katolika ihany no voatonitonina

1. Mirananirina ( 24/02/2010 13:57)
katolika sy ny fahavetavetana hoy ny atsy aloha atsy.
LE SCANDALE DANS L\'EGLISE CATHOLIQUE ekena fa tsy mety

Mariée une première fois, en région parisienne, où elle devient pasteure. Divorcée. Maman de deux enfants, de 14 et 20 ans. Remariée à un enseignant universitaire...zany hoe tsisy kianina.

Pays-Bas: Une Eglise épargne à son pasteur \"athée\" des mesures disciplinaires
Le pasteur protestant qui ne croit pas en Dieu pourra poursuivre son ministère....mbola tsisy kianina

En Suède, l\'Église protestante autorise désormais les couples homosexuels à s\'unir devant l\'autel... tsisy kianina

Pasteur, se vantait d’avoir inventé un vaccin contre la rage et attirait vers lui tous ceux qu’un chien avait mordu, sans que personne ne vérifiât si le chien était vraiment enragé. Or, Pasteur préparait son vaccin à partir de la rage du lapin, dont les symptômes sont très différents de ceux de la rage du renard, que des chiens peuvent contracter. Et certains enfants mordus, vaccinés par Pasteur, moururent de la rage du lapin et non de celle du renard...tsisy kianina

Le Sénateur Youri Latortue, président de la commission justice et sécurité de la Chambre haute, a dénoncé mercredi l’implication présumée de son collègue Judnel Jean (Fusion/Nord-Est) dans une affaire de détournement de mineure., pasteur, aurait avoué au président du Sénat avoir entretenu des relations sexuelles avec une adolescente de moins de 18 ans.

