Profesora ? Manao inona izany ?
21. ikaretsaka
(
01/02/2010 13:58)
De zay le izy
tsy hoe mampihinana maloto zanak'olona satria @ anaran'i jehova sy mitsimpona ao anaty baiboly akory ...nefa mainka namparary ilay tokony hotsaboina de hoe tsara ny nataony satria nampiasa zavatra avy @ Atra sy nitabataba ny anaran Jesosy. Tsia
Na hoe nanoko vokininina. Sy nampisotro tambavy...fa kosa sitrana ilay olona notsaboiny dia hoa ratsy ny nataony satria maizimaizina moa zahay kristianina.... tsy any mihitsy
Fa kosa hoe sitrana ve le olona sa tsia, de iza no nanome fahasitranana? Atra satria Izy no tompon'ny rehetra ary iny no lalana netiny nanasitrana ilay olona...
Tsisy hafa @ jesoa nanao fotaka t@ rora ihany io.

22. fijo
(
01/02/2010 14:52)
ka le izy"prof" aty zavatra natao hakana vola fotsiny.ary miha maro izy io aty frantsa
23. ikaretsaka
(
01/02/2010 15:42)
raha izay indray de resaka hafa ko... tsy misy hafa @ le hoe hitako eto fa rano no manondraka ny tanimbarinareo
24. fijo
(
01/02/2010 23:00)
izay indrindra.misy olona haiko tsara mpamonjy an'ireny."vazaha vavy izy io"de isaky ny mankany izy ,dia lazain'ilay olona fa misy vehivavy tena te hanao ratsy azy,nefa le ramato efa avy nanontaniany hoe inona no asany,de efa hainy fa sipa daholo no miaramiasa aminy.de vehivavy no lazainy ,fa tsy hainy ny anarany???de le raika vavy koa mino tanteraka mihintsy.
25. bobone
(
02/02/2010 06:28)
Niryna
:
eny tokoa akia ! ny olona mandeha @ ireny ange tokony ho hanana tokoa nefa mifanohitra amin'izany ny zava-misy! ny harena lany , ny fahombiazana tsy misy fa toa very anjavona fotsiny ! ny fanantenana lasa mirefarefa satria mitoky an'Draprofesora! fa mila mandinika tsara tsy ho taitra taitra maheno hoe ary misy profsera manao tahaka izao ! aty misy zao sy izao fa tena mila mitandrina mafy fa andro sarotra izao dia miezaka mba hahavoaka ny fiainany profesora....
:
27. rakapy
(
02/02/2010 08:44)
quote]dia mahatonga azy hiovotrovotra be ireny ary misy aza vehivevy izao manao feon-dehilahy satria lehilahy ilay tromba mipetraka ao aminy ![/quote]
Dia inona hono no tena maha samihafa ny tromba sy ilay ataon'ireo fiangonana xana sasany rehefa mivavaka na manala devoly sns...? Toa samy tsy tompon'ny tenany avokoa na ilay voan'ny tromba na ilay mpivavaka ao am-piangonana mivazavaza be , ny sasany aza manary lamba mihintsy.
Sa ve ny iray dadarabe "Vita gasy" ka ratsy fa ny iray dadarabe" Made in Israel" dia atao hoe tsara

29. soanja
(
02/02/2010 13:16)
niryna:
toa mitovy ireny hoe :tarrot,reader na ireny olona mamaky tanana sy mijery karatra ary kristal ireny angamba ilay izy ,dia misy ny manome tapakazo,izay no fiheverako azy ka, asa aloha e . Misy ilay trano misy sarina tanana sy misy kristal boribory eo amin'ny fitaratra ary misy mikopaka mihitsy izy miteny hoe avy jerena ny momba anao:fitiavana,fiainana
,vitana sy anjara ary harena. Ireny angamba
Toy izao ny fahitako ny olana ka. Ianareo mbola tsy tany. Ianareo tsy nahita izay fivoakany any. Angambangamba mitady fifosana sy being ignorant fotsiny. Zavatra tsy fantatrao ka resahinao fa izay no ataony. Aza mba mandainga ry anona a!
Amiko tsy natao hanaratsiana olona ny fiainana fa fantarina ny momba azy amin'ny fomba tena pratika dia eo amin'izay vao hilaza hoe mety amiko na tsy mety satria izao sy izao no hitako mba taty Amerika nipetraka ela ihany re ianao.
Tadidio lalandava anefa fa tsy izay mandaitra aminao akory dia heverinao fa handaitra amin'ny hafa foana.
