Vidin'alika iray ao Dago
21. xxx
(
06/05/2010 12:21)
ikaretsaka:
fa ny tsapako koa de ny fisainan'ny gasy momba ny alika mbola tsy any mihitsy, ary anisan'ny ezaka ataonay ato io hoe ny alika ange tsy le mivovo ao antokotany sy le fotsikely ne volo mandehandeha ao andavarangana fotsiny e
Mbola tsy any ahoana ? Mbola ny ataony ao an-kibo izao no olana amiko
Ezaka ataonareo aiza ? Any USA ?
22. soanja
(
06/05/2010 13:36)
ravonjison:
soanja:
ikaretsaka:
Ny alika dia arakaraky ny hitaizanao azy ihany no maha aggressif anazy ka.. na pitbull aza ny alikanao de mety ho docile nohon\'ny chihuahua ratsy taiza... zahako zao manana Rott anak2 fa tsy maninona mihitsy.
De arakaraky ny ilavana ilay alika koa no ifidianana ny race ny... intimidation ve, hitsongo dia ve? Hatao haingontrano sy hivovo mpandalo eo andavarangana ve? Atao solona sonnerie ve? Hiandry tanana ve?
Ny rott dia tsy manana fanamboloana nohon\'ny bergers fa kosamanana tombony be @ mpangalatra vokatr\'ilay izy noir et feu dia tombony @ alina.. sady izy raha tsara dresse de tsy le mivovo fotsiny sy manaikitra fotsiny fa ketohany tsy marary (immobilization) ny mpangalatra ary tsy avelany hilefa raha tsy tonga ny tompony.
Ny st bernard tsy mahatanty toetr\'andro any dago loatra sady mihinan-kanina be sy be volo sy rarakivy .. fa raha tianao tsy maninona
Misaotra am info. Hiambina tanana aloha no tena ilana azy fa atao namana koa isany. Tiako raha afaka hiaraka hiazakazaka amiko isa-maraina no tanjona.
Mirona be dia be am Rott ny saiko saingy ny BA no mahasarika ny ankilany.
Sakafo gasy- sakafontsika- ve no omena azy ireo any sa mba misy mivarotra sakafo toy ny aty ihany any? Mbola tsy i nitsidika ilay tranokala aho aloha fa refa avy eo. Misaotra indrindra.
Salut Soanja a.
Izaho dia mitsabo alika no tena anton\' asako, ary mamaha ny olana manididina izany foana no ataoko ato isan\' andro. Tsy vita eto angamba raha ho resahina eto daholo ny olana mikasika ny alika, fa mba ezahiko ampiana ireo hevitra izay efa voalaza etsy ambony .
Ny fanontaniana mipetraka aloha izany dia hoe:
1- aiza no hipetraka ilay alika ? ( ao Dago ve sa any andafy ?)
2- Inona no antony hiompianao ilay alika ?
3- Iza no tena hikarakara ilay alika ?
Raha naharaka tsara ilay ady hevitra aho dia toa efa voavaly daholo ireo fanontaniana ireo : ao Dago no hipetraka, ho namana sy hiandry trano no hiompiana azy , ary i Soanja no hikarakara azy. Raha tsy izay dia mbola mila ampiana ilay fanazavana.
Dia izao no mba torohevitro raha mikasika ireo race efa voalaza etsy ambony ( Rotweiler, Berger Alemand, St Bernard, Rhodesian Rigdeback, labrador)
Ireo race ireo lehibe daholo, ary mila fahaizana tsara ny mitaiza azy satria:
- lafolafo ihany ny vidin\' ny sakafony ( noho ny habeny), ary raha marary koa dia lafolafo ihany koa ny traitement. Ka tsaratsara aloha raha race pure miaraka @ papier no tadiavinao, ka tsy maintsy \" 0/0 \" nulle ny prevalence - na \" dyspalzie de la hanche \" . Satria raha marary an\' io izy any aoriana, dia mazava fa tsy afaka hiaraka hiazakazaka ianareo.
- raha ny fiambenan-tanana no tena manandanja aminao dia ireo telo voalohany no tena tsara, ny BA anefa no tsy dia mandany vola kokoa, ny rotweiler masiaka loatra ka mila maitrise betsaka kokoa, ny st. Bernard indray tena maha be depense noho ny habeny. Ny labrador dia mba mianbina koa saingy raha resaka namana dia izy o tena tsara : mora maitriser-na, tsara toetra.