Deux mois après le procès d\'un pasteur pour viol sur mineures, la communauté évangélique de la Martinique est de nouveau éclaboussée par un scandale. Un autre pasteur a été écroué pour des faits similaires....tsisy kianina fa tsy mopera fa pasitera
novalian'i fijo ny 17/03/2010 22:41
2. dadasy ( 24/02/2010 15:04)
tsisy kianina!
3. ramboa ( 24/02/2010 15:15)
An an an kosa e, rehefa manao ny tsy mety na mopera na pasitera na imam na mpitondra fivavahana sy mpitarika vondrona inona na inona dia tsy mety daholo ka! Fa tsy hoe miankina @ vondrona misy azy no hanakianana azy na tsia.
Ny mahatonga ny olona ho avo feo fotsiny rehefa ry mompera na eveques na archeveques no tratra dia satria ny Vatican manana double discours. Mitondra discours tena masiaka sy mi-condamner rehefa ny hafa no mivoaka @ lalàn'ny fiangonana (ohatra jereo ny discours n'i Benoit 16 momba ilay projet de loi sa moa efa loi tany UK momba ny gays, toy izany koa ny discours ny Vatican momba ny avortement na dia zaza nisy ni-violer aza no bevohoka dia aminy condamnable raha mi-avorter, etc.) fa kosa rehefa ny azy no tratra manao tsy mety dia hafenimpenina sy harovana. Nitranga io ary mbola mitranga ohatra taty Canada nisy tratra mpitondra fivavahana Katolika, resaka pedophilie, fa ny discours-n'ny mpitondra fiangonana tamin'izay dia hoe 'mamindra fo aminy...' sady tsy nisy sanction na condamnation ferme (avy @ eglizy no tiako lazaina fa ny sanction avy @ fanjakana moa iny hafa) fa nalefa t@ toerana mangingina mba tsy hisy hanakotaba...Ka izay ilay izy e!
4. dadasy ( 24/02/2010 16:05)
tena sur ve Ramboa fa tsy nisy sanction na condemnation ferme nampiharina taminy?
5. Mirananirina ( 24/02/2010 16:38)
tsisy kianina!
satria nahoana!!
An an an kosa e, rehefa manao ny tsy mety na mopera na pasitera na imam na mpitondra fivavahana sy mpitarika vondrona inona na inona dia tsy mety daholo ka! Fa tsy hoe miankina @ vondrona misy azy no hanakianana azy na tsia.
Ny mahatonga ny olona ho avo feo fotsiny rehefa ry mompera na eveques na archeveques no tratra dia satria ny Vatican manana double discours. Mitondra discours tena masiaka sy mi-condamner rehefa ny hafa no mivoaka @ lalàn'ny fiangonana (ohatra jereo ny discours n'i Benoit 16 momba ilay projet de loi sa moa efa loi tany UK momba ny gays, toy izany koa ny discours ny Vatican momba ny avortement na dia zaza nisy ni-violer aza no bevohoka dia aminy condamnable raha mi-avorter, etc.) fa kosa rehefa ny azy no tratra manao tsy mety dia hafenimpenina sy harovana. Nitranga io ary mbola mitranga ohatra taty Canada nisy tratra mpitondra fivavahana Katolika, resaka pedophilie, fa ny discours-n'ny mpitondra fiangonana tamin'izay dia hoe 'mamindra fo aminy...' sady tsy nisy sanction na condamnation ferme (avy @ eglizy no tiako lazaina fa ny sanction avy @ fanjakana moa iny hafa) fa nalefa t@ toerana mangingina mba tsy hisy hanakotaba...Ka izay ilay izy e
marina fa tena diso be le mopera ,tokony vonoina ho faty!! :x fa araka ny teninay izay angamba dia izay,fa tena betsaka ny manenjika be.
tena sur ve Ramboa fa tsy nisy sanction na condemnation ferme nampiharina taminy?
tsy maintsy misy io,voalohany asorina tsy mopera intsony ,faharoa omena ny fanjakana hitsara azy mafy.
6. ikaretsaka ( 24/02/2010 18:16)
Nisy fotoana tany Etazonia nalaza be io resaka mopre io.. @ zao fotoana iresahantsika izao ny 80% n'ireo nanondrana dia tsy mopre naiza n'iza intsony fa nofoanana ny sakramenta maha mopre azy (efa 80% zao satria mandeha cas par cas moa io ary mankany Vatican isaky ny cas hojerevana..) ..ary izy rehetra dia tsy mitazona fiangonana na nahato tsy manohy ny ministerany intsony...
Mbola mandoa lamandy hatr@ zao ny diosezy maro any..

T@ io fotoana io koa no nisy ny cas an'i Elisabeth Church, ilay ankizivavy no kidnappern' ilay pasitera nilaza tena ho mpaminany... mangataka ny fanafahana azy sy ny fiverenanyy "hanangana fiangonana indray" io rangahy ni kidnapper io ankehitriny ...
Dia visavisao @ izay ary
7. fijo ( 24/02/2010 22:47)
ka io wa aza ferana hoe ny mopera na ny rapasy,fa ny mpitondra fivavahana manao ny ataony manokana.
8. Mirananirina ( 25/02/2010 07:40)

ny lalàna ny fiangonana katolika aloha dia mazana be.ary tena misy sazy mafy tokoa,io no tsy hitovizany aminy finoana hafa.ohatra fotsiny.in 1 ihany no manamasina mariazy any ampiangonana.
Ka matanjaka kosa ny katolika ka hany ka henjehina mafy.sur aho fa tafaverina pasitera ilay ranamana io izany.tssss....
ka io wa aza ferana hoe ny mopera na ny rapasy,fa ny mpitondra fivavahana manao ny ataony manokana.
eny eh!porofo nomeko fotsiny io hoe samy manao ny tsy rariny daholo ny tsirairay,ka aoka ny antoko mpinoana tsy ho voatonitonina.
9. Mandefitra ( 25/02/2010 10:51)
Aleo resahina ihany na dia manafintohina aza indraindray ...
Maninn no Katolika?
1/Satria izy no fiangonana Krstianina 'voalohany'.
2/Satria izy ko no manana sekoly betsaka, manana ankany fitazaina zaza kamboty betsaka ... ka tena hita hoe "proie facile" mitsy ny ankizy @ ireo pretra pedophile.
3/Satria koa tsy mendrika ny fiangonana kristianina ny manafina na manarona zany hadalana mihoampampana izany

Inn no lesona azo tsoahina?
1/Mila mailo ny ray aman-dreny na ny havana akaiky ny zaza
2/Entanina ny rar na ny ankizy mba hitoroka ilay pretra nahavanon-doza
3/Manana andraikitra lehibe @ io Vatican ...