30. ikaretsaka
(
02/02/2010 14:42)
mampatsiaro anahy an'i dadabeanay tokoa ity... rehefa mahaliana an'ialahy... andramo leity eeee ho'zy...
any izy izay.. any @ izay misy azy any! :cry:
any izy izay.. any @ izay misy azy any! :cry:
31. rakapy
(
02/02/2010 14:46)
Hoy Ikaretsaka
rakapy> ary nifanojo izany eritreritsika izanyIo no tonga @ ilay fiteny hoe ny vay antapik'andrinao tsy hitanao fa ny an'ny hafa no hitanao.
33. fijo
(
02/02/2010 20:53)
matin'i rakapy indray le olona.
efa mba nanontaniako bandy jesosy mamonjy hoe "mpanala demonia "izay io.
fa ry lerony rehefa manao izany,dia hoatry ny olona voan'ny tazo izay sady hoe"tsy izy hono no teo fa jesoa"
de nanontaniako lery hoe aryy tsy toa izany ve ny tromba? satria bandy tany mahajanga io,de namaly lery hoe "ny tromba fahany ratsy,fa ny anay fanahy masina"??????izay le izy e,
ny anay ihany no tena izy

34. niryna
(
04/02/2010 05:18)
ikaretsaka:
De zay le izy
tsy hoe mampihinana maloto zanak'olona satria @ anaran'i jehova sy mitsimpona ao anaty baiboly akory ...
an! inona koa no tian'ika tenenina
rehefa fanafody manasitrana ve inona no olana ? ilay mitazona fanafody amin'ny tsy herin'Atra no hafa indray iny ry ika a
nefa mainka namparary ilay tokony hotsaboina de hoe tsara ny nataony satria nampiasa zavatra avy @ Atra sy nitabataba ny anaran Jesosy. Tsia[/quote[ drisy mantsy ry tany ! [quote]
Na hoe nanoko vokininina. Sy nampisotro tambavy...fa kosa sitrana ilay olona notsaboiny dia hoa ratsy ny nataony satria maizimaizina moa zahay kristianina.... tsy any mihitsy
eny e,samy manana ny hinoany io na Atra na olo-kafa fa Atra sy ny zavatra nahariany tsy hitovy ny toerana misy azy na tsy mino Azy aza ika ka
izay indrindra,,iza tokoa no manome fahasitranana antsika ?
Fa kosa hoe sitrana ve le olona sa tsia, de iza no nanome fahasitranana? Atra satria Izy no tompon'ny rehetra ary iny no lalana netiny nanasitrana ilay olona...
Atra irery,ny olona na ny dokotera dia fitaovana nataony anasitrana ny olona mitovy aminy ,eny fa na dokotera koa aza dia maro no mivavaka raha tianao ho fantatra fa tsy miantehitra amin'ny hoe ny fahaizany no nanaistrana olona
dia misaotra anao nijoro vavolombelona nizara ny heriNy
Tsisy hafa @ jesoa nanao fotaka t@ rora ihany io.
35. niryna
(
04/02/2010 05:22)
fijo:
ka le izy"prof" aty zavatra natao hakana vola fotsiny.ary miha maro izy io aty frantsa
izay mantsy,natao fitaovana am-piasana hitadiavam-bola fotsiny
misy izany hoe ahitsy ny viintanao fa ratsy vitana .Nitory ilay rangahy ary navoaka tamin'ny tele fa lany vola be ny anao lahy ,nandaingain'ilay prof
Ny olona mivavaka,mangataka fanasitranana amin'ATra mitady kosa anefa dia tsy mila vola
36. niryna
(
04/02/2010 05:32)
bobone:mety ho izay tokoa ka,tsy ho voatery ho tsy mpino ihany fa kriistiana mitady valiny aingana ,tsy manana faharetana ,tsy lalina ny finoany ,mihazohazo,tsy manana fahatokisana ilay teny mamy izay nampitondraNy tsy amela anao ho irery aho ,mety misy olona manoro voana azy koa dia lasa koa izy ,asa anefa aloha
Niryna
:[img] Mety ho kristiana kely finoana tsy mino an'Atra na miantso an'Atra ho mpandainga fa manana fanahiana no mandehandeha any amin'ireny,hevitro io fa samy manana ny eritreriny sy ny finoany.
