Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra?

21. AndriambyII ( 02/07/2010 10:52)


Hoy i Ratoa

Jehovah iray ihany no ivavahantsika ary Kristy no mpanelanelana; saingy samy manana ny style-ny.

Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra?
Ny style eto dia azo atoa hoe fivavahana. Ahoana ny hevitsika?

Ny style kou anie avy @ A/tra raha tsy mahadiso ahy Ratoa a ! sa tsy izay ve le izy ??
22. AndriambyII ( 02/07/2010 10:52)


Hoy i Ratoa

Jehovah iray ihany no ivavahantsika ary Kristy no mpanelanelana; saingy samy manana ny style-ny.

Eken'Andriamanitra ve ny style rehetra?
Ny style eto dia azo atoa hoe fivavahana. Ahoana ny hevitsika?

Ny style kou anie avy @ A/tra raha tsy mahadiso ahy Ratoa a ! sa tsy izay ve le izy ??
23. Miharena ( 03/07/2010 05:06)
Raha style no ivavahana dia tsy misy fotony izany. Raha ny tokony ho izy ny fiangonana rehetra izay misy mpitarika dia ahitana mpitarika mahay mampita ny Hafatr'Andriamanitra fa tsy mampianatra style. Tsy izay heviny amin'izay no raisina fa izay hevitr"Andriamanitra. Raha tonga mahaleo-tena ara-pisainana avokoa ny olona tarihiny ka afaka mifandray amin'Andriamanitra avy hatrany dia mazava ilay fiangonana sy ny olona rehetra ao anatiny. Raha tsy mahalala kosa ny olona ao dia lasa miankina fotsiny amin'ny fombafomba ivelany fa raha tsy za**izany hono tsy voavonjy.
24. Mpanazava ( 06/07/2010 08:25)

Citation
hoy zahako
Ho'zy ianao hoe "style" rehetra.. amiko ny style dia hoe fomba!
Io koa amiko no andraisako azy : resaka "forme" fa tsy "fond" !
de eo no tsy hitako le hoe style no resaka de lasa fidirana no namalian'i moanazava azy:
ka nahatonga ahy nanontany hoe aiza no hifandraisan'ny style fidirana?


Tsara aloha raha efa misy itoviana isika sady takantsika tsara ny resaka style, saingy miverina amin'ny sujet amin'izay hoe :"Eken'Andriamanitra ve ny style (forme, fomba) rehetra?
Anisan'ny fomba hahafantarantsika ny fihevitr'Andriamanitra amin'izay ny tenin'i Jesosy hoe "Midira... " satria misy hoy ianao :
amiko ny style dia hoe fomba!
1)fomba fiderana : hoe misy mihinjakinjaka, sns
2)azo atao hoe "style" koa ilay fomba hoe "mandeha tsiroaroa araka ilay resaka ao ambadika (izay aleo ao ambadika ao ihany no tohizana)

hoy mihitsy i Jesosy izay ahitana fitanisana "fomba, forme, style maromaro":"Tsy izay rehetra milaza amiko hoe Tompo o! Tompo o! no hiditra ao amin'ny Fanjakan'ny Lanitra fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko izay any an-danitra. Maro no hilaza hoe: "[i]Tompo o! Tompo ô, moa ve tsy efa naminany tamin'ny anaranao sy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao, ary efa nanao fahagagana maro tamin'ny anaranao? Hotsoriko aminy anefa amin'izay fotoana izay hoe: MIALA AMIKO ianareo mpandika lalàna"
Miankina amin'ny vavahady hidiranao ary ny style hohitanao.
25. ikaretsaka ( 06/07/2010 11:18)
Ka ilay milaza hoe "tompoko" aza ange de efa samihafa na @ teny isankaazany aza e? Ny vazaha manana ny fiantsony azy, ny sinoa, ny angalisy ny kaana... de ahoana?
Ka farito mazava mihitsy aloha ny tena tianao hambara , au lieu de mitanisanisa ny voatsimpotsimpona fotsiny.
26. Miharena ( 07/07/2010 05:47)
Notanisain''i Mpanazava ny hoe:
Maro no hilaza hoe: "Tompo o! Tompo ô, moa ve tsy efa naminany tamin'ny anaranao sy efa namoaka demonia tamin'ny anaranao, ary efa nanao fahagagana maro tamin'ny anaranao? Hotsoriko aminy anefa amin'izay fotoana izay hoe: MIALA AMIKO ianareo mpandika lalàna"