Ka aza raisina hoe fanaratsiana, fa fananairana mba tsy hitrangan'ny toe-javatra intsony. Ary iza moa no mahita, sao mba misy zany zava doza zany any gasikara fa tsy misy sahy miteny?
Hay ihany mantsy ny mpanao gazety gasy, ze mahatolotra vola azy de zay no hasoasoany ... Ry fantatra koa fa ny gasy malaza ho be tsy miteny, ka dia manararaotra ny mpanao ratsy.
Ka aleo misoroka toy izay mitsabo!
10. ikaretsaka ( 25/02/2010 14:41)
Ho an'i mandefitra..
De naninona kay ny hafa (tsy katolika) no mbola milahatra be ihany mandefa ny zanany any @ ireny sekoly sy akany katolika ireny? Ny sekolim-panjakana etsy boooobaka be..ny sekolin'ilay finoana hafa koa mba misy ihany?
jereo fotsiny ny any @ tanana ohatra..na Tana io na Antsirabe io na Toamasina io na Fianarana io..eny na le tanana any @ dezaka kely ireny aza. Tahakan'ny inona izany hoe hiditra primaire ao @ providence, sy College saint (anaran le saint)izany ny zanaka pasitera. Nefa efa fantatra fa ho 'proie' (araka ny filazanao azy) izany

Maninona no rehefa tena poritra ny olona no mbola hoe.."andeha ho any amin'i mompera sy masera' hitady fanampiana... nefa be koa ny fiangonana manodidina eo?
Cas efa niainako tany atsimo tany io..misy loteranina teo misy rhema misy jesosy mamonjy de misy katolika.. nidonam-pahoriana tampoka ilay fianakaviana3 mianaka fa maty rangahy, maninona no tany @ ndry masera izy. Talohan'ny nialany ainal no mi insiste hoe raiso ity zanaka vavy ity fa tsy any @ reo hafa?
11. Mirananirina ( 25/02/2010 15:08)

=D> =D> =D> marina tanteraka io.Tena hitako mihitsy io,misy mahasahy mando vola be mihitsy hampiditra ny zanany aminy sekoly katolika nefa ry zareo protestanta?Nahoana ary.Tsy foroniko io fa nampianatra tao aminy providence Ampahibe aho,nahita tsara.
Inn no lesona azo tsoahina?
1/Mila mailo ny ray aman-dreny na ny havana akaiky ny zaza
2/Entanina ny rar na ny ankizy mba hitoroka ilay pretra nahavanon-doza
3/Manana andraikitra lehibe @ io Vatican
tena Vatican sy pape mihitsy manko ny tsy maty kilolonareo,dia mopera 1 na 2 na3 no manao ny tsy mety dia ny finoan'ny hafa no mahazo.Ny mahagaga ahy dia ity,izaho mbola 10 taona monja dia efa mandio ny tranon'i mopera,izaho irery,nanao adala tamin'izay moa nangalatra nihinana kominio,hoy aho hoe nahoana moa no kely fotsiny no omena ahy ,nefa ato be dia be ,mifona fa diso.tsy nisy nahavoa ahy aloha.
12. ikaretsaka ( 25/02/2010 16:07)
Rehefa tena mandinika le 2 eme partie nolazain'i mandefitra tokoa dia hita fa le rafitra kay no tena tsy matiny lolo, satria raha jerena tokoa ny voasorany ary ambadika dia nihaiky izy fa hoe somary tsy milamina sy tsy voarafitra tsara noho le rafitra kato ny fiangonana hafa tsy kato. Fa natao sasindresaka fotsiny ny mahaveta