- eo fikarakarana sy fitaizana azy isan\' andro dia indraindray somary mila force ihany sy \" esptri de suite ( consequentiality ) ny fitaizana. Ka raha ireo race voalaza ireo , dia lehilahy matanjaka sy mafy teny no tokony hitaiza azy ( tsy midika anefa izany fa tsy vitan\' ny vehivavy ). Ka ny labrador no tsaratsara ho an\' ny vehivavy tsy dia manana force loatra.
Raha fehezina tsotsotra izany dia izao : raha manampotoana tsara sy manana hery sy vola ianao ao Dago, ka ilay fiambenana no tena tanjonao, dia ny Beregr Allement no tsara fidianao, na koa Doberman ( raha oharina @ BA dia fohy volo ka tsy betsaka ny aretin\' oditra mahazo azy !!). Ka apetrao @ dresseur ny fanaovana ny dressage. Araka ny voalazan\' i Ika dia vola foana tokoa ny tena mahamaika ny olona. Io moa dia lazaiko hoe : syndrome de pauvreté. Toy izany daholo ny ankamaroan\' ny olona mpitady vola ao Dago. Tena ilay voalazan\' i Ika mihitsy e : mody marary izy sns...
Raha toa ka ialinao ihany ny fiambenana, saingy manandanja aminao ilay finamanana @ ilay alika , dia ny labrador no safidy tsara. Eto dia azonao atao tsara ny mividy boky ka ianao ihany no manao ny dressage, tsy olana mihitsy iny, ho gaga be ianao hoe : tena mandeha hoazy izany ilay izy. Ny labrador dia race tsara toetra , tsy dia be olana ( ankoatry ny cas exceptionel !!).
Mazotoa mifidy e.
Misaotra nanazava Ravonjy.
:-* :-*
23. soanja
(
07/05/2010 01:18)
xxx:
ikaretsaka:
fa ny tsapako koa de ny fisainan'ny gasy momba ny alika mbola tsy any mihitsy, ary anisan'ny ezaka ataonay ato io hoe ny alika ange tsy le mivovo ao antokotany sy le fotsikely ne volo mandehandeha ao andavarangana fotsiny e
Mbola tsy any ahoana ? Mbola ny ataony ao an-kibo izao no olana amiko
Ezaka ataonareo aiza ? Any USA ?
Ny fitiavam-biby dia heveriko fa tsy misy idiran'ny hoe mahantra sy manankarena fa dia hoe ahoana ny fomba nitaizana anao amin'ny fijerena ny biby. Dia miankina amin'izay ny ifandraisanao aminy.
Ny fantatro aloha dia namana mahatoky ny alika ary tsy manary anao amin'ny sarotra. Ny olona manko be siasia ihany.
Ny alika anefa dia noheverin'ny gasy maro fa biby maloto (ara-kevitra io na ara-batana mihitsy) ka sarotra ny manala izany ao antsaintsika tsy notezaina tamin'izany. Saingy raha mbola kely anefa ny zanakao dia ampianarinao mitia alika dia tsy ahita velively izy ny maharatsy ny alika. Ho an'izay tsy mahavelona alika kosa dia betsaka koa ny azonao atao hanampiana ny alika.
Toa ahy izao dia ny alikan'ny namako no ezahiko entina mitsangatsangana sy karakaraina rehefa mila ny fanampiako izy ireo. Ny alikantsika ao Madagasikara ao dia tena mirenireny loatra ka zary mampanontany tena ahy hoe nahoana no miompy alika rehefa tsy vonona hitaiza azy ampitiavana? Miatomboka amin'ny fahatsapan-tena daholo tokoa moa izany.
Ny alika dia isan'ny biby fitsaboana tokoa ny olan'ny olombelona maro. Ianaro ny momba azy ireo fa ho mora aminao ny hitia ny namanao raha tianao ny biby.
24. soanja
(
07/05/2010 01:25)
Efa nahita toerana hividianana aho re fa dia mipetraka indray ny fanontaniana ato hoe vavy ve no tsara vidiana sa lahy? Inona no hevitrareo raha io no tanjoko momba ny tiako hanana alika.
Marihako fa alika vavy foana no nanananay hatramin'izay ary tena tsy mahafapo ahy ny zavamisy rehefa miakatra ny filany. Moa ve afaka mi-spay na mi-neuter ( mamositra ve ny fiteny an'io) ny any?