Sarotra sy mampihoron-koditra ny Mpino io fiteny io ary zary ataon'ny Kristiana mpamendrofendro ho fitaovana entina hisarihana ny ondry any am-balan'ny hafa hiditra ao aminy (Ireo izay misora-tena fa izay tsy ao aminy dia tsy voavonjy io lazaiko eto io an!). Lazaina fa Jesosy tsy izy no antsoina dia manjary tonga io teny io. Koa tokony hahalala izay inoany izany ny Kristiana ary tsy azo hozongozonina amin'izany satria fantany tsara izay inoany.
Ny ahy ny fijeriko io dia mifandray amin'ny tenin'i Ika hoe samy hafa aza ilay Tompo antsoina fa tsy mitovy ny fanononana Azy isam-paritra. Dia teraka eo ny fomba ficacahana anarivony maro samy manonona izay tononiny fotsiny ihany. Koa eto no mila fitandremana satria raha mpijery ivelany ny Tompo dia tsy niteny io teny etsy ambony io velively fa ny tao anatin"ireo olona ireo no nahatonga Azy hiteny io teny io. Finoana miorimpaka ve sa finoana imolotra no mari-drefy entina mamaritra ny fitsarana eto.
Ny tsy azo hadinoina aloha dia raha tsy finoana miorim-paka dia tsy ahazoan'izay olona mampihatra azy fitomboana mihitsy. Fahazarana no handroahana devoly ohatra. Mandroaka devoly ohatra izy nefa ny tenany aza tsy madio sady tsy mitombo fahadiovana.
Ny adihevitra momba ny fombafomba dia lasa lavitra raha izay fijery ivelany izay fa raha ny vontoatiny no ifotorana dia tokony ho iray ihany no iantefan'ny lalan'ny rehetra izay mitady ny Fahamarinana izay tsy ho roa velively (na inona na inona fomba fiteny sy fiantso an'Andriamanitra sy ireo anjely sy zanak'Andriamanitra).
27. ikaretsaka ( 08/07/2010 03:10)
"Ne croyez pas une chose simplement sur des ouï-dire.
Ne croyez pas une chose du fait que l’opinion générale la tient pour vraie ou que les gens en parlent beaucoup.
Ne croyez pas une chose parce qu'on en fait courir le bruit, ou parce que beaucoup de personnes l'afirment.
Ne croyez pas ce que vous imaginez , en pensant que , parce que la notion est extraordinaire , elle a dù étre inspirée par Dieu, qu’une Puissance Supérieure vous l’avait révélé.
Ne croyez pas aveuglément ce qu'un maître spirituel, vous enseigne, parce que lui aussi peut
faire des erreurs de temps en temps..

Croyez que vous aurez vous-mémes éprouvé, expérimenté et reconnu pour vrai, qui conviendra à votre bien et à celui des autres, croyez-le et conformez-y votre conduite"
28. Miharena ( 08/07/2010 05:23)
miombon-kevitra amin'i Ika
29. ikaretsaka ( 14/07/2010 13:20)
aleo izy "hanazava" ary
30. fhmr ( 28/07/2010 18:52)
tiako b ny fanazavanao ry ikaretsaka kanefa ny fanontaniana mipetraka ndray d ny hoe ny zvt mahafinaritra ahy sy mety @ ny hafa , sy nanaovako expérience, zay heveriko hoe marina v voatery hoe mahafinaritra sy eken'A/tra?
31. ikaretsaka ( 28/07/2010 23:00)
amiko dia:
lazao ilay hafa ny tsapanao sy ifampizarao aminy .. fa kosa aza terena izy hanaraka anao , fa ny tsara hatao kokoa dia inviteo hi experiment ilay hitanao fa kosa avelao malalaka hanao izany araka ny fombany... satria ny fifalianao tsy ho voatery ho fifaliany, ary ny fahitanao azy tsy voatery hitovy amin'ny azy!

ny mombanao sy Atra dia anao sy A/tra, ka aza asiana 3 eme parti mihitsy fa aleo ho anareo sy Izy raha misy manaraka ilay izy ka TSY NOTERENAO de an'ilay olona nanaraka anao sy Atra izay fa tsy6 misy idiranao
32. ouioui ( 23/08/2010 19:49)
tsy resaka perso leity io , hay efa manao valinteny boraingona hatraty leio
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075