Ireo efa maty

21. bichette ( 07/07/2010 14:45)
Miarahaba antsika rehetra. miala tsiny mialoha fa hampiasa teny vahiny amn'ny andinin'ny soratra masina.
Misy tokoa ny zavatra surnaturel miseho indraindray. tsotra ny soratra ao amin'ny baiboly dia na avy amin'Andriamanitra nahary izao tontolo izao na avy amin'ny devoly. tsy misy eo antenantenany fa na Andriamanitra na satana.

ny ahafantarana raha avy amin'Atra na avy amin'ny devoly dia izao ny tenin'ny soratra masina : 1 jaona 4 : 1. bien-aimés, n'ajoutez pas foi à tout esprit, mais eprouvez les esprits pour savoir c'ils sont de Dieu, car plusieurs faux prophetes sont venus dans le monde.
io na olona io na fahitana na inona na inona dia valable foana.
: mila eprouver-na ny zavatra miseho raha tena fanahy avy amin'Atra na tsia fa tsy hoe rehefa mahita fahitana surnaturel, eny fa na dia miteny zavatra marina sy toa miteny fahendrena aza. hoy ny tenin'Atra hoe misy amboadia mody mitafy volon'ondry fotsy, sy anjelin'ny mazava anefa amboadia :. 2 korontiana 11:13 : 11.13 Ces hommes-là sont de faux apôtres, des ouvriers trompeurs, déguisés en apôtres de Christ. 11.14 Et cela n'est pas étonnant, puisque Satan lui-méme se déguise en ange de lumière. 11.15 Il n'est donc pas étrange que ses ministres aussi se déguisent en ministres de justice. Leur fin sera selon leurs oeuvres.

Satana sy ny forongony dia maka endriky ny fahazavana anefa dia amboadia tanteraka satria izy dia :
jaona 10 :10 Le voleur ne vient que pour dérober, égorger et détruire; moi, je suis venu afin que les brebis aient la vie, et qu'elles soient dans l'abondance.

fomba ahafantarana raha avy amin'Atra na satana :

1 jaona 4 : 2
Reconnaissez à ceci l'Esprit de Dieu: tout esprit qui confesse Jésus Christ venu en chair est de Dieu; 4.3 et tout esprit qui ne confesse pas Jésus n'est pas de Dieu, c'est celui de l'antéchrist, dont vous avez appris la venue, et qui maintenant est déjà dans le monde.

koa rehefa mahita zavatra hafahafa surnaturel ianareo, na olona milaza zavatra momba ny ara-panahy dia : ASAIVO MI CONFESSER HOE : "je crois que jesus Christ est le Fils de Dieu, Il s'est fait chair, mort à la croix pour les peches, ressucité au troisieme jour et est elevé au dessus de tout NOM, je crois et j'ai foi en la puissance du sang de jesus Christ, Il est le Seigneur et le Sauveur"

raha tsy mahavita miteny an'io dia mieritreretana ihany aloha. misy olona na zava-miseho mody hiteny hoe "fa ianao ve tsy mahatoky sns " hanodikodina resaka eo , anefa mazava ny tenin'Atra hoe mila eprouver-na ary nasehony mihitsy aza ny fomba hi eprouver-na azy.

biz daholo o


22. ikaretsaka ( 08/07/2010 03:18)
bichette> sy Abrahama sy i Joba na i daniela...toa toa tsy ni professer an'izany.. satria "raha araka ny voasoratra" (nareo ihany moa no mpi se referer @ io) dia tsy nisy na iray aza ni professer : nefa olon'Atra hono ireny olona ireny!
de ahoana?
23. Miharena ( 08/07/2010 05:54)
Matetika tokoa ny Kristiana dia lasa mifototra be amin'io resaka avy amin'Andriamanitra na avy amin'ny Devoly io. Nefa raha mandinika tsara isika dia tokony tsy hisy izao rehetra izao raha tsy ny Ray na ny Mpamorona. Aiza àry ny toeran'ny Devoly ao anatin'io fisiana io?

Raha lazaina ny hoe "lui-méme se déguise en ange de lumière" arak'i bichette etsy ambony dia déguisement izany ny devoly fa tsy tena izy. Sary ihany izany fa tsy tena izy. Dia afaka miteny isika hoe famoronana zavatra ivelan'ny tokony hosainina araka an'Andriamanitra no ataon'ny Devoly eto. Resaka tentation sy fanjakazakàna.

