Raikitra ve ny Kassav' ao?
21. fijo
(
25/06/2010 20:28)
hay ve andoavam bola ity artista vahiny e??tssssss tsy aleo mijery mahaleo sy rossy ve
novalian'i tsimendrika ny 26/06/2010 09:07
23. diloo
(
26/06/2010 01:09)
Ohatra ny tsy azoko ve sa i Terrywui no mody fanina dia manova ilay loha hevitra?
Dia ny Kassav indray ve no Nandoha devise ho an' FAT nefa ny FAT aza no nanafatra azy? Volan' gasy eto an- toerana ve ireo lazaina fa devise miditra lazain' Terrywui ireo, satria ny GASY no mando vidipidirana fa tsy ny Kassav raha tsy diso aho
mdr.Ka lery anie rehefa fanina izay, raha mamindra ny tongony, tsy hiteny izy hoe:tsy izaho no mamindra fa ilay olona manoloana ahy. Izany hoe tsy hiteny aminao ny zava misy marina ny eo no eo, manao karazana esquive, dia ny mety ny endrika ny zava misy tany aoriana tany no arosony.Trop twitter aminy ny zava misy ankehintriny, koa sarotra be ny mamaly ny réalités.Rehefa tena confus izy, raha be ny manapetsa azy, dia ilaza izy fa Ra8 no niantoka ny Kassav, dia amin'izay ny anti-HAT hilaza fa tsy misy pertes ny fanafarana mpihira vahiny.
24. terrywui
(
26/06/2010 09:11)
mody fanina ahoana ary zaako fa i hery no nanome ohatra de mba nomeko ohatra kou !.....otranle resaka laclé nomen'i pikatti anah ihany io !!.....natsipiny taty tsy nasiany valeur de noraisiko ampitiavana be !!!!...de mitady dongiany indray hono(manome tsifoifoy= miteraka bibilava)