Marihako fa alika vavy foana no nanananay hatramin'izay ary tena tsy mahafapo ahy ny zavamisy rehefa miakatra ny filany. Moa ve afaka mi-spay na mi-neuter ( mamositra ve ny fiteny an'io) ny any?
25. ikaretsaka
(
07/05/2010 17:15)
Inona ihany ny tapak-hevitr'i Soanja?
Io Probleme ana Hip io aloha tena olan'ny alika vaventy mihitsy e... izya no nahakivy ahy t@ Great danes
raha race mitovy dia ny alika vavy masiaka noho ny alika lahy (raha alika 1 no eritreretinao ho ompiana)
Raha alika maromaro dia mandeha ilay resaka pack (ohatran'ny biby rehetra hoe ze ngeza sy antitra no role)
Rehefa miakatra fotsiny ny filan'ny alika vavy dia@ iny lasa tsy izy no mpianbina fa ianao no miambina azy... satria lasa mitonatonana eo ambavahadinareo aby ny alikalahin'ny tanana :-D
Misy mi spay sy mi neuter tsara any Dago ka.. ao itaosy ao akaikin'ny Dalle ao misy mahay tsara
Ny fiompiana biby ry namana dia passion sy dedication.. satria hiaraka aminao 10 taona fara fahakeliny io biby io, ary io toe-tsainao (notsipihiko) io no tsy mety... maninona ny any ambanivolo lavitra any mahavita miompy omby ohatra... satria passion le izy de fitia mifamaly fa tsy heo le biby manantena anao tsy rarahianao nefa ianao manantena azy hiandry ny tanananao koa...

26. soanja
(
07/05/2010 23:51)
ikaretsaka:
Inona ihany ny tapak-hevitr'i Soanja?
GS sy Rott izany no hoviadiana ka.
ikaretsaka:
Raha alika maromaro dia mandeha ilay resaka pack (ohatran'ny biby rehetra hoe ze ngeza sy antitra no role)
Samy manana ny toerana hisy azy saingy heveriko fa samy ho train-nevana miaraka izy ireo ary samy hampiasaiko entiko daholo rehefa hi-work out aho.
ikaretsaka:
Rehefa miakatra fotsiny ny filan'ny alika vavy dia@ iny lasa tsy izy no mpianbina fa ianao no miambina azy... satria lasa mitonatonana eo ambavahadinareo aby ny alikalahin'ny tanana :-D
Io mihitsy ny tsy hivadianako alika vavy angamba satria fantatro fa ny an'olona any mety tsy dia raharahainy loatra ka mety hirenireny mameno tanana.
ikaretsaka:
Misy mi spay sy mi neuter tsara any Dago ka.. ao itaosy ao akaikin'ny Dalle ao misy mahay tsara
Misaotra indrindra am info fa tena ilaiko tokoa.
27. ikaretsaka
(
10/05/2010 17:12)
soanja> fa tandremo fa ny cross na rott sy GS (indrindra raha Rott ny reniny) dia alika matanjaka tokoa saingy anisan'ny mafy loha indrindra @ crossbreed hitako
nisy anay izay nidiran'ny GS an'ny mpiara monina tao nony nihetsika ny filany..fa nanahirana ny zanany avy eo
nisy anay izay nidiran'ny GS an'ny mpiara monina tao nony nihetsika ny filany..fa nanahirana ny zanany avy eo
28. Djhamhal
(
11/05/2010 08:16)
Hyperactif be ny alikanao raha izany manenjika olona izany sy tsy zatra promenade. Tsy mba entinareo miodikodina eo @ manodidina angaha ?
Aza fatorana izany foana ny alika fa manjary mampalahelo. Mila fanazarana na training ianareo sy ny alika ( fiara-miaina miaraka) raha ny fahalalako azy. Tsy mora anefa ny manao izany rehefa lehibe ilay alika saingy mbola azo atao ihany. Mila finiavana sy fitiavana ilay alika anefa.
Ny alika koa anefa dia tsy mifanalavitra amin'ny olombelona ihany, miankina be dia be tamin'ny nanabeazana azy ka matoa izy alika tonga teo aminreo nefa tsy nisy nitady sy niraharaha dia alika abused na nampijaliana izy izay ka mety efa somary voa koa ny sainy ka tsy mahatoky olona.
tena marina io ry reto fa lé f'tônako miitsy no olana ! satria 6/7 za mivôka mbola maizina mody maizina ! zay ilay fitadiavana é!nefa hiezaka ihany araka ilay teninareo teo ambony io; fa ilaina tokoa io !
