aza mba Mitourne iany
1. falimanana
(
09/06/2010 19:23)
toy ny fozaorana éé!ambany lotra ny saina!!
raha ny fozaorana JIOLAHY sy Mpangalatra no eo dia aza MANANTENA AN'i MADAGASIKARA HANDROSO !!
voalohany am fanapotehina fa zéro am fanatsarana!!
1taona mahery zay:
-potika TIKO vita gasy
-potika ny RNM sy TVM (May sy kila)
-olona maro no MAY nodorona tao am Grande surface ANKORONDRANO sns teto antananarivo
-lafo tam karana sy ny tavany ny HOTEL b saika handraisana ny vahiny av afrik
- lafo tam FRANTAY ny nOsy JUAN de NOVA
- lafo tam TOTAL bemolanga sns maro
-sirama lafo tam frantay
-olona maro no maty tam fakana ankeriny ny teny AMBOTSIROITRA
-betsaka ny vola sandoka nampidirina teto madagasikara
- lasa makorelina daolo ny ankabeazan'ny gasy
-be ny zaza very
-lafo am sinoa 1euros ny tone au lieu de 150euros ny vy ao ambatovy
mbola betsaka fa toizo ny LISITRA .......anjaranao ary!

novalian'i pikatti ny 11/06/2010 12:41
2. xxwx
(
09/06/2010 20:28)
Mitomany vazah dôly ny mpkambana TGV fa menatra nohon'ny ataon'RADfoza
...........
tohizo....
...........
tohizo....
5. pikatti
(
09/06/2010 21:21)
Raha resaka hoe fivarotana tanindrazana no nampimenomenona teo aloha dia fantatra fa rabitro no tena mpivarotra tanindrazana , Soalala
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]
-lafo am sinoa 1euros ny tone au lieu de 150euros ny vy ao ambatovy
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Animaux/3d-crabe-pinces.gif[/IMG]
6. rijadolly
(
10/06/2010 03:24)
Ny tena mampalaelo dia "in lé com niverina, niverina ho colonie" tongavan' Bob Denard é! kay mbola velona bob denard.
Tongava saina marina re olona fa ho ratsy ho an' taranaka naie izy ity e! zao vitan' mandray kely fa ny an' aoriana an!?????????
ra misy mahita an' in hira iny tokoa mba alefaso eto e! " lé com " tarika lôlô angamba izy izay no mihira azy.
BOIS DE ROSE NO TENA MALAZA NEFA MISY MANADINO.

7. terrywui
(
10/06/2010 09:34)
MBOLA TOHIZANA IHANY ------
Idada ihany no nampiana-dratsy nahatonga ny ankizy lasa nanao toy ireo rehetra ireo !!...
--Fito taona ngarangidiny no teo fa nihinan'ny tsy fihinany daholo ny pokna (na le tsy fihinana koa aza mbola nifampitadiavina)
--Tsy vitanzay fa mbola nobodoiny irery kou ze mba harin'ny Malagasy rehetra ,eny na ny fanaovana yaourt maison kely ireny aza defa tongavana zandary !!
--tany amanarivony hekitara nataony ndray mipoaka !!
--ny rubis safira emeroda ametista koartsa nataony fongana daholo !
--ny vola devises fananan'ny M/car moa defa nofohany tsikelikely nandra-pitsoakany tsy hita faty iny !
--dia inona koa .....tohizo ...

8. terrywui
(
10/06/2010 09:38)
--TOHINY HO AN'I FALIMANANA .....
--Ny filalaovana odi-ratsy sy odi-mahery tsy lazaina intsony !
--Nompiana daholo na osilahy mainty , na saka mainty (ka raha maty ireo de maty izy , marary ireo de marary izy)
--Nomen'i Satana délai mba hanaovany sorona ka rehefa tsy nahavita intsony de nopehany tao anatin'ny fito andro sy fito volana sy fito taona (mangalatra ny isan'Andriamanitra ozy Antimpanahy izay) ny momba azy rehetra !
tohizo amizay Faly kely a...

