Vidin'alika iray ao Dago

41. ravonjison ( 17/05/2010 12:38)
soanja:

ikaretsaka:

Io hoe olona karamaina dia mahalala ny ataony io dia vitsy any madagasikara raha resaka alika... io efa nolazaiko io ambony io aza ny ataon\'ny maitre chien izay manao izany \"professionally\"any amintsika.
Ilay olona 2 samihafa methode mi dresse alika io (ny tompony sy ny mpikarama) dia maha confused andry zareo. Eritrereto fa labr ador sy GS. Le an\'ny k9 units aty ireny. Raha miova handler dia efa sarotra ny takeover. Nefa samy olona nianatra manokana mpmba izany ireo handlers 2 ireo


Ka raha tsy afaka aloha i Djamhal dia tsy maintsy pro ihany no tsara karamainy e. Tsy voatery ny olona rehetra mahalala na manao maitre no ratsy jery ry Ika fa mety misy tokoa ny manao ny asany amin\'ny fo tsara.
Ny zavamisy fantatro momba ny fi-trainer-vana alika aloha dia alefa any amin\'ny pro ny alikanao dia avy eo any an-trano ianao mampihatra ny zavatra nampianarina tany an-dakilasy. Mety confused ny alika amboalohany fa arany ihany aty aoriana hoe samihafa ireo olona ireo ary samy manana ny andraikiny.
Mazava ho azy moa fa tsy maintsy ny zavatra (instruction) ampianarin\'i pro no arahinao any an-trano fa raha tsy izay dia tsy hitako no handaniana vola any amin\'ny pro.







Tsy fantako na azon\' i Soanja ny principe sy tanjona tratrarina @ alalan\' ilay dressage, ka mba ezahiko hazavaina tsotsotra.

TANJONA: - mandrafitra \" hierarchie\" eo aminao sy ilay alika. Izany hoe : ianao tompo ( lohan \' ny fianakavian \' alika) , izy mpanompo ( ianao ambony , izy ambany) , ka izay tianao hatao ihany no tanterahiny. Io dia nalaina t@ fahalalana fa ny alika dihy ( sauvage) rehetra dia mivelina ao anaty \" fianakaviana \", izay misy tompo roa ( alika lahy sy alika vavy), ka io alika roa io ihany no mibaiko sy miorganiser ny fiainana ao. Ny rehetra kosa dia mpanompo, mpanatanteraka fotsiny, saingy tsy mihaino afatsy izy roa ihany.
- ankoatr\'io dia mba mila mahay sy mahatadidy izay zavatra tadiavina aminy.

PRINCIPE : noho ny fandrafetana io \" hierarchie \" io dia ny tompon\' ilay alika mihitsy no tsy maintsy mikarakara azy , sy manatanteraka ilay dressage : ilay maitre izany milaza fotsiny ny tokony hatao, manomana sy mamolavola ilay \" programme \", fa ianao mihitsy no mampiatra sy mamerimberina ary manatanteraka ilay \" exercice\" miaraka @ ilay alika., eo anatrehan\' ilay Maitre.
Raha izay no tanteraka antsakany sy andavany dia , ho tompo tokoa ianao ary izay rehetra tianao hataho dia ataon\' ilay alika ( raha tadidiny) daholo.

Ka ilay eritreritra hoe : alefanao any @ olona ( maitre) ilay alika, dia izy no mi-dresser azy,izy no manao ny rehetra, ianao manatena hoe rehefa tonga ao antrano ilay alika dia ho voabaikonao avy hatrany, dia tsy ahatongavana velively any @ ilay tanjona.

Ny antony :
- raha tsy mifanaraka tsara izay ataonao sy izay ataon\' ilay maitre , dia mivadika ati-doha tokoa ilay alika ( confused, araka ny voalazan\' i Ika etsy ambony)
- ary indrindra indrindra ilay maitre no hataony tompo, ka henoiny sy arahiny baiko. Fa ianao aminy dia toy ny rehetra sasany ao @ Ilay fianakaviana ( = kennel, arde de chiens) n¨\' alika ihany, mitovy toerana aminy ka tsy mila henoina, ary tsy hatahotra anao izy.
Eo no miteraka ilay olana eo @ alika lehibe satria, ohatra raha mitrerona olona izy dia rehefa treroninao dia tokony hangina. Ho gaga anefa ianao raha treroninao izy nefa tsy mety mangina, na voa-dressé toa inona aza izy , ka tsy ianao no tompony ( = lohan\' ilay fianakaviana ) dia tsy hiaino anao velively izy.
42. xxx ( 17/05/2010 13:04)
marina io lazain'i ravonjison io, coach fotsiny ilay professionnel mpi dresser alika fa tsy maintsy ny tompony no miaraka mi-dresser na "dresser"-na (ha ha ha ) @ ilay alika, miaraka aminy isan'andro any an-toerana mandram-paha folaka anareo 2
43. soanja ( 17/05/2010 14:43)
Hay mifangaro be ilay izy azafady.

Ny hi-dresser alika aloha dia tsy maintsy ny tompony ho present eo, miara-mianatra aminy ny fomba hifandraisanareo. Ny ahy moa efa nambarako fa za no haka class aty dia izah no hi-dresser ny alikako any. Tsy izao no ilako ny alika fa afaka 6mbolna eo satria mila omaniko ny fandraisana azy ireo.

Fa raha ny hi-walk alika dia tsy manahy mihitsy na tsy present ny tompony. Ka io mi-walk alika io no tiako nampitaina tamin'i Dhjamal satria ny alikany tsy zatra olona noho ny fivovony. Mila manakarama olona mi-walk alika ary olona mahalala ny fomba entina mitondra alika mandende.

Asa anefa fa tsy mbola nanana alika nanomboka zero ka hatramin'ny fahaizany manaraka ny ray aman-dreniny aho fa alika gasy zatra olona no nananay hatramin'izay ary manaiky izay lazainay teo rehefa hatsoina sy hisakafo ary holalaovina eo. Ary taty indray ilay alikan'ny namako efa voa-dresse tsara ka tsy nila namonjy lakilasy izahay fa nifankafantatra sy nizatra ahy niaraka tamin'ny namako izy ary rehefa mihazakazaka izahay dia efa vonona izy fa tsy miteny hoe ny ray aman-dreniko ihany no tiako fa ianao tsy izy.
44. soanja ( 17/05/2010 14:49)
Djhamhal:

Ka raha tsy afaka aloha i Djamhal dia tsy maintsy pro ihany no tsara karamainy e.

satriko tokoa ry soanja haka io olona lazainao io fa tsy takatry ny fahefako ara-bola ny manao izany , dia aleo ihany aloha ny ankizy no hilalao azy eo , fa tsy itako tsinona izay ho ataoko kou ! ny zanako efa raiki-pitia be @ lé biby !


Mazava tsara izany, Dhjamal. Tsy misy tsiny tokoa aloha fa izay mampilamina no iandraketo volaohany dia ny fianakaviana. Ny biby afaka miandry kely.


45. soanja ( 17/05/2010 17:00)
mmmhh:

Misy Berger Allemand 3 mois any raha mila ianao,
Efa vita vaksiny,

Efa nahita toerana hividianana aho ka. Misaotra nilaza na izany aza.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8647