Rehefa mifototra amin'ny fahalalàna feno an'Andriamanitra ny olona iray dia tsy voarebirebin'izay hevitra tsy mitombona ataon'ny devoly izay (na isika aza dia mamboly devoly ao anatintska raha vao misaina tahotra sy fitaintainana amin'ny zavatra tsisy fotony). Noho izany dia tsy tsara ny mamahana hevitra tsy mitombona manipaka ny Fototra iorenana dia Andriamanitra izany.

Dia miverina amin'ny fahatsapana no entina mitondra ny tena fa tsy ny hevitra etsy sy eroa izay tsy fanta-pototra.
24. bichette ( 08/07/2010 06:29)
Miharena >
tsy izaho no miteny hoe " satan lui-meme se deguise en ange de lumière" fa ny tenin'Atra. ;-)

izaho aloha dia amin'ny maha kristianina ahy dia ny mino tanteraka ny soratra ao amin'ny baiboly. ary ny fanontaniana apetraka rehetra dia ao amin'ny baiboly avokoa ny valiny. i

Toute Ecriture est inspirée de Dieu» (2 Tm 3:16). Toute Écriture est inspirée de Dieu, et utile pour enseigner, pour convaincre, pour corriger, pour instruire dans la justice
. io ny teninAndriamanitra


zany no TOKONY hamakiana baiboly, ary izany no mahatonga an'i satana manakana ny olona tsy hamaky baiboly, tsy mahagaga anareo ve hoe maninona ny baiboly no tena maha-kamo ny olona vakiana indrindra ? anefa raha vao resaka vampire sy harry potter sy sorcier dia mirona avokoa na ny kely na ny lehibe ?????

rehefa mandeha bal masqué dia "mi se deguiser" avokoa ny rehetra, manao masque, manao maquillage, maka endrika hafa sns, fa raha esorina ny deguisement dia ilay olona amin'ny maha izy azy no ao anatiny ; dia toa izany koa satana, mody maka endriky ny "ange de lumière" fa ny tena nature-ny sy ny ambadikin'izany deguisement izany dia devoly amin'ny maha devoly azy.

biz daholo ooo ! bonne journée
25. bichette ( 08/07/2010 06:36)
Fanampiny kely entina hampieritreritra :

hoy ny baiboly hoe :

2 tim 4 : 3-4

Car il viendra un temps où les hommes ne supporteront pas la saine doctrine; mais, ayant la démangeaison d'entendre des choses agréables, ils se donneront une foule de docteurs selon leurs propres désires,
détourneront l'oreille de la vérité, et se tourneront vers les fables
26. Miharena ( 08/07/2010 06:49)
Miala tsiny raha nampiteny anao io teny io (tokony hoe "araka ny notanisain'i Bichette" no tokony nilazako azy fa miala tsiny indrindra).

Tsy manadiso ny Baiboly aho fa manazava amin'ny rehetra io resaka "Satana = tsy tena izy" lazain'ny Baiboly io.

Ary mbola hamafisina amin'ny fitanisanao indray aza izy izany eto ambany hoe "ils détourneront l'oreille de la vérité, et se tourneront vers les fables"

Aloka izany Satana ary angano raha izao fampianarana ataon'ny Baiboly izao araka ny fahazoako azy.

Sa ahoana ny fandraisanao azy?

27. bichette ( 08/07/2010 07:32)
Miharena > vakio tsara ny voasoratra fa toa hafa ny fandraisanao azy. ilay ILS amin'ilay hoe ILS SE DETOURNERONT ... dia ny olona eto . diso ny fandraisanao azy na ilay hoe "ils detourneront ..." na ilay hoe satana izany angano. vakio sy halalino tsara ny soratra o ! ;-)

satan se deguise en ange de lumiere : omeko ohatra ianao, raha ianao mandeha mamonjy bal masqué, dia tu te deguise en spiderman ohatra, ety ivelany dia manana ny panoplis rehetra ianao sy manao fihetsiketsiky ny spiderman satria izay ny endrika sy ny deguisement noraisinao, fa ao anatin'izany deguisement izany dia IANAO amin'ny maha OLONA SY MIHARENA anao ihany. raha mi se deguiser en singe ianao, manao akanjo-nà singe, ety ivelany ohatran'ny rajako ianao fa AO ANATINY dia ianao amin'ny maha Miharena anao, ianao amin'ny maha olona anao tanteraka. fa diso ilay teneninao io ambony hoe satana = tsy tena izy
28. ikaretsaka ( 08/07/2010 11:09)
Ne croyez pas quelque chose simplement
parce que vous pouvez la trouver dans des écrits.

