Omeo olo-marina aho ....

41. rzakarivola ( 04/02/2010 13:41)
Nyrina ah, nandefa ny ZanaNy Lahitokana ho ety aza nataoNy mba hinoan'ny olona, mainka ve izay hanome loto an'i fijo raha vonona ny hino marina izy ?
42. niryna ( 05/02/2010 05:50)
fijo:

Misy mantsy tena miseho ho toy ny sekretera jeneralin'A/tra mihintsy ny olona sasany kay kay kay ,elahy wa aza mamely mafy toa io,fa bedy eo anie e
rzakarivola:

==> Be dia be tokoa ny milaza ho mpitondra hafatr' Andriamanitra, koa roa ihany no possibilité ho an'ireny tsirairay avy : na izy mpisandoka (mpaminany sandoka), na izy milaza ny marina (mpaminany marina).
ary ho tohiny koa dia ilay milaza ho milaza ny marina kanefa mandainga no tena hijaly satria namitaka ny tenany no nametaveta ny anaran'Atra

Tsy misy afa-tsy iray ihany no ahafantarana fa mpaminany marina ny olona iray : "ny voa no ahafantaranareo ny hazo" hoy i Jesoa, fa "tsy misy hazo tsara mamoa voa ratsy, ary tsy misy hazo ratsy mamoa voa tsara". marina izany fa misy tsy fantatra tokoa ka dia tsotra koa ny valiny ,arahina ny teny izay nomeny raha mifanaraka ny teny izay nampitondran'Atra antsika (ny baiboly izany)
ary anjarantsika izay mahafantatra fa mamahana lalitra ny hafa no mivavaka ho azy koa mba ho voavonjy ny fanahiny satria ny famonjena ny fanahy no zava-dehibe
[quote]
I Jesoa no nilaza fa irak' Andriamanitra, raiso ny teniNy (rehetra) dia diniho fa afaka fantarina hoe tena marina ve izany sa tsia. Na izany aza, nanome famantarana Izy hahitan'izao tontolo izao fa Izy tokoa no nirahin' Andriamanitra : ny maha-iray ny mpianany. Fantaro hoe, iray toy ny ahoana izany.
Izaho aloha dia mino fa Izy no tenin' Andriamanitra velona, ka izay lazaiNy dia tsy inona fa izay lazain' Andriamanitra, ary amin'ny alalaNY Andriamanitr ano miteny amin'ny olona.
miombokevitra koa aho
Atra dia fanahy ka izay mino ilay fanahy masina no ipetrahan'ny fanahy masina koa,ary ny fanahy mitovy dia mahafantatra ny zavatra toriany ihany koa .Tsy ny olona izany no tsy mifankahazo ilay hevitra fa ny fanahy ao anatiny no tsy mety mifandray satria tsy mitovy ny fanahy ao anatiny.
Ahoana indray re izany e ? hi,hi

Izay rehetra milaza indray fa irak'i Jesoa Kristy, na mpianaNy, dia fantaro na tena mpianaNy tokoa na tsia. Raha misy milaza ho iraNy kanefa tsy araka ny tenin'i Jesoa mikasika ireo nirahiNy, dia mpisandoka izy izany.



=D> =D> ^:^ manao ny ahy io :D
43. niryna ( 05/02/2010 05:53)
fijo:

tsy voatery ho marina koa anefa izay voalazan'ny baiboly ,fa hialako tsiny
rzakarivola:

==> Tsy marina ny voalazan'ny Baiboly raha vao tsy izy iray manontolo (fa alaina sombintsombiny).
dia raha milaza koa isika fa hoe kristiana kanefa tsy manaraka ny teny izay nampianariny sy ny hafany dia very ary lasa mamafy ny eritreritsika fotsiny fa tsy ny teny izay nampitondraina :D


44. niryna ( 05/02/2010 05:55)
rzakarivola:

Nyrina ah, nandefa ny ZanaNy Lahitokana ho ety aza nataoNy mba hinoan'ny olona, mainka ve izay hanome loto an'i fijo raha vonona ny hino marina izy ?

marina izany ka, raha vonona andray sy hino azy izy,tsy misy tsy vitan'Atra tokoa
Hoy ilay olona izay tamiko ,mba hivavaho aho fa raha mahazo loto aho dia omeko ireny fikambanana mahantra ireny ny 25% :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1181