Ny zavatra tsara tefy. Matetika manko itsongolohana foana,hany ka na kiaka kely aza dia efa probl be
Fa ny ratsy tefy efa zaka normaly ka tsy mahataitra..raha tsy hoe sendra mba nisy notsongaina tao...na zavatra inona io na inona... afaka manome ohatra betsaka @ fiainana andavanandro ahako @ io.
13. dadasy ( 25/02/2010 17:45)
Teny atsipy: raha miaina ao anatin'ny fahazavana ianao, dia mahita ny pentina rehetra @ tenanao na ny fitafianao, mahatsiaro menatra ary miezaka ny hanadio azy ireny araka izay tratra. Menatra ianao sady tsy mahazo aina firy rehefa mitafy akanjo maloto mandeha @ andro atoandro. Fa tsy de misy mahita kosa izany loto aminao izany rehefa mandeha @ alina ianao, miaina ao anatin'ny aizina, nefa ilay loto mijanona eo ihany fa tsy hoe afaka akory.
Ohatra iny fa inona no tiako ambara? tsotra, mahatsiaro tena aho fa miaina anaty Fahazavana ny fiangonana kato ka izay pentina rehetra amin'ny vatany (na loto, eny fa na dia solitika koa aza) dia hita misongadina avokoa ary mahatsiaro maharary ny kato @ ireny loto manenika ny vatany ireny. miezaka hatrany izy ireo, miankina @ fitahiana sy fanampian'Ilay inoany, hanadio sy hanaisotra ny loto mba ho tena zanaky ny Fahazavana tokoa. Rah misy antokom-pinoana tsy voatonontonina mihitsy na "zara fa misy kianina", dia tokony handini-tena fatratra. Ny zaza hendry ihany manko no anarina.
14. niryna ( 25/02/2010 20:08)
ikaretsaka:

Rehefa tena mandinika le 2 eme partie nolazain'i mandefitra tokoa dia hita fa le rafitra kay no tena tsy matiny lolo, satria raha jerena tokoa ny voasorany ary ambadika dia nihaiky izy fa hoe somary tsy milamina sy tsy voarafitra tsara noho le rafitra kato ny fiangonana hafa tsy kato. Fa natao sasindresaka fotsiny ny mahaveta
aoka woa e,izay ve no tena antony.izany hoe raha izahay no mihira dia vorondolo fa raha ika no mihira dia voromanga an.
na iza diso na iza dia diso izay fa adalan'izay manenjika ny fiangonana lava ary rehefa voatohana ny fiangonana marary ery ika kanefa raha misy mitoriteny mikasika an'i kristy toa toherinao ? izay no mba mahavariana ahy eto

Ny zavatra tsara tefy. Matetika manko itsongolohana foana,hany ka na kiaka kely aza dia efa probl be
izany ve,iza no tsara tefy ary ny an'iza no ratsy tefy,aoka woa fa aza dia mitsaratsara lava e,aty aminay no misy kil izany ooops :D misy mitady kil koa ato izany k'le
15. niryna ( 25/02/2010 20:27)
dadasy:

Teny atsipy: raha miaina ao anatin'ny fahazavana ianao, dia mahita ny pentina rehetra @ tenanao na ny fitafianao, mahatsiaro menatra ary miezaka ny hanadio azy ireny araka izay tratra. Menatra ianao sady tsy mahazo aina firy rehefa mitafy akanjo maloto mandeha @ andro atoandro. Fa tsy de misy mahita kosa izany loto aminao izany rehefa mandeha @ alina ianao, miaina ao anatin'ny aizina, nefa ilay loto mijanona eo ihany fa tsy hoe afaka akory.
miombokevitra aminao aho ary ny olona ao anatin'ny fahazavana no ahita ny jiro ka ireo mangetaheta ny jiro no itady hazavana ihany koa,raha ao anatin'ny maizina izy dia tsy mahita azavana raha tsy mitady izany ka avy amin'ny fametrahana ny fiainana eo ampelantanan'ilay Zanany Malalany ,ilay fahazavan'izao tontolo izao no lalana ahitana izany ka ahafahany mifandray amin'ilay Rainy naniraka Azy.