Quelques fois, dans des livres il peut y avoir des choses correctes
ou fausses, comment le savoir ?
Ne croyez pas aveuglément ce qu'un
maître spirituel, votre pasteur, vous enseigne, parce que lui aussi peut
faire des erreurs de temps en temps.
Ne croyez pas non plus parce que
vous entendez ici ou là par la rumeur.
Et, méme ce que j'enseigne, ne le
croyez pas.
Quoique vous entendiez, testez-le, essayez de
l'expérimenter.
Lorsque vous le testez, que vous l'expérimentez et que
vous vous apercevez que cela est bénéfique,
alors vous comprenez que
cela est bon pour vous. »
29. Miharena ( 08/07/2010 13:46)
Voasoratr'i Bichette
Car il viendra un temps où les hommes ne supporteront pas la saine doctrine; mais, ayant la démangeaison d'entendre des choses agréables, ils se donneront une foule de docteurs selon leurs propres désires,
détourneront l'oreille de la vérité, et se tourneront vers les fables


Amiko dia tsy diso fandray mihitsy aho amin'izay voasoratra. Sa izaho no tsy mahay teny farantsay? Ny fandraisako io teny io manko dia resaka anganongano no ifotoran'ny olona fa tsy ny Fahamarinana azo tsapain'ny retsi-pandrenesana rehetra (fanahy, saina, vatana). Dia rehefa mandeha amin'izay lalana izay araka ny Baiboly dia mankany amin'ny fahaverezana ny fanahin'ny olona.

Dia miverina amin'ny tenin'i Ika eo ambany io le izy. Mila mahafantatra alohan'ny handraisana ny Fahamarinana.
30. soanja ( 15/07/2010 03:44)
Raha Andriamanitra no nampisy izao rehetra izao dia hinoako fa ilay Fitiavana lehibe nomeny antsika dia tsy hamorona na hanamboatra toerana fahaverezana ho antsika Izy raha zanany tokoa isika ka mino izany fitiavany izany.

Manohana ny voalazan'i Miharena aho. Ny hevitro dia tahotra no faheresena voalohany amin'olombelona ary io iray io no mitarika miatomboka amin'ny tsy fahalalana na ny aizina iainana amin'ny fianantsika.

Misy fanahy be dia be tokoa amin'ity tontolo iainantsika ity ary tsy voafetra ny asan'izy ireo eo amin'ny tontolo iriariavantsika satria mistery amitsika izany noho isika mbola isan'ny velona fa tsy maty.

Nisy tokoa ary mety mbola misy izay fanahy simba/ nanimba antsoina hoe Satana izay fa raha izy kosa no hoe tokana an-tany manadala ny saintsika sy mampangorohoro antsika hoe hany tokana manohitra an'Andriamanitra dia hoy aho hoe fialana andraikitra izany. Io iray heverina fa isany Mpanjaka io dia tsy misy amiko ary heveriko fa tsy misy ny helo. Isika sy ny saintsika zany hoe ny nofo no milalao kilalao ratsy amin'ny fiainantsika ary sitrapo avokoa izany raha tsy hoe miaina ao anaty tsy fahalalana ka tsy mahalala izay atao fa manaonao foana.

Andriamanitra dia goavana tokoa ary tsy voafetra ny heriny. Izy irery ihany no manjaka amin'ny zava-drehetra misy sy ny tsy mbola fantantsika fa misy!
31. Miharena ( 15/07/2010 13:52)
Manampy kely izay voalazan'i Soanja izay dia raha Andriamanitra no niandohan'izao rehetra izao dia Lehibe Izy ka ny tsy fahatanterahana rehetra izay atolatsika olombelona amin'ny hoe Satana dia holevoniNY araka ny haben'ny famindrampony sy ny Fitiavany. Ny fotoana dia Izy no mahalala azy ka afaka ny hianoka amin'izany isika voariny na izao dia izao na aoriana, miankina amin'ny fahatsiarovan-tenan'ny tsirairay. Eny na dia eo amin'ny fandaozana ny nofo aman-drà aza dia voaray isika hiaina amin'izany fahafenoam-pitiavan'Andriamantira izany.

Raha Tena Lehibe izany ny Ray dia isika izay mandà Azy no mamparatra Azy nefa levoniny amin'ny Fitiavana izany ratra izany ka sitrana Izy.
Andreiamanitra dia miatrika fa ny Devoly araka ny filaza teo ambony dia mihelina sady tsy sahy miatrika na ho velona eo anatrehan'Andriamanitra velively.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074