9. hery
(
10/06/2010 09:55)
--Fito taona ngarangidiny no teo fa nihinan'ny tsy fihinany daholo ny pokna (na le tsy fihinana koa aza mbola nifampitadiavina)
Surtout ireo mpanao afera. Ny olona sasany mantsy toa nahita asa ihany. Ireo very asa t@ 2002 aza nisy sipa namako hitako hoe tafaverina niasa tsara am'zay. Zao moa izy dia very asa indray grrrr.
--Tsy vitanzay fa mbola nobodoiny irery kou ze mba harin'ny Malagasy rehetra ,eny na ny fanaovana yaourt maison kely ireny aza defa tongavana zandary !!
Dia efa miverina manao yaourt ve zao le mpanao yaourt maison kely? Dia velona soa amantsara? :-)
Ravalomanana no nahatonga ny olona ho tia yaourt. Taka-bola ny yaourt dia nanjary betsaka ny nihinana. Vokatr'izany dia tonga koa ny mpanao risoriso (yaourt maison sasany) izay nanjary tsy nanaraka ny fenitra ara-pahasalamana intsony. Vokany, noraofin'ny zandary. Betsaka ireo mpanao yaourt maison izay ara-pahasalamana tsara (ronono ara-dalàna, madio ny toerana, madio ny fitehirizana) tsy nisy nisambotra mihitsy.
Asa aloha raha toa ka avelan'ny HAT hivarotra yaourt maloto eny Behoririka ny olona amin'izao.
--tany amanarivony hekitara nataony ndray mipoaka !!
Dia nipoaka ve? Raha izany no nipoaka hisy Madagasikara intsony? Hafa ity Soalala, sy rano amidy @ Irak ity.
--ny rubis safira emeroda ametista koartsa nataony fongana daholo !
Omeo porofo hoe? Ny hitanay aloha izao dia ny afera Soalala.
--ny vola devises fananan'ny M/car moa defa nofohany tsikelikely nandra-pitsoakany tsy hita faty iny
Tena mino an'ireo ve i terrywui sa mba te hampangotsoka fotsiny? Raha zavatra tahaka izany mantsy tsy vitan-dRavalo irery fa tsy maintsy misy mpiara-miasa aminy maro mihitsy. Ireo mpiara-miasa aminy ireo anefa toa tsy niara-nitsoaka taminy raha nisy. Koa maninona no tsy misy sahy mijoro ho vavolombelona ireo amin'izao? Satria tsy nisy izany :-)
--Ny filalaovana odi-ratsy sy odi-mahery tsy lazaina intsony !
Fikan'antitra io. Rehefa resy amin'ny baolina ry zalahy dia lazainy fa manao fanafody ny mpifanandrina.
--Nompiana daholo na osilahy mainty , na saka mainty (ka raha maty ireo de maty izy , marary ireo de marary izy)
Koa maninona no tsy nitsoaka tany Afrika atsimo koa ireo? :-)
Aza de minomino foana fa nareo ihany no mpiteny hoe tsy mety le "Minoa fotsiny ihany"
--Nomen'i Satana délai mba hanaovany sorona ka rehefa tsy nahavita intsony de nopehany tao anatin'ny fito andro sy fito volana sy fito taona (mangalatra ny isan'Andriamanitra ozy Antimpanahy izay) ny momba azy rehetra !
Ah, tsy nanao sorona indray zany i leiry? Ary tsra ihany izy raha izany. Nibebaka :-)
Marivo be daholo izany ra-wuiwui fa le tena zavatra lazaina a. Lazao ampahibe-maso hoe inona no tena tsy itiavan'lah manokana an-dRavalo.
10. terrywui
(
10/06/2010 10:46)
hery -- enao mahalala zah tsy atoro,,, tsy eto no hiresahana an'izay !
--mahatadidy resaka i hery ! nandratra mafy ny foko ny vitany ka tsy hanaiky hipetra-potsiny ah raha mbola tohizana ndray ary de hiverina hanao miaramila any M/car ah amin'ny faran'ny taona tsy hidiran'i dada any tsony ! fady , fady , fady , aleo resatsika lahy manokana atsy ambadika ndray izay ra tohizana!..

