Profesora ? Manao inona izany ?
41. fijo
(
04/02/2010 20:13)
tena nisy io ry niryna an,bandy niara nianatra taminay io ary i heritay koa mahafantatra azy tsara.de izay no fanazavana azoko
42. niryna
(
05/02/2010 05:57)
ikaretsaka:
ny fanalana doute ry niryna tsotra ihany .. za tsy partisant an'ilay hoe zao "hono" sy "hono "isaky ny mihetsika ity
fa mandehana ianao io mihitsy no mandeha any dia ampitahao @ saina tsy miangatra.. dia evaluer-o ny vokany
dia ianao tenanao ihany avy eo no mahita ...
fa raha misy prejuges ianao sy mihonona @ honohono de ze tafiditra voalohany tao an-tsainao ihany...
io le lose yourself to find yourself
:D dia tsy ahita valiny aho izany satria izaho tsy ho any ka =)) =))
43. niryna
(
05/02/2010 05:58)
fijo:
tena nisy io ry niryna an,bandy niara nianatra taminay io ary i heritay koa mahafantatra azy tsara.de izay no fanazavana azoko
misaotra fijo a
:-* :-*
44. ikaretsaka
(
05/02/2010 15:11)
niryna:
ny fanalana doute ry niryna tsotra ihany .. za tsy partisant an'ilay hoe zao "hono" sy "hono "isaky ny mihetsika ity
fa mandehana ianao io mihitsy no mandeha any dia ampitahao @ saina tsy miangatra.. dia evaluer-o ny vokany
dia ianao tenanao ihany avy eo no mahita ...
fa raha misy prejuges ianao sy mihonona @ honohono de ze tafiditra voalohany tao an-tsainao ihany...
io le lose yourself to find yourself
:D dia tsy ahita valiny aho izany satria izaho tsy ho any ka =)) =))
de tsy misy antony tokony hametrahanai ilay sobjektra akory anie izany e
45. niryna
(
06/02/2010 04:18)

dia miandry ny hevitr'ika aho fa ika mahalala ireny zavatra ireny ,tantarao hoe ahoana tokoa ilay kristal ,ilay noresahinao tamiko ,hianareo sy mompera ilay tantara ,dia inona no nataonareo ? iza no niteny hoe mifangaro amin'ny fetan-drindrina ny vovopaty ? avy taiza ilay feo ? misaotra mialoha
:-*
46. bor2lais
(
22/02/2010 15:25)
Voalaza teo :
"dia miandry ny hevitr'ika aho fa ika mahalala ireny zavatra ireny ,tantarao hoe ahoana tokoa ilay kristal ,ilay noresahinao tamiko ,hianareo sy mompera ilay tantara ,dia inona no nataonareo ? iza no niteny hoe mifangaro amin'ny fetan-drindrina ny vovopaty ? avy taiza ilay feo ? misaotra mialoha"
---------
Inona indray izany resakareo mianadahy izany ? :D

47. ikaretsaka
(
23/02/2010 13:03)
De lasa hono le izy satria za nahita de ianao tsy nahita.....de mifanohitra tanteraka @ le nazavaiko io ambony
48. niryna
(
28/02/2010 04:29)
bor2lais:
Voalaza teo :
"dia miandry ny hevitr'ika aho fa ika mahalala ireny zavatra ireny ,tantarao hoe ahoana tokoa ilay kristal ,ilay noresahinao tamiko ,hianareo sy mompera ilay tantara ,dia inona no nataonareo ? iza no niteny hoe mifangaro amin'ny fetan-drindrina ny vovopaty ? avy taiza ilay feo ? misaotra mialoha"
---------
Inona indray izany resakareo mianadahy izany ? :D
izahay sy izy irery ihany no mahalala azy ka :D izany moa ry ika o :D
49. ikaretsaka
(
28/02/2010 05:58)
Anisan'ny sampana 1 ao @ theology ny demonology sy paranormalogy..mila lasa lalina @ reo lo vo mahazo ilay izy. Sinon lasa mihonona fotsiny eo @ le petahana hoe herin'ny maizina Izay zavatra "hafahafa" tsy voazavan'ny lojika sy ny saina.. rehefa vonona sy.na lasa lavitra @ io nareo de lazaiko...promis
50. niryna
(
28/02/2010 21:36)
ikaretsaka:hmm ngha ,hi,hi
Anisan'ny sampana 1 ao @ theology ny demonology sy paranormalogy..mila lasa lalina @ reo lo vo mahazo ilay izy. Sinon lasa mihonona fotsiny eo @ le petahana hoe herin'ny maizina Izay zavatra "hafahafa" tsy voazavan'ny lojika sy ny saina.. rehefa vonona sy.na lasa lavitra @ io nareo de lazaiko...promis
51. ikaretsaka
(
28/02/2010 22:23)
Ie...toy ny ataonao ohatra..olona mifanintona sy haingotrano lazaina ho "herin'ny maizina"
52. niryna
(
15/03/2010 16:26)
ikaretsaka:
Ie...toy ny ataonao ohatra..olona mifanintona sy haingotrano lazaina ho "herin'ny maizina"
ny manana ny mazana dia amirapiratra anazava ny ao anatin'ny maizina ,ny te hijanona ao anatin'ny maizina dia tsy mety miala fa vao maika misintona ny sasany hijanona ao anatin'ny lavabary ,ha,ha
53. ikaretsaka
(
15/03/2010 22:26)
ny olona manana ny mazava rehefa tsy hainy ny mampiasa azy na hazavana firy watt aza no omkena azy de maizina foana ka....
54. niryna
(
15/04/2010 18:04)
ikaretsaka:
ny olona manana ny mazava rehefa tsy hainy ny mampiasa azy na hazavana firy watt aza no omkena azy de maizina foana ka....
:D :D :D ny olona no mahalala fa manana ny mazava izy ka .
Ary izay mitady ny mazava ihany koa no omena sy ahita fa raha mbola tia mijanona ao anaty maizina ao dia mila lampe de poche kely e :D