy dia maty hoatran'ilay milina ianao izany amiko satria efa voalaza fa ny fanahy no tsy matory fa miasa mandrakariva ary mandrakizay.
Dia miverina amin'ilay fakam-panahy nataon'ny menarana io hoe raha tsy mihinana ianao Eva dia tsy mitovy amin'Andriamanitra, nefa olona efa mitovy amin'Andriamanitra no nanaovaNy azy fa avadik'i menarana fotsiny ny teny dia very daholo ny ambanilanitra.

27. ikaretsaka
(
26/07/2010 14:36)
Miharena; eny... afaka lazaina ho anisan'ny milina isika satria:
Isika dia ao anaty sokajin'ny nohariina (etre cree) raha ekenao fa nisy nahary ianao fa tsy tongatonga ho azy
Ny zavatra rehetra matoa nohariina sy noforonina na samihafa aby aza , dia azo atao kappoka iray hoe hanantontosa na hanampy @ fanatontosana zavatra iray. Ny olombelona dia nohariana mba handavorary ny tany.
Ny fanahy?
Ny fahafantaranao izay hoe misy andraikitra tokony hataonao eto @ maha'milina' anao. Io ny mampiavaka ny olona @ creature isakarazany, (na andriamanitra na olona no nahary io creature io)
Io no mampiavaka antsika @ biby sy ny robot, ny vato sy ny zava maniry sns... , izay milina lazainao koa..satria ireny tsy mahalala akory hoe misy izy de inona no andraikiny. Eo ihany no miditra ny fanahy. Ankoatran'izay dia misy izy fa inactif
Ny saina? Ny fanananao safidy hoe hanao an'io andraikitra io sa tsia.. tsy misy idiran'ny fanahy eto fa ohatran'ny omby hoe hitarika ny sarety makany ambala.. afaka misafidy izy na hitarika na tsia: fa tsy fantany hoe fa maninona io noilaina taritina mankany.

31. ikaretsaka
(
26/07/2010 18:49)
Ie afaka iY.. ny b iby izao tsisy fanahy ko ahoana no afaka mandeha?
32. Miharena
(
28/07/2010 05:52)
Aza milaza ny biby hoe tsy misy fanahy ianao. Ianao angaha no namorona azy no mahafantatra izany?
Ny fahatsapako aloha dia fanahy koa ny biby satria ny firindran'ny asany rehetra dia manaraka ny lalàn'Andriamanitra.
Raha manao fandinihana ny mpanao siansa dia ADN mitovy no foibe mandrindra zavamananaina organika rehetra eto an-tany (zavamaniry sy biby io). Izany dia midika fa iray ihany no fototr'izy rehetra.
Ny fifandraisany dia ahafahana miara-miasa. Ny alika sy ny omby ohatra afaka miara-miasa amin'ny olona.
Tsy mandeha ho azy ireo fa misy fanahy iraisany hatrany.
Eny fa na ny masoandro sy ny tany ary ny galaxy aza dia misy fanahy fa tsy mandeha ho azy. Foana ireo rehetra ireo raha tsy ao ny fanahy.

33. fijo
(
03/08/2010 20:43)
raha vao raisinao arabakiteny ny baiboly,dia tadidio,fa na ianao fanina,satria maro ny teny mifanohitra ao,na ianao very,satria manjary maka extreme
34. Miharena
(
04/08/2010 09:29)
Rehefa mivelatra Fijo ny fomba fijery sy fandinihina dia afaka mijery tsara ianao ny loharano nipoiran'ny teny rehetra ao anaty Baiboly.
Manaiky anao amin'ny resaka extrémes fa na izany aza tsy maintsy jerena ny hoe inona no afaka manarona ireo extréme ireo.
Hazavaiko ny hevitro:
Raha toa ka nisy olona iray mino fa mahafaty ny manota ary misy mino iray milaza fa voasarona ny fahotana rehefa misy ny fitiavana dia tsy hibahana intsony izany ny fahotana fa fitiavana sisa no tavela. Dia tsy extréme amin'izay le fitiavana fa misolo ilay finoana hoe mahafaty ny fahotana.

35. fijo
(
04/08/2010 23:24)
raha vao raisina arabakiteny ny voasoratra,dia na lasa gaigy ny mpino,satria be ny teny mifanohitra ao,
na very any an kady,satria ,maro ny hevitra miafina ao

36. fijo
(
04/08/2010 23:28)
ny tiako lazaina,dia hoe tsy azo raisina arabakiteny izany ny baiboly.satria manjary mitsimpona fotsiny sy mandika vilana ny tiany lazaina ilay mpino
37. ikaretsaka
(
04/08/2010 23:33)
Aza milaza ny biby hoe tsy misy fanahy ianao. Ianao angaha no namorona azy no mahafantatra izany?
ka mandeha any @ fiainana mandakizay koa izany ny apondra?:)
38. ikaretsaka

39. Miharena
(
06/08/2010 05:49)
ka mandeha any @ fiainana mandakizay koa izany ny apondra?
Tsy aleo anontaniana ny Mpamorona azy dia fantatra izany?