Raha tena mahay izy ireny ahoana no tsy manankarena foana hatramin'izao ?
eny tokoa akia ! ny olona mandeha @ ireny ange tokony ho hanana tokoa nefa mifanohitra amin'izany ny zava-misy! ny harena lany , ny fahombiazana tsy misy fa toa very anjavona fotsiny ! ny fanantenana lasa mirefarefa satria mitoky an'Draprofesora! fa mila mandinika tsara tsy ho taitra taitra maheno hoe ary misy profsera manao tahaka izao !
[b] olona very omby ary dia ita tao tokoa ilay izy [/quote]
ity misy tantara iray efa nolazaiko teto,tsy fantatro aloha izay nandehanany na prof na tsy aiko ny filaza ireny olona milaza fa mahita zavatra very ireny e,dia nandeha tany an-toerana lavitra be hono izy(ataoko hoe hono satria olona no mba nitantara izany tamiko) ,manan-karena be ry zareo ary rehefa naheno hoe ary misy mahita zavatra very dia lasa nandeha tany tokoa .Dia niteny tokoa ilay rangahy hoe nisy manatotra ary ambala ary ny ombinareo fa mandeha alaivo any ireo omby,dia lasa nankany tokoa izy ka ireo fa nifatotra teo ilay omby.
aty misy zao sy izao fa tena mila mitandrina mafy fa andro sarotra izao dia miezaka mba hahavoaka ny fiainany profesora....
:D
37. niryna
(
04/02/2010 05:35)
fijo:
izay indrindra.misy olona haiko tsara mpamonjy an'ireny."vazaha vavy izy io"de isaky ny mankany izy ,dia lazain'ilay olona fa misy vehivavy tena te hanao ratsy azy,nefa le ramato efa avy nanontaniany hoe inona no asany,de efa hainy fa sipa daholo no miaramiasa aminy.de vehivavy no lazainy ,fa tsy hainy ny anarany???de le raika vavy koa mino tanteraka mihintsy.
:D
38. niryna
(
04/02/2010 06:22)
dia mahatonga azy hiovotrovotra be ireny ary misy aza vehivevy izao manao feon-dehilahy satria lehilahy ilay tromba mipetraka ao aminy !
ny baiboly no nanambara tamintsika fa miteny ilay fanahy ratsy ao anatin'ny olona ry Jesosy avy any Nazareta,mpifaninona moa izaho sy hianao ? ...dia nitohy ny tantara ary noroahin'i kristy ilay fanahy maloto tao anatin'ity rangahy mipetraka eny am-pasana(miboridana,miteny ratsy,tsy mahatana ilay hery ao anatiny na rojo be aza) .Tsy misy afaka manala ny herin'ny maizina raha tsy manana ny fanahin'Atra ,raha tsy izy koa no nanome ilay hery ..legiona ? firy no isanareo ? tsy fantatro hoy ilay fanahy maloto niresaka tamin'i Jesosy fa maro ry zareo no ao... dia inona no niafarany? niditra tany anatin'ny kisoa ary nivarimbarina tany anaty ranomasina.
ilay feon-dehilahy izany dia hery ao anatin'ny olona izay hipetrahan'ny fanahy maloto ka na manao feo hafa ,na miova ny masony na mandoa ,na miteniteny,na mihazakazaka,marobe ary tsy voatanan'ny mpiandry iray aza rehefa mahery ilay hery ratsy ao anatiny.
rakapy:
Dia inona hono no tena maha samihafa ny tromba sy ilay ataon'ireo fiangonana xana sasany rehefa mivavaka na manala devoly sns...?.
ilay tromba ny fahalalako azy dia hery azo avy amin'ny herin'ny maizina ary mipetraka ao anatin'ny olona ary dia hiasan'ny mpiandry na roahina ilay hery ao anatin'ilay olona tsy hipetraka ao aminy intsony,tsy ny olona rehetra akory no afaka manala izany fa izay efa voafidin'Atra ihany ary tsy azo vazivaziana tokoa fa mifindra raha manaonao foana
ny hoe manala devoly koa dia mitovy izany fa ilay anarana fanahy ao anatiny no mety ho samy hafa:fanahy maloto ihany koa ary matetika olona tsy mino an'ATra na mivadika amin'Atra na minomino foana no ipetrahany na olona manana fanahy maloto dia mifindra any amin'ny zanany na ny taranany .
Misy anefa nomenm'Atra fahasoavana toy ny hoe olona mahay manotra,dia mifindra amin'ny zanany ilay izy dia lasa mpanotra koa ny zanany..
