Henomby tamin'i Joro

61. ravonjison ( 21/04/2010 14:49)
Misaotra e , mazava izany.
62. niryna ( 25/04/2010 04:55)
rakapy:

Niryna> tena maha ontsa ny manjoa anao ! Tatsy ambadika ianao efa nivaky fa nahavoaray vaovao avy tany @ losifera. Tena midika zava-dehibe tokoa izany ramatoa .Eto indray nefa dia toa mahita fahitana hafa. Efa mazava ny momba anao ary efa mivavaka ho anao ny olona maro. Mahaiza mamafy.
.
aza mamadika sujet woa e,ndry samy mampalahelo izany isika roa,akory atao fa dia afafazo eo ny voa e

:roll: :roll: :cry: Atra dia (l) antsika :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3379