Tsy misy takona izay tsy ho hita na kely aza,mety afenina amin'ny hafa io fa ilay ATra izay mitady antsika hiverina aminy,miandry antsika hibebaka Aminy
,ary isika mitady fanampiana aminy fa tsy vitan'ny tenantsika irery izany raha tsy miaraka aminy isika,raha ireo no ataontsika dia hisy ny fahazavana,ary hiadana tokoa isika ka tsy anenjika fiangonana fa izara izany fahazavana ho an'ny hafa izany.

Tsy azontsika tapenana anefa ny vavan'ny mpanenjika fiangonana,samy fantatsika ihany koa fa moramora ho an'ny olona no miandry kendritokana ireny olon'Atra ireny ka raha misy mahazo azy dia sakory izay kanefa ny harina eo amin'ny andrintsika dia saromantsika tsy ho fantatry ny hafa .
indrisy izay raha olombelona: ny ratsy no mibahana maro ao antsaina noho ny zava-tsara vitan'ny hafa .

Soa ihany fa misy ilay kristy mpamela heloka ka na inona fahotana ataontsika ,tafiditra amin'izany ireo olona nanao ratsy rehetra dia ho dioviny toy ny orampanalana izany raha toa ka hifandahatra aminy(mifona sy mangataka famelankeloka Aminy irery ihany) Avy hifandahatra amiko hoy ny Tompo fa na dia mena toy ny jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny orampanala

Mahereza ! Tadiavo izy fa izay rehetra mitady azy dia ahita ary izay mandona ny varavaran'ny fony dia ho avy anatona ao ampony tokoa ilay kristy Tompo
^:^ ^:^
16. ikaretsaka ( 25/02/2010 21:18)
niryna> vakio tanteraka hatrany @ farany ny hevitr"i dadasy fa aza tapatapahina hoa....
17. fijo ( 25/02/2010 22:21)
mirana,marina fa henjana ny lalanann'y fiangonana saingy misy sarotra ampiharina koa ka.

ohatra izao io resaka fanambadiana io,amiko io miala aminn'y zavamisy.satria misy mpivady efa tsy afaka hiara hiaina intsony,nefa dia "terena"hitambatra,vao miha manimba zavatra izay.

ekena kosa fa ny kanto ,dia manana rafitra tsara sy efa zatra asa kokoa noho ny fikambanana hafa misy.ka manelingelina ny hafa izany.
18. ikaretsaka ( 25/02/2010 22:30)
ka ilay ohatr"i dadasy io no mahafehy azy ra fijo a

raha miaina ao anatin'ny fahazavana ianao, dia mahita ny pentina rehetra @ tenanao na ny fitafianao, mahatsiaro menatra ary miezaka ny hanadio azy ireny araka izay tratra. Menatra ianao sady tsy mahazo aina firy rehefa mitafy akanjo maloto mandeha @ andro atoandro. Fa tsy de misy mahita kosa izany loto aminao izany rehefa mandeha @ alina ianao, miaina ao anatin'ny aizina, nefa ilay loto mijanona eo ihany fa tsy hoe afaka akory.

