aza mba Mitourne iany

21. 3188 ( 10/06/2010 18:40)
-feno mpifoka rongony ny elakela trano -feno matory eny @ trotoire @ alina -feno foza orana ny tanana
22. 3188 ( 10/06/2010 18:41)
-feno mpifoka rongony ny elakela trano -feno matory eny @ trotoire @ alina -feno foza orana ny tanana
23. falimanana ( 10/06/2010 19:33)
falimanana - 09/06/2010 21:23
toy ny fozaorana éé!ambany lotra ny saina!!
raha ny fozaorana JIOLAHY sy Mpangalatra no eo dia aza MANANTENA AN'i MADAGASIKARA HANDROSO !!

voalohany am fanapotehina fa zéro am fanatsarana!!
1taona mahery zay:
-potika TIKO vita gasy
-potika ny RNM sy TVM (May sy kila)
-olona maro no MAY nodorona tao am Grande surface ANKORONDRANO sns teto antananarivo
-lafo tam karana sy ny tavany ny HOTEL b saika handraisana ny vahiny av afrik
- lafo tam FRANTAY ny nOsy JUAN de NOVA
- lafo tam TOTAL bemolanga sns maro
-sirama lafo tam frantay
-olona maro no maty tam fakana ankeriny ny teny AMBOTSIROITRA
-betsaka ny vola sandoka nampidirina teto madagasikara
- lasa makorelina daolo ny ankabeazan'ny gasy
-be ny zaza very
-lafo am sinoa 1euros ny tone au lieu de 150euros ny vy ao ambatovy
mbola betsaka fa toizo ny LISITRA .......anjaranao ary!
falimanana - 09/06/2010 22:32
-very ny AGOA
- feno COCAINE ny tanana
-be ny mamono tena noho ny haratsiampiainana
falimanana - 10/06/2010 20:23
Toizako fa tsy mbola ampy!

- LASA JIOLAHY daolo ny ankabeazan'ny MIARAMILA GASY( d lazaivo dada koa no nampianatra an reo ho Jiolahy)
- feno Mpamono olona sy mpanendaka eran'ny tanana (n'aiza naiza na diego na majunga na tulear zay tena nangina sy fady zany manendaka zany taloha)
-isaky ny 2metatra dia feno mpivarotra kely isampokotany !!asa iza ndray no mpividy ??
-b ny mivarojanaka am vazah sy zay manmbola kely any am faritra
-namidin'i Domelina MORISIANA ny PAPMAD!!
-

tsy reconnu erantany ny JIOLAHY MPANGALATRA d lazaivo i dada koa no nizara vola hoan'ny UE sy ny UA ary ny ONU sns !!satria voavidin'ny volan'i dada daolo koa reo é!!

zay no lazaiko hoe aza MITOURNE toy ny FOZAORANA iany fa kely lotra ny zanakatidohany!

3188 - 10/06/2010 20:40
-feno mpifoka rongony ny elakela trano -feno matory eny @ trotoire @ alina -feno foza orana ny tanana
24. terrywui ( 11/06/2010 09:21)
mbola tsy ampy aza ireo raha ny zavabitan'i dada no tantaraina eto fa vitany hatramin'ny nanao sorona zaza mba hitazomana fanjakana !
25. pikatti ( 11/06/2010 12:41)
Ny anela leisy rawix de resaka bibiolona foana klé, ary elah ty angamba mino père noël
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0801