Ny lava-bazimba

81. ikaretsaka ( 11/03/2010 23:35)
izay letsy ra fijo ny olana @ le olona miady hevitra @ olona tsy mahay manavaka ny entin'ny lohany sy fony a.. lasa ny alahelom-pony sy ze kakay perso anyno mivoaka fa tsy ny lohahevitra intsony no valiana,
tsy @ fivavahana sy finoana ihany io no mitranga fa @ dinika rehetra mihitsy!

raha ohariko @ mpiteny @ Radio io de ohatran'ny hoe: Tsy ny ambaran'ialahy no dinihiny fa ny bokotry lobaka anaovan ialahy izany
82. niryna ( 15/03/2010 16:30)
ikaretsaka:

asao aloha ny tanimbary

nisy voa nafafy ary raha niroboro ny voa dia novesaran'ilay tsilo ka nangeja azy ary tsy afaka namoa ilay izy fa tototry ny tsilo tao
nisy voa nafafy ary mora latsapaka ilay izy kanjo rehefa tonga ny mpandrebireby sy ny mpanatsatso dia tsy fantany izay alehany ka dia maty ho azy ilay voa
nisy voa indray teo amorondalana ka raha tonga ireo olona nampianatra azy dia noheverina fa ho marina kanjo e,e diso tanteraka ilay izy ary tsy namoa fa maty satria notondrahany ranomafana
nisy voa koa ,namoa,sahirana ihany vao naniry saingy nokolokoloiny foana ilay izy ka na inona orambavety na varatra dia tsy nahafaty ilay fankany ilay izy fa vao maika aza niroborobo tokoa ary tonga afo telo ,folo zato eny
voa inona no afafinao ,ooops

83. ikaretsaka ( 15/03/2010 19:42)
ka @ io resaka nataon"i Jesoa io dia tsy ianao no mpamafy fa ny Ray... fa ianao mpiasa tany
fa asa misolo toerana ny lehibe noho ianao fa izay manondro tena hono no ahetry... ooops
84. niryna ( 15/04/2010 18:06)
ikaretsaka:

ka @ io resaka nataon"i Jesoa io dia tsy ianao no mpamafy fa ny Ray... fa ianao mpiasa tany
fa asa misolo toerana ny lehibe noho ianao fa izay manondro tena hono no ahetry... ooops



afaka mamafy tokoa hianao ka,hafafazo tsara izay voa tsara mba ahazo voa tsara isika fa tsy ho sanatria ho tsilo hamingana ny hafa ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078