ITO LE MODY NODINGANIN'I NIRYNA

--->Ohatra iny fa inona no tiako ambara? tsotra, mahatsiaro tena aho fa miaina anaty Fahazavana ny fiangonana kato ka izay pentina rehetra amin'ny vatany (na loto, eny fa na dia solitika koa aza) dia hita misongadina avokoa ary mahatsiaro maharary ny kato @ ireny loto manenika ny vatany ireny. miezaka hatrany izy ireo, miankina @ fitahiana sy fanampian'Ilay inoany, hanadio sy hanaisotra ny loto mba ho tena zanaky ny Fahazavana tokoa. Rah misy antokom-pinoana tsy voatonontonina mihitsy na "zara fa misy kianina", dia tokony handini-tena fatratra. Ny zaza hendry ihany manko no anarina.
19. Mirananirina ( 26/02/2010 07:11)
mirana,marina fa henjana ny lalanann'y fiangonana saingy misy sarotra ampiharina koa ka.

ohatra izao io resaka fanambadiana io,amiko io miala aminn'y zavamisy.satria misy mpivady efa tsy afaka hiara hiaina intsony,nefa dia "terena"hitambatra,vao miha manimba zavatra izay
raha misy henjana tsy misy ohatra ny silamo,ny Kristianina indray ny Katolika no henjana indrindra,hany ka betsaka no nisitaka tao ka namorona hafa.Nefa dia mitovy ihany samy mino an'Andriamanitra sy Jeso.
Marina tokoa ny teninao fa sarotra ampiharina izy io ,ka izany koa no mahatonga ny kristianina miataka ny fiangonana na miala tsy ho kristianina mihitsy.eto france ohatra 10% ihany no miditra any ampiangonana.Hitatsika amin'izany fa mazana.
20. Mirananirina ( 26/02/2010 07:21)
ka ilay ohatr"i dadasy io no mahafehy azy ra fijo a

Voalaza teo :
raha miaina ao anatin'ny fahazavana ianao, dia mahita ny pentina rehetra @ tenanao na ny fitafianao, mahatsiaro menatra ary miezaka ny hanadio azy ireny araka izay tratra. Menatra ianao sady tsy mahazo aina firy rehefa mitafy akanjo maloto mandeha @ andro atoandro. Fa tsy de misy mahita kosa izany loto aminao izany rehefa mandeha @ alina ianao, miaina ao anatin'ny aizina, nefa ilay loto mijanona eo ihany fa tsy hoe afaka akory.

ITO LE MODY NODINGANIN'I NIRYNA

--->Ohatra iny fa inona no tiako ambara? tsotra, mahatsiaro tena aho fa miaina anaty Fahazavana ny fiangonana kato ka izay pentina rehetra amin'ny vatany (na loto, eny fa na dia solitika koa aza) dia hita misongadina avokoa ary mahatsiaro maharary ny kato @ ireny loto manenika ny vatany ireny. miezaka hatrany izy ireo, miankina @ fitahiana sy fanampian'Ilay inoany, hanadio sy hanaisotra ny loto mba ho tena zanaky ny Fahazavana tokoa. Rah misy antokom-pinoana tsy voatonontonina mihitsy na "zara fa misy kianina", dia tokony handini-tena fatratra. Ny zaza hendry ihany manko no anarina.
Tsy azo lavina fa matanjaka ny Katolika ary manakarena tokoa.
ireo mopera eto France alo no haiko fa mikarama izy ireo fa tsy vitany hoe mpiasan''ny fiangonana fotsiny.Nisy reportage izay niteny ny karamany fa tsy tadididko dia aleoko tsy miteny.Ary marina mihitsy io teninao io fa izay maloto dia hita mibaribary satria lehibe.
Ny zavatra tsara tefy. Matetika manko itsongolohana foana,hany ka na kiaka kely aza dia efa probl be
Fa ny ratsy tefy efa zaka normaly ka tsy mahataitra..raha tsy hoe sendra mba nisy notsongaina tao...na zavatra inona io na inona... afaka manome ohatra betsaka @ fiainana andavanandro ahako @ io.
asio ohatra kely mihitsy Ika fa tsy mety tapitra mihitsy ity fankahalana ny finoana hafa ity.Ny zavatra mahagaga anefa dia ny kato tsy mba manenjika ny finoana hafa mihitsy amin'ny zavatra ataony any ampiangonana .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0859