Iza indray ary hoe no nanome io hery io? Raha hery natao anasitrana,tsy mila vola,tsy mila tambiny ,manasoa olona dia hery avy amin'Atra.Raha toa kosa ka natao hitadiavam-bola,amitahana olona,na izy manao azy ihany aza dia efa mahalala izany fa mamitaka olona izany saingy tsy miteny izany izy akory hoe mamitaka aho ary dia azy sy ATra no hifampitana fa mamitaka an'Atra sy ny tenany izy ary ireo izay ninonino azy
Rakapy a>
samy fanahy ratsy avokoa no miditra ao amin'ilay olona
Averiko indray fa raha tsy manana finoana dia tsy ahazo ny herin'ATra velively fa toa heveriny fa adalana avokoa izany,mbola ho avy anefa ny andro ahalalany azy ary tsy afaka iteny intsony koa izy hoe tsy mahalala izany aho,efa nomena azy matetika ,imbetsaka ny fisian'Atra fa ny fony no tsy mety mitodika amiNy .
marina izany satria fanahy maloto no mitondra azy amin'izay tian'ilay fanahy aleha ,misy aza miditra any am-pasana ,misy koa ataony tsy miteny fa toa adaladala ,misay manoeme feo ary dia mahavita mamono olona ary rehefa miditra ny fitsarana izy dia milaza izy fa tsy izy no namono ilay olona fa fanahy ao anatiny ,mampalahelo anie e,ary tsy ho voatery ho olona hipetrahan'ny tromba ihany fa na olona eritreretina hoe tsy maninona izao aza rehefa hipetrahany tampoko lahona vao sitrana raha tsy mino
Toa samy tsy tompon'ny tenany avokoa na ilay voan'ny tromba na ilay mpivavaka ao am-piangonana mivazavaza be , ny sasany aza manary lamba mihintsy
tsy ny gasy ihany no amanoa fanafody ampisan'i satana fa na vazaha aza,fa ny filazana azy no tsy mitovy,tsy ho voatery ho olona namitaka ny vahoaka ihany koa
Sa ve ny iray dadarabe "Vita gasy" ka ratsy
fa na dia ny tenantsika izao aza mamoafady dia efa namany mamosavy ihany izany,manao ny herin'ny tenantsika fa tsy mijery ny herin'Atra ohatra: ohatra tsy tianm'ilay olona ilay fianakaviany dia norarahany poizina ny sinibe an-drano ary dia maty tao daholo izy mianakavy,zazakely iray ihany no velona
fa ny iray dadarabe" Made in Israel" dia atao hoe tsara
tssy fantatro indray aloha izay dadarabe made in israel izany e,
39. niryna
(
04/02/2010 06:28)
fijo:
matin'i rakapy indray le olona.
efa mba nanontaniako bandy jesosy mamonjy hoe "mpanala demonia "izay io.
fa ry lerony rehefa manao izany,dia hoatry ny olona voan'ny tazo izay sady hoe"tsy izy hono no teo fa jesoa"
de nanontaniako lery hoe aryy tsy toa izany ve ny tromba? satria bandy tany mahajanga io,de namaly lery hoe "ny tromba fahany ratsy,fa ny anay fanahy masina"??????izay le izy e,
ny anay ihany no tena izy
asa aloha ry fijo fa tsy misy olona miteny kosa eo hoe ny anay no tena izy az,mizara hoy aho no atao eto fa anjar'izay mino na tsia,ary tsy misy manana hery avy amin'ny tenany eo fa na mino ilay ATra resahina eto lava na tsy mino ,tsy ho voatery fa safidy io.
Rehefa masina ny fanahy dia masina rehefa fanahy malto dia maloto,fa tandremo .Asehon'Atra ho an'izay mitady azy ny heriny fa ho an'izay tsy mino azy kosa dia ataony jamba ny masony ary hino ny fanahy mamitaka ,safidy io na hino na tsy hino koa aloha e fa efa betsaka izay fa dia ilay ATra mahery no anokatra ny fony rehefa tonga izany fotoana izany
40. ikaretsaka
(
04/02/2010 16:20)
ny fanalana doute ry niryna tsotra ihany .. za tsy partisant an'ilay hoe zao "hono" sy "hono "isaky ny mihetsika ity
fa mandehana ianao io mihitsy no mandeha any dia ampitahao @ saina tsy miangatra.. dia evaluer-o ny vokany
dia ianao tenanao ihany avy eo no mahita ...
fa raha misy prejuges ianao sy mihonona @ honohono de ze tafiditra voalohany tao an-tsainao ihany...
io le lose yourself to find yourself