11. hery
(
10/06/2010 10:55)
Ka aza mamorona an'izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao ary hanaratsiana olona.
Izaho koa tsy miondana Ravalo, efa nolazaiko hatramin'ny voalohany, fa izy no nofidian'ny pokona dia izay. Any Iran izao dia Mahmoud Ahmadinejad no mbola nofidin'ny olona na dia terroriste, mpanitsakitsaka zon'olombelona sns aza. Dia miandry fifidianana manaraka indray mampiditra soavaly vao. Raha lany eo i Ndefo na Rajoel na Ratsiraka koa aza dia tsy hiantso hanongana fanjakana mihitsy aho fa miteny hoe mampidira olona hofidina ho lany.
Tamin'ny 1996 rehefa tafaverina tampoka Ratsiraka satria voasakana i Zafy dia fifidianana no nahalany azy na dia be dia be aza ireo tsy nifidy intsony fa leo. Nanenina fotsiny no azo natao tamin'ireny fa tsy hoe hanongana fanjakana... dia niandry ny fifidianana vaovao tamin'ny 2001. Dia iny Ratsiraka nipitika iny.
Raha niandry fifidianana no nanala an-dRavalo teo dia mety nipitika mora koa Ravalo ary mety tsy afaka miverina hofidina intsony ary tena ho afa-baraka mihitsy hoe tsy tian'ny olona intsony. Fa amin'izao izy tsy misy afaka miteny aminy hoe aza miverina hofidina na hoe tsy tian'ny olona intsony ianao. Satria mbola izy no misoratra hoe lanim-bahoaka.
Io no tsy takatry ny kely fisainana. Rehefa handaka olona dia ataovy daka amin'ny ara-dalàna fa harary kokoa.
Ataovy ohatra ny nataon-dRavalo. Rehefa hanagadra olona na adversa izy dia andrasany amin'ny kendry tohana. Raha vao manao folaitra tsy manara-dalàna dia iny tsy fanarahan-dalàna iny no hanagadràny fa tsy resaka politika (Pety, Voninahitsy). Na dia hoe adversera politika aza ireo. Tsy misy azo hanakianana azy satria ny lalàna no mihatra fa tsy resaka fifandonana politika.
Fa ny donto moa donto ihany...

12. terrywui
(
10/06/2010 11:01)
Ataovy ohatra ny nataon-dRavalo. Rehefa hanagadra olona na adversa izy dia andrasany amin'ny kendry tohana. Raha vao manao folaitra tsy manara-dalàna dia iny tsy fanarahan-dalàna iny no hanagadràny fa tsy resaka politika (Pety, Voninahitsy). Na dia hoe adversera politika aza ireo. Tsy misy azo hanakianana azy satria ny lalàna no mihatra fa tsy resaka fifandonana politika
ary raha sendra tafiaraka tamin'i Pety sy Voninahitsy i Hery no nogadraina kou nefa tsy mahalala n'inoninona de ahoana?? valio kely zay !!! mety ve izay hoe amin'ny mahanamany niaraka taminy fotsiny ohatra no hanagadrana roa taona anao !!!....METY VE ZANY ? RARINY VE ZANY ? SSSSSSHHHH....
13. pikatti
(
10/06/2010 12:04)
Ka aza mamorona an'izao atsanga tsy aman'orana rehetra izao ary hanaratsiana olona.
Petsa be ndray rawix zany klé
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
ra misy mahita an' in hira iny tokoa mba alefaso eto e! " lé com " tarika lôlô angamba izy izay no mihira azy.
Ty less Rijadolly le kôzy a
14. terrywui
(
10/06/2010 13:44)
hery ....
ary raha sendra tafiaraka fotsiny tamin'i Pety sy Voninahitsy i Hery no nogadraina!!! nefa tsy mahalala n'inoninona de ahoana?? valio kely zay !!! mety ve izay hoe amin'ny mahanamany niaraka taminy fotsiny ohatra no hanagadrana roa taona anao !!!....METY VE ZANY ? RARINY VE ZANY ? SSSSSSHHHH....