29. soanja
(
11/05/2010 14:31)
ikaretsaka:
soanja> fa tandremo fa ny cross na rott sy GS (indrindra raha Rott ny reniny) dia alika matanjaka tokoa saingy anisan'ny mafy loha indrindra @ crossbreed hitako
nisy anay izay nidiran'ny GS an'ny mpiara monina tao nony nihetsika ny filany..fa nanahirana ny zanany avy eo
Ok misaotra. Ka samy ho alika lahy ihany angamba anie no hiafarany e. Sady ho spay-diavana ry zareo raha vao azo.
30. soanja
(
11/05/2010 14:43)
Djhamhal:
Hyperactif be ny alikanao raha izany manenjika olona izany sy tsy zatra promenade. Tsy mba entinareo miodikodina eo @ manodidina angaha ?
Aza fatorana izany foana ny alika fa manjary mampalahelo. Mila fanazarana na training ianareo sy ny alika ( fiara-miaina miaraka) raha ny fahalalako azy. Tsy mora anefa ny manao izany rehefa lehibe ilay alika saingy mbola azo atao ihany. Mila finiavana sy fitiavana ilay alika anefa.
Ny alika koa anefa dia tsy mifanalavitra amin'ny olombelona ihany, miankina be dia be tamin'ny nanabeazana azy ka matoa izy alika tonga teo aminreo nefa tsy nisy nitady sy niraharaha dia alika abused na nampijaliana izy izay ka mety efa somary voa koa ny sainy ka tsy mahatoky olona.
tena marina io ry reto fa lé f'tônako miitsy no olana ! satria 6/7 za mivôka mbola maizina mody maizina ! zay ilay fitadiavana é!nefa hiezaka ihany araka ilay teninareo teo ambony io; fa ilaina tokoa io !
Azoko tsara mihitsy ny zavamisy satria za dia tsy manana aty nefa za dia tena tia alika tokoa.
Fa ilay izy manko raha ny fahitako azy dia mila finiavana arahina adidy mihitsy toy ny mitaiza zaza ihany , satria na misy ilay fotoana na tsia dia ny zanakao tokony ho lalaovinao foana. Handaniana fotoana izay tsy ananana aza. Saingy tsy izay koa anefa moa no miseho any Dago fa ny mpanampy no tena mikarakara ny zaza. Dia asa na mety afaka misy karamaina ve mandeha mitondra ilay alika mba mizatra olona. Mila rohizina anefa izy raha efa mpanaikitra ary mila zatra mihitsy mahalala ny tokony atao.
Hitanao amin'ny film ireny aty US zany dia efa reraka be avy ilay rangahy dia tsy maintsy mivoaka na avy aza ny orana/ snow mandeha mi-walk alika. Fa ny tena izy rehefa tsy mahavita mihitsy ilay olona dia aterina any amin'ny hotelin'alika na mpikarakara alika-alika daycare ny alika dia ry zareo any no milalao sy mikarakara azy. Vola daholo moa anefa izany.
Raha tsorina dia tsy an-jaza mihitsy ny mitaiza alika fa tena mila fifotorana be ka io no isany antony tsy ananako aza aty fa raha tsy izany mampijaly biby fotsiny. Raha any Dago moa hafa ny zavamisy any dia tsy ho olana izany.
31. Ratoa
(
11/05/2010 23:17)
hoy i soanja
dia manjaryy zatra olon-kafa ilay alika dia tsy mivovo intsony raha miverina mangalatra io olona io. Dia tsy ho tiany loatra koa ianao satria lon-kafa no mikarakara azy.
Dia asa na mety afaka misy karamaina ve mandeha mitondra ilay alika
dia manjaryy zatra olon-kafa ilay alika dia tsy mivovo intsony raha miverina mangalatra io olona io. Dia tsy ho tiany loatra koa ianao satria lon-kafa no mikarakara azy.
32. ikaretsaka
(
12/05/2010 00:11)
ilaina tokoa ny mampanao promenade ny alika ary marina io nolazain'i ratoa io
izay no hoe ilaina commitment be koa ny biby
izay no hoe ilaina commitment be koa ny biby
33. soanja
(
12/05/2010 02:42)
Ratoa:
hoy i soanjaDia asa na mety afaka misy karamaina ve mandeha mitondra ilay alika
dia manjaryy zatra olon-kafa ilay alika dia tsy mivovo intsony raha miverina mangalatra io olona io. Dia tsy ho tiany loatra koa ianao satria lon-kafa no mikarakara azy.
