Ny lava-bazimba
62. ikaretsaka
(
28/02/2010 01:21)
ka efa haiko fa na izay tsimpona izay no entina ka tsy hifandray tanteraka @ le fanontaniana .... na mody any aloha de tsy valiana le fanontaniana volana maromaro..de apoitra indray :-D
63. niryna
(
28/02/2010 04:24)
ikaretsaka:
dia mbola diso tanteraka ihany koa fa ny fivavahana dia safidy toy hianao andeha amin'izay tianao atao sy safidin'ny lalan'ny fiainanao na fantatrao fa tsy mety eo anatrehan'Atra aza ny zavatra ataonao ooops ,safidy io
eto dia mbola diso koa ilay fihevitra.. ny tsimpona hoe "tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo"..lasa toa adino?
angaha Jesosy tsy sekta?
i Jesosy tsy sekta fa ireo olona manararaotra mampiasa an'i Jesosy sy ny anarany mba handemeny sain'olona hafa sy hi exploite-ny maha olona an'iny mba hazahoany tombontsoa ... au lieu de manampy ilay olona (Physiquement sy ara materialy aloha) no sekta!
NB: Momba ilay kristaly sy mijery kintana tsy aritrao... Inona kay ny majy dia inona no nampiasainy sy nitari dalana azy? dia maninona ny Paka no Mianjera foana @ volana manaraka aorianan'ny Alamahady ?
Maninona ao @ Lioka 21:25 no asain'i Jesoa mijery ny Kintana isika? VALIO AZAFADY FA TSY ODIANA FANINA ANY 3 VOLANA DE AVERINA INDRAY!
ok diso daholo izany izay tenenin'ny olona rehetra fa ny anao no marina e
=D> =D>
64. ikaretsaka
(
28/02/2010 05:38)
Porofoy ny anao...le arguments ange no ilaiko fa ttsy le hoe hoy ny olona e... le hoe zao no fahitanao zavatra 1 satria izao no antony...
no ilaiko aminao fa tsy tsimpona sy "zao hono hoy ny olona'
no ilaiko aminao fa tsy tsimpona sy "zao hono hoy ny olona'
65. niryna
(
28/02/2010 21:39)
ikaretsaka:
Porofoy ny anao...le arguments ange no ilaiko fa ttsy le hoe hoy ny olona e... le hoe zao no fahitanao zavatra 1 satria izao no antony...
no ilaiko aminao fa tsy tsimpona sy "zao hono hoy ny olona'
ha,ha, efa omena porofo mivaingana avy amin'ny alalan'ny tenin'Atra hianao fa e,e rahoviana re vao hino e
67. fijo
(
02/03/2010 22:48)
niryna an,ady hevitra ny eto,samy hafaka milaza izay tiany isika,fa tohano kosa izay resaka aroso;tohano amin'ny hevitrao,fa tsy hoe baiboly apetaka
69. niryna
(
04/03/2010 20:37)
ikaretsaka:
Ka ny hevitrano no ilaina fa tsy copy paste
ha,ha ka raha tsy manana ilay teny ny olona tsy afaka anao copy paste e
Raha ao aminao dia zarao,tsy ao izy inona no zarainao eo ooops
70. niryna
(
04/03/2010 20:41)
fijo:tsy manda izany aho fa misy teny rehefa tsy inoana dia ilay Nanome azy no aoka omena azy ireo. Dia afaka manohana izany amin'ny tsy finoanao koa hianao rano nivadika py hoy hianao ,tohano ary fa izay no ampianarinao ny olona oooops
niryna an,ady hevitra ny eto,samy hafaka milaza izay tiany isika,fa tohano kosa izay resaka aroso;tohano amin'ny hevitrao,fa tsy hoe baiboly apetaka
Ny ahy izao rehefa fantako fa tsy mahaliana ahy dia dinganoko fotsiny ilay sujet fa tsy andany andro amin'iny aho ka
71. ikaretsaka
(
04/03/2010 22:37)
tsy hitako ny hifandraisan"ilay resaka fa de kokalane be indray i niryna...
ny teny ao amiko hiainako sy ampihariko fa tsy zaraiko fahatany @ copy paste nefa ny androatokon'ilay izy tsy mifandraika @ ilay lohahevitra sy sobjektra ifotoran'ny ady hevitra akory
tsy ny fitanisana azy no zava dehibe fa ny fampiharana azy hanondraka sy hamolavola ilay talenta iray izay ao aminao (famoaboasan-kevitra ilay talenta eto)

72. fijo
(
07/03/2010 22:52)
za aloha tsy mitarika olona ry niryna.
ary tsy hoe rehefa tsy mino dia tsy mahalian any resaka finoana,izay dia ten ahevitra diso be mihintsy,satria dia sahiko ny miteny an'i niryna ,fa isan'ny tena zavatra mahaliana ny mopera sy ny pasitera ary ny mpitarika finoana hafa ny hevitry ny tsy mpino.

74. niryna
(
09/03/2010 05:19)
ikaretsaka:ny voa afafy tokoa no ahitana ny vokatra o
tsy hitako ny hifandraisan"ilay resaka fa de kokalane be indray i niryna...
ny teny ao amiko hiainako sy ampihariko fa tsy zaraiko fahatany @ copy paste nefa ny androatokon'ilay izy tsy mifandraika @ ilay lohahevitra sy sobjektra ifotoran'ny ady hevitra akory
tsy ny fitanisana azy no zava dehibe fa ny fampiharana azy hanondraka sy hamolavola ilay talenta iray izay ao aminao (famoaboasan-kevitra ilay talenta eto)
76. xxx
(
10/03/2010 23:11)
ity indray ilay marary saina-pou ity fa tsy mahita tarongnina intsony. andàna indray miova vazimba rehefa tsy mety2 ny mopr e. :-P :-P :-P
77. ikaretsaka
(
10/03/2010 23:50)
zavatra mazava be anie izany e.. raha hamboly ve de haniry raha eo ambony tany ngazana no ambolena? de avy eo mimenomenona hoe ny vokatra jerena sns? nefa vokatra tsy naniry ohatran'izay?
izany ve de tsy takatrao? sa ny inonao moa no misaina teo ry xxx?
izany ve de tsy takatrao? sa ny inonao moa no misaina teo ry xxx?
78. xxx
(
11/03/2010 21:04)
Ny ahy letia ny lohako mbola mifonctionne tsara a!ny anialahy efa nijanona tsy niasa amam-bolàna io angamba no tokony asiana fitsaboana fanindroany na tsy haiko e. :-P :-P