15. hery
(
10/06/2010 13:50)
Iza indray izany??? Raha nisy izany efa navoakan'i Andry Rajoelina talohan'i Pety sy Voninahitsy. Fa Pety sy Voninahitsy sy Kotity aloha no tena nisy. Ny ankoatra an'izay dia mbola fanendrikendrehana ihany.
16. terrywui
(
10/06/2010 14:02)
Iza indray izany???
efa noresahatsika manokana !!!.....zay no maha romotra ahy amin'i dadanareo anie !!!....zao ah hiverina hanao bodega ndray fa sao mahita irika hodiana ngah iny ka ahita loza eo ny fianakam's !....zany TGV zany natao itazonana ny tsy idiran'i dada fotsiny zany fa tsisy miondana amzany ee!!...
17. Mirananirina
(
10/06/2010 14:04)
"Idada ihany no nampiana-dratsy nahatonga ny ankizy lasa nanao toy ireo rehetra ireo"Terrywui..hita fa ratsy ka mbola atao????Izay ange ny mahavoanareo tgv eh,miana-dratsy,fa tsy mba manova ny ratsy ho tsara,hany ka leo daholo ny vahoaka,ampy angamba izay.
Hiova gasikara hoy nareo???mba ataovy lisita eto hoe inona avy ny zavatra vitanareo???

18. terrywui
(
10/06/2010 14:10)
tao anatin'ny 1taona ve ry mirana ???......sady zay nanipazana hoditr'akondro hatramzao !!!!
fa hono oa mba listéo koa oe ze vitan'i dada 7taona mahery teo raha arakarak'izay ??....

19. gassmilay
(
10/06/2010 15:06)
Mba hanontanio terrywui fa mino aho fa manana havana ianao any Madagasikara , firifiry @ izy ireo moa no hilaza fa @ izao fotoana izao no tsara nohon'ny teo aloha, efa betsaka ny resaka nalefa teto , ary niarahantsika nahita , fa tena mahamaika izao dia ny fibanjinana ny ho avy , ary fijery tsy miangatra , fiaraha-misa ny samy Malagasy tsy ankanavaka na antoko inona izy ,raha ny fanampiana avy @ ireo olona avy any ivelany koa dia zava-dehibe
20. falimanana
(
10/06/2010 18:23)
Toizako fa tsy mbola ampy!
- LASA JIOLAHY daolo ny ankabeazan'ny MIARAMILA GASY( d lazaivo dada koa no nampianatra an reo ho Jiolahy)
- feno Mpamono olona sy mpanendaka eran'ny tanana (n'aiza naiza na diego na majunga na tulear zay tena nangina sy fady zany manendaka zany taloha)
-isaky ny 2metatra dia feno mpivarotra kely isampokotany !!asa iza ndray no mpividy ??
-b ny mivarojanaka am vazah sy zay manmbola kely any am faritra
-namidin'i Domelina MORISIANA ny PAPMAD!!
-
tsy reconnu erantany ny JIOLAHY MPANGALATRA d lazaivo i dada koa no nizara vola hoan'ny UE sy ny UA ary ny ONU sns !!satria voavidin'ny volan'i dada daolo koa reo é!!
zay no lazaiko hoe aza MITOURNE toy ny FOZAORANA iany fa kely lotra ny zanakatidohany!