Raha ny fahafantarako azy aloha matetika dia ny alika dia mora zatra izay mifandray aminy eo. Eny fa na dia tsy mitondra azy mitsangatsangana aza ny tompony dia fantany ihany ny tompony ary tiany foana raha mpiray trano izy ireo indrindra ka manome sakafo azy, raha tsy hoe angaha sanatria ka mi-abuse azy na mamono azy na manao zava-dratsy aminy ny tompony dia izay dia mety hi-react tokoa izy ary tsy hitia anao.
Amiko aloha dia olona tokony atokisana foana no karamaina hifandray amin'ny fiainana ao an-trano. Saingy asa moa, samy manana ny fiheviny ny olona rehefa manakarama olona.
Ny tena ideal aloha dia ny tompony manao izany fifandraisana fanehoam-pitiavana sy fikarakarana izany saingy rehefa tsy possible izay dia ny manakarama ihany no ankoatr'izay toy izay havela hanakitra olona lava ilay alika satria tsy manam-potoana ianao. Olona mahalala ny ataony koa na olona mahalala alika ary tia alika no mila mikarakara azy anefa araka ny voalazako etsy ambony.
34. ikaretsaka
(
13/05/2010 14:14)
Io hoe olona karamaina dia mahalala ny ataony io dia vitsy any madagasikara raha resaka alika... io efa nolazaiko io ambony io aza ny ataon'ny maitre chien izay manao izany "professionally"any amintsika.
Ilay olona 2 samihafa methode mi dresse alika io (ny tompony sy ny mpikarama) dia maha confused andry zareo. Eritrereto fa labr ador sy GS. Le an'ny k9 units aty ireny. Raha miova handler dia efa sarotra ny takeover. Nefa samy olona nianatra manokana mpmba izany ireo handlers 2 ireo

35. soanja
(
13/05/2010 15:44)

Ka raha tsy afaka aloha i Djamhal dia tsy maintsy pro ihany no tsara karamainy e. Tsy voatery ny olona rehetra mahalala na manao maitre no ratsy jery ry Ika fa mety misy tokoa ny manao ny asany amin'ny fo tsara.
Ny zavamisy fantatro momba ny fi-trainer-vana alika aloha dia alefa any amin'ny pro ny alikanao dia avy eo any an-trano ianao mampihatra ny zavatra nampianarina tany an-dakilasy. Mety confused ny alika amboalohany fa arany ihany aty aoriana hoe samihafa ireo olona ireo ary samy manana ny andraikiny.
Mazava ho azy moa fa tsy maintsy ny zavatra (instruction) ampianarin'i pro no arahinao any an-trano fa raha tsy izay dia tsy hitako no handaniana vola any amin'ny pro.
37. soanja
(
14/05/2010 15:48)
ikaretsaka:
Amiko raha tsy ho afaka mihitsy de aleo tsy miompy
Ny an'Ika koa. Alika efa tonga eo anie ny azy e ary ny zanany efa tia ilay izy daholo. Sa ve resaka filozofia general momba ny alika no tianao lazaina eto, raha izay mantsy dia marina. Raha toa ka tsy manam-potoana mitaiza sy hikarakara ary hanome fitiavana ny zanaka dia aleo tsy miteraka. Raha toa ka tsy vonona hamoy ny tongotra dia aleo tsy mividy bisikleta. Raha toa ka tsy tia hatsiaka aleo tsy mipetraka any Alaska. ....... Isika olombelona sy ny filantsika.....
38. ikaretsaka
(
15/05/2010 17:17)
filozofia zeneral momban'ny alika ka... ary anisan'ny nahaontsa ahy t@ nanao volunteer tao @ASPCA le hoe midy mividy alika lafo de lafo nefa mijaly ao andavarangana
40. Djhamhal
(
17/05/2010 11:42)
Ka raha tsy afaka aloha i Djamhal dia tsy maintsy pro ihany no tsara karamainy e.
satriko tokoa ry soanja haka io olona lazainao io fa tsy takatry ny fahefako ara-bola ny manao izany , dia aleo ihany aloha ny ankizy no hilalao azy eo , fa tsy itako tsinona izay ho ataoko kou ! ny zanako efa raiki-pitia be @ lé biby !